Journal Madagascar : RAHOLIARIMALALA Norohanitra , Filohan’ny fikambanana Diaf Marindrano

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 16 сен 2022
  • DIAF MARINDRANO: Feno 10 taona namokarana fandaharana hanampiana ny tanora amin’ny olana sedrainy
    Resaka fananahana, fidorohana zava-mahadomelina ary teknolojia no lohahevitra ho resahana mandritra ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny Diaf Marindrano. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 16 septambra 2022 teny amin’ny Le Pavé Antaninarenina ny fankalazana. Fankalazana an’Andriamanitra no nanombohana azy ary narahana fampirantiana an-tsary ireo asa vita nandritra ny 10 taona.
  • РазвлеченияРазвлечения

Комментарии •