Delire Madagascar: Mahefa Christian Olivier : mpandrindra ny tetikasa ao amin’ny NITIDAE

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 28 окт 2022
  • MAHABIBO : Seha-pihariana mahaliana ny tantsaha aty amin’ny distrikan’Ambilobe
    11.000 hektara ny mahabibo eto Madagasikara. Nitombo 575 hektara ny misy mahabibo vaovao nadrindra ny roa taona nisian’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF, vatsian’ny vondrona Eropeanina ( UE ) sy ny Ministera federalin’ny Alemana momba ny Fiarahamiasa ara-toekerena sy Fampandrosoana (BMZ) vola ao anatin’ny fandaharan’asan’ny PAGE2/GIZ. Ny NITIDAE dia manana traikefa momba ny mahabibo aty Afrika no miandraikitra ity ny famokarana ny mahabibo ao anatin’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF. Seha-pihariana iray ny mahabibo aty amin’ny Distrikan’Ambilobe, faritra Diana.

Комментарии •