FARAO - Raha Avelanao - Lyrics Video

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 сен 2024
  • FARAO - Raha Avelanao - Lyrics Video
    #lyrics #parole #hira_malagasy
    Avelanao aho ve raha mba hanonofy kely,
    Hitantara amin'ny fihetsiko hoe afaho aho fa mijaly?
    Indrisy mantsy aho tsy tia hakany intsony,
    Satria ireo zioga efa nentiko anie tena mafy ihany.
    Ka avelanao aho ve?
    Avelanao aho sa ve tsy mety re?
    Raha avelanao aho, dia
    Mba mety hoe mba any aho no andeha hamikitra e.
    Menatra aho no sady koa tia hanampoitra angamba,
    Te hanafatra ihany e,
    Izaho hitanao bandy iray toa mba tsotsotra nefa,
    Izao solafaka ihany e.
    Rehefa tonga any aho, hila vonjy e
    Aleo hanonofy kely
    hasambarana hoy aho.
    Tena ho any aho, minitra monja e,
    Mino aho fa rehefa any aho vao hahatsapa azy ianao.
    Misy ary ve hitoerako oh!
    Sa aleo avelako ho nofy ihany ny ahy?
    Na izaho hilaza aza menatra oh!
    Tia handroso aho fa misy ahiahy.
    Avelanao aho ve raha mba hanonofy kely,
    Hitantara amin'ny fihetsiko hoe afaho aho fa mijaly?
    Indrisy mantsy ahotsy tia hakany intsony,
    Satria ireo zioga efa nentiko anie tena mafy ihany.
    Ka avelanao aho ve?
    Avelanao aho sa ve tsy mety re?
    Raha avelanao aho, dia
    Mba mety hoe mba any aho no andeha hamikitra e.
    Mba sambatra ihany aho mantsy raha manantena,
    Raha misy fitia ihany any afaka omena.
    Fa any aminazy aho mantsy toa tsy harena,
    Mangitakitaky ny hiala eo.
    Tsy ahita hafa ankoatra azy aho ve sa,
    Sa mety hoe tia be loatra azy aho ve sa,
    Voafatotra sa voasazy aho ve wa,
    mafy aza ve dia hiafy aho ve izany?
    Misy ary ve hitoerako oh!
    Sa aleo avelako ho nofy ihany ny ahy?
    Na izaho hilaza aza menatra oh!
    Tia handroso aho fa misy ahiahy.
    Avelanao aho ve raha mba hanonofy kely,
    Hitantara amin'ny fihetsiko hoe afaho aho fa mijaly?
    Indrisy mantsy aho tsy tia hakany intsony,
    Satria ireo zioga efa nentiko anie tena mafy ihany.
    Ka avelanao aho ve?
    Avelanao aho sa ve tsy mety re?
    Raha avelanao aho, dia
    Mba mety hoe mba any aho no andeha hamikitra e.

Комментарии • 2