Mahafinaritra loatra fa olona iray azo antsoina fohy hoe Fo..tiako foana izay tononkira rehetra..toa izany koa Micky vadinao..mifankatiava hatramin ny farany..Fantatro fa samy olona tsara sy voataiza ianareo roa, nakamban Andriamanitta..Minoa an izany anaka.Tohizo ny mozika fa ataovy fomba tsaratsara kokoa, tsy voatery mandray zavatra ratsy..Ankafizin'ny fianakaviako rehetra ny hiran i Nate Tex sy ireo noforoninao sy Micky..hendre tsara amin jzay zanako!! Afaka miova ny olona reheyra..ampiataho amin ny Finoana an Ray any andanitra.Miiaraha mamindra Aminy manomboka izao. AMPITIAVANA FOANA❤❤❤❤ Avy aty Etats Unis
Eny hono hoe, nitsiry ihany ilay voa kely nafafy Eny hono hoe, namelana teo ihany koa voninkazo Tsara loko, tsara fofona kokoa Mamerovero an-jaridainako Toy ny antsika ihany Tantara mamy Fa na io ranomasina io ary Tsy hametra ny lanjam-pitia nanombanako anao Hitsambikimbikina valam-parihy aho Raha azo natao dia nankeny aminao Mafimafy izao ny any Mikatsaka aloha vao mikabàka ny atý Ny elanelan-tany Mbola ho resy io fa araho am-bavaka eny akia Fa io vao niandoha Efa arako tsara fa sarotra, hamaky ny loha Mahasoa aloha vao mahafinaritra Andrianin’ny foko ianao Lalaiko ihany koa Voninkazo mifoha Voninkazo mifoha, laingo o Araraotiko etoana ny segondra vitsy niarahana Hihamafy hatrany anie ny fifankatiavana Ka na ora-mikija na rivo-mahery tsy ataontsika hahasakana Ny fitsimoky ny afom-pitia Fa na io ranomasina io ary Tsy hametra ny lanjam-pitia nanombanako anao Hitsambikimbikina valam-parihy aho Raha azo natao dia nankeny aminao Mafimafy izao ny any Mikatsaka aloha vao mikabàka ny atý Ny elanelan-tany Mbola ho resy io fa araho am-bavaka eny akia Fa io vao niandoha Efa arako tsara fa sarotra, hamaky ny loha Mahasoa aloha vao mahafinaritra Andrianin’ny foko ianao Lalaiko ihany koa Voninkazo mifoha Voninkazo mifoha, laingo o tononkira.serasera.org/hira/nate-tex/voninkazo-mifoha Tsiky dia ampy
Mahafinaritra loatra fa olona iray azo antsoina fohy hoe Fo..tiako foana izay tononkira rehetra..toa izany koa Micky vadinao..mifankatiava hatramin ny farany..Fantatro fa samy olona tsara sy voataiza ianareo roa, nakamban Andriamanitta..Minoa an izany anaka.Tohizo ny mozika fa ataovy fomba tsaratsara kokoa, tsy voatery mandray zavatra ratsy..Ankafizin'ny fianakaviako rehetra ny hiran i Nate Tex sy ireo noforoninao sy Micky..hendre tsara amin jzay zanako!! Afaka miova ny olona reheyra..ampiataho amin ny Finoana an Ray any andanitra.Miiaraha mamindra Aminy manomboka izao. AMPITIAVANA FOANA❤❤❤❤
Avy aty Etats Unis
tena artista ianao. sady tsara ny tononkira no tsara ny feon-kira. misaotra dia mirary soa foana Nate tex.
Eny hono hoe, nitsiry ihany ilay voa kely nafafy Eny hono hoe, namelana teo ihany koa voninkazo Tsara loko, tsara fofona kokoa Mamerovero an-jaridainako Toy ny antsika ihany Tantara mamy Fa na io ranomasina io ary Tsy hametra ny lanjam-pitia nanombanako anao Hitsambikimbikina valam-parihy aho Raha azo natao dia nankeny aminao Mafimafy izao ny any Mikatsaka aloha vao mikabàka ny atý Ny elanelan-tany Mbola ho resy io fa araho am-bavaka eny akia Fa io vao niandoha Efa arako tsara fa sarotra, hamaky ny loha Mahasoa aloha vao mahafinaritra Andrianin’ny foko ianao Lalaiko ihany koa Voninkazo mifoha Voninkazo mifoha, laingo o Araraotiko etoana ny segondra vitsy niarahana Hihamafy hatrany anie ny fifankatiavana Ka na ora-mikija na rivo-mahery tsy ataontsika hahasakana Ny fitsimoky ny afom-pitia Fa na io ranomasina io ary Tsy hametra ny lanjam-pitia nanombanako anao Hitsambikimbikina valam-parihy aho Raha azo natao dia nankeny aminao Mafimafy izao ny any Mikatsaka aloha vao mikabàka ny atý Ny elanelan-tany Mbola ho resy io fa araho am-bavaka eny akia Fa io vao niandoha Efa arako tsara fa sarotra, hamaky ny loha Mahasoa aloha vao mahafinaritra Andrianin’ny foko ianao Lalaiko ihany koa Voninkazo mifoha Voninkazo mifoha, laingo o tononkira.serasera.org/hira/nate-tex/voninkazo-mifoha Tsiky dia ampy
😁 Fitia dia ampy lainga o
nitsiry iany ilay voa kely nafafy!! ndriiiiiiii!! lafatra loatra re ilay tonony!! tantara mamiii! je te kiff grave Nate Tex
J'adore tena tsara e Mankasitraka Nate Tex... DavBoss974
Ela ny ela, nahita hira gasy kanto ihany. Tena tsara be, mankasitraka e!
milaaaaaaaaaaayyyy be wooooow
Tena mankasitra Nate Tex tena norma letsy ny vazonla sady tena mampivibre ny aty fanahy Merci
Tiko be ity hira ray ity merciii
tsara beeeeeeeeeeeeeeeeeeee
Tsara lesy eh 👏🏼
Tiako ny asa-soratrao! :)
🙏
Mankasitraka be Nate tex @ ilay Kanto,miteny mihintsy ny tononkira
Tsara! Mora raisina
❤️❤️❤️❤️❤️tena kanto loatra
Tsara be e!! Bravo be nareo!!
Tiako erý! 🥰 tiako le gadona tena artistika tsy otran ny faheno andavanandro 😍 grande fan de Montréal 🙌
Tsaraaaa 😍
Tsara le hira
Tena kanto loatra ! Mankasitraka ❤❤❤❤
Tiako loatra 💕💕
Tsara be ô!
Okt 2024❤❤❤
Taraiky foana e :-). Tena hoe zay mipoatra dia love foana. Tahian'ny Tompo hatrany amin'ny talenta hananao. Mankahery hatrany amin'ny lalana izay alehanao.
Alefaaaaaaaaa
Tsara be 😍🌹👏
Tiako loatra ito🤍
🥰Tsara🌹 b👏
Tsara be, mankasitraka ❤️
ilay izy manonona anarana no tsy dia nahavoazako azy loatra nefa hira tsara vaotra ilay izy.
Merci nate tex
tsara be le tonony
Tsara loatra
tsara be
VONINKAZO MIFOHA NATE TEX
Kanto ❤️❤️❤️❤️❤️
Milay eeee (y)
sur lesy dada HAHAHAHA
tsar e!
zany ka mozika
tena tsara
super
lafatra, miaraka @ilay saxe
💕💕💕
😍😍😍😍😍
tsara b
milay bg an
❤️❤️❤️❤️❤️
❤❤❤❤
tsara b na le hira na le clip
👊🏽👊🏽👍🏽👍🏽
👌🏾👊🏽
Mlai
Tsar fa toiz hatran
🎧🎶🎵🌷🌿🌺👍
tsara
tiako loatra
tsara le asa famoronana
❤️🌹💐🌻
Merci Nate tex
tsara