(ooooooooouh ôh ôh ôh ôh ! Angivy ! ooooooooouh ey ey ey eh ! ooooooooouh) x2 'Ndraindray aho lasa saina e Lasa vivany Ny saiko mandeha Mankany mankany ... Hoe tena misy ve Ilay anjely e Ho ahy ety an-tany Mametra-panontaniana 'zah Manontany... Mangidy nefa mampazoto homana toa ny angivy ôh Izy iny e e e e e ey ah ey ah ou ôh ôh Tsotsotra nefa mandona toy ny bôna malilo ôh Izy iny e e e e e ey ah ey ah ou ey eh (ooooooooouh ôh ôh ôh ôh ! ooooooooouh Angivy ! ooooooooouh ey ey ey eh ooooooooouh)x2 Ndraindray ny any anatiko any marary eh ey eh Ny foko mijaly Rehefa mifamaly mametra-panontaniana aho Nefa efa voavaly eh ey eh Efa voasoratra izany Mangidy nefa mampazoto homana toa ny angivy ôh Izy iny e e e e e ey ah ey ah ou ôh ôh Tsotsotra nefa mandona toy ny bôna malilo ôh izy iny e e e e e ey ah ey ah ou ey eh Ianao 'lay taram-pahazavana manazava ny androm-piainako Itantarako ny alaheloko sy itarainako Itantarako ny tsiambarateloko ôh Ianao 'lay raram-pahazavana manjopikako Diamondrako mamiratra e ey Mifameno amiko sy itokiako Mangidy nefa mampazoto homana toa ny angivy ôh Izy iny e e e e e ey ah ey ah ou ey eh Tsotsotra nefa mandona toy ny bôna malilo ôh Izy iny e e e e e ey ah ey ah ou ey eh (ooooooooouh ôh ôh ôh ôh ! Ohatran'ny angivy ! ooooooooouh ey ey ey eh ! ooooooooouh) x2 tononkira.serasera.org/hira/mafonja/angivy-2 Tsiky dia ampy
misaotra niala tamin'ilay stéréotype ana vehivavy mpanao clip (maquillage be sy ny tariny) matsiro ilay lokon'ilay vehivavy tsara loatraaaaa... mankasitraka
Mafonja oooh. Kindinjenlala 😘
I'm staying Tana and listen this music. I'm from Việt Nam.
Kanto loatra, milay be ny arrangement, miaraka amin'ilay feona valiha sy farara ,mankasitraka
👍🏽👍🏽🥂 dool bé . Ampefitety😉
Kanto, tena kanto! Hiran mafonja tiko ndrindra, mankasitra e
Tsotsotra nefa mandona toy ny bona malilo ... izy iny e yeah!
Misaotra .....rahaovina hoa ny LP?????
Ty hira ty zany ilay saika natao karaoty fa tsy nety 🤣😅 , tsara ilay angivy ka👍
Latsaka b t@ izy teny any iny 🤣
(ooooooooouh ôh ôh ôh ôh ! Angivy ! ooooooooouh ey ey ey eh ! ooooooooouh) x2
'Ndraindray aho lasa saina e Lasa vivany
Ny saiko mandeha Mankany mankany
... Hoe tena misy ve Ilay anjely e Ho ahy ety an-tany Mametra-panontaniana 'zah Manontany...
Mangidy nefa mampazoto homana toa ny angivy ôh
Izy iny e e e e e ey ah ey ah ou ôh ôh
Tsotsotra nefa mandona toy ny bôna malilo ôh
Izy iny e e e e e ey ah ey ah ou ey eh
(ooooooooouh ôh ôh ôh ôh ! ooooooooouh Angivy !
ooooooooouh ey ey ey eh ooooooooouh)x2
Ndraindray ny any anatiko any marary eh ey eh
Ny foko mijaly Rehefa mifamaly
mametra-panontaniana aho Nefa efa voavaly eh ey eh
Efa voasoratra izany
Mangidy nefa mampazoto homana toa ny angivy
ôh Izy iny e e e e e ey ah ey ah ou ôh ôh
Tsotsotra nefa mandona toy ny bôna malilo ôh izy iny e e e e e ey ah ey ah ou ey eh
Ianao 'lay taram-pahazavana manazava ny androm-piainako
Itantarako ny alaheloko sy itarainako
Itantarako ny tsiambarateloko ôh
Ianao 'lay raram-pahazavana manjopikako
Diamondrako mamiratra e ey
Mifameno amiko sy itokiako
Mangidy nefa mampazoto homana toa ny angivy ôh
Izy iny e e e e e ey ah ey ah ou ey eh
Tsotsotra nefa mandona toy ny bôna malilo ôh Izy iny e e e e e ey ah ey ah ou ey eh (ooooooooouh ôh ôh ôh ôh ! Ohatran'ny angivy ! ooooooooouh ey ey ey eh ! ooooooooouh) x2 tononkira.serasera.org/hira/mafonja/angivy-2 Tsiky dia ampy
Hihihi, Olombelo Saritsariii... Mley beu💚❤️💛
Milay be Mafonja aaa
Mankasitraka eee! Matotra ilay fanamarihana ilay ravin-kazo masina👍👍
Milay lesy Jàfoum ahh
mankasistra grand! henjana elah baina
Tsara sy kanto ny mozika ataon lah Zokybe.........Tohizo ny lalana e
Tsy Maintsy anandrana anizany Bona Malilo zany ny tenanay fa le Angivy efa fihinana Matetika...
Franchement J AIME. Mafonja J AIME
Mampazoto homana ery izy zany, peace rasta a!
milay ee. ity le saika carotte zany
c'est qui ce pakistanais gasy il a l'air bien et talentueux quel bon karana
efa ho firy taona izao fa tsaroako ho tsara fona ity hira ity isaky ny miverina mihaino azy ah
inona azafady lay bona malilo fa tena tiako ho hay , mlay lay vazo;sur mits fan be l zah ee;merci mafonjaa
Moly...
Ino le bona malilo azafady o
mlay eee j'aime trop
Mankasitraka é ! tsotsotra fa mandona é ! mirary soa
Mathias 😍
mbola mandona 2k24
" Mandona toa Bona Malilo " manitra be e, misaotra
MOZIKA BEEEE
Tena tsara be rangah aaa
Mba jereo koa fa ato am Chaine-ko misy vazo mlay
2021 💚💛❤️
Saika nataoko Karoty ilay izy fa tsy nety hahhahahhaahha
Aza avela intsony iny valiha iny ry Jah a ! tsotsotra nefa Bona be, zay ihany ka !
good song!! boy!!!
Misy fanahy be zan mozika zan Jafoum an, milay e mankasitraka
Bona malilo
mlay fon euuuu
Milay lesy aa!!
misaotra niala tamin'ilay stéréotype ana vehivavy mpanao clip (maquillage be sy ny tariny) matsiro ilay lokon'ilay vehivavy tsara loatraaaaa... mankasitraka
faniry lalamanjato matsiro vé NY lokony ? XD
Saika nataoko karoty fa tsy nety
Bandy an ny Bira
Mlay hatrany ry Jah aah
makasitraka e tonga ny hafatra
ao tsra atolotro andry io vazo io
tafiditra tsra ve le vazo !!
Rootsikalo sms
Tsara be le hira
zany zova
kely nefa mafonja be ... tsara b ... mankasitraka
Mafinaritra lesy Njafom a!
tena milay be
norma be eee ! sur
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🔥🎧
❤🎧
tsara doly ny hira, tohizo e!!!
Pro tip : you can watch movies at Flixzone. Been using them for watching a lot of movies lately.
@Reese Larry yup, I have been watching on flixzone for years myself :D
😘😘😘😘👏👏👏
za maka lah fon e....mankasitrak fn
mandona be
tso2tr mlamdam tsar ery izy zan,revek b mints a
norme
Tsy nety marina ity ra natao hoe karôty ny titre an
tsara loatra: mankasitraka Mafonja a!
Milay lesy e..
mlay euh
zava
ianao ilay tara pahazavana manjopikako. norma be
j'aime, j'aime,j'aiimmmmeeee!!!!
2k19!?
Reveko
2024
2019
ca va tsara e
cv be (y)
Mafonja oooh. Kindinjenlala 😘
za maka lah fon e....mankasitrak fn
Mafonja oooh. Kindinjenlala 😘