Très fière que mon ouvrage "Les Robinsons de l'île Tromelin" (Belin Jeunesse), prix Ravinala 2019, ait inspiré cette magnifique comédie musicale et ces talentueux interprètes ! Merci à la talentueuse traductrice Veloniaina Rabokoly et à l'éditrice Marie Michèle Rakotoanosy (Editions Jeunes Malgaches) d'avoir permis l'édition franco-malgache de cet ouvrage.🤩
justement j'ai remarqué que c'est maintenant une ile française et comme j'aime la culture française notament m'ile de tromelin,comme je suis un vazaha,j'aimerais bien voir la traduction en français de cette scène ??
Charme naturel tsy forcenan'i Micky tena hoe kanto, tena tsotra, tena tsara. beau couple be nareo, tiako be complicité nareo. Tafita be le sentiment anatin'ilay hira. Tsara be
Etsy ange ny tanandry Tiako marihana izao fotoana izao Ity fehi-tanana ity Ho porofo-pitia ka indro raiso ho anao Angamba ho zava-poana malala Raha tsy nisy anao, efa ela aho no lao Efa folo taona tsy niala Maro ′reo sedra niseho, ianao anilako teo Izay fotoana izay Tsy nehonoiko hirifiry Nofenoinao fifalina Nandalo ny andro mamay Kanefa toy ny tsy nisy Fa novainao paradisa Iriko lalana iray Iarahantsika ifamihinanana Rehefa any aoriana Tsy miova mandrakizay Fa eto aminao aho ry tiako Irony kintana ambony irony No mahafantatra fa tena tiako ianao Tsisy navelako intsony ny fitiavako Fa efa natolotro anao Ekeko hoe mamy ny any an-tanana Fa raha tsisy anao aleoko ihany amin'izao Efa sambatra aho malala Faniriako izao, fihino an-tratranao aho Izay fotoana izay Tsy nehonoiko hirifiry Nofenoinao fifalina Nandalo ny andro mamay Kanefa toy ny tsy nisy Fa novainao paradisa Iriko lalana iray Iarahantsika ifamihinanana Rehefa any aoriana Tsy miova mandrakizay Fa eto aminao aho ry tiako
Waouh chapeau eee, tena milay be na ny mpihira ary tena tsoatra mandona be, ny feo ny émotions tena mivoka eeee, mirary ny tsara hatrany ho anareo eeee♥️♥️ tiko tiako oooo, ndriiiiii Micky manja be tena tsotra fa waoooooooh 🥰
Tsy mety leo an'ity hira ity mihintsy aho,
Tiako be nareo
Très fière que mon ouvrage "Les Robinsons de l'île Tromelin" (Belin Jeunesse), prix Ravinala 2019, ait inspiré cette magnifique comédie musicale et ces talentueux interprètes ! Merci à la talentueuse traductrice Veloniaina Rabokoly et à l'éditrice Marie Michèle Rakotoanosy (Editions Jeunes Malgaches) d'avoir permis l'édition franco-malgache de cet ouvrage.🤩
Elle s'appelle comment cette pièce ?🥰
@@bonhera Ireo Malagasy fefika tao amin'ny nosy Tromelin. Tantara marin'i Tsimiavo (Editions Jeunes Malgaches, 2020)
justement j'ai remarqué que c'est maintenant une ile française et comme j'aime la culture française notament m'ile de tromelin,comme je suis un vazaha,j'aimerais bien voir la traduction en français de cette scène ??
Sauf que ces deux chanteurs n'ont rien dit dans ce clip. Ça manque d'honnêteté quand même. Merci de nous l'avoir dit ici, madame.
Mamiko lotra 🥰🌹tiko fotsiny ❤️ts miditra zvtra jafa akotrai za nakafy lotra 😘merci nareo 🙏
Wawoooo ❤
Tena tsara, mankahery anareo mivady amzao sedra lalovanareo izao. Jesosy irery ihany no vahaolana
Charme naturel tsy forcenan'i Micky tena hoe kanto, tena tsotra, tena tsara. beau couple be nareo, tiako be complicité nareo. Tafita be le sentiment anatin'ilay hira. Tsara be
C'est beau
TENA TSARA E! MANKASITRAKA E!
Tsara lotra,mampisy fanantenana oe mbola misy iany ny tena fitiavana.
Tsy nahay namoaka ny feonao ohatra'izany mihitsy kosa aloha Faniry an.
Tsara ilay hira ❤️
Fa mbola tsy nalaza toa an'i Faniry aloha izy atreto 😂
Mbola vao 8% ny lazan'i Faniry t@ izany fotoana izany
Etsy ange ny tanandry
Tiako marihana izao fotoana izao
Ity fehi-tanana ity
Ho porofo-pitia ka indro raiso ho anao Angamba ho zava-poana malala
Raha tsy nisy anao, efa ela aho no lao
Efa folo taona tsy niala
Maro ′reo sedra niseho, ianao anilako teo
Izay fotoana izay
Tsy nehonoiko hirifiry
Nofenoinao fifalina
Nandalo ny andro mamay
Kanefa toy ny tsy nisy
Fa novainao paradisa
Iriko lalana iray
Iarahantsika ifamihinanana
Rehefa any aoriana
Tsy miova mandrakizay
Fa eto aminao aho ry tiako
Irony kintana ambony irony
No mahafantatra fa tena tiako ianao
Tsisy navelako intsony ny fitiavako
Fa efa natolotro anao
Ekeko hoe mamy ny any an-tanana
Fa raha tsisy anao aleoko ihany amin'izao
Efa sambatra aho malala
Faniriako izao, fihino an-tratranao aho
Izay fotoana izay
Tsy nehonoiko hirifiry
Nofenoinao fifalina
Nandalo ny andro mamay
Kanefa toy ny tsy nisy
Fa novainao paradisa
Iriko lalana iray
Iarahantsika ifamihinanana
Rehefa any aoriana
Tsy miova mandrakizay
Fa eto aminao aho ry tiako
TSARA BE!
Hoavy andro malaza ao ariana ao ary hisany safidiko izy ity 💔❤️
Norma be kosa an 😍😍 sad love love be 😅😅
Sambatra elah ry Nate Tex.
des regards tellement sincères , tsara be le hira 😍
Oui, franchement, ils s'aiment de tout leur coeur, c'est évident ❤ c'est tellement beau et émouvant
Waouh chapeau eee, tena milay be na ny mpihira ary tena tsoatra mandona be, ny feo ny émotions tena mivoka eeee, mirary ny tsara hatrany ho anareo eeee♥️♥️ tiko tiako oooo, ndriiiiii Micky manja be tena tsotra fa waoooooooh 🥰
Tena oe mamy loatreh♥️♥️
les gasy ont du talent, depuis toujours, dans tout ce qu'on entreprend.
Mamy loatra. Mangorintsina be mihaino an'ilay izy. ❤
Vous êtes si beaux❤
mahafatifaty loatra ka!!!🥰😍🤩
ankafiziko 💗💗💗
ary rehefa niaraka nihira @ Natex Micky dia lasa tsara feo be miova ny mahazatra, mahareta ianareo roa
Wow! j'étais pas prêt
Tena nivoaka tsara be ny feon'i Micky, sady Tsarabe ilay hira ❤️
tsara le hira, le feo lafatra!! tikouuu!
I dedicated to my husband MA... ❤
Mafatifatiiii kely Micky aminizao 🥰
Mirarisoa be dia be ho anareo roa
Tsara sady tiako kely Le naturel❤️🎉👏
Excellente expression scénique de Micky
Tsara be, 🥰🥰
Micky manja be sady tsara feo loatra. nefa miaina anaty fahatsorana kely 💖❤️🔥
Tsara b Hira Sy le clip😍😍
Tiko beeee merciiiii
Tsara be, bravo!
Manja be Micky ❤️❤️
Tsara b, otrany oe nisy bisous tam farany, suspens be an 😍🥰 tsara e tsara e
Mafatifaty ana Micky eto an! simple2 charmante
Mamy loatra ilay tonony 😍😍😍 ny feony koa kanto ery
Nsoooo🥰 aharitra s'y ho mafy orina anie n'y fitiavanareo
Tsara be, mangoritsina fona aho isaky miheno ilay hira.
kay izay vao tena henoko hoe tsara feo be Micky, wawooooh, mamy ery ilay hira,
Tsara b ❤️
irony kintana ambony irony no mahafantra fa tena tiako ianao ❤❤
Tena tsara be ilay fampiaraham-peo.👌💖🎶 sady tsara be koa ilay hira. MISAOTRA e!!!
Tsara feo nareo an!!!
Tsara be ôô !
waouh tiko loatra, tena tsara, mirary soa ho anareo roa
Miaina be Mamy Ilay fitiavana ❤️
Mamyiiiiii
Tsara be :D
Tena tsara be mahafinaritra be foana mihaino ity hira ity
Otrn ça va koa le feo ambany ry Nate a 👏
Ity hira ity no manam-porofo, fa ny fitia toy ny ketsa a!! samy hafa be amin'ilay gadona Tempo G a!!
Tsara be fa tohizo
tiako be ilay hira, mety be bravo nareo 2
J'adore❤❤❤
Mandona fo izy zan r iz 2 a, mankasitraka e 👍
Tena tsara bé mintsy❤️
Tiko loatra🥰❤💯
tsara be nate a!
Tiko loatra❤️❤️❤️❤️na ny feo na tononkira na ianareo mihira azy!Bravo ´
sincère declaration, mahareta hatramin'ny farany ianareo roa. Mahafinaritra
Tiko ❤️
Lasa mahay tsara fona feony micky
Manja kely ery Micky anaty fahatsorana.
tsara be mihitsy, tena kanto soa tena tsara lotra ka , et felicitation à vous deux aussi
Tsara e!mankasitraka
Toko be ilay hira, tohizo ny mozikanareo fa tsara be.
Izy mianaka
Tsara laotra!
ouaoouuuhhh quelle belle duo, misaotra @ kanto zarainareo fa tena tsara beeeeee
tsara kosa aloha e! :D
Soyez heureux 🤩
Tsara be! 💝
Tena ankifiziko le hira. Mahafatifaty kely ahy pozin izy roa mamoaka tsara ny akantony
😍
beau couples
❤❤❤❤❤
tsara b le hira d Micky manja kely fona mirary soa ho anareo roa
Mamy🥰🥰🥰
❤️
Tsara e, Mirary soa
tena tsara
Tsara be❤👏🏻👏🏻
afak kelikeli ao d very indrai ela ry zandry......
Tsara loatra!
❣❣❣
Tena tiako loatra na ilay hira na ilay clip
tsara ka...kely fotsiny dia nifanoroka tokoa ... :p
👏👏🥰🥰
💙💙💙
tena oe babo kelin'ity hira ity aho
❤🌹❤
Tena zay vo lasa n'i Nate TeX Micky Marina. 😁. Sangisangy zan fa tena tsara le hira sad mahay mampiarapeo nareo 2
💖💖💖💖💖🔥
tena tsara e
tsara be
Tsara
Tiko kosa an
tiko le hira sady tsotra le clip no tsotra le fiakanjo
tiako be mhts