Mijery ifitony i Rajoelina MAMONO AFO ! Madagascar tsy maintsy mandroso! Ce sénateur est obsédé par Rajoelina ! Il est dans le déni de la réalité ,de la pauvreté totale des Malagasy ! Mr le Sénateur, vous êtes vraiment de mauvaise foi !!!😮😮😮😮😮😮
Tsisy andra atsika gasy mba ho androso donc Pôlitique fo raha hieritreretin-tsika gasy mba ho tafita edy va ? Mpangalatra reto tsy mety voky sy tontotro 😡😡😡😡😡🤮🤮🤮🤮 Politique fo raha agnaty bétron-drô chrrrrr🥹 11:10
Halabato Mr le Senateur no nampiasaina nandritran'ny fifidianana nisy teto Madagascar depuis 2009! Soyez honnête Mr le Sénateur !😂😂😂😂😂
MANKALEO RETO MPANGALATRA AVO VAVA RETO
Mahavory vahoakz ianareo satria tambazanareo @ vary, koveta, tsinjo etc..! Hovay ny fomba fijerinareo ry mpomban'ny fanjakana fa tena botolo !
Makaleo be le mihaino reto mbola miaro ny fitondrana ef hita tss ilana azy
Tandrema anareo my akatra plateau Tv fa fikaroana ny ao ampoho ary zareo ireo espion ny mpitondra zany naha voa n'y baba
Hisy koa 2025 Ary hirarianay zany Lety eh
Halatra daholo no nahalany anareo fa Aza be zesta pory anao lelenty sénateur vendrana Ty.Jamba mitsy angamba anao Io ka fampandrosoana Inona no hitaporinao EO.Ompako mitsy Anao Satria olobe tsisy Saina
Fitondrana mampanofy vahoaka
Tena tsy ao mihitsy ilay camera… tsy ilay olona miteny no mahazo focus
mapiome koa ti rangah milaza na tsy nisy nalpihena ny saram pitanterana - asa ohatsinona izany 50%
Le senateur n'a rien compris dans ce qu'il voulait dire Harifidy! 😮😮😮
Mafinaritra ary matotra kiukou reefa tsy mi roule R cibella aza raisina ratsy fa ho fanatsarana hatrany ny critique
Olobe tsy Manjary bevava fotsiny tsy manaja Tena nefa hoe sénateur vendrapor...
Io indray harifidy mbola be resaka ihany ialahy a! Antitry ny politika letsy ialahy ndryyyyy
Garde corps hono le miaramira nanaraka Roland Ratsiraka, atao 😂 tezitra😢
H@ lokony siliponialahy AO angamba loranjy ry Tsebo vendrap... Ty fa Aza be Resaka por..EO lelenty
Aza atao ela ny fiarabana timpoko fa ny ventilateur no tenenina.
lasa manja be le sipa sady lasa nahazo aina be de mampte ikisn be , sambatra be le ankaikiny
Mijery ifitony i Rajoelina MAMONO AFO !
Madagascar tsy
maintsy mandroso!
Ce sénateur est obsédé par Rajoelina ! Il est dans le déni de la réalité ,de la pauvreté totale des Malagasy !
Mr le Sénateur, vous êtes vraiment de mauvaise foi !!!😮😮😮😮😮😮
Ny ventiny
Tsisy andra atsika gasy mba ho androso donc
Pôlitique fo raha hieritreretin-tsika gasy mba ho tafita edy va ?
Mpangalatra reto tsy mety voky sy tontotro 😡😡😡😡😡🤮🤮🤮🤮
Politique fo raha agnaty bétron-drô chrrrrr🥹 11:10
Marary fo ilay mpanao gazety conseiller municipal
hala bato ve nenlah,TGV tsisy ilana azy