Delire Madagascar: Jeremie Randriarimalala,Tomponandraikitry ny fambolenkazo, tetikasa AFAFI Nord AF

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 28 окт 2022
  • FATANA FANAMBOARANA SARIBAO GMDR : Miady amin’ny fiovan’ny toetry ny andro
    Misoroka famokarana C02. Anisan’ny zavatra fampiasa amin’ny an-davanandron’ny tokan-trano malagasy ny saribao. Taviditra ao anatin’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF ny « charbon vert ». Hazo volena no atao saribao ary fatana namboarina mba tsy hisy fiantraikany amin’ny fiovan’ny toetry ny andro no hikotrehana ny hazo hivadika saribao. Fatana « GreenMad Dome Raitra » (GMDR) no hiantsona azy. Ny GMDR iray dia ahazoana saribao avo telo heny raha ampitahaina amin’ny fatana fanaovana saribao nentim-paharazana.
  • РазвлеченияРазвлечения

Комментарии •