Skaiz - Misaotra Misy [ Directed by Tsilavina R La St'art Project 2023 ]
HTML-код
- Опубликовано: 20 янв 2023
- Contact Skaiz : 034 95 286 07
Artiste : Skaiz
Prod : S6-jyz
Real : Tsilavina R
Choriste : Sasouh
Mankasitraka anao mankafy ny kantoko !!
Abonnez-vous et partagez sans modération !!
#SKAIZ #MISAOTRA_MISY
❤❤❤
Rehefa eo anilanao izaho toy ny zazakely
Madiditra fa rehefa eo ianao malemy
Ireo adalako rehetraretra hainao tsianjery
Tsisy azaka mihintsy raha tsy ianao io irery
Ilay fisinao miantraika aty anatiko
Madoro ilay fitiavanao fa tantiko
Henika hasambarana henika hafaliana
Toy ny mpanjaka aho rehefa anilanao ry tiana
Ianao no hazava ny lalako
Jambanao aho ka raiso ny tanako
Raha eloka ny mitia ianao no anagadra an'ahy
F' efa any aminao ilay lakile ny gadana
Ref :
Na volamena na diamondra
Na voaheloka aho na voafonja
Tsy mbola nisy natakalonao ahy
Misaotra anao @ ny fo sy fanahy
Fitia tsy mitanila fa zato isanjato
No nomenao ahy tsy mila tambiny eh!
Nampiverina nitempo ilay foko efa vato
Foiko ho anao manontolo koa tsy asiako ambiny eh!
Satria raha noana aho tsy navelanao mosary eh!
Raha sendra tomany aho nomenao mosoary eh!
Tsy mba navelanao raha sendra lavo
Tsy natositosikao na mavomavo
Ianao no hazava ny lalako
Jambanao aho ka raiso ny tanako
Raha eloka ny mitia ianao no anagadra an'ahy
F' efa any aminao ilay lakile ny gadana
Lyrics vita ho azy misaotra👍eh!!
C’ est une chanson qui m’ a beaucoup touché en 2023 , pour moi c’ est l’ une des meilleures chansons malgache on espère le RDJ award cette année 🙌🙌🙌 alefa skaiz
mankasitraka rangah fa tena m'lay eee kiasss mandona fo 🥰🥰
tsy mbola nisy natakalonao ahy, misaotra anao aho amin'ny fo sy fanahy😍😍😍😍
Manana timbre vocale tiako be le sipa,mankasitraka e🎉
betsaka ny irany tsara fa ty ray ty tena tiko sad nandona be ny foko,merci beaucoup Skaiz❤❤❤❤
J'adore cette chanson merci beaucoup skaiz ✌️✌️✌️♥️
Sixx be lesy Skaiz ahh tena tsara lotra lesy eh
Tsara lotra le hira ee!! merci Skaiz aah
Tsara loatra 🙏en boucle 😊
Tsotra nefa mafonja ny tonony, tsara e!
Mankasitraka!
❤❤❤Tiako Lotra ❤tsy mety Léo mintsy miheno an ilay hira
Misaotra misy ,,,misaotra skaiz😊
Ndriiiii Misaotra misy! .....Na volamena na diamondra marina 😍
Sady miezaka mampisondrotra ze tovovavy manana talenta rehetra! tena Hats off!
Tena tsara be le parole, merci Skaiz, belle chanson, mais vraiment tiako e😉😍❤
Tsara be lesy e❤.Coup de coeur 😍❤️
Mankasitraka amle hira Zoky be Skaiz, tena tsara be😍😍😍
Tiako loatra ♥️ misaotra Skaiz tena kanto loatra ny tononkira 🥰
milay lesy Skaiza a, ary ela mahita sipa tsara feo fona an. top le vazo ka !!!
Anniversaire a ci🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Milay lesy Ty vazo Ty le...merci skaiz
What a beautiful Song! The Refrain goes direct in my ❤️
Rehefa ny Grand no mamoaka vazo de ny tambazotra rehetra no miozongozona toa misy horohoron-tany izany. Top 2023 ity ny vazo ity!💯🤘
0
Manao be ilay SKAIZ eee, milay.
Tiako ny gadon-kiranao izay nivoaka rehetra fa ity iray ity tena mamiko❤❤🙏
Tena ouuf 😮💨! mandona be, Merci Skaiz😍
Tiako loatra ity hira ity ❤❤
Voilà une inspiration d'un artiste a bon niveau 😊merci bcp skaiz 😊
Mankasitraka zoky be Skaiz aaa😍😍😍💪💪
Mangorintsina daholo ny vatako manontolo nihaino an'ilay hira. Merci, merci, merci mille fois, profondément. C'est très fort, grand, très beau....
😘😘😘😘😘
ay kay misy olona mitovy amiko ko,😁😁😁😁
Tsara kosa ilay vazo an
Le bandy reto tena mahay zavatra mits izy mirahalahy: Agrad & Skaiz, Hats Off!!
tsara loatra ny parole e, merci Skaiz
MIlay be ny Feon'i Sasouh
Tiako beeee efa nahazo taona aho fa tena mandona ny fo ilay izy arrangement top hafa kely ny feon n vaiavy ny coup de violon tsaaraa
tena tsara be le hafatra ao anatiny, tohizo fa milay Skaiz a, suuuurrr!
tena m'lay rangah,manakasitrak indrindra eeee
Tiako lotra le hira 😍 en boucle ❤️
Milay eee👊👊
tsara be foana ny vokatra havoakan'i Skaiz
misaotra 😍😍
🔥❤ tsr b fona
💯 ao tsara lesy skaiz ah💯
Kanto tena Kanto loatra ❤️...Misaotra misy 🙏
Quit écoute cette chanson en 2024
🙌 Misaotra e 👊 tsara foana e 🙏
No comment,
Ao amle ilaivana azy tsara, ny vadiko tsy gasy Fa izi no nteni ana oe henoy Fa tsara b ti vazo ti ozi, hatramzao tsy afak ambava,
Six b ra #Skaiz a, tohizo fefa ani zan e 🤘👌✌🇲🇬🇲🇬💪🎊🎉🎁
Tena tiako loatra ity hira ity tena tsara loatra enoiko foana isan'andro merci Skaiz fa tena mavita mandona lotra
Milay lesy eee. ❤❤❤
Tsara loatra!kiass baina Big UP!
Merci lesy frère, top daol ze mivoaka ary mandona b daol😘🙏
thank you SKAIZ for this beautiful song!
Tsara be mintsy🥰🥰🥰😍
Tena tsara be ❤️ bravo 👏🏾👏🏾👏🏾
Tsara nama hiranareo sy Agrad ❤️🥰🙏
Merci skaiz manome tsara fona ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Merci lesi le dada an
Milay ity hira ity
mlay kosa ee 🥰😊
Tik tok no nalalako lay hira , Tna kanto ❤
top avec Hitsy et les autres ! Bravo 🥰🥰
merci skaiz,mlay fona!!
Tena wouaou🥰🥰🥰
Mlay be🎶😍
Waouh 💞 Tiako 💗
🥺🥺🥺
Mampanembona be le hira.
❤️❤️
Tena tiko ❤
Reveko ranga ity hira ity a
la chanson est magnifique eein!!!!
Tsara beee ❤
Siora eeee
Tsara loatra 💐
🤩🤩🤩🤩🥰🥰🥰 Tsara lotra!
Kanto ranga ,mille merci 🙏
Tena tsara fa misaotra fn fn e♥️♥️.mahay raha lisany
tena manao le Sasouh
Mlay beuh 🥰
Tiko loatra ❤️❤️❤️
Mankasitraka fa tsara loatra ❤ Sasou koa tena tsara feo. Efa nankafy ny feony foana hatrany @pazzapa
Ngah nivoaka pazzapa izy io....
Tena miavaka tsara mits feony
Milay eh💪💪💪♥️
Mami keli😍❤
Tena tsara loatra 💕💖
J adore 😍❤❤👏👏💣💣
Tsara foana tena mandoana fo ary mapitsiry fitiavana indray ❤Bravo Skaiz
tikonlehir😅😅
MERCI TENA MERCI FA TSAREBE
Mlay fun izy zany a!!!!
Tsara loatra❤
nice musique 👌💯....
💝💝💝💝💝💝💝💝💝💝
Tsaraaaaa ❤
Tiako loatra ❤❤❤
Tsara tsisy kianina e! Tohizo fona
❤❤❤❤❤❤❤❤ Tiko loatra
mamy kely
😍😍😍
Tsara loatra💯
Tsara be 😊😊
Merci Skaiz, en boucle foana ❤
Love this song❤
Top 😍
Tsara foana Skaiz a
Mahay nareo❤️ respect
merci e tsara makasitraka lesy e
Tena tsara ka ❤❤❤
tsara kosa annn :)