Eric Manana - Revirevinay taloha

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 3 окт 2024

Комментарии • 245

  • @fannierasamuel4181
    @fannierasamuel4181 3 года назад +36

    Ça me rappelle bcp mon enfance à Mada 🥺❤️ je l'adore tjr même en 2021 🇲🇬

  • @setaandrianasolo2950
    @setaandrianasolo2950 5 лет назад +94

    Quand j’entends cette musique, je pense à ma famille, à ma jeunesse … et j'en ai les larmes aux yeux.
    Misaotra betsaka.

  • @zdeph
    @zdeph 3 года назад +30

    Revirevinay taloha
    Mihirahira teo ambon'ny tamboho
    Gitara vaky ifandimbiasana eo
    Malaina ery mifandao
    Maraina vao misaraka
    Revirevinay taloha
    Misotrosotro eo ambon'ny tamboho
    Rehefa madiva ho faty masoandro
    Mirongatra ny vinany
    'D teraka eo 'lay hira vao
    Homehy irery aho mahatsiaro
    Irony hatanorana 'zalahy
    Be ireo hadalana
    Mafy loha tsy azo raràna
    Antitra ihany ity ny farany ah!
    Revirevinay taloha
    Mikôty sipa eo ambon'ny tamboho
    Miandry izay hiravan'ny mpianatra
    Dia manadala anareo andriambavilanitra
    Revirevinay taloha
    Mifangabaho eo abmon'ny tamboho
    Ny fiainana no mba mampianatra anay
    Ny soa, ny ratsy, ny faly
    Tapitra nolalovana
    Ô ry akamako taloha
    Rahoviana indray no ho eny ambon'ny tamboho
    Hisary adala faraparany
    Ny fianana 'ty efa fohy
    Asio fiverenana (x3)

  • @annapheliennebemananjara4914
    @annapheliennebemananjara4914 5 лет назад +3

    taminy za 9taona mon grand frere mihira hirany eric manana ampiadrasana sakafo masaka andakozia. mapiatsiaro ny fihainana nandalovanay za isaky mihaino ilay hira, ary tafatomany; je kiff cette chanson

  • @ericlay9646
    @ericlay9646 3 года назад +6

    Nostalgie profonde quand j’écoute cette chanson! Misaotra betsaka, veloma!

  • @karinerandrianirina5572
    @karinerandrianirina5572 Год назад +36

    2022 j'ai que 15 ans mais cette musique me donne les larmes aux eux oh vive Madagascar les malagasy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

    • @saidboanamadisaid4438
      @saidboanamadisaid4438 Год назад +2

      😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊

  • @velonantenainajosue4640
    @velonantenainajosue4640 Год назад +1

    merci pour cette ca nous rappelle Madagascar.... VOUS ÊTES LES MEILLEURES .... GASY FORVER ....

  • @danielcollignon1126
    @danielcollignon1126 Год назад +3

    Trop beau la jeunesse gasy!!belle chanson très réaliste!! Connaissant les époques superbes!!😍😍🥰🥰

  • @MrMarcellosesely
    @MrMarcellosesely Год назад +1

    Que nostalgie ❤ merci ra zoky

  • @falyrabezara7737
    @falyrabezara7737 11 месяцев назад +2

    Mampatsiaro ny fahatanorana teo @ totohobato akaikin'ny totohobato tavao mandrosoa ambohijatovo. ❤

  • @zoandonyavoandrynajoro
    @zoandonyavoandrynajoro 3 года назад +2

    Ts lefin'ny fotoana ny hira na 2021 ary , tsara ny hira taloh ❤️ , mahay ny gasy❤️

  • @ramamonjisoajeananselme2956
    @ramamonjisoajeananselme2956 5 лет назад +4

    Hafa ihany zany Malagasy zany e! Misaotra Ny Tarika ny Erick Manana e! Hikapa hahita tonony, hadidy hahita ny vaniny ary ho ambinin'Andriamanitra amin'izay hatao rehetra e! Tsara e!

  • @georgiarosine6085
    @georgiarosine6085 5 лет назад +2

    Mbol ts feli laza mankasitra e tsr b le Hira 😍😍😍

  • @nmn_rkt
    @nmn_rkt 3 года назад +10

    J’adore la musique c’est magnifique, merveilleux .je ne trouve plus les mots

  • @antsamialitianarazafindrab3321
    @antsamialitianarazafindrab3321 9 месяцев назад +7

    2024 ! Et j’adore encore cette chanson ❤

    • @NomenaLoic
      @NomenaLoic 6 месяцев назад

      Masterclass ito hira ito

  • @roriiii1
    @roriiii1 11 лет назад +15

    Tsara ny hiran'ny taniko.

  • @andrainaandriantsialonina3657
    @andrainaandriantsialonina3657 Год назад +5

    Quand j'entends cette musique je pense à ma famille surtout mes parents et mes grands parents formidable ❤️💖💖

  • @omalassagne8922
    @omalassagne8922 5 лет назад +10

    TROP au mon Dieu c’est trop beau 👍juste magnifique

  • @fabricehirtz
    @fabricehirtz Год назад +1

    Tout simplement magnifique, nostalgie d'autrefois et très belle version avec le violon

  • @gerthein6695
    @gerthein6695 8 месяцев назад +2

    Afaka mirehareha aminao i Madagasikara!!!

  • @Mamiratramamiratra-m3g
    @Mamiratramamiratra-m3g Месяц назад

    Tiko ny hira Malagasy, fahiny mampisaina, no mitondra hanatra. J'aime toujours,musique malgache.

  • @norotianageorgia8764
    @norotianageorgia8764 3 года назад +1

    Tsaroana n'y lasa 😢😢

  • @danielcollignon1126
    @danielcollignon1126 Год назад +2

    Eric est un gd chanteur!!c tres sublime!!et nostalgique ! 🥰🥰

  • @jean-clauderandriamiary6887
    @jean-clauderandriamiary6887 4 года назад +5

    Merci beaucoup ça me rappelle ma jeunesse

  • @yunihchan
    @yunihchan 4 месяца назад +1

    J'aime toujours autant cette chanson 🇲🇬😭

  • @ramarozakaantonia9139
    @ramarozakaantonia9139 3 года назад +4

    je retombe dans les moments doux de mon adolescence.

  • @chrischris8030
    @chrischris8030 5 лет назад +2

    Tsara loatra ity hira ity , mandona fo. Merci.

  • @nirinayvonrandriamiarisoa1141
    @nirinayvonrandriamiarisoa1141 10 месяцев назад +1

    Sambatra nareo afaka mihira❤❤

  • @noelinemarnivo7982
    @noelinemarnivo7982 Год назад +1

    🎉😢❤ 😊😊😊 🎉🎉❤❤ mbola ato 2023 nostalgie

  • @NomenaLoic
    @NomenaLoic 7 месяцев назад +2

    This song just hit differently ..

  • @jacquesr3466
    @jacquesr3466 2 года назад +1

    ça me rappel ma jeunesse. jE N'
    OUBLIERAIS JAMAIS

  • @andrealize1357
    @andrealize1357 3 года назад +5

    Tres belle interprétation d'une chanson de Richard ANTHONY . Bravo

  • @RAHARIMANANAJuanita
    @RAHARIMANANAJuanita 4 месяца назад +1

    Nostalgie 😢ma grand mère me manque 😢

  • @andrealize1357
    @andrealize1357 3 года назад +5

    Tres belle chanson , paroles si émouvantes , Merci beaucoup

  • @rajoelimananaherve5601
    @rajoelimananaherve5601 5 лет назад +1

    Zany no tena vazo merci Erc Manana

  • @ainathiery3216
    @ainathiery3216 8 лет назад +23

    Tsara ranga zany ra Vazo sady ahatsiarovana ny fiainana niarahana tamin'ny Namana tany Ambanivohatra (y) !!!

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 Год назад +2

    Raitra. Mankasitraka nizara. :-)

  • @tovo4331
    @tovo4331 2 месяца назад

    ça me rappelle mon beau frère; il est parti il y a 1an exactement ;repose en paix

  • @FalyLife
    @FalyLife 4 года назад +2

    Tsara be souvenir d'enfance 😄👍😍😍😍😍

  • @sweetymada4175
    @sweetymada4175 3 года назад +2

    Ehhhhhhh, tena hoatra taminy teo ambony tamboha izahay... fa tsy nisotro koa, mbola kely loatra -:)

  • @samp.8975
    @samp.8975 3 года назад +1

    Misy manana tononkira ito kira ito ve azafady ? Ho any vazaha mianatra teny gasy...

  • @iaritianadinatokyniaina4651
    @iaritianadinatokyniaina4651 8 лет назад +2

    asio fiverenana. Tsara ny hira Malagasy.

  • @georginafleuricerazanamavo5744
    @georginafleuricerazanamavo5744 4 года назад +5

    hmmm la nostalgie :'(

  • @ilhomikramov3148
    @ilhomikramov3148 2 года назад +2

    зачетно !!

  • @jocelynrandria1128
    @jocelynrandria1128 8 месяцев назад +1

    Mirongatra ny vinany...Merci

  • @domoinaranaivo4623
    @domoinaranaivo4623 3 года назад +2

    Tsy lany manja mihitsy. Mahafinaritra foana

  • @eddytojo5136
    @eddytojo5136 6 лет назад +2

    mankasitraka e ! chapeaux

  • @aimeefleurot9083
    @aimeefleurot9083 5 лет назад +4

    Top. Melodie typique malgache!

  • @heryrazafimandimby2588
    @heryrazafimandimby2588 6 лет назад +1

    Revirevinay taloha eh. Malahelo letsy ry nama mandre izany vazo tsy ho totan'ny ela izany. Misaotra zokilahy ah.
    Antitra ihany koa ity ny farany eh.Asio fiverenana e.😪

  • @DREYERGILLES
    @DREYERGILLES 6 лет назад +46

    Vive le peuple Malgache !

  • @yolyralambonahary6750
    @yolyralambonahary6750 6 лет назад +1

    antitra marina ary tsiahy ny taloha. Misaotra e !

  • @ratsidikainaginah8601
    @ratsidikainaginah8601 5 лет назад +1

    Tena tiko b ty hira ty, mahamanimanina n taloh zan.

  • @HARILALAINAVonintsoa-mj6zt
    @HARILALAINAVonintsoa-mj6zt Год назад +1

    🤜tsara be ty hira ty 🤛

  • @marioradomanana6430
    @marioradomanana6430 3 года назад +1

    Misiotsioka ilay lamasinina
    Misiotsioka ilay lamasinina
    Mampalahelo ilay lamasinina misioka harivariva

  • @kevinfararanoharison3646
    @kevinfararanoharison3646 8 лет назад +7

    tsar e!! miaik k ah zay
    😭

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 8 месяцев назад +2

    vive cette musique la meilleure du monde

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 года назад +1

    Misaotra betsaka tompoko nizara ny kanto malagasy inoubliable

  • @mientanakamelia9803
    @mientanakamelia9803 8 лет назад +14

    tena tiako ity hira ity an! misaotra fa tsara be koa ny kalitaoan'ny sary

  • @diarylocation6322
    @diarylocation6322 4 года назад +1

    Manimanina ny harivariva mozika fony mbola azo natao ny nivoaka hariva

  • @MyouRan-eo2qm
    @MyouRan-eo2qm 2 месяца назад

    tsara hira❤

  • @justinrosaramaroson2241
    @justinrosaramaroson2241 6 лет назад +2

    Mampahatsiaro ny taloha mihitsy ny fahenoana zany

  • @sarahalp8771
    @sarahalp8771 Год назад +2

    Revirevinay taloha, mihirahira eo ambony tamboho.
    Guitara vaky no hifandimbiasanay eo,
    Malaina ery ny hifandaho, maraina vao misaraka...
    Revirevinay taloha, misotrosotro eo ambony tamboho
    Rehefa madiva ho faty masoandro
    Mirongatra ny vinany, de teraka eo ilay hira vao...
    Homehy irery aho mahatsiaro
    Irony hatanorana zalahy
    Be reo hadalàna, mafy loha tsy azo raràna
    Antitra ihany ity...ny farany a!
    Revirevinay taloha, mikaoty sipa eo ambony tamboho
    Miandry izay hiravahan'ny mpianatra
    Dia manadàla anareo...Andriambavilanitra.
    Revirevinay taloha, mivangabao eo ambony tamboho
    Ny fiainana no mba nampianatra any
    Ny soa, ny ratsy, ny fady...Tapitra nolalovanay.
    Homehy irery aho mahatsiaro
    Irony hatanorana zalahy
    Be reo hadalàna, mafy loha tsy azo raràna
    Antitra ihany ity...ny farany ah
    Ô ry akamako taloha,
    Rahoviana indray no ho eny ambony tamboho?
    Hisary adala faramparany a!
    Fiainana ity efa fohy... ka asio fiverenana(x3)

  • @jacquitdorerasolosonandria2635
    @jacquitdorerasolosonandria2635 4 года назад +2

    Mankasitraka eeeee

  • @sandrare8607
    @sandrare8607 6 лет назад +2

    oka re !mankasitraka eeh!!!!

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 5 лет назад +4

    la meilleure musique au monde

  • @jessievavitsara595
    @jessievavitsara595 4 года назад +1

    Tsara be 🤗✨

  • @tahiryrak3290
    @tahiryrak3290 3 года назад +3

    Tiko lotra ilay hira;misaotra anareo ee

  • @danielledegoumois9436
    @danielledegoumois9436 5 лет назад +1

    Super musique malgache tena tsara

  • @nyall9327
    @nyall9327 3 года назад +1

    Tsara be❤

  • @pagielarajaonarivo8511
    @pagielarajaonarivo8511 7 лет назад +2

    tsara fa toizo👍👍

  • @stefmaya7933
    @stefmaya7933 4 года назад +1

    Tsara rangah ah 😩😭

  • @tianasoarakotondramanana3976
    @tianasoarakotondramanana3976 Год назад +1

    Tsara loatra 😊😊

  • @impossiblea2180
    @impossiblea2180 8 лет назад +11

    bravo!! j'adore.. ;-)

  • @maheryrakoto4286
    @maheryrakoto4286 3 месяца назад

    J’irais pleurer sous la pluie…😢

  • @jeandieudonnesolonirinaraz3351
    @jeandieudonnesolonirinaraz3351 6 лет назад +1

    zany ny revy taloha mahatsiaro ireo akamaa

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 5 лет назад +2

    Vive 🇲🇬🇲🇬👌👌👌👌🎶🎶🎶🎶🎶

  • @andriamalyaimeejacqueline4062
    @andriamalyaimeejacqueline4062 Год назад +1

    Eeeee izan vazo ;akehitriny sady tssy lohany tssy vodiny😂

  • @mountsflat2517
    @mountsflat2517 3 года назад +4

    Pour info : Si t'es musicien débutant et qu'à cet instant tu es inspiré, check les accords de Crying in the rain de A-ha. La bise sur l'épaule

  • @clairegambini5656
    @clairegambini5656 18 дней назад

    Aiza ny fahatanorana

  • @Mana31120
    @Mana31120 12 лет назад +4

    Manja anie izany revirevy izany. Tena marina daholo ny lazainao Erick.
    Misaotra e

  • @ssiddgi5112
    @ssiddgi5112 5 лет назад +1

    Ny anay moa izany ilay tamboho dia teny ambonin'ny Befelatanana teny e
    "Poteau double" hoy mpahalala....
    Mpianatr'i La Sainte sy LMA no mpandalo maty hala teo, otrn tsisy laa vady
    Ny fiainana tokoa no nampianatra e
    Masaka Erick a, mankasitraka indrindra

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 5 лет назад +1

    Iee ilay taloha Marina zany

  • @Just___Louane
    @Just___Louane 4 года назад +1

    ndri ritony tsy misy mihanika tambho intsony nyankizy sy tanora @izao otrany bola hitako ny zokinay lahy

  • @DimbyNasainaAndrianarisoa
    @DimbyNasainaAndrianarisoa 2 месяца назад +3

    Anyone one july 2024😅?

  • @danielcollignon1126
    @danielcollignon1126 3 года назад +4

    Trop beau❤️❤️

  • @jacquelinguy900
    @jacquelinguy900 5 лет назад +1

    Tsara foana nama ity hira ity, indrindra iny efa elaela tsy heno izay.Sady mampatsiahy ny taloha.

  • @nicolasrakotondramiandravo8800
    @nicolasrakotondramiandravo8800 2 года назад +2

    tena tsara e!

  • @andoniainarakotomavo7495
    @andoniainarakotomavo7495 5 лет назад +1

    tsara be fa misy en francais ko zany hira zany ratsy diso aho🤗

  • @ianjaraniainarazafimahefa1790
    @ianjaraniainarazafimahefa1790 7 лет назад +1

    Aiza le tena izy rangah fa Simon sy Garfunkel zany an hey oh

  • @tsikyelia7378
    @tsikyelia7378 3 года назад +1

    tsar ee,, misaotr hatrany

  • @hasinagarina8563
    @hasinagarina8563 5 лет назад +3

    Zany ny henjana izany

  • @rabarivelomemphis466
    @rabarivelomemphis466 12 лет назад +3

    Mankasitraka é! mis ho tsarona ref voky taoana iny!

  • @herynirinaratovoarison7984
    @herynirinaratovoarison7984 2 года назад +1

    Tiko loatra ehh!
    Revirevinay taloha
    Mihirahira teo ambon'ny tamboho
    Gitara vaky ifandimbiasana eo
    Malaina ery mifandao
    Maraina vao misaraka

    Revirevinay taloha
    Misotrosotro eo ambon'ny tamboho
    Rehefa madiva ho faty masoandro
    Mirongatra ny vinany
    'D teraka eo 'lay hira vao

    Homehy irery aho mahatsiaro
    Irony hatanorana 'zalahy
    Be ireo hadalana
    Mafy loha tsy azo raràna
    Antitra ihany ity ny farany ah!

    Revirevinay taloha
    Mikôty sipa eo ambon'ny tamboho
    Miandry izay hiravan'ny mpianatra
    Dia manadala anareo andriambavilanitra

    Revirevinay taloha
    Mifangabaho eo ambon'ny tamboho
    Ny fiainana no mba mampianatra anay
    Ny soa, ny ratsy, ny faly
    Tapitra nolalovana
    Homehy irery aho mahatsiaro
    Irony hatanorana 'zalahy
    Be ireo hadalana
    Mafy loha tsy azo raràna
    Antitra ihany ity ny farany ah!

    Ô ry akamako taloha
    Rahoviana indray no ho eny ambon'ny tamboho
    Hisary adala faraparany
    Ny fianana 'ty efa fohy
    Asio fiverenana

  • @jessie-eu8zd
    @jessie-eu8zd 3 года назад +1

    2020 mbola ao ve

  • @harishue
    @harishue 3 года назад

    😥 tsiaro e😥😥

  • @teddymahery4084
    @teddymahery4084 6 лет назад +1

    kanto ary tena kanto ny kalo malagasy e...zany ka tena hoe hiran'ny fiainana
    tsy mety lany manja na mbola ho taranaka arivo mandimby aza...

  • @marierazafy2360
    @marierazafy2360 2 года назад +1

    Mankasitraka eee

  • @rinalaheritiana4788
    @rinalaheritiana4788 4 года назад +1

    Eh! mihomehy irery a mahatsiaro rony adalana , aiza ry akama taloha . irery an-tanin'ny hafa ka matsiaro. Misaotra betsaka ny mpizara

  • @rasoamanandrayjocelyne8207
    @rasoamanandrayjocelyne8207 6 лет назад +1

    Tadidy le siotsioka oh!

  • @lovaniainaandrianatrehana6785
    @lovaniainaandrianatrehana6785 Месяц назад

    La chanson d'émotion.