Mah'her ft Chantal - Décidé | Lyrics Vidéo by Hari'Info

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 18 июл 2021
  • MAH'HER & CHANTAL
    💔 DÉCIDÉ 💔
    [𝑴𝒂𝒉'𝒉𝒆𝒓]
    Mmmh...
    Yeah yeah!!!!
    Tao anaty lalina ianao
    De navelany fa tsy tafarina, satri an'azy hono ny marina.
    Enao efa lavo no mbola najoro, navotako taminy fo manontolô, sady vôkolokolo eee..
    Fa mitaraigna mafy hono izy ee
    Mitomagny manenina mafy eoh
    Mbola manantena eoh!!
    Aleo mifamerina hon'oe, fa tena marary ny fo'ne, milaza tsy hamerin'intsony eee
    [𝑹𝒆𝒇]
    Mandehana rah to tapakevitre..
    De zah no mandefitre
    Dia mba ahita ftiavana volamena.
    Mandehana rah to tapakevitre..
    De zah no mandefitre
    Fa ty ftiavana tsy terena ah.
    ___________________________________
    Mandehana rah to tapakevitre eh oh!
    De zah no mandefitre
    Dia mba ahita ftiavana volamena.
    Mandehana rah to tapakevitre eh oh!
    De zah no mandefitre
    Fa ty ne ftiavana tsy terena ah.
    [𝑪𝒉𝒂𝒏𝒕𝒂𝒍]
    Hialako tsigny...
    Anao io ne tiko, fa izy ny taloha.
    Nahitako, fahasambarana ihany ee.
    Hamel'azy aho re tsy hanenenakô
    Notsabonao fahafinaretakô
    Anao miala jaly hieratakô..
    Fa mitaraina mafy izy e,
    Mitomany manenina mafy eh oh!!
    Mbola manantena eoh!!
    Aleo mifamerina hono e
    Fa tena marary ny fo'ne,
    Milaza tsy hamerin'intsony eee..
    [𝑹𝒆𝒇]
    Je suis desolé, si j'ai décidé
    J'ai décidé 💬💬
    Fa ny hasambatra anahy no hirinao e
    Je suis desolé, si j'ai décidé eoh!!
    J'ai décidé 💬💬
    Fa ne ty ne ftiavana tsy terena..
    ____________________________________
    Je suis desolé, si j'ai décidé
    J'ai décidé 💬💬
    Fa ny hasambatra anahy no hirinao e
    Je suis desolé, si j'ai décidé eoh!!
    J'ai decidé 💬💬
    Fa ne ty ne ftiavana tsy terena..
    [𝑴𝒂𝒉'𝒉𝒆𝒓]
    Zory lalan'izy koa anao mila ize
    Zah tsy hitana 'nao, ambarao valize.
    Mandehana, mandehana, mandehane
    ___________________________________________
    [𝑪𝒉𝒂𝒏𝒕𝒂𝒍]
    Anh an an anh!!
    Mialatsiny aminao zah fa decidé
    Excuse moi de t'avoir peser (blessé)
    J'ai decidé, decidé, decidé.... Zah oh
    Je suis desolé, si j'ai décidé
    J'ai décidé 💬💬
    Fa ny hasambatra anahy no hirinao e
    Je suis desolé, si j'ai décidé eoh!!
    J'ai décidé 💬💬
    Fa ne ty ne ftiavana tsy terena..
    _____________________________________________
    Je suis desolé, si j'ai décidé
    J'ai décidé 💬💬
    Fa ny hasambatra anahy no hirinao e
    Je suis desolé, si j'ai décidé eoh!!
    J'ai décidé 💬💬
    Fa ne ty ne ftiavana tsy terena..
    𝑨/𝑪: 𝑳𝒖𝒄𝒌𝒚 𝑹𝑨𝑴𝑨𝑵𝑨𝑵𝑱𝑨𝑵𝑨𝑯𝑨𝑹𝒀

Комментарии • 2