🎼 Mah'hery & Chantal 🔸 DÉCIDÉ 🎼 Mah'hery Tao anatin'ny lalina ianao dia navelany fa tsy tafarina Satria anazy hono ny marina Ianao efa lavo no mbola najoro Navotako tamin'ny fo manontolo oh sady voakolokolo e Fa mitaraina mafy hono izy e Mitomany manenina mafy eh oh Mbola manantena eh oh oh Aleo mifamerina hono eh Fa tena marary ny fony eh Milaza tsy amerina intsony eh eh Mandehana raha toa tapaka hevitra eh Dia izaho no mandefitra eh Dia mahita fitiavana volamena ah Mandehana raha toa tapaka hevitra eh Dia izaho no mandefitra eh Fa ity anie fitiavana tsy terena ah Mandehana raha toa tapaka hevitra eh eh oh Dia izaho no mandefitra eh Dia mahita fitiavana volamena ah Mandehana raha toa tapaka hevitra eh Dia izaho no mandefitra eh Fa ity anie fitiavana tsy terena ah Chantal Ialako tsiny ianao io anie tiako fa izy no taloha ah Nahitako fahasambarana ihany eh eh Hamelao izaho raha tsy anenenako oh no tsaroanao fahafinaretako oh Ianao miala jaly iaretako oh oh oh Fa mitaraina mafy izy eh Mitomany manenina mafy eh oh Mbola manantena eh oh oh oh Aleo mifamerina hono eh Fa tena marary ny fony eh Milaza tsy amerina intsony eh eh Je suis désolée si j'ai décidé j'ai décidé Fa ny ahasambatra anah iny no irinao eh Je suis désolée si j'ai décidé eh oh j'ai décidé Fa ny aty anie fitiavana tsy terena ah Je suis désolée si j'ai décidé j'ai décidé Fa ny ahasambatra anah iny no irinao eh Je suis désolée si j'ai décidé eh oh j'ai décidé Fa ny aty anie fitiavana tsy terena ah Zory làlana izy koa anao mila izy eh Izaho tsy hitana anao amboaro valizy eh Mandehana mandehana mandehana eh Miala tsiny aminao izaho fa décidé Excuse-moi de t'avoir blessé J'ai décidé décidé décidé izaho oh Je suis désolée si j'ai décidé j'ai décidé Fa ny ahasambatra anah iny no irinao eh Je suis désolée si j'ai décidé eh oh j'ai décidé Fa ny aty anie fitiavana tsy terena ah Je suis désolée si j'ai décidé j'ai décidé Fa ny ahasambatra anah iny no irinao eh Je suis désolée si j'ai décidé eh oh j'ai décidé Fa ny aty anie fitiavana tsy terena ah #Mah'hery #Chantal #DÉCIDÉ #FifampizaranaTononkira🎵
⚫🇲🇬✝️Ce matin #Mah_her_GP, le jeune homme qui chantait avec #Chantal dans la chanson "#Decidé" est décédé. Il est encore dans son très jeune âge décédé. Condoléances à sa famille et à tous ses proches.

TSY MANKALEO AHY ITY HIRA EMOTIONEL BE TY♥️💞
Cest trop Mimi votre chonson jadore merci vous deux❤❤❤❤❤❤
Réveko b lesy frero🙋🙋🙋🙋🙋
Mandria ampiadanana lessy MAH'HER!!
Quelle belle musique !!! wahouu bravo !!
Les deux voix sont merveilleuses
TSara ny hira chantal dit hosana😍
Tsara be lay hira❤❤
yeeeeeeessssss, misaotreee
Tiako loatr,tsy mankaleo ana mihaino azy
Tsra b💓❤️💯
🎼 Mah'hery & Chantal 🔸 DÉCIDÉ 🎼
Mah'hery
Tao anatin'ny lalina ianao dia navelany fa tsy tafarina
Satria anazy hono ny marina
Ianao efa lavo no mbola najoro
Navotako tamin'ny fo manontolo oh sady voakolokolo e
Fa mitaraina mafy hono izy e
Mitomany manenina mafy eh oh
Mbola manantena eh oh oh
Aleo mifamerina hono eh
Fa tena marary ny fony eh
Milaza tsy amerina intsony eh eh
Mandehana raha toa tapaka hevitra eh
Dia izaho no mandefitra eh
Dia mahita fitiavana volamena ah
Mandehana raha toa tapaka hevitra eh
Dia izaho no mandefitra eh
Fa ity anie fitiavana tsy terena ah
Mandehana raha toa tapaka hevitra eh eh oh
Dia izaho no mandefitra eh
Dia mahita fitiavana volamena ah
Mandehana raha toa tapaka hevitra eh
Dia izaho no mandefitra eh
Fa ity anie fitiavana tsy terena ah
Chantal
Ialako tsiny ianao io anie tiako fa izy no taloha ah
Nahitako fahasambarana ihany eh eh
Hamelao izaho raha tsy anenenako oh no tsaroanao fahafinaretako oh
Ianao miala jaly iaretako oh oh oh
Fa mitaraina mafy izy eh
Mitomany manenina mafy eh oh
Mbola manantena eh oh oh oh
Aleo mifamerina hono eh
Fa tena marary ny fony eh
Milaza tsy amerina intsony eh eh
Je suis désolée si j'ai décidé j'ai décidé
Fa ny ahasambatra anah iny no irinao eh
Je suis désolée si j'ai décidé eh oh j'ai décidé
Fa ny aty anie fitiavana tsy terena ah

Zory làlana izy koa anao mila izy eh
Izaho tsy hitana anao amboaro valizy eh
Mandehana mandehana mandehana eh
Miala tsiny aminao izaho fa décidé
Excuse-moi de t'avoir blessé
J'ai décidé décidé décidé izaho oh

#Mah'hery
#Chantal
#DÉCIDÉ
#FifampizaranaTononkira🎵
Skin
Tsara ilay hira fa mba miezaka kely ndry miala @ io CAS GRAVE io ! mba tsy hitenenako oe extremement grave !
Méchanceté gratuite
J’adore 😊 vos chanson continuez comme ça
tik be like hir😘😘😘😘😘😍
Rip MAH'HERY 😢
J'adore ca🥰🥰🥰🥰🥰
Mandria am-piadanana 🙏🙏🙏
Mandriam-piadanana lesy Mah'her
J adoro
Tsara be😍
Inona mafinaritra
Tsara ilay hira fa ilay hoe j'ai décidé otran' ts norm'an! manelingelina sofina b
Tsy miteny koa ilay izy.
Miteny be ny tononkira 👌👌🥰🥰
Tsara be le hira
Tsara be!
J'adore cette chanson
Rip less boakely
Fa tsy tokony hoe je suis décidé ve no fiteny e....
Za koa tena mijaly ny sofiko amin'ity j'ai décidé ity nefa tsy misy tohiny
Tsara ka,indrindra ilay feon-kira.
tsara ilay hira
😘😘😘😘😘😘😍
Saika kidnappeny zareo chantal tao anaty clip fa mavesatra lotra de najanony mdr
⚫🇲🇬✝️Ce matin #Mah_her_GP, le jeune homme qui chantait avec #Chantal dans la chanson "#Decidé" est décédé. Il est encore dans son très jeune âge décédé. Condoléances à sa famille et à tous ses proches.
Mandria ampiadanana zandry kely
tsara le hira fa raha hanao otrzany toko mo zany le Bae
tsy hanairana ve?kkkkk
Kopi nael
in mo titre le nael iny marina ?
@@lucraza5073 Aa
@@lucraza5073 aaaw
@@lucraza5073 veloma leh titre
Anicette zaho tia
Veluma familles
tsarabe
J aime la chanson et puis j' adore la fille qui met en valeur son corps très sexy
Tsara be
Tsara laotra
Io Sonia Io ne olona
Io vahiny ni trop miseoseo
tsar b
aro to mbakabaka be lay tary
Nous
tsara e
Tsara
Kim
Ki
family

Ni