Paolo Emilio - TRANGA NAMPALAHELO NISEHO TEO @ FIARAHA-MONINA ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 фев 2025

Комментарии • 23

  • @mariebe7073
    @mariebe7073 4 месяца назад +1

    Dieu vous bénisse Mer Polo
    Ny aty France dia miantoka ny zanakavana rehetra anteur Mada
    C n'est pas normal.
    Merci Mer.

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 4 месяца назад +3

    Mankasitraka M.PAOLO @sosokevitra mahasoa ikelezanao aina ho an'ny ZAZA MALAGASY 🙏

  • @hajatianaramiliarimanana8179
    @hajatianaramiliarimanana8179 5 месяцев назад +1

    Misaotra M Paolo!!

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 5 месяцев назад +2

    Misaotra betsaka anao Paolo

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 5 месяцев назад +4

    Misaotra anao Mr Paolo @ ny soso- kevitra omenao.

    • @loulettepauline4961
      @loulettepauline4961 5 месяцев назад +1

      😭😭mampalahelo indrisy izany ve ny fitsotsokin’ny fihainan-tsika malagasy 😭😭😭‼️

    • @nellyhortensia2407
      @nellyhortensia2407 5 месяцев назад +1

      @@loulettepauline4961azafady mba iza no anarana ampiasainy ao am Facebook? Misaotra mialoha🙏🏽

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 4 месяца назад

    Aty aminay na 2000ar aza tsy feno de tsy raisin'ny, ary tsy tafiditra n'y Zaza, Epp Ambohitrimanjaka io,

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 4 месяца назад

    Tsisy gratuite zany, n'y Epp,

  • @rina7290
    @rina7290 5 месяцев назад +3

    Misaotra anao Atoa Paolo.fa n'y olona tsy nandalo fahasahiranana tsy mahatsapa an'izany.izaho dia zanaka mananontena. Fa nianatra aho .ary nitovy n'y. Nataontsika mianadahy.cahier 2oo pages.
    No nampiasaiko dia zarazaraiko @isan'ny matières.mbola io ihany nyfomba notohizako teny @université. Nampianatra t@ EPP aho sady nanohy nianatra ka MBA nahazo Maîtrise . Ho fampaherezana ireo Tanora MBA hilofo @fianarana fa io n'y lova tsars indrindra ho Andreotti
    MAHEREZA DIA NY TOMPO homba n'y tsrairay.
    Ht

  • @rabakosoaniainaisabelle9404
    @rabakosoaniainaisabelle9404 5 месяцев назад +1

    Izaho efa sendra izao nataon'olona taminay zao.
    Sao misy mampietitretitra ihany.

  • @charlotteraheliarinoro5252
    @charlotteraheliarinoro5252 5 месяцев назад +3

    Misaotra tompoko ny amin'ny sosokevitra,

  • @balimalalachou9625
    @balimalalachou9625 5 месяцев назад +1

    Tena marina ny teninao fa rano atondraka amin'ny lamosin'ny ganagana fotsiny zany. Tsy misy fitsinjovana ny sahirana.

  • @lalaonirinademares645
    @lalaonirinademares645 4 месяца назад +1

    NY AHY MOA DE ATAO KELY NY SORATRA E...ZAY LAY FIAINANA E...TENA MISAOTRA ANY REO RAY AMANDRENY E

  • @MamyANDRIANALY-uy8mv
    @MamyANDRIANALY-uy8mv 5 месяцев назад +1

    😢Tena mampalahelo ny zava-mitranga fa akory atao ! Ny fitondràna moa ts'hita izay afitsony fa werawera no betsaka 🙄

  • @BrigitteRasendraharimalala
    @BrigitteRasendraharimalala 4 месяца назад

    Tsara be lay sosokevitra f sarotra @ Fanjakana ny hanatateraka azy manjary tapaka bizina sinoa sy karana @ fitaovampianarana

  • @cecileravaohita5911
    @cecileravaohita5911 5 месяцев назад +1

    Marina zany

  • @lalainaharinambininaAndriamana
    @lalainaharinambininaAndriamana 4 месяца назад

    Ny fiainana mitsy no mafy, mampalehelo

  • @TheLivas16
    @TheLivas16 5 месяцев назад +2

    marina be

  • @dimisiarisoa1827
    @dimisiarisoa1827 5 месяцев назад +1

    Marigny teninao zalahy ein
    Mafy e

  • @yvette5974
    @yvette5974 5 месяцев назад +1

    Misaotranao Paulo.
    Fa Fananihan.i MPITONDRA n'y hanasarotra n'y fampianarana eto Mada.
    MARO n'y bado Dia mora n'y mitantana n'y firenena.
    Hatao hambony FOTSINY n'y tetibolan.i mpitandro filaminana
    Dia VoHaharo tsara n'y fitondrana.
    Efa eken.i Malagasy rehetra izao rehetra izao.
    TSY HAFAKA mampianajaza
    Tsy HAFAKAisakafo in 3 isananfro.
    Tsy HAFAKA mitsabotena RAHA marary.
    Jerevo FOTSINY Paulo n'y isan.i mpiheno???
    Ity vidéo ity

  • @NadiaLambalove-hg5ex
    @NadiaLambalove-hg5ex 5 месяцев назад +1

    Misaotranao fa
    Fananihana ho sarotina ny fianarana mba hamaro ny BADO.
    Mora hentina ny mponina raha maro ny tsy hampianarina.
    Zanaka tantsaha zaho sady ecole mpanjakana fona no namitako ny fianarako35 ans passés.Fananina DAHOLO ny hoe Ny ZANAKA mpanambola hiany no lasa lavitra.
    Ny hôpital dia fananina daholo.
    Maty raha tsy manambola marary.
    Gratuit ny fiterahana taloha@ hôpital mpanjakana.
    Mpizara mangidy maimaimpona ny reniko t@ andro taloha tany ambanivohatra be.
    Mahazo vaccins gratuit.
    Firy zaza maty any ambanivolo @ zao
    Na ny paludisme mbola mahafaty amin izao fa tsy hiasan.i mpitondra loha.
    HAKORY NY HAMPIAKARANA NY BUDGETS IREO MPIANDRY FILAMINANA IREO .
    MBA HIARO NY POUVOIR HAMPERIN.ASA.
    IREO HIANY NO SISA HO TAMBATAMBAZANA
    MBA HITANDRO NY FANJAKANA.
    NY VAHOKA DIA EFA MARO SY MITOMBO ISANTAONA NY ZAZA MIJANONA MIANATRA NOHON.I TSY FANANA DROIT HIDIRANA @ ECOLE MPANJAKANA.
    NA NY SEFOMPOKOTANY
    NY LEHIBEN.I TANANA
    SAMY MIJERY FOTSINY @ SOCIALE MISY AO AMINY NA MISY OLONA MATY NOHANA AZA.
    MIHA MITOMBO NY MARARISAINA03 ISAMPOKOTANY ATY AMBANIVOLONAY.
    MIJANONA@ CEP DAHOLO FA TSY HAFAKA HANOHY @ CEG SATRIA 350 NY TABLÉ HIPETTAHAN.I ZANANY
    450 MILLE FMG NY DROITS
    150 MILLE FMG NY TENUES HITOVIZANI REHETRA
    8 NY CAHIER 200 PAGES
    10 NY 100 PAGE
    6 NY 50 PAGES.
    .
    MISAOTRANAO PAULO@ 150 MILLE IZAY NATAONAL FA
    ZAHO MANANA ZANAK.AVANA KAMBOTY 12 RY ZAREO.
    RA ZAZA IRAY ARY IO AMBONY IO
    MISY 05 NY HIDITRA @ LYCÉE MPANJAKANA???
    HOTRINO.
    TSY TOKONY HIANAYRA VE
    NY ZAZA KAMBOTY???
    NY ZANAK.IZAY SAHIRANA?????
    AMIKO HASAROTINA NY FAMPIANARANA MBA HO MARO NY BADO