Kisendrasendra -Tantara RDB

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 22 окт 2024

Комментарии • 78

  • @PeppyLoom
    @PeppyLoom Год назад +1

    Misaotra betsaka fa tena mampihetsi-po lay tantara. Ito ngamba ny tantara tiko indrindra 😍. Tena misy ny reny manao otrzany, mampalahelo lay toetsaina.

  • @jocelyneletruong737
    @jocelyneletruong737 3 года назад

    Dia mankasitraka ihany re ê ary miandry ireo tantara vaovao ireo indray ! Tena mankafia tokoa !

  • @DanielleAinafanahy
    @DanielleAinafanahy 4 месяца назад +1

    Misaotra ré fa tsara e!😂❤

  • @jocelynetsarasoa1467
    @jocelynetsarasoa1467 3 года назад

    Ntsoooo Mampalahelo be miranto fa mankaleo be reniny miranto zany umm

  • @henintsoajocelynrazafimaha2908
    @henintsoajocelynrazafimaha2908 4 месяца назад

    Mankasitra ny mpanoratra ny tantara sy ny mpilalao, tena maha fam-po betsaka ny lesona azo tsoahina

  • @corna8495
    @corna8495 9 месяцев назад

    Mankasitraka fona eee 🇲🇬 🎧 🇰🇼

  • @ntsoavina
    @ntsoavina 3 года назад

    Tsara be ilay tantara. 😍😍😍

  • @randriamarozakahajadesirei8467

    Mankasitraka fa tena tsara ilay tantara. Mirary soa indrindra

  • @esthellerajaonarison4481
    @esthellerajaonarison4481 3 года назад +1

    Tsara be le tantara fa merci bcp sady notodiany nataony ny Reniny Andry tsara sy mendrika azy loatra no navalin janany azy ,rehefa tafita d mody hoe zanako zanako

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 3 года назад

    Misaotra betsaka nareo oo vo heno azy zao ka 💞💞💞🙏🙏🙏

  • @germaineattieh7721
    @germaineattieh7721 3 года назад +1

    Mankasitraka Gasy Rakoto a! ❤❤❤👍

  • @anthonetanthonet8672
    @anthonetanthonet8672 2 года назад +1

    Makasitraka fa tena Mahafinaritra❤❤❤🙏🙏🙏

  • @southji2822
    @southji2822 3 года назад +4

    😭😭😭latsaka ny ranomasoko ,mampatsiahy ahy ny nahazo ahy tany antokatranon ny dada sy renikeliko, tsy mba nahatsapa ny fitiavan ny dada zany fa mitovy izy sy ny nenikeliko 😢😢

  • @ainapriscilla7925
    @ainapriscilla7925 2 года назад

    Misaotra betsaka nizara🥰❤️ voaray ny hafatra

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 3 года назад

    Anatra ho an’ireo Reny tsy tia zanaka. Misaotra anao Gasy Rakoto. Mankasitraka Tompoko.

  • @sylvierazafindranoro2553
    @sylvierazafindranoro2553 3 года назад

    Tena misaotra e. Tsara lotra ❤❤🙏🙏🙏

  • @evamalala1293
    @evamalala1293 3 года назад

    Mahay tsy takatry saina tokoa ANDRIAMANITRA misy valisoa fijaliana 😘😘😘

  • @carlitospenzy2536
    @carlitospenzy2536 3 года назад

    Tsara be daholo zay tantara mivoaka Tena marina e...

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 3 года назад

    Gasy Rakoto a,hafaro an izao Sinesy hoe efa lasa ARNOLD hoe enao hoy suza coiffur. ❤😚.

  • @malagasytsisfangaronygasy1476
    @malagasytsisfangaronygasy1476 3 года назад

    Hafa mints ange ny vady e
    Ny vady matetika mandoka anao mandrakariva e
    Indrindra rah mbola miteraka de hahazo teny mamy mandrakariva ianao
    Zh zao ny zanako ts sasatra mandoka anao hoe mama tsara be hoy izy

  • @ZaynahChafiah
    @ZaynahChafiah 8 месяцев назад

    Tsara b❤

  • @angelinerazanamasy7257
    @angelinerazanamasy7257 3 года назад

    Misaotra betsaka fa tena tsara mankasitraka ❤️

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 года назад

    Mankasitraka indrindra anao re Tompoko GASY RAKOTO AH💞💞💞💞

  • @TANIARAKOTOARIVOLOLONA
    @TANIARAKOTOARIVOLOLONA 28 дней назад

    Ka rah ts nampijalin Maman koa anie Andry mety ts hahita an zanak coms... mamelà azy e

  • @zitarasoa1918
    @zitarasoa1918 3 года назад

    Misaotra betsaka tompoko! Tsara be lay tantara

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 3 года назад

    Mankasitraka indrindra tompoko ô merci beaucoup 🥰❤❤❤

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 года назад

      Ts mis fisaorana tompoko

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 года назад

    Mankasitraka indrindra re Tompoko o! Aza atositosika ny ondry botry fa tsy fantatry zay hanao kambagna ❣❤♥️💝🤍💞🤎💚💙🧡💕🇲🇬🇲🇬🇲🇬❣❤♥️💝🤍💞🇰🇼🇰🇼🇰🇼❣🤎💚💙🧡💕💯👍💯❣❣❣

  • @eritina2316
    @eritina2316 3 года назад

    Misaotra sy Mankasitraka tompoko aminy fizarana ny tantara 🌹😍❤️

  • @fanomezantsoacatherine4096
    @fanomezantsoacatherine4096 3 года назад

    Merci mpizara fa de hafa po .🙏🙏🙏🙏

  • @yantia2520
    @yantia2520 2 года назад

    Misaotra nizara

  • @gabrielinejerome1625
    @gabrielinejerome1625 Год назад

    Tsara be misaotra anreo

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 года назад

    Misaotra betsaka ô 🇲🇬❤❤

  • @scolaarmista6169
    @scolaarmista6169 3 года назад +2

    Tsara be fona tantara ato ah , nisy mampime kely hoe amono tena ah io zao mangatsika be rano sao de maty any ah aleo ampitso ah miverina 🤣🤣🤣,
    Mahay zavatra Andriamanitra, misaotra betsaka 🙏🙏🙏

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 3 года назад +1

    Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mampalahelo be lay tantara sady mahafinaritra koa
    Misy lesona azo alaina ho an'ny ray amandreny zay tia magnavakavaka ny zanaka fa indrindra lay reny zay nitondra 9 mois tegna mampalahelo be
    Fa anjara misy ihany e toy an'i Andry zao manaova ny marina ihany fa Andriamanitra tsy magnary antsika zay matoky izy
    Misaotra betsaka anaro tompoko ary mankatelina anaro jiaby miandry ny tantara vaovao indray e 😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @razanamahefahanitriniaina6819
    @razanamahefahanitriniaina6819 3 года назад

    Latsaka 😭💔Andry tsoooo

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 3 года назад +1

    Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🙏

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 3 года назад

    Tena tsara be lay tatara

  • @jocelynetsarasoa1467
    @jocelynetsarasoa1467 3 года назад

    Nahampy reniny miranto tsara zany ka 😂😂

  • @مُترجم-ز1ض
    @مُترجم-ز1ض Год назад

    Misaotr betsak ooo

  • @andonapoli8249
    @andonapoli8249 3 года назад

    Mankasitraka indrindra Rakoto mizara 😍😍

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 года назад

    Manolotra ny fisaorana feno fankasitrahn anao hatrany Gasy Rakoto@ fizarana ary koa Ianao mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr ary n'y RDB vao hanomboka hiaino d hiaino ampifalina d misaotra ndrindra tompoko f d tena afapo tokoa@zay tantara rhtr avokanareo Mitoraka voninkazo ho an rehetra

  • @bannerbruce6888
    @bannerbruce6888 3 года назад

    Inactif be ny kaomisera

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 года назад

    Ilay coms koa Dia misy entim.po dangitra fotsiny 😂 .Tantara ka tantara io homena mpankafy hihihi

  • @zoelinirinarinaharivelo4975
    @zoelinirinarinaharivelo4975 4 месяца назад

    Misaotra betsaka tompoko

  • @narindraniaina9634
    @narindraniaina9634 3 года назад

    Misaotra sy makasitra indrindra ooo

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 2 года назад

    Mankasitraka tompoko

  • @mbolarakoto4759
    @mbolarakoto4759 3 года назад

    Mankasitraka Tompoko 🙏

  • @marieclaireaugustave2337
    @marieclaireaugustave2337 3 года назад

    Aza atositosika ny ondry botry Oa, fa tsy fantatra izay Hanao kambana é! Mankasitraka indrindra Oa

  • @nasirnasirrock5787
    @nasirnasirrock5787 3 года назад

    MANKASITRAKA

  • @julietteharena1911
    @julietteharena1911 3 года назад

    Misaotra tompoko

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 3 года назад

    Bjr daholo
    Izay ilay hoe aza atositosika n'y andry botry fa tsy fantatra izay ho kambana

  • @faniryloeticiah6071
    @faniryloeticiah6071 3 года назад

    Merci beaucoup 😊 o

  • @nirinaratsimbazafy5051
    @nirinaratsimbazafy5051 3 года назад

    Tsara ilay hevitra niaingana fa saingy mihodikodina manalava resaka tsy dia ilana azy loatra angamba e

    • @renehubertrakotoarimanants6231
      @renehubertrakotoarimanants6231 3 года назад

      Ga inao sy mahalal f surprise tantara

    • @nirinaratsimbazafy5051
      @nirinaratsimbazafy5051 3 года назад +1

      @@renehubertrakotoarimanants6231 ekena fa misy surprise tokoa ny tantara, fa saingy izao e: ny tantara dia isan ny hitarafana ny mety ho kolo-tsainan ny firenena iray , hahitana koa ny mety ho fomba amampanaon ny tany iray, ka raha toujours négatif ny tantara hatao dia mety hitarafana fa azo atao ohatr izao ny olona ao, ary izany no olana misy mandalo any amin izao

    • @renehubertrakotoarimanants6231
      @renehubertrakotoarimanants6231 3 года назад

      @@nirinaratsimbazafy5051 f inao ve sy mahalal f suspince Tena mahasar

  • @sanayaodia1926
    @sanayaodia1926 3 года назад

    Misaotra betsak tompoko ô nizara

  • @evamalala1293
    @evamalala1293 3 года назад

    Misaotra tompoko tsara ny tantara

  • @baoalidah7243
    @baoalidah7243 3 года назад

    Makasitra tompoko o 🙏☺️

  • @andritianaherilala7778
    @andritianaherilala7778 3 года назад

    Mankasitra tompoko ô !!

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 3 года назад

    Mankasitraka indrindra tompoko

  • @mickyjaiyah6668
    @mickyjaiyah6668 3 года назад

    Zaza adal kou ty miranto ty.lol b

  • @volasoarazanadraveloson2046
    @volasoarazanadraveloson2046 3 года назад

    Makasitraka tompoko

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 года назад +1

    aiza moa ni tsy hisy n'y kidnapping tantara tsy mifanandrina aminy Madagascar no alefanareo au lieu de tantara mifandraika aminy gasy