MINAE Officiel
MINAE Officiel
  • Видео 748
  • Просмотров 49 602
ATRIKASA FANDRAVONANA NY FANOMEZAN DANJA INDRAY NY LALAM PIHARIANA KAFE ETO MADAGASIKARA
ATRIKASA FANDRAVONANA NY FANOMEZAN-DANJA INDRAY NY LALAM-PIHARIANA KAFE ETO MADAGASIKARA.
Anisan’ireo Firenena nanana ny lazany maneran-tany eo amin’ny famokarana kafe i Madagasikara hatrany amin’ny taon-jato faha-19, ny karazany « robusta » sy « arabica » no niavaka sy tsara kalitao indrindra tamin’ireo kafe novokarina.
Raha ny fanadihadiana nataon’ny manam-pahaizana iraisam-pirenena, izay naneho ny vokatry ny fanadihadiana nataony, nandritry ny atrikasa, natao teto Antananarivo, ny 02 aogositra 2024, niarahana tamin’ireo mpisehatra amin’ity lalam-pihariana kafé, dia ny taona 1999 fotsiny no nahatratra 43.587 taonina ny vokatra kafe nahondran’i Madagasikara teo amin’ny tsena iraisam-piren...
Просмотров: 2

Видео

MINAE-FORELLO EXPO : 𝗺𝗶𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗜𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟰
Просмотров 14 часа назад
Nosoniavina ny Alakamisy 25 jolay 2024 tao Anosy ny fifanarahana fiaraha-mandrindra sy fikarakarana ny “Foire Internationale de l’Agriculture” na FIA 2024, andiany faha-6, eo amin’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana, sy ny Forello Expo. Nandritry ny fotoana ihany koa no nanatanterahana ny tafatafa tamin’ny mpanao gazety, nampahafantarana ny mampiavaka ity andiany ity ary indrindra ireo f...
Mahavokatse MINAE-FSRP : HITONDRA FAMPANDROSOANA MAHARITRA HO AN'NY FARITRA BOENY
Просмотров 30День назад
👉 Tontosa ny 11 jolay 2024 tao Mahajanga, Faritra Boeny ny atrikasam-paritra ho fanaingana amin’ny fomba ofisialy ny Teikasa FSRP. Tetikasa eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana izay vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena vola, miompana amin'ny fanohanana ny fanovàna sy faharetan’ny rafitra ara-tsakafo eto Madagasikara amin’ny alalan’ny fikarohana ho amin’ny fampandrosoana. 🎯...
Fanjakana manakaiky vahoaka Faritra Amoron'i Mania
Просмотров 1314 дней назад
Ny fampiroborobona ny seha-mpamokarana eny ifotony no laharam-pahamean’ny MINAE ary anatin’izany ny fanatanterahana ny Politika Ankapoben’ny Fanjakana, mahakasika ny sehatry ny famokarana dia ny andry lehibe faharoa ,“Ny loharanon-karena mifototra amin’ny olona” sy ny andry fahatelo izay miompana amin’ny fampiroboroboana ny indostria sy ny fanodinana ara-toe-karena” Faritra maro manerana an’i M...
FOARAN’NY FROMAZY ETO AFOVOAN TANY, ANDIANY VOHALOANY
Просмотров 5114 дней назад
FOARAN’NY FROMAZY ETO AFOVOAN-TANY, ANDIANY VOHALOANY Natao ny 17 jolay teo amin’ny zaridainan’ Antaninarenina ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny foaran'ny fromazy andiany vohaloany eto afovoan-tany, hetsika eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana, izay nokarakarain’ny M’anja events, fiaraha-miasa amin’ny FHORM "Fédération des Hôteliers et Restaurateurs de Madagascar",...
Lancement FSRP Boeny
Просмотров 1314 дней назад
MINAE-FSRP : HITONDRA FAMPANDROSOANA MAHARITRA HO AN'NY FARITRA BOENY 👉 Tontosa ny 11 jolay 2024 tao Mahajanga, Faritra Boeny ny atrikasam-paritra ho fanaingana amin’ny fomba ofisialy ny Teikasa FSRP. Tetikasa eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana izay vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena vola, miompana amin'ny fanohanana ny fanovàna sy faharetan’ny rafitra ara-tsakafo eto ...
𝐹𝐴𝑁𝐷𝐴𝐻𝐴𝑅𝐴𝑁𝐴𝑇𝐸𝐾𝑁𝐼𝐾𝐴 𝑃𝐴𝑃𝑅𝐼𝑍
Просмотров 421 день назад
𝐹𝐴𝑁𝐷𝐴𝐻𝐴𝑅𝐴𝑁𝐴𝑇𝐸𝐾𝑁𝐼𝐾𝐴 𝑃𝐴𝑃𝑅𝐼𝑍: 𝑀𝐴𝑀𝑃𝐼𝑅𝑂𝐵𝑂𝑅𝑂𝐵𝑂 𝑁𝑌 𝐹𝐴𝑀𝐵𝑂𝐿𝐸𝑀-𝐵𝐴𝑅𝑌 𝐸𝑇𝑂 𝑀𝐴𝐷𝐴𝐺𝐴𝑆𝐼𝐾𝐴𝑅𝐴 ✅ Ho fanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo dia misy ny fiaraha-miasan’ny Fanjakana Malagasy amin’ny Governemanta Japoney, amin’ny alalan’ny Tetikasa PAPRIZ izay eo ambany fiahian’ny MINAE 👉 Dimy taona ny faharetan’ny Tetikasa PAPRIZ 3 ary anatin’ny dingana famaranana ankehitriny. Niara-nivondrona tamin’izany ireo mpi...
TV MAHAVOKATSE SUR TVM CAPITALISATION PROGRAMME FORMAPROD
Просмотров 1921 день назад
« FORMAPROD MIASA HO AMIN’NY FAMPANDROSOANA NY ASA FIHARIAN’NY TANORA ENY AMBANIVOHITRA » #MINAE #FORMAPROD #Fida
HAMPIROBOROBOINA SY HAPARIAKA NY VARY SAFIOTRA
Просмотров 10121 день назад
Ho fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’i Chine sy i Madagasikara dia nisy ny fifanaovan-tsonia ireo taratasy fifanakalozana mahakasika ny vary safiotra teo amin’ny Ministry ny Raharaham-bahiny, Ramatoa RASATA Rafaravavitafika sy ny Ambasadaoron’ ny Repoblika entim-bahoakan’i Chine, Andriamatoa JI Ping, natao ny 08 jolay 2024 tao amin’ny MAE Anosy, ka natrehan’ny Ministry ny Fambolena sy ny Fi...
FANDAHARANASA FORMAPROD: TRATRA NY TANJONA
Просмотров 2028 дней назад
🌿FORMAPROD, 10 taona niasana ho amin’ny fampandrosoana ireo tanora misehatra eny amin’ny tontolo ambanivohitra. Fandaharanasa teo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana izay novatsian’ny FIDA, na Tahirim-bola Iraisam-pirenena ho amin’ny Fampandrosoana ny Fambolena vola. 🌿Tratra ny tanjona napetraka tamin’ny ankapobeny teo amin’ny fanatsarana ny taham-pamokarana eny ambanivoh...
MAHAVOKATSE FDA - MINAE
Просмотров 179Месяц назад
Tosika ho fampiroboroboana ny famokarana maharitra mikajy ny tontolo iainana na ny Agroekolojia
FIVORIANA FAMPAHAFANTARANA NY HETSIKA FIA NA FOIRE INTERNATIONAL DE L'AGRICULTUTE.
Просмотров 19Месяц назад
Ho fanomanana ny FIA na Foire International de l’Agriculture andiany faha-enina izay fiaraha-miasan’ny Ministeran’ny Fambolena sy Fiompiana sy ny Zone Forello expo dia nisy ny fivoriana fampahahafantarana mahakasika ny hetsika izay niarahana tamin’ireo mpandraharaha sy mpandray anjara amin’ny fampirantiana, ny 20 jona 2024 tao amin’ny Zone Forello Tanjombato. #FIA
MINAE - AFRICA RICE : ANDRO NATOKANA HO AN'NY "Field Day"
Просмотров 54Месяц назад
MINAE-AFRICA RICE: ANDRO NATOKANA HO AN'NY "Field Day" ✔ Field day, fotoana iray nidinana ifotony nijerena ireo tahalaka nisy ireo vala fanaovana andrana sy valim-pikarohana nataon'ireompikaroka teo anivon'ny "AfricaRice" izay nanasana ireo tantsaha, sy mpikaroka eo anivon'ny FOFIFA, SOC ary ny MINAE. 🌾Anisan'ny Firenena ahitana hain-tany sy tondra-drano betsaka i Madagasikara, isan'ny olana le...
HAZAKAZAKA ARA PIRALAHIANA
Просмотров 197Месяц назад
HAZAKAZAKA ARA PIRALAHIANA
JML PARVIS ANALAKELY
Просмотров 29Месяц назад
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY RONONO, 01 JONA 2024 ✅Anisan'ireo Firenana miisa 49 mankalaza ny "Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Ronono" i Madagasikara, ka natao ny 01 jona 2024 teo amin'ny Parvis Analankely ny hetsika fanamarihana, izay notarihin'ny Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana, Andriamatoa RATOHIARIJAONA R. Suzelin niaraka tamin'ny vondrona MDB-Profilait, izay Tetikas...
aflasafe et aflatoxine carlton
Просмотров 15Месяц назад
aflasafe et aflatoxine carlton
PM parvis
Просмотров 968Месяц назад
PM parvis
TV MAHAVOKATSE FAHITAMBOKA PIKAROHANA NY FANAFODY IADIANA AMIN'NY ARETINA MPAHAZO NY FOTOTRA KAKAO
Просмотров 572 месяца назад
TV MAHAVOKATSE FAHITAMBOKA PIKAROHANA NY FANAFODY IADIANA AMIN'NY ARETINA MPAHAZO NY FOTOTRA KAKAO
Fahombiazan’ny tetikasa PASAN/SAHAZA.
Просмотров 92 месяца назад
Fahombiazan’ny tetikasa PASAN/SAHAZA.
TSENABEN’NY FIOMPIANA SY NY VOKATRA AZO AVY AMIN’NY BIBY (FEPA) ANDIANY FAHA 16
Просмотров 242 месяца назад
TSENABEN’NY FIOMPIANA SY NY VOKATRA AZO AVY AMIN’NY BIBY (FEPA) ANDIANY FAHA 16
FIFANAOVAN-TSONIA TEO AMIN'NY MINAE SY IREO ORINASA TSY MIANKINA MPAMOKATRA ZEZIKA.
Просмотров 82 месяца назад
FIFANAOVAN-TSONIA TEO AMIN'NY MINAE SY IREO ORINASA TSY MIANKINA MPAMOKATRA ZEZIKA.
FIVORIANA ENTINA HIJERENA IREO TOMBAN'EZAKA IADIANA AMIN'NY VALALA
Просмотров 92 месяца назад
FIVORIANA ENTINA HIJERENA IREO TOMBAN'EZAKA IADIANA AMIN'NY VALALA
FIARAHA-MIENTANA HO AMIN'NY FIKOJAKOJANA NY LAKANDRANO SY NY FAMBOLEM-BARY , FARITRA AMORON'I MANIA
Просмотров 382 месяца назад
FIARAHA-MIENTANA HO AMIN'NY FIKOJAKOJANA NY LAKANDRANO SY NY FAMBOLEM-BARY , FARITRA AMORON'I MANIA
Andron’ny vilona 2024 nakalazaina tao Sambaina Manjakandriana
Просмотров 852 месяца назад
Andron’ny vilona 2024 nakalazaina tao Sambaina Manjakandriana
FITSIDIHANA IREO ORINASA AO ANATIN'NY ECLOSIA Madagasikara ny 13 may 2024, tao Andakana
Просмотров 172 месяца назад
FITSIDIHANA IREO ORINASA AO ANATIN'NY ECLOSIA Madagasikara ny 13 may 2024, tao Andakana
ATRIKASA FANEHOANA VOKA PIKAROHANA FANAFODY IADIANA AMIN'NY ARETINA MPAHAZO NY FOTOTRA KAKAO
Просмотров 482 месяца назад
ATRIKASA FANEHOANA VOKA PIKAROHANA FANAFODY IADIANA AMIN'NY ARETINA MPAHAZO NY FOTOTRA KAKAO
FAMPIOFANANA IREO MPAMPIOFANA MOMBA NY FANAPARIAHANA NY TEKNIKA AGROEKOLOJIKA ANY MENABE sy MELAKY
Просмотров 603 месяца назад
FAMPIOFANANA IREO MPAMPIOFANA MOMBA NY FANAPARIAHANA NY TEKNIKA AGROEKOLOJIKA ANY MENABE sy MELAKY
ATRIKASA FAMOLAVOLANA SY FAMPIHARANA NY TOLO-KEVITRA MOMBAN’NY RAFITRA ARA-TSAKAFO ETO MADAGASIKARA.
Просмотров 143 месяца назад
ATRIKASA FAMOLAVOLANA SY FAMPIHARANA NY TOLO-KEVITRA MOMBAN’NY RAFITRA ARA-TSAKAFO ETO MADAGASIKARA.
MINAE TOHANA HO AN’NY TANTSAHA TAO SOANIERANA IVONGO
Просмотров 793 месяца назад
MINAE TOHANA HO AN’NY TANTSAHA TAO SOANIERANA IVONGO
NIAMPY 20 IREO MPITSIRIKA MASOMBOLY NA « INSPECTEURS ET CONTROLEURS SEMENCIERS » ETO MADAGASIKARA.
Просмотров 173 месяца назад
NIAMPY 20 IREO MPITSIRIKA MASOMBOLY NA « INSPECTEURS ET CONTROLEURS SEMENCIERS » ETO MADAGASIKARA.

Комментарии

  • @Elhou.225
    @Elhou.225 Год назад

    Honneur d'avoir participer dans ce projet ,fabrication de matériel hydromecanique,pour le canal de Mangoky. Je remercie le peuple malgache pour son accueil chaleureux lors de ma mission de supervision et formation d'une équipe sur site de Mangoky pour le montage et la pose des différents matériels livrer du Maroc. Je souhaite y retourner à Madagascar pour participer à d'autres projets similaires.

  • @soanantenainapatriciarasol5396
    @soanantenainapatriciarasol5396 2 года назад

    P

  • @harylalarakotonaivo7123
    @harylalarakotonaivo7123 3 года назад

    Tokony asiana version malagasy.

  • @jeanparfaittovositrakasoam6579
    @jeanparfaittovositrakasoam6579 3 года назад

    Mankasitraka ny MAEP

  • @moocandco
    @moocandco 3 года назад

    Très intéressant, merci pour le partage

  • @sehenoraseta4769
    @sehenoraseta4769 4 года назад

    Arahabaina e...mirary soa

  • @chebliyoussouf3921
    @chebliyoussouf3921 4 года назад

    Kindindrereto, atovy any antokotan'lisany any ze projet pory lisany fa avelao ny tanindrazanay, sady tsy amidy io no tsy atakalo!