REHEFA any ivelany aho no maheno izany hira kanto izany, dia tsy tamzna, fa te hody eo no eo. TSARA LOATRA ITY TANINTSIKA ITY TIAVO IZY, FA AZA ATAKALO NY ANY HAFA. MISZOTRS be vata TELO FANGADY aa ! ❤❤❤💋💋💋
Tanaty Metro aho no nihaino azy de tena latsa-dranomaso irery teo, nararirary ahy ny foko😢 Toa nanontany tena aho: inona no ataoko aty antanin'olona aty? De nilaozako tokoa lay tany mamy misy ny tiako rehetra...Lay Gasikarako, lay niaviako sy mbola hiafarako.😢 Ehhhh, fitadiavana tokoa mahazaka maniraka. Mirary fahombiazana ny mpila ravinahitra rehetra. Aza hadino lay Gasikarantsika❤
Madagascar, mon pays où j'ai grandi , je t'aime et je t'aimerais toujours sans toi je suis rien , tu m'a tout donné dans la vie. Je suis fière d'être Malagasy.
Efa ho 24 taona izay fa tsy miova ny fitiavako anao ry Tanindrazako filàna ravinahitra aty fa tsy maintsy hody foana indray andro any hafa ihany Madagasikara... tsy azo eritreretina ny lanjany hery ao anatinao tany mamy tsy mety adino sy tsy hafoy na dia lavitra aza ianao 😢😢😍❤❤
Tena tsy manam paharoa ny taniko Gasikara !Na tsara andafy tsy hatakaloko ary tsy mahasolo ny tany fiaviako mamiko !misaotra nizara ato e fa mbola tena mihaino tsara izahay aty antany lavitra!
Mipetraka aty andafy aho efa ho telo amby folo taona ka ny hiran'i telo fangady dia mampahatsiaro an'iMadagasikara tany niaviana tsy adino akory na dia lavitra aza fa tsarovana foana ilay nahalatsahani ny tavony ary mbola hilevenana ihany koa
Mamiko loatra io hira io telo fangady io mankasitraka hatrany na dia aty ampita lavitra ny tanindrazako aza aho dia tsy manadino ilay tany nihaviako mankasitraka anareo mpanakanto ♥️😁
aize , taniko tena tiko , nimpoirako o , tsy hadinoko tsy hariako ianao . misaotra telofangady aminy gadona mahafinaitra // ny mampalahelo dia ny zavamisy eo aminy resak politika // fa ianao GASIKARA TIAKO , ranomaso farany ,
Eeeeh ef fito volana izay no nialako tany antanindrazana ef te hody sahady nef ts afamanotra . Tiko loatra anao ry Nosiko any no hiafarako indray andro any.
Ny ahy efa 13ans zay ts ba itako ilay taniko ts foko tiko na lavitra ahy az enao ry, 🇲🇬malalak mafy saingy ny fiainana sarotra de mila mitady aloh fa dray andro an ah hahita anao s hitoetra ao fon
Efa 2024 izao,. Mbola misy mihaino ve any ?
mbola mihaino mintsy😍🤩,teitomany be😭😭
23/03/2024 aty an-tanin'olona aty😞😞😞😞
Mbola miaino ❤
Mbola mihaino😢😢😢
Iza no mbola mihaino??2020
Mahereza Daoly izay lavitra ny tanindrazana! Vive Madagascar 🇲🇬❤😭😭😭😭
Zay zau ato milatsak ranomaso,corona mamely😢😢😢
😭😭😭😭😭😭😭😭Gasikarako
Za
@@zezerakotomalala4018 .
😭😭😭😭
J’en n’est des frissons j’ai demandé à ma Neny de me traduire cette magnifique chanson🇲🇬🇲🇬 🇲🇬❤️❤️❤️❤️❤️😢😢
I know it's kinda off topic but does anyone know of a good website to stream newly released movies online ?
@@torinquinton4742juste beat it 😮
@@torinquinton4742 frenchstream
Latsaka NY ranomasoko 😭😭😭🇲🇬🇲🇬 Gasikarako oh na Dia lavitra azy NY elanelany any sy NY aty antenaiko fa mbola ho hiona ihany isika 🇲🇬🇲🇬🙏🙏
REHEFA any ivelany aho no maheno izany hira kanto izany, dia tsy tamzna, fa te hody eo no eo. TSARA LOATRA ITY TANINTSIKA ITY TIAVO IZY, FA AZA ATAKALO NY ANY HAFA. MISZOTRS be vata TELO FANGADY aa !
❤❤❤💋💋💋
😭😭mampirotsaka ny ranomaso😭,tiko loatra❤❤❤❤
Tanaty Metro aho no nihaino azy de tena latsa-dranomaso irery teo, nararirary ahy ny foko😢 Toa nanontany tena aho: inona no ataoko aty antanin'olona aty? De nilaozako tokoa lay tany mamy misy ny tiako rehetra...Lay Gasikarako, lay niaviako sy mbola hiafarako.😢 Ehhhh, fitadiavana tokoa mahazaka maniraka. Mirary fahombiazana ny mpila ravinahitra rehetra. Aza hadino lay Gasikarantsika❤
Mirary soa ho anao ❤ hihaona amin'ilay Gasikara malala sy ny havana aman-tsakaiza rehetra indray androany, samia mahery❤️❤️
Efa ho 4taona zay no nadaozako anao ry gasikara malalako😍😍😍kely sisa dia ho any amin nosy tiako aho gasikara malalako 😍😍
Corange daholy tsika zay aty tany lavitra aiza adino tanindrazan tsika aiza atakalo ny any hafa io no Madagascar tsika mampamangy 😥😥😥😥😥❤🙋♀️😘😘😘
Madagascar, mon pays où j'ai grandi , je t'aime et je t'aimerais toujours sans toi je suis rien , tu m'a tout donné dans la vie.
Je suis fière d'être Malagasy.
MERCI❤ BIEN DIT! MAGNIFIQUE MESSAGE
Mtomany ah vo miheno anle hira😭
Mbola hoavy ah e😍❤️
Ndao hody kely ary e 🤗😭
Mafnaritra be sady mahamanimanina👍👍👍
Amen . Voninahitra ho an Andriamanitra, mivavaka ho anao izay namorona ty hira ty
Que Dieu bénisse Madagascar 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Amen 🇲🇬🙏🏽
Efa 4 taona no nandaozako anao re ry taniko, 😔Gasikara malalako, ❤
Efa ho 24 taona izay fa tsy miova ny fitiavako anao ry Tanindrazako filàna ravinahitra aty fa tsy maintsy hody foana indray andro any hafa ihany Madagasikara... tsy azo eritreretina ny lanjany hery ao anatinao tany mamy tsy mety adino sy tsy hafoy na dia lavitra aza ianao 😢😢😍❤❤
Ndriiiii tsapako bé. Mbola hiverina mbola hiona 😢❤️🇲🇬
Ndriii courage 😢tena tsapako
Mahatsiaro an madagascar 🇲🇬 😭😭😭😭😭🙏🙏🙏🙏🙏🙏💔💔💔💔💔
Tena tsy manam paharoa ny taniko Gasikara !Na tsara andafy tsy hatakaloko ary tsy mahasolo ny tany fiaviako mamiko !misaotra nizara ato e fa mbola tena mihaino tsara izahay aty antany lavitra!
Gasikara Mada Dago je t'aime et te remercie pour ce que je suis fier d'être Gasy à travers le monde fidele representant et humble fils d'ivandry
Gasikarako...mafy ny lavitra anao 😭😭
Gasikarako malahelo anao aho. Manin-te hody eeee
Asakasak’izay mankahala anao fa mamiko raha ianao. Misaotra ny mpanakanto sy ny mpizara. Mankasitraka é!
❤😢 malahelo Madagascar Aho zany e,11 ans Zay tsiary tany 😢 28/04/2023 👂
Tsy azo eritreretina....2020.gasikara gasikarako🇲🇬🧡😭😪
🇲🇬2021? Malahelo an'i Mada aho...efa ho eritaona izay nandaozako azy
zany ka hira! makasitraka ny mpanoratra sy ny mpihira! tsara zany raha mbola hira malakasy
02/05/2021 iza no mbola mieno an ity hira ity?Mampanembona mafy😪
❤❤
tsy adino
tiako be foana,hafa ihany madagasikara😥😥😍😍
Mipetraka aty andafy aho efa ho telo amby folo taona ka ny hiran'i telo fangady dia mampahatsiaro an'iMadagasikara tany niaviana tsy adino akory na dia lavitra aza fa tsarovana foana ilay nahalatsahani ny tavony ary mbola hilevenana ihany koa
Aty antanin'olona aho no miheno sady ny andro ko efa @8alina tena malahelo aho no latsaka ny ranomasoko...manaja anao hatrany zoky b telofangady...
Ndriii! Mampanembona be
🇲🇬🇲🇬🇲🇬 tany nihaviako ianao ka ts maintsy tiaviko😞😞
Mamiko loatra io hira io telo fangady io mankasitraka hatrany na dia aty ampita lavitra ny tanindrazako aza aho dia tsy manadino ilay tany nihaviako mankasitraka anareo mpanakanto ♥️😁
Gasikara ô Gasikarako ❤️🇲🇬
Tsy hadino anao akory ry Gasikara tanindrazanay malala .
J'aime mon île
Mampanembonembona re zany ventso zany 😔👍🏼💗
Ngoma dago za zany 😢❤️
oh Seigneur que cette chanson me fait pleurer! merci, merci!!!!!
courage
@@elieproch237 merci! à vous aussi!
Ndriiii, manina eee
Rehefa miheno an'ity hira ity dia milatsaka foana ny ranomaso satria Tiako loatra ilay gasikarako
Salam dari jawa indonesia
Madagascar mbola iverina an ihany eh😭😭😭😭
aize , taniko tena tiko , nimpoirako o , tsy hadinoko tsy hariako ianao . misaotra telofangady aminy gadona mahafinaitra // ny mampalahelo dia ny zavamisy eo aminy resak politika // fa ianao GASIKARA TIAKO , ranomaso farany ,
Eeeeh ef fito volana izay no nialako tany antanindrazana ef te hody sahady nef ts afamanotra . Tiko loatra anao ry Nosiko any no hiafarako indray andro any.
Mahatsiaro ny an Madagascar mahitsy mieno ty hira ty
Tena mampitomany ilay hira na dia eto antanindrazana ihany aza ny tena :) !
Any izay ilay Gasikara tianay foana na dia lavitra azy aza izahay
malahelo be mihintsy, mbola hihaona isika!!!!
HAFA IHANY NY HIRA GASY
😢😢😢😢.. 7ans tsy nahitana Ray-amandreny ; tsy nahitana Madagascar... marary ..tena marary
😥😥😥😥😥😥😥😥😥 Any anao zay Gasikarako oooooo antenaiko fa mbol hihaon isika ndray andro any
Tsy hadino akory ianao ry Gasikarako fa mbola ihaona isika !
Tiko lotra enao Gasikarako 🇲🇬
Efa ho 10 taona zao, manina anao ry Tany Mamiko tsy manam-paharoa, 😍
Mankasitraka zokibe a
06/05/2020 , Tiako foana
2022 an avao Mada ko zay😭😭😭❤️❤️❤️
2024 ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
❤😢
Mahafinaritra ry zalahy a! Rehefa lavitra an'i Gasikara anie ka maheno an'izany hira izany dia tena mahatsiaro ny akany nitaiza e!
ndryyy...malaelo aanao aho ry GASIKARAKO😭
Nosy tena tiako ianao angamba no fanoratra. Ho lavitry ny kitoatoa anie isika ry Malagasy.
Gasikara no mirakitra ny " ahy rehetrako " tsy hay hadinoina. Mandainga izay tsy ho manina e
Any gasikara Zay mamiko
Madagasikara Tanindrazana malala Mankasitraka !
kanto ny hira malagasy
Mampalaelo ahy anao ry taniko😭😭😭😭.
tena tiako ito hira iray ito ka!!
sady ahatsiarovako ny fahazazako!!
Tsy azo eritretina.mamy ny tanindrazana.....gasikara ooooo!!!!!😢😢😢
Tsara le kanto malagasy misaotra ee
Mankasitraka e😊
GASIKARAKO 😭😭😭😭😭😭lavitra lotra❤️❤️❤️
Any anao zay ry Madagascar ko
courage fa tsy mbola hoavy aty ianao 1 andro any!!!
2021 🎧🎧🎼🎼❤❤🇲🇬🇲🇬
TSARAAaaaaa mampanembona
ianao any Dubai, mba mandalova aty allemagne e!
Tena tsara be izany tonokira izany
Hianao 10 taona no nadaho azy , izaho éfa andray 40 taona izao no nialako tao mada, misaotra betsaka nizara tompoko
Mody amizay mamangy e
Ny ahy efa 13ans zay ts ba itako ilay taniko ts foko tiko na lavitra ahy az enao ry, 🇲🇬malalak mafy saingy ny fiainana sarotra de mila mitady aloh fa dray andro an ah hahita anao s hitoetra ao fon
lavitra ianao ry gasikarako😭😭😭
Mafy ny lavitra anao ry gasikarako😢
ankafizoko foana 30/09/2020
indrisy ry fitadiavagna mazaka magniraky. mankasitraka indrindra Tompoko
E ry gasikara mamiko indrindra mandrakizai 😥😥😥😥😥
Lasam-borona mihaino izany e.
Madagascar
mbl ody aho indray andro any😭😭😭
izah ko ak
Mapalaelo ah 😭😭😭
Tongava aty Dubai Haja Telofangady ô
latsa dranomaso manina an'i GASIKARA .
Mankasitraka hatrany tena marina tsy azo lavina ny voalaza ao anaty to nonokira manohina ny fo lavitra tanindrazana
Madagasikara nosy mamiko indrindra
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤❤❤
😢😢😢
Fa nankaiza hoa ilay imagine e.
Ny hira tsara nefa tsy hita intsony ireo mpihira ? Flou be
Any ianao ry Gasikarako !!!!
Latsa-tomany Za maheno ity hira ity refa Le anaty avion iny😭😭
Opera Life Nirotsaka koa ny ahy fony nandao an’i Dago.
malaelo loatra..mahalala saina
Tiako lay taniko ary ts foiko na de aty dilambato aza aho...GASIKARAKO NOSY TENA TIKO IANAO KA TSY MAINTSY IVERENAKO! mampamangy any eeee.....!!!!
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤❤❤❤❤❤❤
Gasikara malala tany tsimam-paharo 😭😭
Oui Tsis mitovy am tanindrazana zany