Raha 7000' ny Effectif n'ireo Placr du Place du 13 Mai Isika 10 ou 100 fois plus 70000 ou 700000 vao Arrondt iray eto Tana io Ny Elus manao fanentanana Terminez
Modia a Madagascar raha tena lelah fa aza n olona no ampirisiana ohatran n'y mampirisika Alika eo e ..tedavin itony iady hoanazy n olona ....modia wa raha favy sad zan foana no reska atao eto nefa tsis effet akory fa tsis mihaino 😂😂😂
Marina be saingy angamba de tena ra-mandriaka zay zany vo ho tanteraka satria mpianatra kely mitaky bourse ireo aza tsy menatra ry zareo mitifitra maika fa ny hanala azy teo
Aza b vava eto ambony latabatra eo fa mandehana any Mcar raha favy ianao e!tsy ao @nao n'y lelo ka hoe hahisino ra Marco an!mora n'y miteny fa tongava raha sahy
Somary gagagaga iany aho maheno ilay teny namaranan'i ramose mpaneho hevitra ny teniny: "HO AN'NY TANINDRAZANA" hoy izy. TENA TSAROAKO mantsy ny teniny teo am-piandohana hoe: "IZAHO MIRESAKA AMINAREO IO ATY AMPITAN-DRANOMASINA". Otran'ny raha alaiko an'ohatra tsotra izany dia mahagagagaga satria: "LAZAINY TIANY NY TANINDRAZANY, KANEFA ANY AN-TANINDRAZAN'OLON-KAFA IZY NO MIPETRAKA TAMANA SY MIVELONA". Dia iza moa izany ianao ry tovolahy no otrany hoe dia tena ilay mpanapakevitra masimandidy momba ny raharaham-pirenena: "ILAY FITENIN'NY NAMANY HOE TOKONY TSY NALEFA NY FIFIDIANANA" no marihiko amin'izay? Nisy avy an-dafy toa anao olona vao nody taona vitsy izay, avy any izy no nitondra fiara dia navoaka douane Tamatave, ny vola laniny namoahany fiarany efa antitra be aman-taona, ataoko hoe fiara année 2008, ny vola laniny namoahana azy tao nahavidy teto an-toerana fiara tsara noho ny anazy sady mbola tanora taona ohatra hoe fiara année 2018 fara faharatsiny. NY OLANA AMIN'IZAY DIA TSOTRA E: NY ANY ALAVITRA INDRAY NO MISEO MAHALALA NY ZAVA MISY NOHON'NY ETO AN-TOERANA, TTTTSSSSSS MBA AJANONY IO FISAINANAREO ANY ANDAFY IO MIHEVITRA FA NY GASY ETO DIA BADO FA IANAREO NO MAHIRATRA. Dia tsy asiako resaka lava be aloha ilay resakao teo ry tovolahy fa mba misy 1 kely marihiko fotsiny: "AZA MITSARATSARA OLONA FAHATANY FA POSSIBLE ILAY ANARANA LAZAINAO TEO IO HINOAKO FA NAHAVITA NAMORONA ASA HO AN'NY MPIRAY TANINDRAZANA AMINAO AMAN'ARIVONY MIANTOKA NY FIVELOMAN'NY ANKOHONANANA MARO ETO AN-TANINDRAZANA, fa ianao io zany nahavita inona??? Mba manampy ny fianakavianao ve ianao fara faharatsiny??? Aiko tsara mantsy ny fisainanareo ao andafy ao fa maro koa fianakaviako no any." Asa marina hoe kabarin'ny kanosa ve ny anao dia any alavitra any manao vava-be fa mba midina sur terrain aty dia ho ita eo e.
Io tsy resaka hoe aty an-dafy na zahay eto an-toerana fa ny firai sakina rehetra no ilaina. Raha zavatra iray ihany ny tanjona esory ny ambo-po diso toerana izay manimba ny rehetra.
C'est quoi cetteidee on ne se connait pas aussi on n'a pas la meme valeùr VU la famille rajoel je connais comme ma poche depuis 1953 a l'ecoleet A lA GUERRE donc tu as interet a t'ecraset Rahefa tsy revin'ny vahi O Vahoaka dia Miala fa tsy lany olo manga ny Malagasy je souhaite que voousm'avezbien compris monsieur Ysy hainao izaho fa mitandrema anao OK Mankahezy j hatrany ireo Mpitolona surtout Synthia Luc Herve Kotp d'AnoSibe an'ala Dr Ramilamanana Diaspora sy ny Jiaby tsy voala2a Ep Ah n
Tena marina zany , marary le firenena 😢😢
Tsisy azonao hanala rajoel anareo tsy tia vaza nefa ny gasy mbola mibosesika mandea an france c’est incroyable
Tokony tsy hiteny mihitsy nareo vazaha any ivelany any..... Aleo Madagasikaranay revenay miamina eto....
Cimetiere anie Madagasczr aAMINAREO REHETRA any ivelany any e......
Misoaotra anao Marco
Mpanohitra matahotra ihinana gagazo maina😂😂😂
Marina b hihihi minan angano doldol
Aza any antanin'olona any oà no bevava fa modia aty mitady aminy raha mahasahy!!! Bé Vava fa kanosa velona!?!
Raha 7000' ny Effectif n'ireo Placr du
Place du 13 Mai Isika 10 ou 100 fois plus 70000 ou 700000 vao Arrondt iray eto Tana io Ny Elus manao fanentanana Terminez
Marina be
Tena marina
Sarotra be zany tonton a! Olona en plein pouvoirs izy ko aona no analanao azy eo?
Tena mampalahelo.
Mampalahelo
Modia a Madagascar raha tena lelah fa aza n olona no ampirisiana ohatran n'y mampirisika Alika eo e ..tedavin itony iady hoanazy n olona ....modia wa raha favy sad zan foana no reska atao eto nefa tsis effet akory fa tsis mihaino 😂😂😂
Aiza kay anao miteny io mba modia ho bamana fa tsy mitsikera ary mba omeo rariny ny marina fa tsy mitovy ny olona ianao io aao be vola
Hody ahoana ary? Aza miteny rehefa tsy mahay politique.
Marina be saingy angamba de tena ra-mandriaka zay zany vo ho tanteraka satria mpianatra kely mitaky bourse ireo aza tsy menatra ry zareo mitifitra maika fa ny hanala azy teo
Ny fanafodin io de ny fialany Rajoel izny fa mahantra ny vahoaka
Tena tsy izy mihitsy ity Rajolahy= Raloelina ity miala mihitsy fanafody
Rigolo le Che Gasy😂, que nada compadres ! Je préfère Koto, lui au moins il est intelligent et marrant 😂
Modia any Dago d tariho ny vahoaka fa aza mampirisika fotsiny e
Aza b vava eto ambony latabatra eo fa mandehana any Mcar raha favy ianao e!tsy ao @nao n'y lelo ka hoe hahisino ra Marco an!mora n'y miteny fa tongava raha sahy
Somary gagagaga iany aho maheno ilay teny namaranan'i ramose mpaneho hevitra ny teniny: "HO AN'NY TANINDRAZANA" hoy izy. TENA TSAROAKO mantsy ny teniny teo am-piandohana hoe: "IZAHO MIRESAKA AMINAREO IO ATY AMPITAN-DRANOMASINA". Otran'ny raha alaiko an'ohatra tsotra izany dia mahagagagaga satria: "LAZAINY TIANY NY TANINDRAZANY, KANEFA ANY AN-TANINDRAZAN'OLON-KAFA IZY NO MIPETRAKA TAMANA SY MIVELONA". Dia iza moa izany ianao ry tovolahy no otrany hoe dia tena ilay mpanapakevitra masimandidy momba ny raharaham-pirenena: "ILAY FITENIN'NY NAMANY HOE TOKONY TSY NALEFA NY FIFIDIANANA" no marihiko amin'izay? Nisy avy an-dafy toa anao olona vao nody taona vitsy izay, avy any izy no nitondra fiara dia navoaka douane Tamatave, ny vola laniny namoahany fiarany efa antitra be aman-taona, ataoko hoe fiara année 2008, ny vola laniny namoahana azy tao nahavidy teto an-toerana fiara tsara noho ny anazy sady mbola tanora taona ohatra hoe fiara année 2018 fara faharatsiny. NY OLANA AMIN'IZAY DIA TSOTRA E: NY ANY ALAVITRA INDRAY NO MISEO MAHALALA NY ZAVA MISY NOHON'NY ETO AN-TOERANA, TTTTSSSSSS MBA AJANONY IO FISAINANAREO ANY ANDAFY IO MIHEVITRA FA NY GASY ETO DIA BADO FA IANAREO NO MAHIRATRA. Dia tsy asiako resaka lava be aloha ilay resakao teo ry tovolahy fa mba misy 1 kely marihiko fotsiny: "AZA MITSARATSARA OLONA FAHATANY FA POSSIBLE ILAY ANARANA LAZAINAO TEO IO HINOAKO FA NAHAVITA NAMORONA ASA HO AN'NY MPIRAY TANINDRAZANA AMINAO AMAN'ARIVONY MIANTOKA NY FIVELOMAN'NY ANKOHONANANA MARO ETO AN-TANINDRAZANA, fa ianao io zany nahavita inona??? Mba manampy ny fianakavianao ve ianao fara faharatsiny??? Aiko tsara mantsy ny fisainanareo ao andafy ao fa maro koa fianakaviako no any." Asa marina hoe kabarin'ny kanosa ve ny anao dia any alavitra any manao vava-be fa mba midina sur terrain aty dia ho ita eo e.
Gagagaga fatany enao zany, mijery florà
Bravo Tena marina
Io tsy resaka hoe aty an-dafy na zahay eto an-toerana fa ny firai sakina rehetra no ilaina. Raha zavatra iray ihany ny tanjona esory ny ambo-po diso toerana izay manimba ny rehetra.
C’est quoi cette idée il ne faut pas inviter tout le monde à suivre ce que vous dites. Tsy midaboka zany fa miandry vita ny manda nazy vao miala izy
C'est quoi cetteidee on ne se connait pas aussi on n'a pas la meme valeùr VU la famille rajoel je connais comme ma poche depuis 1953 a l'ecoleet A lA GUERRE donc tu as interet a t'ecraset Rahefa tsy revin'ny vahi
O
Vahoaka dia Miala fa tsy lany olo manga ny Malagasy je souhaite que voousm'avezbien compris monsieur Ysy hainao izaho fa mitandrema anao OK Mankahezy j hatrany ireo Mpitolona surtout Synthia Luc Herve Kotp d'AnoSibe an'ala Dr Ramilamanana Diaspora sy ny Jiaby tsy voala2a Ep Ah n