tokony mianatra ohatran i Nate daholo aloha ny mpihira rehetra vao tena mihira.Ra mijery ny hira nataony taloha sy amin'izao tena hita be mihitsy hoe nivoatra be sady tena mahafinaritra. Mirary soa fa tena tsara e! Miakary amin'ny avo be @zava-kanto e! Mba aza mivadika commercial rehefa any aoriana fa mijanona amzao :D
Tononkira 🎵🎵 Aza aterina kory fa efa hoe hita ny lalana mody Dia ianao lo tonio koa ny fo sanatria raha hoe hiantso tody Fa fitiavana tsy hifanerena ka lasa izy aleo koa hande Rehefa izay ve ny tiana, veloma ry tony fa ianao ko ve handa 'lay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome izay tsara indridra aho Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary Dia izao no tsarovy Nafoiny Tsara tso-drano ianao Fa fitia vao omaly navelany hamono ilay afo nafana Dia ilay fo feno anao napodiany nahatofoka tsy nahatamana Na voady nekena narodany ianao hony tsy afaka intsony Ka naleony nanidina fa ari-elatra hony ny fony Ilay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra Ref:Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao Dia izao 'ndray no tadidio fa nanome ny tsara indridra aho Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary Dia izao no tsarovy Nafoiny Tsara tso-drano ianao Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome ny tsara indridra aho Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary Dia izao no tsarovy Nafoiny Tsara tso-drano ianao
Tsara zandry a, mankasitraka e! tsy maintsy misy faona ny tena hoe manan-talenta ,fa tsy toy ireo mihirahira fahatany hiran'alika mampandihy vody fontsiny.
Tiko loatra ity hira ity💕 ,ary tiako ho hay par cœur 💕Merci Natex,eny na dia mampitomany ahy foana aza,satri de hoatran'hoe fiainako izany no nitantarainao😢
Aza aterina kory fa efa hoe hita ny lalana mody Dia ianao lo tonio koa ny fo sanatria raha hoe hiantso tody Fa fitiavana tsy hifanerena ka lasa izy aleo koa hande Rehefa izay ve ny tiana, veloma ry tony fa ianao ko ve handa 'lay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome izay tsara indridra aho Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary Dia izao no tsarovy Nafoiny Tsara tso-drano ianao Fa fitia vao omaly navelany hamono ilay afo nafana Dia ilay fo feno anao napodiany nahatofoka tsy nahatamana Na voady nekena narodany ianao hony tsy afaka intsony Ka naleony nanidina fa ari-elatra hony ny fony Ilay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome ny tsara indridra aho Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary Dia izao no tsarovy Nafoiny Tsara tso-drano ianao Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome ny tsara indridra aho Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary Dia izao no tsarovy Nafoiny Tsara tso-drano ianao tononkira.serasera.org/hira/nate-tex/tsara-tso-drano-2 Tsiky dia ampy
tokony mianatra ohatran i Nate daholo aloha ny mpihira rehetra vao tena mihira.Ra mijery ny hira nataony taloha sy amin'izao tena hita be mihitsy hoe nivoatra be sady tena mahafinaritra. Mirary soa fa tena tsara e! Miakary amin'ny avo be @zava-kanto e! Mba aza mivadika commercial rehefa any aoriana fa mijanona amzao :D
Tononkira 🎵🎵
Aza aterina kory fa efa hoe hita ny lalana mody
Dia ianao lo tonio koa ny fo sanatria raha hoe hiantso tody
Fa fitiavana tsy hifanerena ka lasa izy aleo koa hande
Rehefa izay ve ny tiana, veloma ry tony fa ianao ko ve handa 'lay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra
Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra
Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao
Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome izay tsara indridra aho Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry
Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary
Dia izao no tsarovy Nafoiny Tsara tso-drano ianao
Fa fitia vao omaly navelany hamono ilay afo nafana
Dia ilay fo feno anao napodiany nahatofoka tsy nahatamana
Na voady nekena narodany ianao hony tsy afaka intsony
Ka naleony nanidina fa ari-elatra hony ny fony Ilay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra
Ref:Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao
Dia izao 'ndray no tadidio fa nanome ny tsara indridra aho
Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry
Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary
Dia izao no tsarovy
Nafoiny Tsara tso-drano ianao Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao
Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome ny tsara indridra aho
Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry
Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary
Dia izao no tsarovy
Nafoiny Tsara tso-drano ianao
Tsara zandry a, mankasitraka e! tsy maintsy misy faona ny tena hoe manan-talenta ,fa tsy toy ireo mihirahira fahatany hiran'alika mampandihy vody fontsiny.
je suis française et Jaime bien ta voix Nate tex bravoooo!
2024 nostalgie kely
Zany ka Kanto
Mankasitraka indrindra eee. Tiko taterak le parole mbol apin le rythme sy n feony ko. Respect Nate a👌voaray le hafatra🤗🤗
Love it! Tsara be
Roviana ny Anniversaire nate tesx fa tsara b dit hosana dahaolo❤❤
Tiko loatra ity hira ity💕 ,ary tiako ho hay par cœur 💕Merci Natex,eny na dia mampitomany ahy foana aza,satri de hoatran'hoe fiainako izany no nitantarainao😢
Tu t'apelle Samantha
Mbola tsy mankaleo ahy ny mihaino ity hiranao ity hatramin'izao 🇲🇬❤️
Zany ka tena hoe zava-kanto! Mandona be ahy lay hira 😍😢
Tena tsy mety leo an'ito hira ito ah. Tsara loatra 😍
Avo razana lesy zany talentan'ialahy zany, aza adiko ny hira fiderana.
t'es le meilleur chanteur Malgache en tant que jeune #Nate Tex mais Jaime aussi Mirado bisous à toi ❤
question de goût!
Tena tiko be le hira mahay mihira le olona bravo ❤👏👏👏👏
Tsara Be,sady atsiarovako an'izay cousineko zay,tohizo f tsar lay talenta ry nate a
I'm from Italy. Very nice song
Tsotsotra ... milamina .... tonony mandona be !! Tsara be ^.^
I love Madagaskar ❤😭My love, dono't love me....myhrandria...
Ndriii ... tsara lotra ty hira ty❤
J'écoute en boucle depuis un moment avec mes colocs👍
tsar le hira fa enao kus Nate otrany manala b anle sipa nef izy ar ef mapalaelo!hihihi!milay ka!
Zao vao henoko ty hira ty. ..TSARA BE☺☺☺
merci bcp!!tsara be!!mazoto manoy!!
tsara le inspiration anlah lesy bain, surr dia mankasitraka e!
Waouh 😮😮
J'adore, lasa henoko fon le izy💕💕
Tsara loatra ity hira ity 😍😍 Paroles, son, arrangements tout TOUT waw 😍😍
Aza aterina kory fa efa hoe hita ny lalana mody Dia ianao lo tonio koa ny fo sanatria raha hoe hiantso tody Fa fitiavana tsy hifanerena ka lasa izy aleo koa hande Rehefa izay ve ny tiana, veloma ry tony fa ianao ko ve handa 'lay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome izay tsara indridra aho Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary Dia izao no tsarovy Nafoiny Tsara tso-drano ianao Fa fitia vao omaly navelany hamono ilay afo nafana Dia ilay fo feno anao napodiany nahatofoka tsy nahatamana Na voady nekena narodany ianao hony tsy afaka intsony Ka naleony nanidina fa ari-elatra hony ny fony Ilay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome ny tsara indridra aho Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary Dia izao no tsarovy Nafoiny Tsara tso-drano ianao Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome ny tsara indridra aho Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary Dia izao no tsarovy Nafoiny Tsara tso-drano ianao tononkira.serasera.org/hira/nate-tex/tsara-tso-drano-2 Tsiky dia ampy
Surrr lesy Nate e!!! Ho tafita elah.. huhu.. okay 👊☺👊
GOOD GAME WELL PLAYED NANTENAINA A !! Envoye la suite !! Enjana lah !!
:)
Tena hatolotro manokana hoan'i Faniry (Tempo Gaigy ) ity!!
Aleo omena ny hafa rehefa tsy mahay makasitraka izy e 😉😉😉
grave b le inspirationo, tiko le timbre :D :D ankafizoknay atram farany ;)
nefa ilaina ny hatsiaka na de mamirifiry!!! tsara be ka
Atolotro ho azy 💔
Mahay lotra #Nate_Tex 👌
norma lesy baina a!!! ary mbola manao poker v lty lah :p
Ndriiii tiko lotra😍😍😘
HUUUUUM matsiro loatra e!!!! trop juste
Maizna be le Clip Frero, tsy araky le tononkira.
waowwwwwwwwww , j'adore cette chanson
Tsara loatra..indrindra ilay clip..bravo 😊😊
Mlay le hira an, sur les Nata an!
Manja be e! Tena tsara! Tiako ny timbre aloha. Tiako ny arrangement. Tiako ny paroles.... Tiako e!
Milay be , Mahay mpamorina!
a masterpiece !
tiko lotra e! merci 😌 à bientot à paris 🤗
Zao za vo naheno anty fa itako we tsara
Surtout le refrain
Merci
Tsara lotra ty hira ty 😍😍😍😍😍 merci Nate
Tsara ilay vazo! Tena nisainana tsara!
Indrisy.. Tantara ny vita rehetra 😢
j'adore 😊😊, tohizo hatrany
Mlay lets baina!!
Respect
Aah Dutrieu comment on se retrouve 😁 Ecq ça te dit qlq chose😂
Monster Draal Les enfants du Levant.. :)
Za de tena répétition en boucle isanandro mdrr trop belle comme chanson 💪💪
Teako mare merci e
tena tsara b mits !! tsara tsodrano marina!
Tsara b lay tonony, lay inspiration mafnartr e!!
waouh tsara b !
J'aime trop
Mlay eeee, le mélodie no tena mlay fa ny tonony kou tsy latsak'izay.
TIAKO LOATRA ITY VAZONAO ITY NATEX MAHAFIANRITRAHY LOATRA VOCALE NAO ?TOHIZO MAHAFINARITRA
Tena hafa mitsy feony lerii ah😮😮😮
Tsara be le hira ,mankasitra fa tsara e!!!!
M'lay lesty fa tohizo a! ;)
tu fais pas concert à paris chochou?👊
Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra....
Tieko hira ti ai 😍😍
717 528 Vues Nate Tex. Bravooo... C'est mérité aussi ;)
2021❤️❤️🔥
Tsara loatra💙
Tiko be ilay hira!
Dia izao no tsarovy, nafoiny ... alaiko vady ianao :p
The best song Ever!!!!!! tsara lOtra,
Merci zandry ! Ho lasa lavitra ialahy fa tohizo.
Tsara bee 😊
Mahafinaritra be 😍😍😍😍
Tiako loatra izy zay saingy tsisy nenina fa notiaviko t@ fo madio 😍😍 ...mirary NY soa sy ny tsara hoanao ah rahavako 💔
Tsara beuh!
Tiako be ity hira ity!! Merci
Mora arina ni faikani oni na matsiro az ni f#ri 😂
Tena babo @ ilay mélodie aho ❤️❤️❤️
Tsara eh , tohizo namana ah
Mlay be....👍👈
Tsara tso drano eee!!!!!
tena tsaraa!! j'adore trop
Mbola tiko fona💕
Tsara be !!
Atolotra ho an'ilay olona iray tena tiko indry iny ito hira,na dia tsy anjarako aza izy
afaka mba asiana tonony ve eo amin'ny description svp
Tiko atram Le vocal nity nate tex ty... Le hira tsara daholo.. Rythme ao tsara... Tsara e
izy ty dé mafatifaty kely mints e, sady malefaka ery ange ny feony e!
tsara, tena tiko be!!!
Tiako be, tsara ny composition, arrangement, ny texte, ny vocal, bref bravo et merci
Mbola tiako foana❤️
😍 kiffeko b 😍
trop be tro les fan anla zah
Atolotro ho an'ilay olon-tiko iny. Rain-janako ❤ Tantara sisa 💘💔
mlay ranga ah!!!!toizo fa tsar e...!!!
lasa adala amty hira ty za.....tiko loooootraaaaaaaaa
tsara be!!!
Tsara tso - drano marina less Nate tex ah!!
tohizo les fa tsara ny zavatra ataon lah a surrrrr