Merci beaucoup Njara Marcel, amin'ny hafatra ho an'ireo lehilahy zatra mampijaly vehivavy, magnifiques paroles et chanson,avec votre belle voix,et le timbre vocal magnifique
🥹 MBA asio hira manome courage hialana anaty relation toxique.. Misy ilay fitiavana hila hamono mihintsy.. Maro be ny maniry fa ilay FO adala toa ts mety manary ilay tiny na dia tena efa marary lotra.😊 merci amin'ilay hira
@@MartVd-y3f Aza ampijaliana - Tononkira Eh, nandalo Teo izy androany Eh, tsy nametraka hafatra fa nitomany Eh oh, noratrainao mafy kosa hono ny fo-ny Dia lasa izy nandeha fa tsy nijanona intsony (x2) Dia lasa izy nandeha fa tsy nijanona akory Mosoara iray no mba nentiny any Tsapako hoe voadona mafy ny aty fanahiny Mosoara iray no nomeko azy Toloko sy alahelo tsy mba vazivazy Ref: Mba Aza ampijaliana moa lesy izy iny Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany Aza ampijaliana fa tsy fanahy iniany Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany Aza ampijaliana moa lesy izy iny Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany Tsy te hijaly intsony fa tsy fanahy iniany Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany Tandremo lesy sao anenenana Ranomasom-behivavy anie hono ka manody Ilay ditran’ialahy kosa lesy mba ferana Ndana ialahy mifona ampitonio ny fo-ny Nitanondrika nahatsiaro ho resy izy Hoe mangidy aminy hono ny fiainana an-tany Mandiniha ataovy lesy izay mba mety Tsy ho zakan’ialahy raha ny todin’izany Ref: Mba Aza ampijaliana moa lesy izy iny Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany Aza ampijaliana fa tsy fanahy iniany Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany Aza ampijaliana moa lesy izy iny Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany Tsy te hijaly intsony fa tsy fanahy iniany Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany A/C: Njara Marcel
@@joseepatriciaorts9890 Aza ampijaliana - Tononkira Eh, nandalo Teo izy androany Eh, tsy nametraka hafatra fa nitomany Eh oh, noratrainao mafy kosa hono ny fo-ny Dia lasa izy nandeha fa tsy nijanona intsony (x2) Dia lasa izy nandeha fa tsy nijanona akory Mosoara iray no mba nentiny any Tsapako hoe voadona mafy ny aty fanahiny Mosoara iray no nomeko azy Toloko sy alahelo tsy mba vazivazy Ref: Mba Aza ampijaliana moa lesy izy iny Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany Aza ampijaliana fa tsy fanahy iniany Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany Aza ampijaliana moa lesy izy iny Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany Tsy te hijaly intsony fa tsy fanahy iniany Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany Tandremo lesy sao anenenana Ranomasom-behivavy anie hono ka manody Ilay ditran’ialahy kosa lesy mba ferana Ndana ialahy mifona ampitonio ny fo-ny Nitanondrika nahatsiaro ho resy izy Hoe mangidy aminy hono ny fiainana an-tany Mandiniha ataovy lesy izay mba mety Tsy ho zakan’ialahy raha ny todin’izany Ref: Mba Aza ampijaliana moa lesy izy iny Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany Aza ampijaliana fa tsy fanahy iniany Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany Aza ampijaliana moa lesy izy iny Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany Tsy te hijaly intsony fa tsy fanahy iniany Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany A/C: Njara Marcel
Misaotra ❤Njara Marcel❤️
Tu nous fais vivre une émotion énorme en écoutant la chanson ❤️🤗🇲🇬
@@VanelElodie ça fait chaud au cœur ♥️
Me fait rappeler une histoire que j’ai vécu , merci ☺️
Mahafinaritra foana e! Mitomboa talenta @Njara Marcel! 🎼🎶🎤🎧🎸👏👏👏
@@LarissaMaminiaina Mankasitraka e🙏
J’ai vraiment des goûts des fois mais là excellent 😂❤
@@Tomgasser9148 merci à vous 🙏
Merci beaucoup Njara Marcel, amin'ny hafatra ho an'ireo lehilahy zatra mampijaly vehivavy, magnifiques paroles et chanson,avec votre belle voix,et le timbre vocal magnifique
@@stephaniemadjide-nf7no merci 🙏
@@NjaraMarcel je vous en prie jeune gens
Kay efa nivoka kay nefa tena efa nendrasako 😢milay be tyh vazo tyh❤
@@tangala4103 yeah🤙
Tsara be dia merci bcp Mourtaza sy Hoby fa mamy kely nareo 2🥰🥰🥰
Merci 😊
❤ Tsara loatra eee , la mélodie j'adore !! Continue dans cette voie .
@@MariaAnnita-xd1ju merci 🙏 ♥️
Kay...enjana zany hira zany
Tena tsara le hira 🥺😘💗
@@DominiqueFitiavanah 🙏🙏🙏
wao tsara fona ny hiranao lesy NJARA EEE
@@francklineknyose6829 Mankasitraka foana🙏
Wow mankasitraka mandona Fo be mintsy 😢 mirary soa Njara ❤❤
@@yfgf3014 Mankasitraka e🙏
Dédicace ho an'ireny vehivavy tiana nefa tsy anjara reny , merci eh😌✌️
@@ambinintsoabenjatiana-lp7ef 🙏🙏🙏
trop nama zany vazo zany! Bravo be 😍😍😍🥰🥰👏👏
@@jafartherinjatovo8079 Mankasitraka foana e🙏
Courage hoatsika vehivavy 😊🎉njy tsy hôrera !
Tena tsara be❤❤❤
@@KellyainaTanjoniaina 🙏🙏🙏
Mlay le vazo lesy 👏🏾 bonne continuation hatrany
@@fiaroleondaris4498 🙏🙏🙏
Zavatra niainako 😢😢
Mankasitraka 🥰❤️
Tsara❤tena tsara♥️♥️♥️♥️
@@narindrarakoto9406 Mankasitraka tompoko🙏
Ambassadeur nay😍❤️
Tsara foana izay hiranao mivoaka 😎🔥
@@Ainagabriel461 Mankasitraka foana 🙏
Tiako eriii . Ndriii😢❤
🎉🎉🎉🎉merci bcp tsara be ny hira❤❤
Tena hoe Waouh🥰mitomboa ny Talenta @Njara Marcel❤️
@@KantoRanoroarivelo merci 🙏
Tiko loatra❤merci bcp
@@LucLalaina 🙏🙏🙏
Merci beaucoup e manampy ana hanaja ny sipako le hira na d mbola ts napijaly ary za sad ts ampijaly mits ee
@@niaroniaro3239 Sura mihitsy 🙏
Tiako loatra wa😍😍😍❤️❤️
Merci 🎉🎉
misaotra eeh;efa ela a niandry anizy tiii🥰🥰💞💞
@@Taramorasata 🙏🙏🙏
Cool,,très cool,, merci a vous👊
@@NarisonNILAINTSOA Merci 🙏
C'est juste waouuh 😍
@@OliviaRANDRIANARIVELO merci 🙏
Respect zoky✊
🥹 MBA asio hira manome courage hialana anaty relation toxique.. Misy ilay fitiavana hila hamono mihintsy.. Maro be ny maniry fa ilay FO adala toa ts mety manary ilay tiny na dia tena efa marary lotra.😊 merci amin'ilay hira
@@MichelaNanasy misy an’izay mihitsy ho avy eo🙏
Mafonja tsara mihitsy ny hafatra ❤❤merciii
Waouh waouh tena oe kanto❤❤❤❤❤
@@lucielirola2227 Mankasitraka e🙏
Tena tsara foana Njara ahh❤❤
Misy hisainana le hafatr tiko be❤❤
@@BlacksRayah 🙏🙏🙏
Manome lanja n'y vehivavy tsara Ty hira ty. Sur mitsy. ❤🇲🇬
Tena we tiako bee buta Zoky Njara🎉
@@RiantsoaRakotomalala 🙏🙏🙏
tena tsara b ilay hafatra❤
@@NyHasina-rj2hb 🙏🙏🙏
mankasitraka 😢❤
@@taniarasolofo5628 🙏🙏🙏
mahafinaritry zany vazo zan
bravo 👏👏👏
@@dodaromualdjuvanio2438 Mankasitraka foana e🙏
@@NjaraMarcel ye 😊😊 , marary n'y soa hatrany ee....
Toujours au top merci
@@daniellacarter4009merci 🙏🙏🙏
…..be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany ……❤
Tsarakeli 😊❤
Tena tsara 🥰😍
Bravo namana a! Parole, arrangement, mélodie norme be.
@@tsitorandria8573 Mankasitraka e🙏
Top trop ❤❤❤❤❤
Tsara be🌹❤️
Tsara loatra 👏👏 mankafy hatrany
@@SalamanianaStéphaniaRASOANOROH Mankasitraka e🙏
Matsiro be ❤❤❤
Ato ve le tonony💗 mlay le vazo
@@MartVd-y3f
Aza ampijaliana - Tononkira
Eh, nandalo Teo izy androany
Eh, tsy nametraka hafatra fa nitomany
Eh oh, noratrainao mafy kosa hono ny fo-ny
Dia lasa izy nandeha fa tsy nijanona intsony (x2)
Dia lasa izy nandeha fa tsy nijanona akory
Mosoara iray no mba nentiny any
Tsapako hoe voadona mafy ny aty fanahiny
Mosoara iray no nomeko azy
Toloko sy alahelo tsy mba vazivazy
Ref: Mba Aza ampijaliana moa lesy izy iny
Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Aza ampijaliana fa tsy fanahy iniany
Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany
Aza ampijaliana moa lesy izy iny
Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Tsy te hijaly intsony fa tsy fanahy iniany
Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany
Tandremo lesy sao anenenana
Ranomasom-behivavy anie hono ka manody
Ilay ditran’ialahy kosa lesy mba ferana
Ndana ialahy mifona ampitonio ny fo-ny
Nitanondrika nahatsiaro ho resy izy
Hoe mangidy aminy hono ny fiainana an-tany
Mandiniha ataovy lesy izay mba mety
Tsy ho zakan’ialahy raha ny todin’izany
Ref: Mba Aza ampijaliana moa lesy izy iny
Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Aza ampijaliana fa tsy fanahy iniany
Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany
Aza ampijaliana moa lesy izy iny
Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Tsy te hijaly intsony fa tsy fanahy iniany
Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany
A/C: Njara Marcel
J’adore ton style et ta voix mec ❤
@@NirinaRazafindranoro je te remercie 🙏♥️
tena tsara be merci ❤
tena tsara be lehira❤❤❤
Merci Njara Marcel ❤❤
Mankasitraka indrandra tompoko❤❤❤❤
@@AnithajosianeRalalaharisoa 🙏🙏🙏
Tsara kosa ❤❤
Tres beau ❤❤❤
Misaotra e ❤
tsara lotra 😟❤❤
Milay fona e ! Tena chapeau bas ! 🥰❤️🩹
@@herinionyraharimalala837 merci beaucoup 🙏
Mba aiza lay toerana fa tena tsara lotra !!! 👌
Mankasitraka rahalahy a 👌
Mankasitraka 🤗
J’adore 🥰
Merci beaucoup 20fois naveriko Ty androany merci
@@ManevaSamarah 🙏
Ça va beu👌👍👍
@@SolofoniainaRaharinandrasana 🙏🙏🙏
This song is about my life from two years until now 😌😌
🥰🥰 j'adore, m'lay be : na son na arrangement na parole! mlay e
@@sergemichelranaivoson4506 Mankasitraka e🙏
On attend ton passage en Allemagne...❤
@@GeorgesWilly-qg2wn 🙏🙏🙏
Merci beaucoup matsiro be izy izany
@@juliedelphinerazafindrasoa5278 🙏🙏🙏
Quel artiste !
@@clapsybrownjunior 🙏🙏🙏
Top ❤❤
mlay fona lesy eh 🙏🔥🍻
@@marcoeddy 🙏🙏🙏
Mpisolovava mihitsy aza ianao eto 🙏 90 /💯 vehivavy mpankafy Ty avokoa ra fahitako azy
Tsara le hira. Merci
Milay nama a🤜🙏
@@EdithRasamy 🙏🙏🙏
Bravo be, tena oe tsara loatra ❤❤
🥰🥰mamy b loatra
@@MiravoTsimiavona 🙏🙏🙏
Tiko be❤
Tsara lôtra, anjara marina tsy safidy
Tiako loatra, mankasitraka foana
@@domoinafitia2357 🙏🙏🙏
Mlay lesy e❤❤❤bravo be
❤️🔥❤️🔥❤️🔥❤️🔥❤️🔥
ao tsara mitsy
😍❤❣
merci, tena tiko 🥰🥰🥰
Magnifiques paroles merci
🎧🎧❤❤❤❤
👌💕
❤❤😢😢
Mba mahazo tonony ve azafady ? Tena tiko be🥰
@@joseepatriciaorts9890
Aza ampijaliana - Tononkira
Eh, nandalo Teo izy androany
Eh, tsy nametraka hafatra fa nitomany
Eh oh, noratrainao mafy kosa hono ny fo-ny
Dia lasa izy nandeha fa tsy nijanona intsony (x2)
Dia lasa izy nandeha fa tsy nijanona akory
Mosoara iray no mba nentiny any
Tsapako hoe voadona mafy ny aty fanahiny
Mosoara iray no nomeko azy
Toloko sy alahelo tsy mba vazivazy
Ref: Mba Aza ampijaliana moa lesy izy iny
Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Aza ampijaliana fa tsy fanahy iniany
Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany
Aza ampijaliana moa lesy izy iny
Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Tsy te hijaly intsony fa tsy fanahy iniany
Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany
Tandremo lesy sao anenenana
Ranomasom-behivavy anie hono ka manody
Ilay ditran’ialahy kosa lesy mba ferana
Ndana ialahy mifona ampitonio ny fo-ny
Nitanondrika nahatsiaro ho resy izy
Hoe mangidy aminy hono ny fiainana an-tany
Mandiniha ataovy lesy izay mba mety
Tsy ho zakan’ialahy raha ny todin’izany
Ref: Mba Aza ampijaliana moa lesy izy iny
Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Aza ampijaliana fa tsy fanahy iniany
Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany
Aza ampijaliana moa lesy izy iny
Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Tsy te hijaly intsony fa tsy fanahy iniany
Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany
A/C: Njara Marcel
❤
❤️❤️❤️
Respects 🫡🫡🫡🫡
❤
❤❤❤😢
Tsara ka
Tena hoe tsara loatra😘
@@AndoFanirisoa-y3d Mankasitraka e🙏
❤❤❤❤
❤ merci ❤