FIVORIANA FAMPAHAFANTARANA NY HETSIKA FIA NA FOIRE INTERNATIONAL DE L'AGRICULTUTE.

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 19 июн 2024
  • Ho fanomanana ny FIA na Foire International de l’Agriculture andiany faha-enina izay fiaraha-miasan’ny Ministeran’ny Fambolena sy Fiompiana sy ny Zone Forello expo dia nisy ny fivoriana fampahahafantarana mahakasika ny hetsika izay niarahana tamin’ireo mpandraharaha sy mpandray anjara amin’ny fampirantiana, ny 20 jona 2024 tao amin’ny Zone Forello Tanjombato.
    #FIA

Комментарии •