- Видео 515
- Просмотров 2 816 486
Révélation
Франция
Добавлен 22 апр 2023
HELOKA HIBABOHANA MODY RARINY / ARAHO HATRANY
Marco R - TSY AZO RAISINA SADY TSY MITOMBINA NY APPEL NATAON’i RAJOELINA NITORIANA ANAY SY FANIRISOA
TSY FITSARANA MISOLELAKA AMINAO NY ATY FA MIPETRAHA TSARA RY RAJOELINA AH ...
AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Просмотров: 1 871
Видео
Syntia - ILAY VOLAMENA 53 Kg TRATRA TAO COMORES : RAFOZAN-dRAJOELINA NO TOMPON'ANTOKA TAMIN'NY IZANY
Просмотров 6 тыс.4 часа назад
TOKONY SAMBORINA IZY ZANY FA TRAFIQUANT D’OR ! ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Somahil Barabasy - NY FAHATAPAHAN'NY PONT MAHAVAVY : TSY MISY IRAHARAHIAN' i RAJOELINA IZANY ...
Просмотров 2 тыс.4 часа назад
TSY MBOLA NISY FANJAKANA NIDINA TENY MBA NIJERY NY FASAHIRANAM-BAHOAKA MADINIKA @ IZANY ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Vonona Jonaslin - HAFATRA MAFONJA HO AN’i RAJOELINA sy JENERALY BOMBA : AVERENO @NAY NY TANINAY ...
Просмотров 28 тыс.4 часа назад
TSY NATAO HOAN'NY VAZAHA i MADAGASIKARA FA HOAN'NY MALAGASY ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Eddy Fringa - ANTSO AVO HOAN'NY FITONDRAM-PANJAKANA : VONJEO IZAHAY FA DOBON-DRANO ...
Просмотров 10 тыс.9 часов назад
MANDOHALIKA @ FILOHA HAJAINA RAJOELINA NY RAIAMANDRENY ETO ANTANÀNA , MILA VONJY HAINGANA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Somahil Barabasy - MILA VONOINA i Mamy RAVATOMAMNGA sy RAJOELINA RAHA TIANA HANDROSO MADAGASIKARA ..
Просмотров 24 тыс.9 часов назад
IZY NO FOTOTRA NY FAHAPOTEHANY MADAGASIKARA sy ny FIJALIAN'NY VAHOAKA MADINIKA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Luc Hervé - ATAON’NY BORIZANY IREO FITAOVANA FOTSINY NY CÔTIERS SATRIA VENDRANA LOATRA ...
Просмотров 6 тыс.12 часов назад
MBA TONGAVA SAINA RY CÔTIERS DRABA RETO AH ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Somahil Barabasy - AFERA DODOL : MBOLA MISY MANDATSA sy MANOME TSINY ILAY TOVOVAVY IHANY ISIKA ...
Просмотров 4,2 тыс.14 часов назад
FANOLANANA IZAY NATAONY TAMIN'NY ZANANY VAVY : FAMPAHEREZANA NO TOKONY HATAONTSIKA @ ILAY ZAZA VAVY NIHARAN'NY FANOLANANA FA TSY LATSA sy FANOMAZAN-TSINY INTSONY ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Fanirisoa Ernaivo - FIKAMBANAN-JIOLAHY NO MITONDRA ETO KA ANJARANTSIKA NO MIERITRERITRA ...
Просмотров 12 тыс.14 часов назад
AZA ADINO FA AN'NY VAHOAKA NO TOMPON'NY TENY FARANY ... AZA ADINO NY MI ABONNÉ NY CHAÎNE TSIKA ✅
Marco R - URGEN ET IMPORTANT : MILA MIHETSIKA ISIKA , MILA MITROTRA ISIKA FA FOTOANA IZAO ...
Просмотров 19 тыс.16 часов назад
AIZA ISIKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA TEHETRA , NDAO HANOHY NY TOLONA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Syntia - JENERALY MINISITRY NY FOLOALINDAHY HITORY AN' i KOLONELY CHARLES , DE MBA RARINY VE IZANY ?
Просмотров 13 тыс.16 часов назад
TSISY ILAVANA AZY INTSONY IREO ZANDARY ETO MADAGASIKARA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Luc Hervé - HO RAIKITRA NY ROMBO : MIHA MAFANA TOKOA NY RAHARAHAM-PIRENENA ETO MADAGASIKARA ...
Просмотров 23 тыс.16 часов назад
ISIKA VAHOAKA SISA NO ANDRASANA , EFA MISOKATRA NY LALANA KA MITSANGANA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Colonel Charles - MIOMANA NY HAMONO OLONA ry JENERALY BAOMBA sy RAJOELINA ...
Просмотров 57 тыс.19 часов назад
MIANTSO NY VAHOAKA sy ny MIARAMILA MBA HITSANGANA HANOHITRA NY TSY RARINY Fa Tadiavin-dreo afindra any amin'ny Zandary ny armes lourdes rehetran'ny Tafika . Zana-bahoaka anefa ny miaramila ka tsy hanaiky hamono ny vahoaka izay Ray aman-dreniny sy havany ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Somahil Barabasy - ILAY VEDETTE NOMEN' i RAJOELINA : MANDOA 500 Ar NY MITAINGINA AZY [ MAHAVAVY ] ..
Просмотров 4,5 тыс.21 час назад
MANADALA NY SAIMBAHOAKA FOTSINY , AZA MANAO REHEFA TSY MAHAVITA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Fanirisoa Ernaivo - IO NO VALIMPIFIDIANANA MARINA , AFAKA HAMARININA N’IZA N’AIZA ...
Просмотров 9 тыс.День назад
AVOAHY EO @ 13 MAI NY PV NY CENI DIA AVOAHAY DAOLO KOA NENY NY CANDIDATS MAIRE TANA REHETRA ! SAHY SA TSY SAHY ??? ... AZA ADINO NY MI ABONNÉ NY CHAÎNE TSIKA ✅
Fanirisoa Ernaivo - FIKAMBANAN-JIOLAHY NY AO AMIN'NY CENI n-DOZA sady MERCENAIRES MPANGALA-BATO ...
Просмотров 8 тыс.День назад
Fanirisoa Ernaivo - FIKAMBANAN-JIOLAHY NY AO AMIN'NY CENI n-DOZA sady MERCENAIRES MPANGALA-BATO ...
Paolo Emilio - AJANONY NY FIFANKAHALANA FA TSY VAHAOLANA VELIVELY IZANY ETO MADAGASIKARA ...
Просмотров 1,7 тыс.День назад
Paolo Emilio - AJANONY NY FIFANKAHALANA FA TSY VAHAOLANA VELIVELY IZANY ETO MADAGASIKARA ...
Marco R - FIKAMBANAN'NY JIOLAHIM-BOTO NY GOVERNEMANTA Ntsay CHRISTIAN ...
Просмотров 10 тыс.День назад
Marco R - FIKAMBANAN'NY JIOLAHIM-BOTO NY GOVERNEMANTA Ntsay CHRISTIAN ...
Siteny R - NON BASE TOLIARA : VOKISAN'NY FILOHA ANDRY RAJOELINA LAINGA NY VAHOAKA MALAGASY ...
Просмотров 7 тыс.14 дней назад
Siteny R - NON BASE TOLIARA : VOKISAN'NY FILOHA ANDRY RAJOELINA LAINGA NY VAHOAKA MALAGASY ...
Abdallah Rosalie - VALINKAFATRA HO AN’ i DÉPUTÉ AFAKANDRO CHRISTIAN : MBA MAHAIZA MANAJA TENA ...
Просмотров 2,3 тыс.14 дней назад
Abdallah Rosalie - VALINKAFATRA HO AN’ i DÉPUTÉ AFAKANDRO CHRISTIAN : MBA MAHAIZA MANAJA TENA ...
Siteny R - TENA TSY RARINY NY MAHAZO AN'i JEAN LUCE , CENI TOKONY HO TORIANA INDRAY NO MAHAZO RARINY
Просмотров 1,6 тыс.14 дней назад
Siteny R - TENA TSY RARINY NY MAHAZO AN'i JEAN LUCE , CENI TOKONY HO TORIANA INDRAY NO MAHAZO RARINY
Mayala Gasy - HAJAO NY FAHADIOVAN’NY TANÀNANTSIKA RY MALAGASY NAMAKO ...
Просмотров 95714 дней назад
Mayala Gasy - HAJAO NY FAHADIOVAN’NY TANÀNANTSIKA RY MALAGASY NAMAKO ...
Afakandro Christian - RESAKA 40 MILLIARDS : ZAVATRA MISY MARINA FA TSY MISY MIRESAKA ...
Просмотров 6 тыс.14 дней назад
Afakandro Christian - RESAKA 40 MILLIARDS : ZAVATRA MISY MARINA FA TSY MISY MIRESAKA ...
Somahil Barabasy - TSY ZAZA KELY AHO KA TSY AHALALA NY TOKONY HATAOKO [ Jocelyne Maxime ] ...
Просмотров 2,6 тыс.14 дней назад
Somahil Barabasy - TSY ZAZA KELY AHO KA TSY AHALALA NY TOKONY HATAOKO [ Jocelyne Maxime ] ...
Luc Hervé - HAFATRA MIVANTANA HO AN’ i AFAKANDRO CHRISTIAN DÉPUTÉ MAJUNGA : EFA VOAVIDY VOLA VE ?...
Просмотров 7 тыс.14 дней назад
Luc Hervé - HAFATRA MIVANTANA HO AN’ i AFAKANDRO CHRISTIAN DÉPUTÉ MAJUNGA : EFA VOAVIDY VOLA VE ?...
Syntia - TSY RARINY NY FAHORIANA SY NY FAHANTRAN’NY MALAGASY HOY IREO RAIAMAN-DRENY ARA-PANAHY ...
Просмотров 4,4 тыс.14 дней назад
Syntia - TSY RARINY NY FAHORIANA SY NY FAHANTRAN’NY MALAGASY HOY IREO RAIAMAN-DRENY ARA-PANAHY ...
Luc Hervé - RAJOELINA : TSY TOMBOTSOAN'NY VAHOAKA MALAGASY NO TADIAVINY FA NY TOMBOTSOANY SAMY IRERY
Просмотров 4,3 тыс.14 дней назад
Luc Hervé - RAJOELINA : TSY TOMBOTSOAN'NY VAHOAKA MALAGASY NO TADIAVINY FA NY TOMBOTSOANY SAMY IRERY
Somahil Barabasy - ANDRY RAJOELIONA : MIKASA NY HANONDRANA VOLAMENA AVY AO NOSY BE HO ANY IVELANY
Просмотров 6 тыс.21 день назад
Somahil Barabasy - ANDRY RAJOELIONA : MIKASA NY HANONDRANA VOLAMENA AVY AO NOSY BE HO ANY IVELANY
Syntia - TOJO RAVALOMANANA : HO SAKA SA HO LIONA ?? MANOLOANA ILAY VALIMPIFIDIANANA IZAY NIVOAKA ...
Просмотров 5 тыс.21 день назад
Syntia - TOJO RAVALOMANANA : HO SAKA SA HO LIONA ?? MANOLOANA ILAY VALIMPIFIDIANANA IZAY NIVOAKA ...
Somahil Barabasy - TOKONY VONOINA HO FATY DAHOLO IREO MPANAO POLITIKA MAMOTIKA TANINDRAZANA IREO ...
Просмотров 8 тыс.28 дней назад
Somahil Barabasy - TOKONY VONOINA HO FATY DAHOLO IREO MPANAO POLITIKA MAMOTIKA TANINDRAZANA IREO ...
Good news
Raikitra zany Zay ko aty efa paré
ZAY MIHITSY E... MISAOTRA BETSAKA ANAO E TENA MIJALY NY VAHOAKA MIARA MIRONA RY KALA LIKA A... ERANY MADAGASCAR MIARA MIHAINGA JIABY AMIZAY TAPIDALAKALEHY RY BEKIBO ISANY
ARABAINA E MILAY BE ZANY E...MAMALY VAVAKA ANDRIAMANITRA E
Alefaso leroa Marco
Sahaza ho azy zay
Koa fa hitsoaka any ivelany i Andry Rajoelina Français 8 cm, teneno nareo ao Madagascar 🇲🇬 ny direction ny, hitsinanay azy tsara.😂
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏👏👏👏👏👏
Mankasitraka e!modia amizay mitarika anay fa mila olona mahasahy miteny mahitsy sy mitarika izahay vahoaka madinika.
Didijadona sy erisetra mahazo vaoka gasy amin'ny mpitondra
Mitovy IBRAHIM Traore charles
Matoky ianao hitondra mpandrakana colonel charles
TOKONY COLONEL MIHITSY NO MITONDRA ETO FA TENA AVOTRA ISIKA
😢😢😢😢
Mangina ny vahoaka Malagasy izay tsy miandany @ io fitondrana io dia toy ny atody miady @ bato.
Marina 100% ny voalazanao ,
Olona tsy ampy solaitra io havako....koa vandy izy voalohany. Sady efa hainy izy efa tsy tian:olo fa mitorogno force. Izy.
Ka iza no olona nampandroso sy nampanankarena antsika Malagasy ty, tsika Côtier(re) mihitsy no tena ratsy loha tsy mifankatia, raha mba nahazo toerana de tsy mahalala afatsy ny tenantsika sy ny fianakaviana akaiky antsika, aza mivôlagna ôlo ho sentoany zany, fa matoa koa nareo mitsoaka any andafy de ny fitiavan-tenanao Ajojolahy ty, aza manambanimbany ny Filoham-pirenenay fa atreho ny fijalianao any andafy agny, Enao no Sentoany fanahy ratsy
Elah ko efa anisany les a tavanty
Zao aza efa mijaly kou mbola ampirisihina higrevy iany zahay,nareo angaha refa raikitra ny sakoroka hanampy anay eo akory fa fotsiny no ho faty eo
merci tena merci akor atao hiditra am'io fikambanana io fa zah mba tehiditra
Atambaro ny hery e 💪💪💪💪💪
Merci havakooo Marigny teninao
Respect mon colonel
F aon no tactique tsika vahoaka ko ve de aseho @mpanohitra aniro vahavalo mpamadika Firenena ireo
Mankasitraka indrindra ny ANTOKO MIAFINA TIA TANINDRAZANA!❤❤❤
Rafozan ny Presidant ??? Mon Dieuuuuu. Oû est tu?❤
Aleo mba zavatra mitombina no resahana ramose rehefa hampita hafatra amin'ny Vahoaka Malagasy ary tena fadio ny maneho fa samy hafa ny Malagasy rehefa amin'ny samy loko politika na firehany fa kajio mandrakariva ny firaisam-pirenena sy ny maha iray tsy mivaky ny Malagasy izay tompon'i Madagasikara fa tsy araka ny hevitra diso entinao mifamaly amin'ny resaka politika diso
Sitrapony ry lelen'ty zany fa tsy noterena na novozonana ireo tanindrana ireo a.
Tsy vitan'ny mi-encourager fotsiny fa handao hifanome tanana isika izay vonona💪💪
Maniry ny hiara hijoro aminareo ny tenako
Merçi zokilahy....miala Rajoelina fa ampy izay.
Indraindray nytsy fahaizana misaina sy miheritreritra , dia lasa miteniteny foana toin'ireny olona very fanahy mbola velona. Fikambanana miafina misahy miteny mivantana, mhagaga faamiko dia fiantsiana sy mamporisika ny adim-poko sy fikomina eto Mcar no tanjona. Fankahalana , fitiavan-tena, dia mino ve ianao fa ireo Malagasy izay manoana izao fitondrana izao dia anaiky fotsiny , ka amela anareo anakorontana ny firenena, tsy ianareo irery akory milaza ho tia tanindrazana eto @ity firenena ity. Tairo dia ho hita eto ny tohiny , fa vonona ny hiaro ny olona atokisany sy ekeny ho filohan'ny Malagasy izireo.
Bravo Barabasy
Misaotra indrindra tompoko , am fijoroana s'y fasahiana hanavotra n'y madagasikara ,homba anao anie Andriamanitra
Mbola fikambanana miafina ve dia efa sahy manao fanambarana ? Asehoy ny hery raha tena sahy ?
Jocelyne Mitovy fona anie ssmb mbola TGV
❤❤❤❤❤tena marina
iafio fa kely sisa dia ho tapitra io e
Ts masaky miteny ratsy Siteny mintsy lery 😂😂😂😂
sure mints! le gasy mints no vp aby
bravo 🙏🙏 Mila olona toa anao izahay .Mafy loatra ny manjo anay Tompoko Andriamanitra anie hiaro anao 🙏🙏🙏🙏
Misaotra tompoko. Alefa
Ia moa ianao live lana io miafuna Ary n'y fikalbananao aza mampihimehy eh
Za mino fa misy amn ireo tafika ireo efa tsy manaiky fa mangina aho miandry fotoana , fa hisy fitsaharany izao zavatra izao
tsara e
Ampy izay ny fanagejana ny vahoaka
Merci beaucoup
Vive comme Burkina Faso ! Aleo Miaramila no mitondra hoatrany Traoré Ubraim 💪💪👏👏👏👏
Colonel Charle Avao gny tena Vrais colonel miaro vahoaka ary sahy mamaky koragnana magnano sorona gny tenany @ fitiavany ❤! Mankatsitrakan’ i Colonel Charle namoakanigny resaka ignx sy Anao miteny io koa Ramose 🙏🙏🙏🙏🙏👏👏👏👏👏👏👏💪💪💪👍