Delire Madagascar: Randrianarisoa Felana, tomponandraikitrin’ny AVIMA- PAGE 2/ GIZ

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 12 сен 2022
  • FIZAHANTANY ANY AMBANIVOHITRA : Nanohana ara-bola ny AVIMA ny fandaharan’asa PAGE 2/ GIZ
    Mitondra fampandrosoana ho an’ny tanàna. Anisan’ireo tanàna iray mandray vahiny hanao fizahantany any ambanivohitra i Belazao, Distrikan’i Betafo, faritra Vakinankaratra. Rehefa avy mitsidika ny tendrombohitr’i Hitavo, ahafahana mahita ny faritra Vakinankaratra amin’ny ankapobeny sy farihy Tritriva ireo mpitsidika dia entin’ny mpitari-dia mijery ny loharano lehibe izay “afaka mamatsy rano hatrany amin’ny tanànan’Antsirabe”, araka ny fanazavan’i Charles, mpitari-dia avy amin’ny fikambanana Fivoarana.
  • РазвлеченияРазвлечения

Комментарии •