Super, trop cool. Que des encouragements pour la suite de ton bel avenir. Tu as énormément de talent. La preuve est que je suis déjà âgée (en tout cas je ne suis pas les petites minettes que tu côtoies assurément au quotidien- hahahaha), mais chacune de tes paroles posées intelligemment sur les bonnes notes me touche au plus profond de mon être. Continue dans ta lancée. Puisse Dieu te bénir davantage et te permettre de continuer à faire une si bonne musique.
Tsara ilay hira...tsara noho ilay voalohany (challenge be nefa zany manova zavatra efa fantatr'olona sy efa tian'olona ka vao mainka mihatsara) bravo be!!! Fa ilay clip koa aloha tena tsara be, tena tsara, tena tsara...feno loatra ny kantonao
Tsara be. Anisan'ny ankafiziko anlah ny famoronanlah hira : diversifié tsara kanefa tafajanona ilay personnalisation hoe Nate Tex izany, eo ko surtout ny tononkira izay kanto fa tsy mitady fampiadiana rima fotsiny, tsy miteniteny foana fa misy dikany tsara rehefa mamorona. Ity farany ty tena aza ariana mihitsy...Ezaho atao milay ohatran'ny hatrizay foana...Mankasitraka dia mankahery hatrany
Tsy haiko aloha ny anao fa ny amiko efa lafatra Ra fitiavana no resaka dia feno be dia be Satry foana anie ry tiako hiala sasatra Hamihina ny vatanao handray dia hanome Hizara fitia Eo anilanao no tiako hisy ahy Eo akaikinao no mahatsara ahy Hiriako ho doria Ny ahy sy ianao fa 'zao Matalanjona ahy foana Ilay isika roa rehefa mihaona Fidoboky ny fo To lasa iray ilay roa Eoahhh Raha tsapanao ny tsapako Fihino ary ny tanako Avia an-tratrako, ho lasa iray ilay roa Eoahhh Dia tsy andry foana hoe rahoviana indray no hiaraka Hibanjina ny hakantonao, ilay hatsaran-tarehy Tsongotsongonao toa lasa fahazarana, Nitondra tsirom-piainana Hafenoina tsy anindroa Fa hainao ny mizara Hainao koa ny mitàna Mitahiry ireo tsiambarateloko Matalanjona ahy foana Ilay isika roa rehefa mihaona Fidoboky ny fo To lasa iray ilay roa Eoahhh Raha tsapanao ny tsapako Fihino ary ny tanako Avia an-tratrako, ho lasa iray ilay roa Eoahhh tononkira.serasera.org/hira/nate-tex/mahatalanjona-1 Tsiky dia ampy
Mahatalanjona Tsy haiko aloha ny anao fa ny amiko efa lafatra Ra fitiavana no resaka dia feno be dia be Satry foana anie ry tiako hiala sasatra Hamihina ny vatanao handray dia hanome Hizara fitia Eo anilanao no tiako hisy ahy Eo akaikinao no mahatsara ahy Hiriako ho doria Ny ahy sy ianao fa 'zao Matalanjona ahy foana Ilay isika roa rehefa mihaona Fidoboky ny fo To lasa iray ilay roa Eoahhh Raha tsapanao ny tsapako Fihino ary ny tanako Avia an-tratrako, ho lasa iray ilay roa Eoahhh Dia tsy andry foana hoe rahoviana indray no hiaraka Hibanjina ny hakantonao, ilay hatsaran-tarehy Tsongotsongonao toa lasa fahazarana, Nitondra tsirom-piainana Hafenoina tsy anindroa Fa hainao ny mizara Hainao koa ny mitàna Mitahiry ireo tsiambarateloko
sendra nahita tampoka ireo hiranao vitsy² dia lasa tia. tohizo hatrany. tsara ny fomba fiteninao (fa tsy miteniteny foana) sy ny arrangements-nao, sy ny " clips madio " ataonao :D
Quelle merveille ! Mankasitraka dia tohizo hatrany Nate Tex sy ny ekipany rehetra! C'est classe, noble et sensationnel :) !
Simply beautiful !
Tiako daholo n'y hiranao, très belle paroles, magnifique et sublime, merci !
En boucle, depuis 2 mois ngamba zay... Tiako loatra 😍
niova ny arrangement, lasa tsara be noho ny teo aloha. bravo !
Mahay ianao 😍💖 mendrika anao mihitsy ilay artiste !
Miaky anlah lesy zay le, Danzé elah Nate Tex
waouhhh tiko lotra
Fihino azy ny tanako
Avia an-tratrako ❤❤❤ j'adoreee 😍 Bravooo...
Mampatsiahy ny fahatanorana misaotra eh bien je 😘😘😘
Mlay eee tohizo f tsara 😊😊
tena milay...raha mba mahay sy mikaroka otrzao daholo ny mpihira malagasy milay be ny mihaino radio
Tsara loatra loatra❤️ tsy mety mankaleo ❣️
Ity bandy ity tena favori.
tiko be!mahatalanjo ahy n fahaizany mihira ahh
tsara tsara tsara , tsy misy kianina
When i was your man lay voaloany aannnn..fa tsara eee👏👏
Style John Legend izy rehetra.
Super, trop cool. Que des encouragements pour la suite de ton bel avenir. Tu as énormément de talent. La preuve est que je suis déjà âgée (en tout cas je ne suis pas les petites minettes que tu côtoies assurément au quotidien- hahahaha), mais chacune de tes paroles posées intelligemment sur les bonnes notes me touche au plus profond de mon être. Continue dans ta lancée. Puisse Dieu te bénir davantage et te permettre de continuer à faire une si bonne musique.
Grande fan foana..izay iray mivoka mandona be ✌️ (manaova amzay concert aty ivelani fa za premier rang mintsy)
Tsara ilay hira...tsara noho ilay voalohany (challenge be nefa zany manova zavatra efa fantatr'olona sy efa tian'olona ka vao mainka mihatsara) bravo be!!! Fa ilay clip koa aloha tena tsara be, tena tsara, tena tsara...feno loatra ny kantonao
merci lesy Nate am io hira io! tena hoe tsapako bé ilay izy
tsara be le hira.🥰
Tsara be 😍
❤isany ny hira tiko ndridra❤❤❤❤
Milay daholo ze hiranla r nate tex a! na ny tonon-kira sy feo kira! fa asio evangelique amin'izay e!
merci nate tex c'est vrmnt touchante
driiiiiiiiiiiiiiiiiii, Nantenaina kely, tsara eeee
waou tsara ouverture petite soeur io
Matalanjona ahy fona, tiako daholo ny hiranao ben ah
Tsara b daholo👊🏼
J'adore merci bcp trop belle ta chanson 💛💛💖j'suis fan 2 toi
Ln6
Il gère trop :) , tena tsara b 😍😍
Kanto loatra !!! 😍😍
Tena tsara lesy ry ben ah!! Tohizo hatrany eh
Tsara ranga ty vazo ty a. Mr6 les Nate Tex a.
Tiako loatra e, hahatsiarovako an'izay olontiako zay mihitsy
Tehaka leretsy e! 👏👏
tiako be lay clip, mba afa ndray, lay hira ko tsara beee
Tsara le hira e, tena tsara manao face a face mints " Shyn, Rak roots, Nate Tex" , mafy lisany e!!!!
Tsara be!!
Mpanankanto se fa tsy mihirahira fotsiny
Milay ra natex !
Ay ela la koa mikiffa ..norma lty e!
tsara loatra :)
indrisy moa fa tsy afaka manisy pouce bleu afa tsy iray ihany
@Harifidy.... hahaha...afaka fa atao impaire fotsiny
Ndriiiiii 💕
Enoiko fn omaly sy anio ary mandrakzay,tiko fn fn fn
Shooooo.... tsara loatra et j"adord le clip :*
Tsar ten tsar😍
Anisan'ny mpankafy ny sangan'asanao, tohizo fa tsara be daholo
Tsara Lotra Zok be, Attention please attention Nate's coming, Chapeau from a Moroccan karana xD Gasy (Majunga)
Mamyyyyyy❤❤❤
Tsara be. Anisan'ny ankafiziko anlah ny famoronanlah hira : diversifié tsara kanefa tafajanona ilay personnalisation hoe Nate Tex izany, eo ko surtout ny tononkira izay kanto fa tsy mitady fampiadiana rima fotsiny, tsy miteniteny foana fa misy dikany tsara rehefa mamorona. Ity farany ty tena aza ariana mihitsy...Ezaho atao milay ohatran'ny hatrizay foana...Mankasitraka dia mankahery hatrany
Tsara be!
Mlay lesy eeee
Tiko b 😍😍😍
Mahafinaritra ahy . Tohizo hatrany
Tsy haiko aloha ny anao fa ny amiko efa lafatra Ra fitiavana no resaka dia feno be dia be Satry foana anie ry tiako hiala sasatra Hamihina ny vatanao handray dia hanome Hizara fitia Eo anilanao no tiako hisy ahy Eo akaikinao no mahatsara ahy Hiriako ho doria Ny ahy sy ianao fa 'zao Matalanjona ahy foana Ilay isika roa rehefa mihaona Fidoboky ny fo To lasa iray ilay roa Eoahhh Raha tsapanao ny tsapako Fihino ary ny tanako Avia an-tratrako, ho lasa iray ilay roa Eoahhh Dia tsy andry foana hoe rahoviana indray no hiaraka Hibanjina ny hakantonao, ilay hatsaran-tarehy Tsongotsongonao toa lasa fahazarana, Nitondra tsirom-piainana Hafenoina tsy anindroa Fa hainao ny mizara Hainao koa ny mitàna Mitahiry ireo tsiambarateloko Matalanjona ahy foana Ilay isika roa rehefa mihaona Fidoboky ny fo To lasa iray ilay roa Eoahhh Raha tsapanao ny tsapako Fihino ary ny tanako Avia an-tratrako, ho lasa iray ilay roa Eoahhh tononkira.serasera.org/hira/nate-tex/mahatalanjona-1 Tsiky dia ampy
Mankasitraka manadratra hatrany ny Mozika Gasy Tanora lesy e.
Mahatalanjona
Tsy haiko aloha ny anao fa ny amiko efa lafatra
Ra fitiavana no resaka dia feno be dia be
Satry foana anie ry tiako hiala sasatra
Hamihina ny vatanao handray dia hanome
Hizara fitia
Eo anilanao no tiako hisy ahy
Eo akaikinao no mahatsara ahy
Hiriako ho doria
Ny ahy sy ianao fa 'zao
Matalanjona ahy foana
Ilay isika roa rehefa mihaona
Fidoboky ny fo
To lasa iray ilay roa
Eoahhh
Raha tsapanao ny tsapako
Fihino ary ny tanako
Avia an-tratrako, ho lasa iray ilay roa
Eoahhh
Dia tsy andry foana hoe rahoviana indray no hiaraka
Hibanjina ny hakantonao, ilay hatsaran-tarehy
Tsongotsongonao toa lasa fahazarana,
Nitondra tsirom-piainana
Hafenoina tsy anindroa
Fa hainao ny mizara
Hainao koa ny mitàna
Mitahiry ireo tsiambarateloko
Kantoo loatra!! tiako loatra ...
Ao tsara ;)
Milay be tena tsara...mampatsiahy clip ny bruno mars zany
mankasitraka eeee.......
Tiako loatra❤️
Tiko loatra le hira
Milay lesy n mihaino n hira s n feo an’lah ri Nate Tex
Tsara e! Tohizo fona fona. Mapahatsiahy sy mapitamberina zavatra bdb ahy ity hira ty. H...
Tsara😍😍😍
tsara loatra lay hira! tsy mankaleo ahy na io fona ary no henoiko!
J'adore 😍😍😍😍😻😻
Zeum ❤️
tiko lotr sad maay miir b Tex
Tiako è atsarovako zay be louako zay mmmm merci ee
Jkiff trop❤️❤️❤️❤️❤️
Kifeko ranga n hiran la
mon copain a chanté cela lors d'une soirée karaoké et depuis je suis de plus en plus amoureuse
mlay eh mankasitraka
Tena tiakoo !
Tsara leitsy a !
Tiako loatra, tiako hiainana isan'andro lay tantara
Jtm Nat💑
Tsara 🎩
Mankasitrak tsar 🙏🙏
mlay beuh nate tex woooah
Tiako loatra ❤️❤️
15novembre 2019😘😘😘😘😘😘
Ohatra ny misy maka tahaka kely ani Bruno Mars zany lay clip kanefa tsara satri zaho sady mankafy ny hirani Nate Tex no BM koa, mankasitraka e
tena oe tsara
Mampihetsi-po ery..
Qui a f le clip c trop beau
15h33 juin 2019💞😍❤
Mafonja be foana lay texte rehefa misy mivoaka!!
Milay (y)
jolijoli 😍
sendra nahita tampoka ireo hiranao vitsy² dia lasa tia. tohizo hatrany. tsara ny fomba fiteninao (fa tsy miteniteny foana) sy ny arrangements-nao, sy ny " clips madio " ataonao :D
De la musique avec des vraies paroles ❤ j'adore
Milay Ilay hira
Milay be
zanaky rija rasolondraibe ve lery ity fa na fihetsika na fihira de i rasolondraibe junior
j’adore trop
Lafatra..
tena mandona fo isaky ny miheno sy mijery
Ils chante bien👍