Ça m'arrache les larmes tellement la musique malgache si riche est devenue si ridicule aujourd'hui avec tous ces nouveaux chanteurs ... on n'aura plus de grand chanteur comme mahaleo ou Éric Manana
Salut daholo Efa t@ '73 leitsy io hira io an. Toa hira sy revorevo. Ny Fitadiavana mahasaraka, hoy ilay 'Ndrema. Fa vetivety aho dia tonga aty, hamangy an'i Dadabe-nay sy i Bebenay manana kaska plat. Avec leur parole, on peut faire d'autres chansons. Cepandant, je les adore depuis '72. Tcho.
Tataraina ni ira iti ni fiainana sy ni fahasarotana ni Gasy, cette musique raconte, la vie, les inquiétudes d'un malgache souvent préoccupé par la précarité
Le kalakely miaraka mihira am Dadah, « akanjo rovitra hono d faly ery sady mandihy be... tsssss , tsy iainany le hira fa d mihirahira fotsiny eo.... pffff
Ifandimby eo @ ny taranaka aman-dimby ho avy rehetra ity vazo ity, ary tsy ho lefy na hoaviana na hoaviana! Mankasitraka anareo tarika Malaheo! Ho ela velona daholo!
❤misaotra fa tsara be tiako made gasy gasy ❤❤❤❤🇲🇬🇲🇬
Un peu de mélancolie, beaucoup de bonheur. Je m'en lasse pas.
Raoul a des super chansons, mais chaque membre du groupe les a aussi. Cette chanson m'émeut bcp car je l'écoute souvent avec ma mère dans la voiture.
2023 ee roo neee.. Latsaka n'y ranomaso ee.... Raha mahatsiaro n'y taloha
Tsy mety lefy ilay Tarika Mahaleo e ! Mahereza ianareo Dama sy Bekoto a ! Mamporisika ireo taranany hanohy ny sanganasan'ireo dadany efa nodimandry.❤
Janvier 2020 !!!! EEEH RA MAHATSIARO IREO TALOHA.... MILA VAKY TEO NY LOHA
Indrisy 😢😢😢😢💔💔 , aoana moa no tsy ho masaka ny ranomaso maita izao? mafinaritra mijery anareo. Mandria ampiadanana Dadah sy Fafah 💔💔😢😢
Sopatra lotra ra fahafatesana
Lalie ko anisany
👏🏼 tiako be. Merci mahatsiaro sy manembona
J'ai eu les frissons et les larmes,La chanson,Mahaleo inégalable.
T
@@dolinyvesse5727 . 0:19
Mampanembona any dago. Mercy fa tena tsara
J'adore cette mélodie, elle est vraiment sublime😊😊😊
Hay hay hay tsara be lay izy ! Tsy ho lefy laza mihitsy izany hira izany fa kanto na ny tonony na ny gadony. Isaorana ireo Mpikalo sy ny mpamorona !
Bravo, vous êtes géniaux mais talentueux aussi. Mahatiaro ny tanàna sy ny taloho.
2020...mbola mpankafy foana...indrisy fa lasa ny andrarezina am mozika gasy..🔥
Tsara ny tarika Mahaleo, tsara ny hira! tsara ny Malagasy! izay no azo ambara e!!!
😢😢😢Tiko be nareo
Mafaitra ny mikaroka ny soa , fony mbola Téo i dada sy neny....indrisyyy...🇲🇬😪💔👍
Ça m'arrache les larmes tellement la musique malgache si riche est devenue si ridicule aujourd'hui avec tous ces nouveaux chanteurs ... on n'aura plus de grand chanteur comme mahaleo ou Éric Manana
Iiiiii😊i😊i😊ini
I😊😊iniiini
BNIinninini ininnii😊n
Iiininni
niniˆ iinni nin
Hay Hay Hay tsapa ery ilay dikan'ilay tonony rehefa miajady amin'ny tena :-(
QUE DU BONHEUR.......C EST LA JOIE DE MON ENFANCE.....
Ny manodidina ahy toa ngazana,merci fa tena miteny ilay hira
Tsy mankaleo mihintsy ny Mahaleo eh ,😁 Mamy foana miheno itony aty an-tany lavitra
Rehef reny ianao vô ten mahatsapa hoe zao no niainani RAR.taloha..ho elavelon anie ny RAR .hendre tsar rakizy aaa..merci bc .miray hina b nareo..
Hajao ny raiamandreny ry namako dieny mbola velona .Henoy fa tena ilaina ny anatr'izy reny
Misaotra é. Tena tsy adiniko ato ampoko ny niarahantsika 13 Mai 1972 Bravo
Salut daholo
Efa t@ '73 leitsy io hira io an. Toa hira sy revorevo.
Ny Fitadiavana mahasaraka, hoy ilay 'Ndrema.
Fa vetivety aho dia tonga aty, hamangy an'i Dadabe-nay sy i Bebenay manana kaska plat.
Avec leur parole, on peut faire d'autres chansons. Cepandant, je les adore depuis '72.
Tcho.
Le groupe de mon enfance,merci beaucoup et fier d'être malgache
Made gasy tsara 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤❤
Mahafinaritra nareo rehetra😍😘
Mamiko loatra ity hira ity:tena mahatsiaro an'Dada sy Neny aho 🎖🎁🎀
Sarobidy ny ray sy reny ❤️❤️
J'ai toujours aimé les chansons du groupe
Mbola mihaino hatramin'izao 2023.❤
Wouah c'est tellement beau ❤❤❤
J'adore la chanson
Tataraina ni ira iti ni fiainana sy ni fahasarotana ni Gasy,
cette musique raconte, la vie, les inquiétudes d'un malgache
souvent préoccupé par la précarité
Manja nama ah ❤
Manka mahaleo e! ho tsampa tokoa rehefa tsy eo i neny (...)
Mahaleo is Mahaleo We are simply and lovely MAHALEO Que dire ? J'adorais j'adore j'adorerais
Magnifique🇲🇬👍👏👏👏
Mahaleo is coming here in montreal on may the 24th...enga anie ils vont chanter cette chanson.. misaotra eeee
Mandria ampiadanana Lalie 🌹🕊
Inegalable mahaleo!! mlay eh!!
tellement beau... c'est magique j'adore :-)
Miarahaba antsika malagasy rehetra. Mila te hanao milliard duo @ bodo s'y mahaleo ary ambondrona ahiko. Tena kanto NY malagasy.....
Miandry aho... Misaotra NY valiny
Mankasitraka tompoko vavy, sy tompoko lahy
Tsy lefy ee tiko be😘😘😘😘😘💪💪💪💪💪hay hay hay mafaitra refa tss ny hitarainana 💪💪💪💪🌻🌻🌻🌻
j'ai jamais eu souvenir du groupe Mahaleo chanter en choeur avec des filles. D'ou sort ce clip !!!!
@@lembagnol5882 il sort du dark web
@@and1gasy je vois, le doublage des images est loin d'etre subtile.. Vivement l' IA
Hay ve an ´i Fafa le Feo tena miavaka ao amin´ny Tarika Mahaleo e! Hee! Mandria am-piadanana!
Ndrii..😢😢Mahatsiaro
Ca me touche bcp ! JAIME tro MAHALEO
misaotra ry zareo a.Tsy mahita tahaka izao intsony.
Gasy karah n'ao hio Madagascar tsara Matokissa
Mankasitraka anié tompoko vavy sy tompoko lahy.
aieeeeeee je me m'en lasse pas
Tiako loatra ity hira ity;misaotra anareo jiaby 😍😐🤗😀
Tsy leo aho ny mihaono sy manarak"ity hira ity ,tiako loatra manentanentana na somary mitantara ny fiainana mazana taloha
touch my heart
J'adores merci beaucoup
Mankahery anareo tarika mahaleo rehetra, mitraka mandrakariva amin'izao fahalasanan'i Nono izao indray,izahay mpakafy dia eo mandrakariva manohana anareo
Tratry ny taona 2016 !
Rip Fafa😥
Tena tsara zany hira zany makasitra anareo
ny kanto dia mitoetra hatrany ho anay mpankafy
Indrisy mandria ampiadanana Lalie 😢
ten marn le tonokir e,,,sad anatr oan mbl eo n rai amandren
Aza mitsitsy mintsy amle bouton replay :D
00:00
00:00
00:00
00:00
00:00
00:00
00:00
00:00
00:00
Mankasitraka tompoko tsy lefy ny hira a
Misaotra fa tena feno ny hanatra hankaherezena ny tanora hahay hanomana ny ho avy sisa rehetra. Misaotra ny tarika Mahaleo
This song is about life and family !
Tsara e mahafinaritra no mieno an zany hira zany ka
Mandona ny fo sy ny ati-fanahy loatra ity hira ity, izany no tena talenta
Tena tsara be le hira!!!
Tena marina ny voalazan'ny tononkira fa dia mampahery mba hitraka
Rah mahatsiaro reo taloha😓
Hafa ihany ny gasy ! Mampanembona antena aty antanilavitra aty eee
Le kalakely miaraka mihira am Dadah, « akanjo rovitra hono d faly ery sady mandihy be... tsssss , tsy iainany le hira fa d mihirahira fotsiny eo.... pffff
Fafah, Nono, Dadah 😭😭😭😭😭😭😭
Hadinonao Raoul 🥰🙏
@gun7taf
It is Malagasy, from Madagascar
Tsara be
Manimba hira rehefa misy vehivavy mianakendry
....
Ifandimby eo @ ny taranaka aman-dimby ho avy rehetra ity vazo ity, ary tsy ho lefy na hoaviana na hoaviana! Mankasitraka anareo tarika Malaheo! Ho ela velona daholo!
+Valoha Ravahoaka .marina zany tsy ho lefy mandrakizay ny hiran ny mahaleo
Iza lay tovovavy miara- mihira @tpklh dadah?misaotra tompoko
Rip Fafah
Mafy ny fiainana...
tiako e! tiako fotsiny!
kanto loatra tena zava misy tonok ira tsy mety lefy
Misaotra é éééé!!!! manja Mahaleo a!ny sipa koa mahay sy manja kely aby!!! endry tsara daholo isika izao é!!!
2024????
❤
Tsara lotra ilay hira
Makasitraka eee
20121 ❤️🥰
Fony mbola teo i Neny ..
Il faut toujours écouter ses parents ouiiii
MBOLA MAHFINARITRA FONA OA LE VAZO GASY EH
c'est bien ;) j'aime :) barcha barcha
Manja b Lalie teto. Na zao février 2024 aza . Mampalaelo 😢
Misaotra ry zalahy namela hafatra ho an'ny taranaka mandimby. Mandria am-piadanana daholo.
Mihaino ilay tonon-kira faona aho ry zalahy an.Toa tean tsara loatra ireo lahy t@ mai '73.
Marina ny tonon-kira fa tsy ao intsony ny fo.
Lalie 😢
❤❤❤❤❤❤
A écouter sans modération
mahafinaritra😍
Thierry Bruno
tiako be faperaha peo
what language is this? please and thanks...
This is Malagasy language
tena tsara b.msotr ee