Lil'C - Izaho Tsy Hitana

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 май 2012
  • Follow RMMC:
    / rmmcmusic
    © 2012 RMMC
    ~-~~-~~~-~~-~
    Please watch: "Kathy - Ny Tsara Ft Lil'C"
    ➨ • Lil'C - Ny Tsara ft. K...
    ~-~~-~~~-~~-~
  • ВидеоклипыВидеоклипы

Комментарии • 194

  • @user-py9xo8cw6s
    @user-py9xo8cw6s 4 месяца назад +27

    2024 on est là 💘

    • @LilianP-cb6zx
      @LilianP-cb6zx 3 месяца назад

      Oui, encore ici...🇮🇹🇮🇹🇮🇹

    • @Mia-tj4sc
      @Mia-tj4sc 2 месяца назад

  • @sympadimby97
    @sympadimby97 6 лет назад +28

    Parole:
    Tiako ho ré fotsiny ilay feo
    F'ianao nilaza tamiko fa izy no tianao satria
    Zah tsy hino fotsiny eo
    Tsy mitombina, tsy mety, tsy mino aho ra tsy ianao no miteny
    Tiako ijery ahy ny hampiseo, fa levona any anatinao ireo dingana vitako sy
    Ireo sorina hatreo
    Ianao no tiko ilaza hoe inona no tsy nety my Baby
    Ehhhhh!! Iza no mahalala ny fisainan'ny olona ety
    Oohhhh!! Nanao ny tsara ho an'ny tiana aza mampitrapitra
    Ehhhh!! Nangataka ahy ianao omaly hoe izaho aza ariana
    Oohhhh!! Ny ampitso ianao nanadino ahy !
    Ref:
    Ka na lainga sisa ireny,
    Aza andrasana ho very,
    Fa lazao mafy hoe mandehanà! Aza mitanà ahy!
    Raha tsisy azo atao intsony,
    Tena vita dia ajanony,
    Ka lazao mafy hoe mandehanà! Aza tsy hitanà!
    Tiako ho fantatrao izy androany
    Tsy aiko ny tsy hiteny fa mandroatra ny anatiko ao
    Ka aleoko manontany ,
    Raha toa ka sanatria ho kilalaonao aho lazao
    Tsy mampaninona ahy izany
    Ny tontoloko angiana, ny lalako tsy ho lalanao
    Fa ny ampitso tsy ho lany
    Ny omaly mety hiofo tsy hianteherako hianteheranao
    Ehhhhh!! Iza no mahalala ny fisainan'ny olona ety
    Oohhhh!! Nanao ny tsara ho an'ny tiana aza mampitrapitra
    Ehhhh!! Nangataka ahy ianao omaly hoe izaho aza ariana
    Oohhhh!! Ny ampitso ianao nanadino ahy !
    Ka na lainga.....!!
    Ref(*05):
    Ka na lainga sisa ireny,
    Aza andrasana ho very,
    Fa lazao mafy hoe mandehanà! Aza mitanà ahy!
    Raha tsisy azo atao intsony,
    Tena vita dia ajanony,
    Ka lazao mafy hoe mandehanà! Aza tsy hitanà!
    Ka na lainga.....!!(*05)

  • @gaelleran7334
    @gaelleran7334 5 лет назад +52

    2019?

  • @nyantemarabarimanana6281
    @nyantemarabarimanana6281 9 месяцев назад +6

    2023 cette chanson restera un masterpiece pour toujours

  • @nambykely1779
    @nambykely1779 4 года назад +14

    2020 on est toujours là 😍

  • @lanahmil7833
    @lanahmil7833 4 года назад +39

    2020 ? Confinement 😂

  • @armellemiangalynysoarakoto9605
    @armellemiangalynysoarakoto9605 4 года назад +13

    2020 les gars, mbola anaty playlist foana ity iray ity hatramin'izao. Tsara ny vazo taloha.
    Mpankafy total an'i Lil'C

  • @TinahAndriah
    @TinahAndriah Месяц назад +1

    2024 encore amoureuse de cette chanson ❤

  • @deacool4634
    @deacool4634 4 года назад +27

    Aout 2019??
    Tiako foana,na ilay clip na feo na rythme, merci Lil C

    • @marysue1146
      @marysue1146 4 года назад

      tsara be mihintsy

    • @hobinandrianinarazafimanan5506
      @hobinandrianinarazafimanan5506 4 года назад

      2020

    • @kodaprince3613
      @kodaprince3613 3 года назад

      Dont know if anyone cares but if you guys are bored like me during the covid times then you can watch all the new movies on instaflixxer. Been watching with my gf during the lockdown :)

  • @carinerabekoto2354
    @carinerabekoto2354 6 месяцев назад +1

    2024 et on y est encore !!!

  • @zohanitriniainafamantanant8452
    @zohanitriniainafamantanant8452 2 месяца назад +1

    2024 on est ĺà❤

  • @annielu-ann5153
    @annielu-ann5153 5 лет назад +4

    Me too I' am always listening... November 2018

  • @mimichouanjara8175
    @mimichouanjara8175 11 лет назад +13

    cette chanson raconte ma vie passé...mais bon!C du passé,il est temps d'avancer :)
    en tout cas, c'est une chanson très réussi.bravo

  • @ilrak8948
    @ilrak8948 Год назад +5

    2023 🎉🎉🎉🎉

  • @ninahrakotobe2280
    @ninahrakotobe2280 6 лет назад +4

    en 2018 j'aime cette chanson

  • @olivierrogerrakotosolofo8742
    @olivierrogerrakotosolofo8742 3 года назад +6

    2021😂?

  • @florenciazaranony7616
    @florenciazaranony7616 5 лет назад +5

    je kiff et j'écoute encore💓❤💓💓❤🎵 vivre 2019🎧☑💓❤💓❤❤💓❤💓❤🎵🔁☑ Izaho tsu hitana.....
    Tiako hofatatsao izy androany......🎵

  • @franciaalfredine716
    @franciaalfredine716 3 года назад +3

    2021😘😘🥰🥰🥰💕💕💕

  • @faramalalaandria2511
    @faramalalaandria2511 9 лет назад +3

    mba tohizo le karazana music kara io taloha io fa zay no mah izy anao e!jador continue et bravo

  • @TrevorNico
    @TrevorNico 2 месяца назад

    ❤j'aime bien cette chanson

  • @elenadd5065
    @elenadd5065 7 лет назад +19

    2017 je l'écoute toujours

  • @CAZOLIEricClayderman
    @CAZOLIEricClayderman 10 лет назад +7

    I love this one! :)

  • @razafindravonjytimoty7836
    @razafindravonjytimoty7836 6 лет назад +1

    2018 tsika zao !! TENA MBOLA TSARA FOANA NY MIHAINO ANLE HIRA, tsy mety lefy six be !!

  • @moumoussimuriel6101
    @moumoussimuriel6101 11 лет назад

    le parole tena tiko lotra!!!

  • @oi-bj2cc
    @oi-bj2cc 4 года назад

    mlay be lil'c,tsara le vazonareo tena mlay,le leader vocal koa tsara tarehy manja e,mlay

  • @tantelyandriamiarisoa1949
    @tantelyandriamiarisoa1949 11 лет назад

    j'adore!! mlay be mintsy e!!

  • @annekerri5844
    @annekerri5844 10 лет назад

    Merci trO ca me touche

  • @highmims
    @highmims 12 лет назад

    manaova tsaratsara kokoa raha mahavita! Dia mba torohevitra kely, rehefa tsy tiana ilay zavatra dia aleo tsy mijery fotsiny dia tsy miteny fa tsy mandany andro manalabara-batana! tetezamita be ilay toe-tsaina! mahereza an :)

  • @anitha2605
    @anitha2605 11 лет назад

    tsara loatra, surtout le paroles e, tohizo fa tsara

  • @EugeneHeriniaina
    @EugeneHeriniaina 12 лет назад

    Aza valiana ireny fa mitsikafona :-)
    Raha mahavita koa izy tokony hanao.
    Mankasitraka foana e.

  • @andyraz2172
    @andyraz2172 5 лет назад +2

    Je kiff trop 😍
    2018 ❤❤❤❤

  • @maellepiqueray1552
    @maellepiqueray1552 5 лет назад

    Je l aime trop cette chanson la merci beaucou Lil c je t kiff trop ma belle

  • @tafikaharimboangy7380
    @tafikaharimboangy7380 5 лет назад +1

    octobre 2018 fa mi'kif foana fa asio tohiny rangah a!

  • @landouchihaa9237
    @landouchihaa9237 2 года назад +1

    2022 ehhh

  • @voloulounaraoumerisonh2690
    @voloulounaraoumerisonh2690 4 года назад

    J'M cette chanteuse , gracieuse!

  • @miranarichardiaradaniela7294
    @miranarichardiaradaniela7294 10 месяцев назад +1

    2023 mbola ai tsianjery fona ❤

  • @faby9344
    @faby9344 12 лет назад

    bravissima!!!!! 6 mitica!!!!

  • @naniemilson3536
    @naniemilson3536 11 лет назад +1

    j'aime !!!!!!!!

  • @candylee2208
    @candylee2208 11 лет назад +1

    WAW!!! Gasy oa ka manja e!! tena mlay be le cilp!! Sady bien arranger no mafianaritra fa tsy le clip misari-adala be reny!! tena tohizo ranga fa mlay a!!!! I

  • @vloggasy
    @vloggasy 11 лет назад +1

    oh jalousie quand tu nous tiens! Miezaha mafy eo @ fiainana dia mba henjehina indray fa tsy mpanenjika intsony e!

  • @landrymanankoraisinarasend881
    @landrymanankoraisinarasend881 2 года назад +1

    2022 janvier fa tsy leo

  • @Louvalina
    @Louvalina 12 лет назад

    tsara be, tiako be mihitsy

  • @teriitiori7894
    @teriitiori7894 9 лет назад

    jalove cette zick

  • @priscilliamarcel6116
    @priscilliamarcel6116 3 года назад

    26/08/2020 Toujours d'actualités

  • @murielletheodile3587
    @murielletheodile3587 3 года назад

    Mahafinaritra be ilay hira, Mankasitra andry Lil'C

  • @MamzelleJS
    @MamzelleJS 12 лет назад

    trop b!!j'aime la qualité de la vidéo mlay ry Sweet an !!!peace!!lay ira mou defa oka fotsiny Volana an ;) j'aime e

  • @koloinaravel1900
    @koloinaravel1900 3 года назад +1

    2021 ?

  • @user-on5jd2nu1n
    @user-on5jd2nu1n 4 дня назад

    2024 🎉

  • @201tagoste
    @201tagoste 9 лет назад +6

    CEST UNE BELLE CHANSON

  • @randriadio2515
    @randriadio2515 12 лет назад

    tiku be ty hira ty ... j'avou!

  • @imahandrySUN7
    @imahandrySUN7 27 дней назад

    2024❤❤❤❤

  • @rantorasolonjanahary7534
    @rantorasolonjanahary7534 10 месяцев назад

    J'écoute encore en 2023 👌

  • @fenitranirina2689
    @fenitranirina2689 12 лет назад

    Za aloha de tena miondana raha zay no azo ilazana azy satria isanandro za tsy maintsy mihaina ity hira ity. Tsara fa tohizo e.

  • @landrymanankoraisinarasend881
    @landrymanankoraisinarasend881 4 года назад

    2019..mbola mihaino fona

  • @jessicamdg1739
    @jessicamdg1739 Месяц назад

    2024❤️❤️❤️

  • @odessagarnier1032
    @odessagarnier1032 3 года назад

    Nov 2020 still here

  • @landrymanankoraisinarasend881
    @landrymanankoraisinarasend881 3 года назад +1

    2021 janvier😁

  • @dallybehivoka3313
    @dallybehivoka3313 6 лет назад

    ❤️❤️❤️

  • @user-rp7ut3kl8w
    @user-rp7ut3kl8w 10 лет назад +1

    tsara lotra e!!!

  • @natacha6992
    @natacha6992 Год назад

    2023 on est toujours là

  • @rahelinirinalandiii5408
    @rahelinirinalandiii5408 4 года назад

    2019😍😍😍😍

  • @loanamarina2174
    @loanamarina2174 11 лет назад

    Tsara akia a tohizo milay ka!!!

  • @andry1057
    @andry1057 3 года назад

    Bon flow, air mélancolique.
    Tsara e

  • @vangesylvie3595
    @vangesylvie3595 9 лет назад

    J's8 fan de lil'c

  • @soleilocean6816
    @soleilocean6816 10 лет назад

    oui j'aime sa super viavy du 974

  • @elisonanjaratiana2924
    @elisonanjaratiana2924 11 лет назад

    Ao tsar!! Mandona b mits GEM GEM GEM MM

  • @evanirina1755
    @evanirina1755 11 лет назад

    MANKASITRAKA EHH!!!je kifff

  • @mandaniainanathanael6551
    @mandaniainanathanael6551 5 лет назад

    ♥♥♥

  • @user-mn4se3pc6v
    @user-mn4se3pc6v 7 месяцев назад

    2023🎉❤

  • @raharisonmihaja823
    @raharisonmihaja823 Год назад

    2022 toujours top

  • @nasandratrarandrianantoand8535
    @nasandratrarandrianantoand8535 6 месяцев назад

    2024 mbola tsara foana

  • @user-zt2hf9xl5g
    @user-zt2hf9xl5g 5 месяцев назад

    Tiko 🎉🎉💞🥰🥰

  • @kevinqrovatiana8115
    @kevinqrovatiana8115 Месяц назад

    2024

  • @dianajuanto543
    @dianajuanto543 3 года назад

    2021....

  • @mitiadarianneandriamanandr9061
    @mitiadarianneandriamanandr9061 5 лет назад +1

    2019 :)

  • @mahafalynirina3922
    @mahafalynirina3922 12 лет назад

    j kiff trOoo

  • @anjianjafyrayn8497
    @anjianjafyrayn8497 7 лет назад +1

    milay eeeeh,za gasy fn

  • @user-ok4pm1qd6r
    @user-ok4pm1qd6r 7 месяцев назад

    tsy mba leo an'ity mihitsy

  • @madadreampicturepicture9669
    @madadreampicturepicture9669 4 года назад

    2020
    kif

  • @user-fu5dj8vg3j
    @user-fu5dj8vg3j 2 месяца назад

    2024 de Diego Suarez 🇲🇬🇲🇫

  • @anjianjafyrayn8497
    @anjianjafyrayn8497 7 лет назад +1

    mrc onl ts1 mpamitk eee,

  • @Louvalina
    @Louvalina 12 лет назад

    ka raha lainga sisa ireny,aza andrasana ho fery, fa lazao mafy hoe mandehana ,aza mitana ahy :)

  • @adrianamalalaniaina4985
    @adrianamalalaniaina4985 5 лет назад

    wouhhh tiko b

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika2619 4 года назад

    Mbola tsara foana ity hira ity

  • @KharimsOfficiel
    @KharimsOfficiel Год назад

    🔥🔥

  • @erictalbot6400
    @erictalbot6400 3 года назад

    2021 Mbola ato 👍😊

  • @AinaAndriamalala
    @AinaAndriamalala Месяц назад

    2024m

  • @fanyahmichous1526
    @fanyahmichous1526 3 года назад

    😍😍🔥🔥🔥

  • @tsiori.ravalison
    @tsiori.ravalison 4 года назад

    2020 mbola eto...

  • @evatiantsoa4676
    @evatiantsoa4676 Год назад

    ndry 2022 mbola mihaino ilay hira ny fahazazana ihany

  • @nwon3115
    @nwon3115 3 года назад

    Juin 2021

  • @rakotomandimbymisa2359
    @rakotomandimbymisa2359 11 лет назад

    cva be mints a!!

  • @1979malala
    @1979malala 12 лет назад

    tsara be daholo ny hiranao

  • @felaniainabaholyrazafindra9258
    @felaniainabaholyrazafindra9258 3 года назад

    Présente hahahahaha!! tiko foana

  • @sitraco10
    @sitraco10 2 года назад

    2021 qui sont là?

  • @rafaralahynasy2839
    @rafaralahynasy2839 12 лет назад

    Trô e,tsara be le sary s le fomba fanoratr e,

  • @tianastella9035
    @tianastella9035 11 лет назад

    tsy mety leo miheno anty ira mintsy :-) fa am manaraka mba ataovo gasy le mijouer rôle

  • @latymiourah501
    @latymiourah501 12 лет назад

    tikou be le hira,tiko be le clip

  • @miorarazanamanana392
    @miorarazanamanana392 5 лет назад

    Ary aiza zao t'y SIPA t'y e ,février 2019

  • @tojorandriamahazo6383
    @tojorandriamahazo6383 11 лет назад

    Mlay b fa tuhizu aky a!