TONONKIRA AZA HITSERANA Tonga teto ianao nilaza Fa nahita ilay fitia Ilay nirinao hatrizay hatrizay Mba faly anie aho F’angamba ho sambatra amin’izay ianao F’ilay fitia teto amiko angamba tsy ampy Ny alahelo tanatiko tao Nafeniko tsy ho hitanao Leferiko ilay hany hasambarako Fa raha sendra mandalo mamangy any aho Ka maso manganohano no hitanao Raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao Fa toa mafy izany adim-panahy Aza itserana akory aho Rehefa sambatra ianao ampy izay Niala teto ianao Fo mangaina sisa navelanao mba ho ahy Fa tsy ho ahy ianao fa niova fitia vaovao Ny alahelo tanatiko tao nafeniko tsy ho hitanao Leferiko ilay hany hasambarako
tonga teto ianao nilaza fa nahita ilay fitia lay nirianao hatrizay ka hatrizao Mba faly anie aho f'angamba ho sambatra @zay ianao f'ilay fitia teto amiko angamba tsy ampy Ny alahelo tanatiko tao nafeniko tsy ho hitanao noeferiko ilay hany hasambarako Fa raha sendra mandalo mamangy any aho ka maso manganohano no hitanao raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao fa toa mafy izany adimpanahy aza itserana akory aho efa sambatra ianao ampy izay Niala teto ianao Fo mangaina sisa navelanao mba ho ahy Fa tsy ho ahy ianao fa hiova fitia vaovao
Rakotonandrasana Minoarisoa Alsa Pas mal!! Mais fait avec précision à la prochain, comme ça c'est facile de le lire. Parfois quelqu'un veut copier vos commentaire alors il a de problème à suivre les détails. C'est tout!! :)
Fa raha sendra mandalo mamangy any aho ka maso manganohano no hitanao raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao fa toa mafy izany adimpanahy aza itserana akory aho efa sambatra ianao ampy izay
TONONKIRA
AZA HITSERANA
Tonga teto ianao nilaza
Fa nahita ilay fitia
Ilay nirinao hatrizay hatrizay
Mba faly anie aho
F’angamba ho sambatra amin’izay ianao
F’ilay fitia teto amiko angamba tsy ampy
Ny alahelo tanatiko tao
Nafeniko tsy ho hitanao
Leferiko ilay hany hasambarako
Fa raha sendra mandalo mamangy any aho
Ka maso manganohano no hitanao
Raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao
Fa toa mafy izany adim-panahy
Aza itserana akory aho
Rehefa sambatra ianao ampy izay
Niala teto ianao
Fo mangaina sisa navelanao mba ho ahy
Fa tsy ho ahy ianao fa niova fitia vaovao
Ny alahelo tanatiko tao nafeniko tsy ho hitanao
Leferiko ilay hany hasambarako
Enjana feon'y i Ken❤. Le hira koa tsara rahateo.
Aza itserana akory aho refa sambatra ianao, tiko be merci ry zalah fa mlay le hira ❤❤
J'adore, j'adore 😍😍😍
Aza hitserana akory aho=ny alahelo tao anatiko Tao nafeniko tsy ho hitanao
slow rock a lancienne, merci de faire de la bonn musique avc des vrai musicien, de loriginalité. keep it up!!!!!!!!! More more more more more more
Reveko mage 4
Tena lafatra euh...bravo Mage 4
Rehefa sambatra ianao… ampy izay 😢❤❤
merci Mage 4 nanome fahafahampo ho tanora Toliara, de merci les anciens CSCT. milay e!
mankarary fo kely ity hira ity. mafonja ilay tantara. je kiff
tonga teto ianao
nilaza fa nahita ilay fitia
lay nirianao hatrizay ka hatrizao
Mba faly anie aho
f'angamba ho sambatra @zay ianao
f'ilay fitia teto amiko angamba tsy ampy
Ny alahelo tanatiko tao
nafeniko tsy ho hitanao
noeferiko ilay hany hasambarako
Fa raha sendra
mandalo mamangy any aho
ka maso manganohano no hitanao
raha mijery anao aho tsy sahy
ka tsapanao fa toa mafy izany adimpanahy
aza itserana akory aho
efa sambatra ianao
ampy izay
Niala teto ianao
Fo mangaina sisa navelanao mba ho ahy
Fa tsy ho ahy ianao fa hiova fitia vaovao
Rakotonandrasana Minoarisoa Alsa misaotra tononkira
Rakotonandrasana Minoarisoa Alsa Pas mal!! Mais fait avec précision à la prochain, comme ça c'est facile de le lire. Parfois quelqu'un veut copier vos commentaire alors il a de problème à suivre les détails. C'est tout!! :)
Merci
@@sympadimby97
Efa mety io nataony io fa mba ampiasaina kely ny saina rehefa mamaky azy e!
@@vatosoasarobidy7328
OK merci ! Mais parfois les personnes âgés ne le comprennent rien!
Fa raha sendra
mandalo mamangy any aho
ka maso manganohano no hitanao
raha mijery anao aho tsy sahy
ka tsapanao fa toa mafy izany adimpanahy
aza itserana akory aho
efa sambatra ianao
ampy izay
Tsara b le hira ! Le clip! Le tout!!!!
Merci Mage 4 😄👍👍
aza hitserana akory aho
refa sambatra ianao ampy izay!!
Tsy makaleo ahy mintsy ty hira ty ❤
forever mage 4
On est en 2020 et toujours là je suis.
ça me touche beaucoup !!! Merci
Remaster 👍 meilleur son que l’ancien! Nice!
Aza hitserana
Maromaroa ny hira @ teny malagasy TSY MIFANGARO hatamin'ny voalohany ka hatramin'ny farany toy itony. TENA RAITRA
2021 je l'ecoute encore en boucle
Aza hitserana akory aho .... Tikoooo
Aza Hitserana
Tsara be ilay hira .merci!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Tena tiko satriko fn ijery anty clip Ty 😍😍😍
Tsy mankaleo n mande foana aza
tsara le Clip
wwoo hatsiarovaku NY embience tau @ palais de sport mihintsy ty hira
ty an
j'adore hummmmm
J’aime bcp🥰♡♡
les paroles en disent beaucoup et l' autre mec avec son guitare :,( ... tu vis trop bien le clip , une grande histoire de déjà vue :) ...
Tiko loatra 😍😍😍
Any ilay tiko 😪😪😪 ts anjara n anay 😢😢
Aza hitserana akory aho😭😭
magnifique Zoubilove de Tahiti
...Ra ijery anao aho tsy sahy
Ka tsapanao fa toa mafy izany adim-panahy😢😢
2020 ! wouawou
tonokira ihany izany ka henoina, novelas atao ankira
Tiko lotr le hira
Ef nandalo t@ tatarampiank zao 😢
J adore❤
mbola ho anody azy lesy zany eeee courage ela
Aza manao an'izany fa indraindray rehefa tsy misy ny chemistry dia aleo misaraka na mitady olonkafa
Ndriiii😥❤
tsara be taiza Kay le toerana nanovana anle clip 😍😍😍😆😆😆
Tany mantasoa io e!!Nefa ts aiko lo e!!😁😁😁😊
Milay be le hira é!!!
Ndryyy mahereza ho an izay tojo anty hira ty pile yarico eeeee mbola ho avy ny anjaranao
hihi , tandremo ko ny tratran ny Tsy hitanao ny aleha
ruclips.net/video/5b2AbAP5RCs/видео.html
Merci pour le réconfort !!
KKK
Aza hitserana akory aho rehf sambtr ianao rhatrizay
Za d ato fona2 enoko fona ty hira ty juillet 2019
J'aime ça
J'adore ❤
bonjour Andy la gentille
@@mitantsoarabenomenjanahary8164❤
2020 qui est là?
Tikou b mage 4 😍😍😍
samy faly eeee
J'aime bcp ❤❤
aza hitserana soh ny vita
mbola tia eh!!! mankafy be mts
tiko be merci
Trop fort je kif cette musique
❤
I remember this song!it makes me cry!I
Tiko be mitsy ty hira ty!
31 janvier 2020 Ts leo mints ah ny mihaino anaz
Mandona, mampité hamonon-tena zany vazo zany
Tsy azo henoina irery ity raha sendra vao nisaraka t@ sipany fa angamba migogogogo mitomany... Mlay lisany ry zalahy an
trop cool
tena tsar eh💯
tiako be le hira e!! surrrr
Tsara be e!
Mlay ranga lisany an! Samy faly e
Tsara n feonilai manao prime @ l'ai hira .
Mlay b, mankasitraka ! !!
❤❤
manifaiiik
Manja eh!
Ho anao😢
aza hitserana akory aho
Iza? decembre 2018 izao? 😉
mlay ranga nareo an, za tsy miala @mage 4
Mpankafy hatrany.Tsara foana
tiko lotra ty hira ty mankasitraka Mage4
top mampalaelo b le hira
J'adore
Tsara lotra😍😍😍
Tena trop be ! Diso tsar à lotra an
Siora be de samy faly eh
aza hitserana akory aho :( fa rehefa sambatra ianao dia ampy ho ahy izay :)
tiko nama aaa! tena tiko lotra
tsara be le hira a
:( :( :( :( hira natolotr'lay premier amourko ahy ty hira ty ,tsy ho adinoko mandrakzay, izy efa lasa any @ paradisa :( :( :(
Toizo fa tsara mage 4 atraminy farany
Ndriiiiii 😢😢
Tiako 😊
Manaja, mankafy, mankasitraka, mirary soa ho an'ny tarika Mage 4 - mahay nareo zalah
Tiko be❤❤
Je kiff
leferiko Ilay any hasambarako😓😓
mankasitrak zalah a!
tsara be le clip fa mampalahelo be ny le hira sy ny clip an !
😓😓❤
Atomboko ny hoe iza no miaino an'ity 2020 ? ;p 😂
Ilay fitia teto amiko angamba no tsy ampy! 😔 Mlay foan
any zao i Ella eo andranomena,izay lasa sipan i Lova.Rehefa sambatra ianao dia ampy ahy izay
ndriiiiiiii
tena tsifeko aza hitserana akory aho fa raha sendra ........
mlay be le hira e