TWOKII - Diso Tiako [Clip Officiel]
HTML-код
- Опубликовано: 6 фев 2025
- Découvrez " Diso tiako" Le nouveau Clip de Twokii !
Disponible sur toutes les plateformes de streaming distrokid.com/...
Abonne-toi à la chaîne de Twokii : / twokiiofficiel
Prod by : @atonichmiuzik8587
Réalisateur : HR PICTURES
Regarder HO avy : • TWOKII - Ho avy [Clip ...
Retrouvez Twokii Sur :
Facebook : / twokiiofficiel
Instagram : / twokii_officiel
Tiktok : / twokiiofficiel
Tous droits réservés
© Copyright 2023
Paroles : Twokii - Diso Tiako ❤️🧡💜💙💚
Tatoato ianao toa niova ,varina tsy hay intsony ,
ilay fihetsikao mandangolango tsy fahita firy iny ,
ilay feonao voromanga iny lasa vorondolo be mandaginy !
hay e e ! enao ko ty dia misahirana !
Sendra mba nianjera aho fa tsy hoe marefo e !
Tafitohina fotsiny fa tsy hoe Resy e!
Mbola hitraka ihany aho ,
Manantena HATRANY aho
Tsy tonga hifamaly aho , tsy hiala
Fa anao izay vitako ihany aho
Ref :
Rehefa tia anao ve ?dia mba mampifilafila
Diso tiako ianao ve ?dia mba mampifilafila
Nanao foana aho , Hanafosafo anao zaho
Hanambitamby anao raha sendra miady
2cpl :
Tsy mba tsapanao mihintsy f'Izaho miezaka isanandro
Mba te hampitsiky , hamalifaly nefa indro
Ny hasesinao dia latsa , ilay fatokisanao toa lasa , Fahazaranao ilay mandatsa ka indraindray io toa tsy zaka ...!
Sendra mba nianjera aho fa tsy hoe marefo e !
Tafitohina fotsiny fa tsy hoe Resy e!
Fa mbola hitraka ihany aho
Manantena HATRANY aho
Tsy tonga hifamaly aho , tsy hiala
Fa anao izay vitako ihany aho
Ref :
Rehefa tia anao ve ?dia mba mampifilafila
Diso tiako ianao ve ?dia mba mampifilafila
Nanao foana aho , Hanafosafo anao zaho
Hanambitamby anao raha sendra miady ...
( Olalaa ! )..
Sendra mba nianjera aho fa tsy hoe marefo e !
Tafitohina fotsiny fa tsy hoe Resy e!
Fa mbola hitraka ihany aho
Manantena HATRANY aho
Tsy tonga hifamaly aho , tsy hiala
Fa anao izay vitako ihany aho ...
(O lalaa !)...
Raha mba fantatrao mantsy e !
Raha mba fantatrao mantsy anie !
Tsy mba tsapanao mantsy e !
Tsy mba tsapanao matsy anie ...
😅6😅😅😊
😅😅
Sendra mba nianjera aho fa tsy hoe marefo e ! kanto na feo na tonony ❤ en boucle
🥰🖤
Refrain tempo gaigy zany😍😍mety kosa nanaovany tokyyy
wow tena tiako be na io na le version Tempo Gaigy
Merci Toky e😀tohizo fa tsara
Iźay hira mivoaka mafinaritra daholo 😍😍😍❤❤❤❤
🖤🥰
Tsr kosa lo hira.mlay 👊👊
1er ecoute
Efa te haheno ô 💞
na le vazo ara diso tiko de lasa henona fonaaa §§§ twokiiiiii mlay
mer6 less zoky twokii tohizo fa mafinaritra
tiako rangahhhhhhh 😘🥰
Merci 🖤🥰
merci Twokii TSARA B BRO
Yes bro 👊
@@TwokiiOfficiel eoa
Top les broo❤️❤️
Merci
Wawo Tsara be 🥰😊 tohizo atrany fa mlay 🤗🤗
Merci ❤️
Twokii
Dadilovi
Knny
Tsara b 😍😍😍
Merci 🖤🥰
Mankasitraka foana ❤️
🙏🙏♥️
❤️❤️❤️ La parole me touche énormément 😢😍
Ça me rappelle de bon époque ❤❤❤ j'adore
Alefaa
✊✊
Tiako loatra j'aime bien votre voix ainsi les paroles. Bravo. Gabrielle Dimier aty Nimes France.
Merci, ça fait plaisir 🙏
Waouhhh
🖤🥰
diso tsara loatra🔥❤️❤️
🙌🏼🙌🏼
Tiko be le hira je l'écoute en boucle Bravo
Merci mon gars 💪
mercie twokiii
Très belle chanson
Tiko be 🥰🥰
Mercii 🥰🖤
Mlay l ira bain..f manin tsik gasy ef 2023 zao mbl manw clip miarak am l tobil voana varavarana fon...
Je sais plus quoi dire, je t aime je suis ton fane 😍😍😍😍😍❤❤❤
Merci 🖤🥰
tsara🤩
Merci 🥰
Bravo fa tsara be 🎉
Merci 🖤🥰
❤❤ merci Twokii tohizo fa tsara👍
tsars a❤️❤️
milay lesy satry tsy miala le Original 😁😀
Diso Tiako ve😂😂😂
mlay grand👋💕
🙏♥️
❤❤❤
Oui
Merci fa tsars e❤️❤️
Merci Twokii
♥️♥️
Tafitohana fotsiny aho fa tsy hoe resy ee❤️😍
🖤🥰🥰
mlay ♫
Merci
Lion nil
Top
Mercii
Version tempo gaigy revisitée 🫶🏼
🎧❤️🎵
J'adore ❤❤
tiako loatra
Mercii
Milay le somary retro kely ee..ao tsara
🙏🙏🙏
Coucou Twokii 👋
Coucou
Tsara foana 14 juin 2023
Tempo gaigy kay
🤩🤩
🖤🥰🥰
Milay ee
🙏🙏🙏
@@TwokiiOfficiel tiako rangah le hiranao no tena marina ,, ekena fa tanora enao anefa mahasarika ny efa zokinjokiny ilay hira ataonao , mivelatra be izan no tena marina ,, samy mankafia daholo ,,, tohizo hatrany lesy dia mirary foana fahombiazana
Sendra mba nianjera aho fa tsy hoe marefo e !
Tafitohina fotsiny fa tsy hoe Resy e! Alefa tovolah be ahh
merci bro🙏
🧡💛💚💙💜
J'aime bien ce son
Merci
Tsara loatra miandry ny manaraka indray ❤
❤❤❤
Tonga de Aleo hiaino Tempo Gaigy kely lony 😅
Fa Iza nenaranle ilay vevavy 😁fa mety amiko a, mba omeo contact azafady e😅
tsara fona
Merci beaucoup
👌🤘👍
🙏🙏🙏
Mankasitraka eh
🤟💪
norme lesy eh
Mercii
❤️🧡💛💚
Juste,miloloha lanitra tsy maintsy lena, ety ambon' ny tany no mahatafintohina, nefa lehilahy tsy boka herin - taona
😍😊😁
🖤🥰
🥰🥰
😍😍😍❤️
🖤🥰
Rafahazazan'ny andalana ho razoky
Incroyable 🌍
trop Taimpo Gaigy
Il a fait exprès. Auteurs: Faniry- Twokii
Mais on dirait la chanson de tempo gaigy non?
Tempo
Mlay e
Merci less fa mlay a
🙏🙏🙏
Sendra mba nianjera fa tsy hoe marefo
Six lesi T
Tsara lay feonkira
🙏❤️
Milay e
👊👊
Iza no tsara, ilay original ruclips.net/video/70wZQiYixwA/видео.html sa ito?
L0 p
🖤🥰