Leo !!! Tofoka !!! Rà mandaitra ny ozo n'ny Fianakavia n'i Rolly Mercia, sy ny sasany, ary ny an'ny gasy maro an'isa , efa vita ny an'i rajwel. Antenaina mbola ho tonga à ireo.
Mbolatsara Lye Nahoda azafady zah mba hamaly teny nataony efa empaka@ tabataba et bala 2 eeee mora @ Nao miteny zany fa raha mba misy avana mada mila ampiana Anao io tsi tokony miteny kara io fa .mba hivavaka antsika mifanka tia 😂😂😂 mahereza zoky be mba misy Anareo
🤫 Efa empaka tabataba ! On s'en fout bla bla bla, constitution de merde, laisse tomber zagnahary, toujours la même chose mipody isan'andro. Action fa tsy kabaro ! Ataova révolution, la guerre, point barre./ ☠️☠️☠️
Alefa zokibe maka anao fo
Alefasa fo zokibe jusque miala eo Rajoelina, merci aminanao !
Merci Zokibe Tsiresy, fa tsy atokisako mba mahadigny 5 taogno zegny ireo TGV eo aminy fitondrana corruption ndreo io, Zagnahary be.
Alifasa fo zoky be jusqu'à iro miala agny 💪💪💪👏👏👏
👏👏👏mankasitraka!!!Zokibe.
Ireo mpznankanto reo mijintsy no tena anisan'ny nahatonga an' Rajoelina ho eo @ fitondrana !
Leo !!! Tofoka !!!
Rà mandaitra ny ozo n'ny Fianakavia n'i Rolly Mercia, sy ny sasany, ary ny an'ny gasy maro an'isa , efa vita ny an'i rajwel.
Antenaina mbola ho tonga à ireo.
Ino ma raha higodanadro antsika tavaratra agny. Ambesa baka, miambigny fo za ndre!!!!!
Mbolatsara Lye Nahoda azafady zah mba hamaly teny nataony efa empaka@ tabataba et bala 2 eeee mora @ Nao miteny zany fa raha mba misy avana mada mila ampiana Anao io tsi tokony miteny kara io fa .mba hivavaka antsika mifanka tia 😂😂😂 mahereza zoky be mba misy Anareo
Merci frère
fatina rajoelina
Ireo piasam-pajakana ao Nossy-be koa adoso affecté aminy tany hafa, VANGIAGNA irô miragna maty zanaka, fa zatra kolikoly mandrava vahoaka malagasy syVazaha ao Ambariobe. 😂
taloa zany ee
😅😅😅😅😅
KA NY VAHOKA MALAGASY ZANY NO LEO FA NY VAHOKA MIARAMILA SY GENDARMES ARY POLICES MBOLA TENA TIA ARY TENA MAMY BE NDRY ZAREO
🤫 Efa empaka tabataba ! On s'en fout bla bla bla, constitution de merde, laisse tomber zagnahary, toujours la même chose mipody isan'andro. Action fa tsy kabaro ! Ataova révolution, la guerre, point barre./ ☠️☠️☠️
Tsy misy révolution mandeha ho azy tsy misy kabary, matoa mbola tsy tonga dia mila kabary
@jonasrazanakoto5471 Ataova fo kabary fa mampandroso. Madagascar tsy mijaly. Bon courage !