Syntia - TOJO RAVALOMANANA : HO SAKA SA HO LIONA ?? MANOLOANA ILAY VALIMPIFIDIANANA IZAY NIVOAKA ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 янв 2025

Комментарии • 14

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 18 дней назад +1

    Ankoatry ny teny ratsy .
    Dia marina daholy ny teniny.manana fo sy alahelo veivavy ty.
    rah enao no présidente dia ho foana jiaby ny 4ami . Ah que oui.
    Cynthia! .. Tu es une douce femme rare. Femme de cœur ❤❤❤❤❤😂😂😂

  • @gabyranjalahy5674
    @gabyranjalahy5674 19 дней назад +4

    Salut an
    Ohatran'ny voan'ny sery
    Mirary soa

  • @marcelvelonandro964
    @marcelvelonandro964 14 дней назад +2

    Tsy matahotody ireo. Ils rendront des comptes tôt ou tard.

  • @Romuald-s8k
    @Romuald-s8k 19 дней назад +2

    Bjr Mme Syntia Mirary fahasalamana ho anao Marina daholo voalazanao ary tohizo mba ho tonga any 'ny hafatra Misaotra

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 19 дней назад +1

    Bravo Synthia 👏👏👏👏👏

    • @ChristRarima
      @ChristRarima 19 дней назад +1

      Sitrana soa .
      Tsara foana ny zavatra tenenindry. Misaotra. Tohizo mba hisainan ireo maty eritreritra

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 19 дней назад +2

    Marina ki zany ry Cynthia a,merci,

  • @andriambelomasinarambeloso6871
    @andriambelomasinarambeloso6871 17 дней назад +1

    MANAOVA isekely sport cross dia TSY marary ohatr’izao

  • @philippejeanClauderakotoni-w8s
    @philippejeanClauderakotoni-w8s 19 дней назад +2

    Tsy muresaka @ tena

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 18 дней назад +1

    Atsika taraiky mifagnamia tsisgny eo fo
    Efa hita fomba fitondrasany Atsika efa tsy rariny
    Ataova decentralisation fa tsisy andra atsika côtier ho tafita fa ho matiny jaly eo fo .
    Madagascar mitsy no tsy tiany ka amidiny
    Atsika mihanahana loatra
    Tsisy ra tsy ataony , atsika vava be fo nintsika fa tsy mi realisé fagniriany-tsika
    Ataova decentralisation
    Haindreo amizay mahatonga cotier tsy mifankahazo amin-drô
    Magnavakavaka Samy Malagasy loatra reo nefa Samy gasy fa tsy hitako différence ny Samy gasy

  • @Aras-d1s
    @Aras-d1s 19 дней назад +2

    Tsy misy lehibe tahaka ny vatolampy fa rehefa tsy miteny dia hangerezan'ny voronkely !

  • @TahanRjns
    @TahanRjns 19 дней назад +2

    Tongava ianao aty Mcar fa ianao no hafaka hitarika any hanongana Io Rajojo Io fa aza bé Vava fotsiny any ivelany any raha tena Tia tanindrazana ianao.Ampio @ vata tenanao fa tsy @ Vava izany.

  • @adolpherandriamampandry
    @adolpherandriamampandry 19 дней назад +1

    Mangatsiaka angaha r'ity â ? Za zao manao maillot de bain. Marina aloha ny an'itena !

  • @Mamisoloniaina
    @Mamisoloniaina 18 дней назад +2

    NA ATAO HOE MBA MENDRIKA IHANY NO FANARAHANA TY VEHIVAVY ITY DIA HAY JIOLAHIMBAVYMPITENY RATSY KA TSY MENDRIKA IHANY KOA