Paroles - TSY HO VERY - Twokii Tsy ho very izany ianao io (oh baby) F'aza mba kivy e Tsarovy fa ianao io (an) Ilay tena sarobidy Be mpitady ianao be mpitsiriritra Mamiratra eny foana tsy mba mety ho ritra Ny hatsaranao io tsy manam-petra Ataovy tsapany hoe ianao mahazaka rehetra rehetra Hoe Tsy very an'izay olona anakiray Rahapitso ianao mitady any an-kafa indray Tsy anjara ny anareo fa tsy hoe ianao no tsy milay Ka ovay indray rehefa mahasosotra ah Aleo izy ho any aleo ho any Aleo ho any Raha izay anakiray izany aza atao hampitomany Fa ianao mila mitraka mila ianao mahery matanjaka Ataovy antsaina foana fa ianao milay sady miavaka Ieuh Ka aremo ary ny lesoka, dia analao izay mihoatra Mandehana ianao miketrika, any an-kafa manamboatra Dia aoka izay ranomaso sy ny toaka Ny hoavinao banjinina, aleo ho any izay hivoaka Rehefa izy mandà, avelao izy handeha Aza raharahiana akory fa vao maika ary andihizo Ankafizo, alefaso ny maneno. Na mbola tia anazy ary ianao aloha afeno Fa ianao tsy ho very an'izay akiray Rahampitso ianao mitady any an-kafa indray Tsy anjara ny anareo fa tsy hoe ianao no tsy milay Ka ovay indray rehefa mahasosotra ah Aleo izy ho any aleo ho any Aleo ho any Raha izay anakiray izany aza atao hampitomany Fa ianao mila mitraka mila ianao mahery matanjaka Ataovy antsaina foana fa ianao milay sady miavaka Ianao tsy ho very an'izay olona anakiray Rahapitso ianao mitady any an-kafa indray Tsy anjara ny anareo fa tsy hoe ianao no tsy milay Ka ovay indray rehefa mahasosotra ah Ka aleo izy ho any aleo ho any Aleo ho any (tsiky dia ampy) Raha izay anakiray izany aza atao hampitomany Fa ianao mila mitraka mila ianao mahery matanjaka Ataovy antsaina foana fa ianao milay sady miavaka Ieuh
gaiii, tiko lotra ti hira ti. Tsapako be mercii Twokiii, TOI KO MILAY
Paroles - TSY HO VERY - Twokii
Tsy ho very izany ianao io (oh baby)
F'aza mba kivy e
Tsarovy fa ianao io (an)
Ilay tena sarobidy
Be mpitady ianao be mpitsiriritra
Mamiratra eny foana tsy mba mety ho ritra
Ny hatsaranao io tsy manam-petra
Ataovy tsapany hoe ianao mahazaka rehetra rehetra
Hoe
Tsy very an'izay olona anakiray
Rahapitso ianao mitady any an-kafa indray
Tsy anjara ny anareo fa tsy hoe ianao no tsy milay
Ka ovay indray rehefa mahasosotra ah
Aleo izy ho any aleo ho any
Aleo ho any
Raha izay anakiray izany aza atao hampitomany
Fa ianao mila mitraka mila ianao mahery matanjaka
Ataovy antsaina foana fa ianao milay sady miavaka
Ieuh
Ka aremo ary ny lesoka, dia analao izay mihoatra
Mandehana ianao miketrika, any an-kafa manamboatra
Dia aoka izay ranomaso sy ny toaka
Ny hoavinao banjinina, aleo ho any izay hivoaka
Rehefa izy mandà, avelao izy handeha
Aza raharahiana akory fa vao maika ary andihizo
Ankafizo, alefaso ny maneno.
Na mbola tia anazy ary ianao aloha afeno
Fa ianao tsy ho very an'izay akiray
Rahampitso ianao mitady any an-kafa indray
Tsy anjara ny anareo fa tsy hoe ianao no tsy milay
Ka ovay indray rehefa mahasosotra ah
Aleo izy ho any aleo ho any
Aleo ho any
Raha izay anakiray izany aza atao hampitomany
Fa ianao mila mitraka mila ianao mahery matanjaka
Ataovy antsaina foana fa ianao milay sady miavaka
Ianao tsy ho very an'izay olona anakiray Rahapitso ianao mitady any an-kafa indray
Tsy anjara ny anareo fa tsy hoe ianao no tsy milay
Ka ovay indray rehefa mahasosotra ah
Ka aleo izy ho any aleo ho any
Aleo ho any (tsiky dia ampy)
Raha izay anakiray izany aza atao hampitomany
Fa ianao mila mitraka mila ianao mahery matanjaka
Ataovy antsaina foana fa ianao milay sady miavaka
Ieuh
Mlay fona 👍👍
Sady motivation no mitantara ny tena fiainana
Izahay mankafy foana ehh, surr 👍👍
🙏🙏🙏💪
Miavaka mintsy amin'i artiste malagasy rehetra ity Twokii ty kah milay be ny hirany 😊
🥰🥰🥰🥰🖤
Raha mbola twokii lou de ankafiziko fona e! ALEFA TWOKII A. TO TO💞💞💞
misaotra e
Tiko le vazo, miaraka @le toerana Ambatolaona RN2 tanana naha leB, sur les👊👊👊👊👊
msotra e 🙌🏼
Enao tsy very @ zay olona anakiray
Rahampintso mitady any an-kafa indray
Norme ❤
🙏💪💪💪
Jereko matetika fa tiako be .😍😍😍😍😍🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Marina zanyy eeeehhhh!!!
Tena tiako 🥰
Merci 🙏
Bravo l'artiste nous sommes derrière toi 💙💚💛🧡❤️
Tsara be oo ! Tiako be , aiza ity toerana mahafinaritra be ty !
🥰🥰🖤🖤🖤
👌☺️👏tsy very @zay olona anakiray👊❤️
🥰🥰🥰💪
Je crois que Twokii est le numéro 1 en refrain de la musique Malgaches 💪
Mlay be foana 👌
🥰🥰 Merci ça fait plaisir 🔥
Twokii tu me reconforte bcp avec cette music mercii 😢💔
Merci ça fait plaisir 🥰🖤
miaina be le hira ,,,, mandona be le parole ,,, ça va be decor sy inspiration @ le clip ... ny feo tonga de oe Twokii zany ... :)
Mercii
Waouh j'adore beaucoup continue comme ça et ne t'arrête pas tiako 😍😍 be courage à toi
C'est très encourageant je vous remercie beaucoup !! 💪💪
Milay rangah n vazon'lah👍
mlay be mintsy sady Tonga de mankahery TANTERAKA top ranga❤❤❤❤
milay be hira manome courage b
Le Clip mérite le festival des cannes 🔥🔥🔥🔥
Elle est bien là la légende 😻🌈🌈👋☝️ Force à toi frère 👍👏
Merci bcp tout le plaisir et pour moi 🥰
je l'aimes tellement les paroles et on pourra dire que c'est un grand source de motivation
Educatif sady marina le hira ee! Misaotra twokii a! Mitomboa talenta e!
C'est incroyable, Twokii est dans une autre niveau dans le pays ❤🧡
waouh la chanson est très bonne j'ADORE merci Twokii
🥰🥰🔥🔥🖤
Mlay be. Tsy very zan ianao 😍
🥰🖤
Mmmm.....tsara zany hira zany....misaotra e....ambony ny moral refa otran'zay zany...👍
Grave be le 4k Tena mlay be le details ana sary. Otran mijery film vaza ren mjery anle video.
j'aime la chanson mais continuez comme ça!aleo iz oan fa enaw tsy ho very amin'izay anakiray
Mercii
Namerina no henoko ny vazonlah les fa Tena kiffekkko tanteraka mlay ts lany passe.. Mankasitraka e
Bravo l'artiste nous sommes derrière toi
Merci pour la force 🙏
Surr lessy bro ah
Merci 🖖🖖
Trop gentil be twokii ary az ovain ny pozinw fa tsar(tee shirt + short + basket...)✌️✨✨
Mlay les bainina à.... Tohizo foana eeeee
🙏🙏🙏🌎
félicitations tres beau clip force a vous depuis la guinee
🙏🙏🌎
Je crois qu'on en parle pas assez du clip qui est juste magnifique
a trick: you can watch movies at Flixzone. I've been using them for watching loads of movies lately.
@Gus Carmelo yup, I've been using Flixzone} for years myself :)
Twokii il est tout terrain c'est incroyable 🤟💯
Ouais il est comme ça
Milay bro a👍👊
Merci 🙌🏻
🎉film gassy vaovao
Tohizo fa tsara c une oeuvre d'art 😍😍😍
Merci 🙏🥰
c'est vraiment magnifique franchement, le genre de chanson qui remonte le moral de beaucoup beaucoup de personnes, BRAVO x)
Colle🤩
Jolie fille qui t'aime
Réponse de votre part je vous remercie de votre
Norm 👊👊
Mlay lesy. Alefa 110 a 👊👊
💪💪🔥
Tsara be ilay clip,,, bravo
Afaka mba mahazo paroles v 😎
Bonjour mes frères c'est comment je cherché un ami qui est apparu
Tsara misy votoatiny sy atiny :)
Mirary soa betsaka ho an'ny mpanakanto
Mankasitraka ranga aa. Tohizo fa mlay❤️
Ile maurice 🇲🇺 present afakabE
Bravo 👏 Tsara ny hira sy ny clip 👏 👍... Ataovy an-tsaina foana f'enao milay sady miavaka... 👍
Misaotra e
milay ranga twokii a ataovy an tsaina fa enaw milay funa
Tsara e 😍👏🏽👏🏽👏🏽
Ilay clip koa tena 😍😍😍😍
on peux tout dire mais twokii va rester graver dans nos tete
tohizo fa tsr.mapamanina ny moramanga :p
Miteny be ny tononkira 😍😍
Mba mangataka panao cower azafady 🙏
svp donnez moi vos disponibilités afin que je fais suite sur tous les rappeurs
T’as fait tout ça pour ça 😂😂 non je rigole, je t’as dead ça 👊🏽👌👌
Resy lahatra lesy a! chapeau bas
bandy
Merci 🥰🖤🖤
Milay lesy ny vazon la aa!!!
alefao indray ny manaraka lesy aa
Mercii
alefa lesy twokii ahhh
Merci bien 🙏🙏
Jamais déçu ! Le boss 🙏🏻❤️
milay kosa aaaa
Mlay be 🤙🤙
milay ranga le song eeee
Waouh
J'adore ❤😍
🥰🥰🥰🥰🖤🖤
mlay ee... kifeko oo...sur Bradah aa...
Merci mon gars 🖖🖖
Force à toi 💪🏿💪🏿💪🏿
Tiko loatra ❤️😍merci
Mlay 🙌
🖖🖖🖖
Tsara eee🌹
🥰🥰🖤🖤
tiko be le hira
J aime bcp cet chanson🔥❤️
Twotwo 🔥🔥
Qui est là avant le Million ??
m'lay kosa rangaha
Tsara ilay Tonony miaraka tsara amin'ilay horonantsary, mampahery aminy fotoana sarotra
Tsara be ilay hira sy ilay feon-kira indrindra indrindra dia ilay clip tsy adino
lamody ndray ty manao clip miaraka @fiara taloh be ty a! mlay e!
Merci 🖖
🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥
Tu gères grave la musique..😍❤️ merci ❤️
Merci 🥰🖤🖤🖤
Big up bro a
💪 Merci mon gars
merci twokii tiko be
J'adore 😍😍
Tiako bé le sipa kely io .Tonga. De alaiko vady
tiakoooouu !!!!
Twokii ❤🧡💛💚💙💜🤎
Incroyable 🔥🔥
Incroyable 💯💯
j'adore
J'adore cette chanson ❤
MadMAX
MADX
belle chanson , les paroles vehiculent beaucoup
Twokii 💙💜💚❤🧡💛
Mlay be 🖖
Tena isan ny vazo ankafiziko indrindra , milay fon e , mankasitraka zoky twokii
tsy ho very e ,
Next level le clip
Top 👌
Merciii
parole,music,clip,milay b daholo
Mercii
Very top