GASIKARA ‘Gasikara Tanindrazako ô ! Enga anie ! Ho lavitry ny adim-poko ô !! Fanavakavahana loko ô !... Ny tanindrazako ê !! Enga anie ! Ho lavitry ny rà mandriaka Sy disadisa pôlitika Ny tanindrazako ê !! ‘Gasikara â ! Oh-oh-oh… Gasikara â ! Tanindrazako ê !! ‘Gasikara â ! Oh-oh-oh… Gasikara â ! Tanindrazako ê !! Enga anie ! Vahoaka feno fahendrena, Vahoaka tia fandresena, Ny vahoaka malagasy ê !! Enga anie ! Ho lavitry ny habadoana, Vahoaka liam-pandrosoana, Ny vahoaka malagasy ê !! ‘Gasikara â ! Oh-oh-oh… ‘Gasikara â ! Tanindrazako ê !! ‘Gasikara â ! Oh-oh-oh… Gasikara â ! Tanindrazako ê !! A/C : MAFONJA GASIKARA (diminutif affectueux de Madagasikara) ‘Gasikara ! Terre de mes ancêtres. Qu’elle échappe aux querelles ethniques, Aux schismes religieux ou racistes, La terre de mes ancêtres. Qu’elle tourne le dos Aux bains de sang, Aux querelles politiques, La terre de mes ancêtres. ‘Gasikara â ! Oh-oh-oh… Gasikara â ! Terre de mes ancêtres. ‘Gasikara â ! Oh-oh-oh… Gasikara â ! Terre de mes ancêtres ! Que son peuple s’emplisse de sagesse et d’honneur. Téméraire et vainqueur, Zéro imbécilité, Le peuple malagasy Conquiert le progrès. ‘Gasikara â ! Oh-oh-oh… Gasikara â ! Terre de mes ancêtres. ‘Gasikara â ! Oh-oh-oh… Gasikara â ! Terre de mes ancêtres ! Traduction libre : Vahömbey
miheno ny hiranla ah matetika de mandinika ny fiainako oe finalement inona no ataoko aty europe, juste oe ny fianakaviko niaina entre ny europe sy Madagasikara, tena tia hody ah fa tsy mbola afaka, quand j'écoute tes zik j'en pleur, mais de bonheur mon ami ! je t'adors et il y a beaucoup qui t'adors aussi ici en Belgique ! j'espère te voir bientôt frère !
en attendant les gens il y a genre #juniorformadagascar ou d'autre assos, .. ou si vous voulez d'autres bails, faites moi signes ma gueules ! bisous fesse droite tout ça tout ça
Juste magnifique...un son de pure nostalgie qui met en scène l'âme de l'artiste et l'amour de son pays ...un plaisir à écouter
Tokony otrzao daholo ny ataon'ny mpanakanto Malagasy !
Manasongadina ny kolo-tsaina Gasy ary mampiseho ny maha Malagasy ny Malagasy
Tena tsara !
La chanson préférée de mon petit garçon de 6 ans. Il la chante avec passion.
GASIKARA
‘Gasikara
Tanindrazako ô !
Enga anie !
Ho lavitry ny adim-poko ô !!
Fanavakavahana loko ô !...
Ny tanindrazako ê !!
Enga anie !
Ho lavitry ny rà mandriaka
Sy disadisa pôlitika
Ny tanindrazako ê !!
‘Gasikara â !
Oh-oh-oh…
Gasikara â !
Tanindrazako ê !!
‘Gasikara â !
Oh-oh-oh…
Gasikara â !
Tanindrazako ê !!
Enga anie !
Vahoaka feno fahendrena,
Vahoaka tia fandresena,
Ny vahoaka malagasy ê !!
Enga anie !
Ho lavitry ny habadoana,
Vahoaka liam-pandrosoana,
Ny vahoaka malagasy ê !!
‘Gasikara â !
Oh-oh-oh…
‘Gasikara â !
Tanindrazako ê !!
‘Gasikara â !
Oh-oh-oh…
Gasikara â !
Tanindrazako ê !!
A/C : MAFONJA
GASIKARA (diminutif affectueux de Madagasikara)
‘Gasikara !
Terre de mes ancêtres.
Qu’elle échappe aux querelles ethniques,
Aux schismes religieux ou racistes,
La terre de mes ancêtres.
Qu’elle tourne le dos
Aux bains de sang,
Aux querelles politiques,
La terre de mes ancêtres.
‘Gasikara â !
Oh-oh-oh…
Gasikara â !
Terre de mes ancêtres.
‘Gasikara â !
Oh-oh-oh…
Gasikara â !
Terre de mes ancêtres !
Que son peuple s’emplisse
de sagesse et d’honneur.
Téméraire et vainqueur,
Zéro imbécilité,
Le peuple malagasy
Conquiert le progrès.
‘Gasikara â !
Oh-oh-oh…
Gasikara â !
Terre de mes ancêtres.
‘Gasikara â !
Oh-oh-oh…
Gasikara â !
Terre de mes ancêtres !
Traduction libre : Vahömbey
miheno ny hiranla ah matetika de mandinika ny fiainako oe finalement inona no ataoko aty europe, juste oe ny fianakaviko niaina entre ny europe sy Madagasikara, tena tia hody ah fa tsy mbola afaka, quand j'écoute tes zik j'en pleur, mais de bonheur mon ami ! je t'adors et il y a beaucoup qui t'adors aussi ici en Belgique ! j'espère te voir bientôt frère !
hey mon frère, on écrirait plutôt j'en pleure* j'adore* t'adorent*
c'est vraiment pas pour te tacler ou quoi
Trop bien, bravo 👏
Tiako loatra Gasikarako, C vrai que c jolie la France mais Madagascar est mon Paradis,
Ndriii.. mbola teto salama tsara i TompokoLahy Vahombey teto!
Tena tsapa marina tokoa ny halahelo an'ny tanindrazana aty Europe aty
Amen. ... enga anie mba ho tanteraka daholo zany
merci zokibe mafonja fa milay b foana ny mihaino an ity vazo ity a.
Toniny ao tsara! Feon-kira milantolanto mahafinaritra :) ! Mankasitraka :) ! 2019 :) !
tena gasygasy tsara be
mba asio Maso koa ilay Chaine-ko fa misy vazo norma
Amen Mafonja ! 🙏🏽 Tanindrazako 🇲🇬❤️
mino aho fa asina traduction amina fiteny hafa io clip tena tafa be miitsy !!bravo
i guess it is kind of randomly asking but does anybody know of a good website to stream newly released movies online ?
@Marcellus Eli lately I have been using flixzone. You can find it on google :)
rehefa miheno anty hira ty za d matsiaro ny any Tanana fona :) fa sur eh milay fona vazon lah Mafonja a (y)
ory Mafonja rahaovina iany ny LP???TSY MAHANDRY I'TSONY NY ATY E
Misaotra bé dia bé MAFONJA ! 🥂
Mandona be!!!!!ndrindrindra oan zanakin' Gasikara reetra
Ok lesy Fonja a. Norme be le vazon'lah.👊👊👊👊👊
sur les mafonja,idole anla za tamzan jusk'zao!milay f tohizo
Enga anie mba ho vahoaka liam-pandrosoana ny vahoaka malagasy ka mahay maka lesona omen'ny tantarany fa tsy hanaran-driaka fotsiny :(
Gasikara, tanindrazako e... 💚🤍❤
rehefa ilay manomboka Live i Mafonja, de ito foana no vazo mandeha voalohany
tsara ny hira!
tsara ny horonan-tsary!
ndriiii otran we simba ny feony I Mafonja aiza le feo nao t@le UNIK fa le clip tsara b mapatsih an dago fa mankasitraka mafonja aaaah
Razanatsimba Aina prisca bruh 😩😫
Tsy mahay mozika sy tonalité ar flow ianao, zany v ho ratsy !! Manao feo roots izy okay
MERCI MAFONJA
Ela no efa nahenoana ny hira, zao vao misy rakitsary, tsara tompoko o
Milay be ny hira e, aza atao vavaka hoan'ity nosintsika ty
tsara be le hira, fa tena copie mitovy an le hira Jammu Africa an i Ismael Lo le izy an
otranzao zan mafonja rehefa ts ao anaty tarika unik somary gasy2 kely!!! sur mlay eeee!!!
mafonja b le raki-tsary e!!!!!!le vazo moa dia afatra atsy eny am-pon'ny tsirairay
lasa niova be ny feonla ry mafonjah an
belle rencontre si tu te souviens de moi dans le bus du retour d'Anstirabe
Gasikara aa!!! Tanindrazako ee
nivoak ian le horonantsar ef ela dia ela no nandrasana. Amparitao fa tsara b. beat it de tohiz atran fa mlay e.
Tiako ito hira ito 😍
ya man sur revek le mozik clipa ko mlay ee respect k
ôtran tiko ah, mba afa kely fa ts mtovy amle roots mônôtôn be eto am tanàna, mlay eh, fa tandremo lasa manao gwetta ndray avy eo
pouce rouge ko ho anla ts nteny za hoe mafonja mtovy am sasany!!!
i like your song mafonja its the best
mafonja....gasikara
en attendant les gens il y a genre #juniorformadagascar ou d'autre assos, .. ou si vous voulez d'autres bails, faites moi signes ma gueules ! bisous fesse droite tout ça tout ça
Tsena Sabotsy... milay eh, (y)
aminazy tsara zoky be
tsara, tsara, tsara ,tsara loatra ndray ary ko
ALEFA BAREA
O il a madacascar😭😭😭🇲🇬😭😭🇲🇬😭🇲🇬😭🇲🇬😭😭
Gasigasy manja tsara.
Aza tapahina le volo lewaza >.
iza ilay mpihira é!!!
sur miitsin e!!! mlay be
za maka anao oh
Tena ao tsara
miaik anla fon am ty vazo ty les dada a,ton gd mampanembon be fon,za maka anla e,siora siora
misotra anao jah
ny paroles ny hira azafady ! misaotra
Thanks for your pray
tena tsara be !!!!!
Milay namana a
mafonja ny vazo (y)
Gasikara tanindrazako,
MLAY LE VAZO EH
Mankasitraka @ le vazo
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬✌
Tiko loatra.
🙏💟🇲🇬💟🙏
Sur mits manfoja a! Mly e!
🇲🇬
milay be
4:20 ny mason'ilay zaza e
Ao tsara!
fanajana b
milay mafonja
manaja e
mlay beu
misaotra e
💕👍💕
♥️♥️♥️
matsiro e
Mlay e