Tonikira: Mianatsimo miantsinananana No fizotran’ity lalana Ho any Mananjary aho reroy o ! F’izao vohitra ao izao No namoizako anao Ry ilay Iarivo tsy foy o ! Mbola teny antsasa-dalana Dia nirotsaka mahalana Lay erikerika kely Fambara fa vonon-kandray Na dia efa hariva aza izahay. Dia natao ho an’ireo mpiala sasatra ve? ô ô ô ! Dia natao ho an’ireo olon-dresy kosa ve? Asanao, asanao, asanao ! Kanjo nony harivariva Ny masoandro efa iva Io Mananjary fa hita ô! Toa ampela tsisy tsiny Mihaingo hariva handray vahiny Sy miarahaba fa tafita ô ! Alokaloka voanio Rivo-tsoa sy madio Mampanadino an’Iarivo Ilay fahanginany koa Tsy manampaharoa tokoa Dia natao ho an’ireo mpiala sasatra ve? ô ô ô! Dia natao ho an’ireo olon-dresy kosa ve ? Asanao, asanao, asanaaao!!!!!! Ho any Mananjary aho re’roy ô ! (4)
20 ans après mon séjour d'une année en 1999, oh combien je voudrais te revoir Madagascar, tu as enchanté, tu enchantes, et tu enchanteras toujours mon coeur, je garderais des souvenirs inoubliables de mon passage sur l'île d"un enfant de la KANAKY Nouvelle Calédonie. FEO GASY, les voix malgaches, j'adore, jadhère et je kiffes
je suis un légionnaire et j'ai déjà été en Calédonie en mission j'ai pas mal de copain KANAK et on chante toujours ensemble car nous avons le même culture et vous chanter comme nous aussi et selon les études nos ancêtres ils viennent aussi du pacifique alors tu as adopter Mada dans ton coeur et nous sommes reconnaissant n'oublie pas d’écouter de temps en temps les chansons Malagasy merci mon frère
Je suis très contente qu'un enfant de la KANAKY apprécie mon pays. Je suis actuellement en Nouvelle-Calédonie. Un très beau pays qui me fait rappeler mon Madagascar à travers plusieurs aspects.
Talo zany. Itako fa le jeune moins de 30ans zao lasadala halolo et même y a des plus de 30ans vositondry zareo😮😮😮😢 dia mapatezitra be. Atsazay ny culture gasy tsara be tsisy otsizany ary mahalaza eratany dis sur une décennies no petehanireo 20 à 35ans reo le izy. Opaopaiky reo nanimba any culture gasy reo, lasa manao otsany rehetra donc lisarigaigy otsany rehetra. Tseka tenana nanapo be ndrindra eratany tia olona tua fiainana zao lasa vola sisy ne talo hoe: aleo fisoavana tsondray vola LASA NIVADIKA🤬🤬🤬
les collines de Fianar et ses ruisseaux clairs !!!! Larmes et nostalgies !!! Mananjary n'est pas loin .La nomination de"Apela" pour "vehivavy" est un cadeau de Feo gasy pour ma région Merci Feo gasy
It talks about a trip from Antananarivo, the capital of Madagascar, to Mananjary, a beautiful city in the South East of the island. "Ho any Mananjary aho rey rohy o" = Folks, I am going to Mananjary.
J'aime beaucoup ! Elle me rappelle au moins dans le refrain "Cancion para mi padre" (chanson pour mon père) une très émouvante chanson de Victor Jara, un grand musicien chilien tragiquement disparu après le putsch de Pinochet et consorts
À mon sens, c'est l'histoire d'un pèlerinage à la Malagasy, dans la croyance où pour obtenir une bénédiction avant d'accomplir quelque chose de significatif, une retraite spirituelle vers l'Est et le Sud est recommandée ❤
zany ka vazo téna gasy , tsy maty ny fivoarandratsy ankéhitriny na dé vitsy mpandimby aza! Mankasitraka féno ho an'iréo mpanakanto miangaly ny gadona Ba-gasy
HO ANY GASY IZAY TENA GASY REHETRA FA TSY IREO GASY LASA GAIGY NANIMBA NY CULTURA TSIKA GASY DIA TSARA IRATANY NEFA, DIA MTOTEHAN'IREO JEUNA REO: NONY VOLA. Tsy gasy reo jeune reo @ko. MAKAFIIIIE EHHH
Mianatsimo miantsinananana No fizotran’ity lalana Ho any Mananjary aho re’ory o ! F’izao vohitra ao izao No namoizako anao Ry ilay Iarivo tsy foy o ! Mbola teny antsasa-dalana Dia nirotsaka mahalana ’Lay erikerika kely Fambara fa vonon-kandray Na dia efa hariva aza izahay. Dia natao ho an’ireo mpiala sasatra ve ? ô ô ô ! Dia natao ho an’ireo olon-dresy kosa ve ? Asanao, asanao, asanao ! Kanjo nony harivariva Ny masoandro efa iva Io Mananjary fa hita ô ! Toa ampela tsisy tsiny Mihaingo hariva handray vahiny Sy miarahaba fa tafita ô ! Alokaloka voanio Rivo-tsoa sy madio Mampanadino an’Iarivo Ilay fahanginany koa Tsy manampaharoa tokoa Dia natao ho an’ireo mpiala sasatra ve ? ô ô ô ! Dia natao ho an’ireo olon-dresy kosa ve ? Asanao, asanao, asanao !
25/06/2020 mahafinaritra ilay gadona malagasy, mitondra lavitra na mbola tsy tany Mananjary ary ny tena dia ohatran'ny azo antsaina izany hoe ohatran'izao izany Mananjary, hira tsy ho lefy na mbola firy taona na firy taona
Merci Christian pour l'essai . Ny zanatany noho tiha ny Madagasikara an'trany fahafatesiny . Horakora noho'ny sahona fa tsibohiboka noho tompony rano..Qui dit mieux??????
Hafa ihany ny kalon ny fahiny , Mankasitraka e! Mandria am-piadanana Rafah , tsy hadinon ny Malagasy rehetra ny zava-bitanao indrindra ny Feo Manga nareo 🕊🕊🕊🕊😘 kopatanana kely hoan ny olona any Manajary rehetra 😘
Tonikira:
Mianatsimo miantsinananana
No fizotran’ity lalana
Ho any Mananjary aho reroy o !
F’izao vohitra ao izao
No namoizako anao
Ry ilay Iarivo tsy foy o !
Mbola teny antsasa-dalana
Dia nirotsaka mahalana
Lay erikerika kely
Fambara fa vonon-kandray
Na dia efa hariva aza izahay.
Dia natao ho an’ireo mpiala sasatra ve? ô ô ô !
Dia natao ho an’ireo olon-dresy kosa ve?
Asanao, asanao, asanao !
Kanjo nony harivariva
Ny masoandro efa iva
Io Mananjary fa hita ô!
Toa ampela tsisy tsiny
Mihaingo hariva handray vahiny
Sy miarahaba fa tafita ô !
Alokaloka voanio
Rivo-tsoa sy madio
Mampanadino an’Iarivo
Ilay fahanginany koa
Tsy manampaharoa tokoa
Dia natao ho an’ireo mpiala sasatra ve? ô ô ô!
Dia natao ho an’ireo olon-dresy kosa ve ?
Asanao, asanao, asanaaao!!!!!!
Ho any Mananjary aho re’roy ô ! (4)
20 ans après mon séjour d'une année en 1999, oh combien je voudrais te revoir Madagascar, tu as enchanté, tu enchantes, et tu enchanteras toujours mon coeur, je garderais des souvenirs inoubliables de mon passage sur l'île d"un enfant de la KANAKY Nouvelle Calédonie. FEO GASY, les voix malgaches, j'adore, jadhère et je kiffes
je suis un légionnaire et j'ai déjà été en Calédonie en mission j'ai pas mal de copain KANAK et on chante toujours ensemble car nous avons le même culture et vous chanter comme nous aussi et selon les études nos ancêtres ils viennent aussi du pacifique alors tu as adopter Mada dans ton coeur et nous sommes reconnaissant n'oublie pas d’écouter de temps en temps les chansons Malagasy merci mon frère
Je suis très contente qu'un enfant de la KANAKY apprécie mon pays. Je suis actuellement en Nouvelle-Calédonie. Un très beau pays qui me fait rappeler mon Madagascar à travers plusieurs aspects.
@@rija612 bien sûr que j'écoute tout le temps et actuellement suis en train de la zik malagasy. Misaotra tompoko veloma
Antsa RAKOTONIRINA misaotra betsaka
Rija Randrian g
Nostalgie ,beauté et amour t'elle est l.âme malgache😍👍🇲🇬
Talo zany. Itako fa le jeune moins de 30ans zao lasadala halolo et même y a des plus de 30ans vositondry zareo😮😮😮😢 dia mapatezitra be. Atsazay ny culture gasy tsara be tsisy otsizany ary mahalaza eratany dis sur une décennies no petehanireo 20 à 35ans reo le izy. Opaopaiky reo nanimba any culture gasy reo, lasa manao otsany rehetra donc lisarigaigy otsany rehetra. Tseka tenana nanapo be ndrindra eratany tia olona tua fiainana zao lasa vola sisy ne talo hoe: aleo fisoavana tsondray vola LASA NIVADIKA🤬🤬🤬
Manembona aty ampitan-dranomasina ny tena, Madagasikara tsaroako mandra-maty, misaotra fa tsara ny vazo. Ho ela velona e ❤
les collines de Fianar et ses ruisseaux clairs !!!! Larmes et nostalgies !!! Mananjary n'est pas loin .La nomination de"Apela" pour "vehivavy" est un cadeau de Feo gasy pour ma région Merci Feo gasy
La chanson a été écrite et composée par Dadagaby (Rakotomavo Gabriel), cette version de feo gasy n'en est qu'une interpretation
I don’t understand a word, but what a beautiful song and singing!
It talks about a trip from Antananarivo, the capital of Madagascar, to Mananjary, a beautiful city in the South East of the island. "Ho any Mananjary aho rey rohy o" = Folks, I am going to Mananjary.
@@mihajasonrakotondraibe693. Bcjhbnn
Ahatsiarovako n'y fahazazan'ny reniko t@ nanamboarany ny karany. Mpihavana tsy mifankafoy amin'ny Nenitoa Léonce❤❤❤
Ils about Mananjary, a city of southern-east of Madagascar which the singers are nostalgic
Thinks you💪🫶🙏🫶💪
Misaotra betsaka fa tena manohina ny fo tokoa ity hira ity.
Mampanembona ny any antanindrazana .Hafa ihany ny feo gasy.👍
Kanjo nohon'ny arivariva, ny masoandro efa iva, io Mananjary fa hita❤
J'aime beaucoup ! Elle me rappelle au moins dans le refrain "Cancion para mi padre" (chanson pour mon père) une très émouvante chanson de Victor Jara, un grand musicien chilien tragiquement disparu après le putsch de Pinochet et consorts
Manimani Any Mananjary izao . Tsy mety adino ny foko .
Misaotra ny Ira ira . Misaotra ry musicien .
💚🍀kanto loatra ilay vazo. Mahate-ody 🌄antanindrazana androany2 😥. Mankasitraka 💜
Quand j'écoute cette mélodie, elle m'emporte loin très loin
Une très belle "ballade", en effet !!!
Ah oui net ça me rappelle 1999 où j'y ai vécu 1 an c'est une année pleine de souvenir, et je suis caledonien
C’est encore mieux quand tu l’écoutes loin de Tanà. Bien le bonjour aux habitants de Mananjary. Veloma araha
🇲🇬🧡💔
Misaotra ee tena milay tsara. Gasy ihany nã lavitra tani-ndrazana.
À mon sens, c'est l'histoire d'un pèlerinage à la Malagasy, dans la croyance où pour obtenir une bénédiction avant d'accomplir quelque chose de significatif, une retraite spirituelle vers l'Est et le Sud est recommandée ❤
Afa hiany ny hira malagasy mapateody zao de izao
C’est tellement apaisant d’écouter cette chanson
m'lay e! mahatsiaro bandy akama e! mihary &mihoby tohizo lesy fa m''lay b
Tsara lotra !! Mankasitraka e
Chef-d'oeuvre🎡⚓🎵🎶🎼🎻🎻
Mandria am-piadanana Fafah ! Ianao no lasa fa ny feonao manga manakoako foana .😥😥
❤️❤️🇲🇬👍👍👍trop beau🙏🏽🙏🏽🙏🏽❤️misaotra
Efa zatra misy ampela "misy tsiny" ivantanana isaky ny manao tournée ry lerony kah !
この素敵な歌をありがとうございました。
シェアさせていただきます。
Misaotra an'io hira mahafinaritra io.
Hizara izany aho.
Manindrona fo
Tsiadino nh maha malagasy ant
ika 🌴🌹🌷😞🏠
Misaotra , tena manina nefa tsy afa manotra 😢😢
TSY MATY MANONTA 🇲🇬 TENA IZY ! LAFATRA 💥 MISAOTRA ANAREO E 👍💚💛🧡
zany ka vazo téna gasy , tsy maty ny fivoarandratsy ankéhitriny na dé vitsy mpandimby aza! Mankasitraka féno ho an'iréo mpanakanto miangaly ny gadona Ba-gasy
A322u3ik
11/12/2019 tena mampalahelo ary te-hody aho é! sniff sniff!!!!!
Misaotra ny mpivazo eee manpaheri ati antaninolona eeee😥😥😥😥😥😥😊😘
2022/11 Manohina ny fo ty hira ty .ndriiiii ny feo mangan i fafah🙏 😢
Hafa ny kanto gasy!
Mahamanina ny any antanana eee. Te hody beee mhaino azy aty 😥😥
Malahelo an Madagasikara aty antany lavitra aty e!
23 novembra 2018 MBOLA ts lani mamy Eë👏🇲🇬
Tena Kanto ilay hira❤️😘
Tiako loatra💓💓💓
Ahatsiarovako ny bandy akama eny antanana ity hira ty👍👍😥😪
2019 j'aime toujours
HO ANY GASY IZAY TENA GASY REHETRA FA TSY IREO GASY LASA GAIGY NANIMBA NY CULTURA TSIKA GASY DIA TSARA IRATANY NEFA, DIA MTOTEHAN'IREO JEUNA REO: NONY VOLA. Tsy gasy reo jeune reo @ko. MAKAFIIIIE EHHH
tena tsara! mankasitrak e!!
gasy , vazo tena tsara !
Tena manohina ny fo loatra ity hira ity. Mankasitraka indrindra
Wouah 👍 quelles paroles !
Quelqu'un peut-il me donner les paroles ?? Misaotra betsaka. Perle de chanson là.
Mianatsimo miantsinananana
No fizotran’ity lalana
Ho any Mananjary aho re’ory o !
F’izao vohitra ao izao
No namoizako anao
Ry ilay Iarivo tsy foy o !
Mbola teny antsasa-dalana
Dia nirotsaka mahalana
’Lay erikerika kely
Fambara fa vonon-kandray
Na dia efa hariva aza izahay.
Dia natao ho an’ireo mpiala sasatra ve ?
ô ô ô !
Dia natao ho an’ireo olon-dresy kosa ve ?
Asanao, asanao, asanao !
Kanjo nony harivariva
Ny masoandro efa iva
Io Mananjary fa hita ô !
Toa ampela tsisy tsiny
Mihaingo hariva handray vahiny
Sy miarahaba fa tafita ô !
Alokaloka voanio
Rivo-tsoa sy madio
Mampanadino an’Iarivo
Ilay fahanginany koa
Tsy manampaharoa tokoa
Dia natao ho an’ireo mpiala sasatra ve ?
ô ô ô !
Dia natao ho an’ireo olon-dresy kosa ve ?
Asanao, asanao, asanao !
Agny mi am tanana agny e ra....! tegna lavitra be amty agny
Douce mélodie. MERCI :-)
25/06/2020
mahafinaritra ilay gadona malagasy, mitondra lavitra na mbola tsy tany Mananjary ary ny tena dia ohatran'ny azo antsaina izany hoe ohatran'izao izany Mananjary, hira tsy ho lefy na mbola firy taona na firy taona
zany ny tena vazo
Mankasitraka e ❤️❤️🙏
Njiii mapanembona aoka zany 😔😔
tsy ho any andafy ndray za ka
afa ian gasikara zalah
kiffeko le iz
🤕🤕
Kanto loatra ny hira...ny feon' ny mpihira ihany koa...
Misaotra Fafah an, tena tsara loatra
😅😅🤧🤧💔💔💔ndry...
Mampatsiaro ny tany niaviany kanto tokoa indrindra raha aty frantsa lavitra ny tanindrana
Tiako loatra ❤
Fahatsiarovana an I Fafah feo Mbola mena malagasy
gasy ka manja
feo reto tena tiko zay ka feo gasy marina ka😉👍👍👍👍👍
Tiako ity hira iray ity! ❤
aiza angaha ilay sary amin'ny film io azafady?
Красивая песня
hafa ihany hira gasigasy le
Vivre le 2020😂😂😂
Après ca je peux mourir tranquille . !!!!!
Matsiro n'y any @ay mananjary my
Mahatsiaro any gaskiara
Tiko lotra❤️
ZANY KA HIRA,KANTO
Rest In Peace Fafah
kalo gasy,vazo gasy,feo gasy,Malagasy....REVEKO))))
zaho lay bandy (fafah)
Tsy Iarivo irery akory no manja an ☠️ misy hafa koa fa TANJEMO !
AZA COMPLEXé FA MBA TANTARAO IZAY TIANAO AMBARA, DIA AZA DISOANA NY TENY GASY " TANJEMO !!!
Tsara ny feo sy ny tonony.Mankasitraka
TENA IZY ZANY AN ☠️👻😎
hafa avao ny hira taloha.
Manohina fo.. tiko loatra, misaotra eh
Tsara, tena tsara, tiako loatra
Dia natao ho an'ireo mpiala sasatra ve ???oooooohoh!!!
♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
Mandrotsirotsy, mampnembona
soa re zan hira zan
Merci Christian pour l'essai . Ny zanatany noho tiha ny Madagasikara an'trany fahafatesiny . Horakora noho'ny sahona fa tsibohiboka noho tompony rano..Qui dit mieux??????
Tiako. Mankasitraka :-)
2022 ❤
Lavitra tokoa iarivo😢
maha manimanina ilay hira
misaotra tena tsara loatra
...eeee lavitry ny tanindrazana e😢
❤❤
tsara lotra ee !!
Ilay Iarivo tsy foy...
Hafa ihany ny kalon ny fahiny , Mankasitraka e! Mandria am-piadanana Rafah , tsy hadinon ny Malagasy rehetra ny zava-bitanao indrindra ny Feo Manga nareo 🕊🕊🕊🕊😘 kopatanana kely hoan ny olona any Manajary rehetra 😘
MANANJARY , jamais je ne t'oublirai
9 aout 2019 mapanembona be
💗💗
TIAKO LOATRA.
😘
Wesflef
RIP fafah
Am so home sick
kititseunleh nidislike reo lele