LENDREMA "MAHALEO"

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 окт 2024

Комментарии • 24

  • @vololonirinarabarinarivo5413
    @vololonirinarabarinarivo5413 Год назад +3

    Lasa hono lendrema
    Lasa hono lendrema
    Zanaka lahin-dRalaitelofera
    Nandeha niala any Ankazomalaza
    Iao iao iao ia ia ia iao
    Lendrema maditra
    Lendrema maditra
    Mamalivaly an’ny ray aman-dreny
    Manao kamokamo mitsoaka raharaha
    Iao iao iao ia ia ia iao
    Naka fiara-kodia
    Lendrema maditra
    Lasa nitsaoka any Antananarivo
    Lasa nitsaoka any Antananarivo
    Iao iao iao ia ia ia iao
    Tsy hita intsony lendrema
    Tsy hita intsony lendrema
    Mitomany an’I dada sy neny
    Mitomany an’I zoky sy zandry
    Iao iao iao ia ia ia iao
    Any Anjanamasina
    Any Anjanamasina
    No hahitana ireo adala
    No hahitana ny zaza maditra
    Iao iao iao ia ia ia iao
    Nandeha nody any Ankazomalaza
    Lendrema fa tsy zakany fa lasa adala
    Tany andrefan’i Antanarivo
    Nandeha nody any Ankazomalaza
    Fa voavelively fa zaza maditra
    Tany andrefan’i Antananarivo
    Tonga soa lendrema
    Tonga soa leiry e
    Faly izy leisy ka Faly izy leisy razandry a (x2)
    Ory vola ory harena lendrema
    Fa tsy nahita asa ka nivenjivenjy
    Tany ambanivohitry ny ray amandreniny(x2)
    Tonga soa lendrema
    Tonga soa leiry e
    Very izy leisy ka very izy leisy razandry a(x2)
    Alan’ny olona any ankazomalaza
    Lendrema ka tandritandremana sao dia maditra
    Ka voateniteny ireo fokon’olona(x2)
    Nony maty lendrema
    Dia lamba mena no gony
    Sy tavoangy natao tamin’ny kaiska ny azy
    Nony maty lendrema
    Nony maty lendrema
    Tsy nisy nandevina
    Tsy nisy nandevina izany
    Ity tantara ity dia tantara Drema
    Tantara Drema ilay maty ny ditra
    Rehefa maty Drema
    Dia mbola velona ny zanany
    Zanak’I Drema dia zanaka jomaka
    Zanaka jomaka hony ao a
    Zanaka jomaka hony ao a
    Jomaka jomaka jomaka jomaka
    Mirenireny foana eny an’tanana(x2)
    Bofinay tany i teka
    Bofinay tany i teka
    Niteka niteka niteka
    Renireny lava eny amin’ny lalana(x2)
    Dadanay efa tsy eo intsony
    Dadanay efa tsy eo intsony
    tsy eo intsony(x3)
    Fa efa matimaty faona
    Amin’ny rotaka(x2)
    Zanak’I drema zanak’I drema
    Zaza kamboty navelan’I drema
    Teraka latsaka teny an-tsena
    Zanak’I drema zanak’I drema
    Zanaka andevo tsy maha te ho tia
    Zaza maditra tsy vita sonia
    Izy izy izy no zanam-bahoaka(x4)
    Na zanaka jomaka aza izy e
    Nahoana no ihomezana fotsiny
    Na hatahorana(x2)
    Zanak’I drema zanak’I drema
    tsy misy vola hifidianana vary
    mangaro paosy dia mamaky trano
    jomaka jomaka jomaka
    Zanak’I drema zanak’I drema
    Tsy misy dada tsy misy neny
    Ny arabe no ray aman’dreny
    Izy izy izy no zanam-bahoaka(x4)
    Na zanaka jomaka aza izy e
    Nahoana no ihomezana fotsiny
    Na hatahorana(x2)
    Zanak’i drema zanak’i drema
    Zanaka jomaka zanaka alika
    Zanaka jomaka zanaka alika
    Zanak’i drema zanak’i drema
    Mizara vary amin’ny zanak’alika
    Mizara vary amin’ny zanak’alika
    Izy izy izy no zanam-bahoaka(x4)
    Tsy hita intsony lendrema
    Tsy hita intsony lendrema
    Mitomany an’I dada sy neny
    Mitomany an’I zoky sy zandry
    Iao iao iao ia ia ia iao

  • @vloggasy
    @vloggasy 2 года назад +9

    merci Mahaleo. merci pour tout. merci pour tous ces bons moments passés ensemble à vos concerts. j'écoute cette chanson et je m'égosille dessus comme à chaque fois que j'ai pu être à vos concerts. bon vent à Dama et Bekoto...une affectueuse pensée aux autres qui sont partis

  • @icarecom43
    @icarecom43 Год назад +2

    NY FAHATANORAKO DIA LASAN I MAHALEO misaotra e ! TSY MANAN-PAHAROA ny sangan asany !!!!!!!

  • @linasamuel09
    @linasamuel09 3 месяца назад +1

    2024 17:26

  • @patricerandrianarisoa3181
    @patricerandrianarisoa3181 2 года назад +2

    Tena tsara be ity clip ity , mahaontsa satria mampiseho zava-misy . Misaotra e !!!!!

    • @moonwave1018
      @moonwave1018 2 года назад

      Na clipy na parola ny groupy nry zala tena mamelaka ando be daholy dia za loa mbola generation ´ahita cencera maromaro anru zala tany a lareunion fa indrepa fotziny taty a franca dia ozay nahita dia malala daholy any ambianca rehetra niangy

  • @famohorh17
    @famohorh17 2 года назад +1

    Mampalahelo be ty clip ty ,ndriii mahalasa fisainana zanaky Ndrema

  • @manorak9781
    @manorak9781 3 года назад +2

    bravo! bravo! bravo! Mandona otran'ilay hira ilay clip! betsaka ny hiran'i Mahaleo mendrika anaovana otran'izao

  • @andritianarasoamanana1759
    @andritianarasoamanana1759 2 года назад +3

    Lendrema
    Laso roa lendrema
    Laso roa lendrema
    Zanaka lahy an-drarederve
    Nandeha niala any Ankazomalaza
    Iao iao iao ia ia ia iao
    Lendrema maditra
    Lendrema maditra
    Mamalivaly an'ny ray aman-dreny
    Manao kamokamo mitsaoka raharaha
    Iao iao iao ia ia ia iao
    Naka fiara-kodia
    Lendrema maditra
    Lasa nitsaoka any Antananarivo
    Lasa nitsaoka any Antananarivo
    Iao iao iao ia ia ia iao
    Tsy hita intsony lendrema
    Tsy hita intsony lendrema
    Mitomany an'I dada sy neny
    Mitomany an'I zoky sy zandry
    Iao iao iao ia ia ia iao
    Any Anjanamasina
    Any Anjanamasina
    No hahitana ireo adala
    No hahitana ny zaza maditra
    Iao iao iao ia ia ia iao
    Nandeha nody any ankazomalaza
    Lendrema fa tsy zakany fa lasa adala
    Tany andrefan'i Antanarivo
    Nandeha nody any ankazomalaza
    Fa voavelively fa zaza maditra
    Tany andrefan'i Antanarivo
    Tonga soa lendrema
    Tonga soa leiry e
    Faly izy leisy ka Faly izy leisy razandry a Ory vola ory
    Harena lendrema
    Fa tsy nahita asa ka nivenjivenjy
    Tany ambanivohitry ny ray amandreninyTonga soa lendrema
    Tonga soa leiry e
    Very izy leisy ka very izy leisy razandry aAlan'ny olona any
    Ankazomalaza
    Lendrema ka tandritandremana sao dia maditra
    Ka voateniteny ireo fokon'olonaNony maty lendrema
    Dia lamba mena no gony
    Sy tavoangy natao tamin'ny kaiska ny azy
    Nony maty lendrema
    Nony maty lendrema
    Tsy nisy nandevina
    Tsy nisy nandevina izany
    Ity tantara ity dia tantara Drema
    Tantara Drema ilay maty ny ditra
    Rehefa maty Drema
    Dia mbola velona ny zanany
    Zanak'I Drema dia zanaka jomaka
    Zanaka jomaka hony ao a
    Zanaka jomaka hony ao a
    Jomaka jomaka jomaka jomaka
    Mirenireny foana eny an'tananaBofinay tany i teka
    Bofinay tany i teka
    Niteka niteka niteka
    Renireny lava eny amin'ny lalanaDadanay efa tsy eo intsony
    Dadanay efa tsy eo intsony
    Tsy eo intsonyFa efa matimaty faona
    Amin'ny rotakaZanak'I drema zanak'I drema
    Zaza kamboty navelan'I drema
    Teraka latsaka teny an-tsena
    Zanak'I drema zanak'I drema
    Zanaka andevo tsy maha te ho tia
    Zaza maditra tsy vita sonia
    Izy izy izy no zanam-bahoakaNa zanaka jomaka aza izy e
    Nahoana no ihomezana fotsiny
    Na hatahoranaZanak'I drema zanak'I drema
    Tsy misy vola hifidianana vary
    Mangaro paosy dia mamaky trano
    Jomaka jomaka jomaka
    Zanak'I drema zanak'I drema
    Tsy misy dada tsy misy neny
    Ny arabe no ray aman'dreny
    Izy izy izy no zanam-bahoakaNa zanaka jomaka aza izy e
    Nahoana no ihomezana fotsiny
    Na hatahoranaZanak'i drema zanak'i drema
    Zanaka jomaka zanaka alika
    Zanaka jomaka zanaka alika
    Zanak'i drema zanak'i drema
    Mizara vary amin'ny zanak'alika
    Mizara vary amin'ny zanak'alika
    Izy izy izy no zanam-bahoakaTsy hita intsony lendrema
    Tsy hita intsony lendrema
    Mitomany an'I dada sy neny
    Mitomany an'I zoky sy zandry
    Iao iao iao ia ia ia iao

  • @moonwave1018
    @moonwave1018 2 года назад

    Mazana be le hira nry zalaha rehetra ehhh. Mararirary foa kely ehhhhhhhhh

  • @badrbadboy467
    @badrbadboy467 3 года назад +3

    2021

  • @titirse1479
    @titirse1479 5 лет назад +1

    Tantara tsy azo kosehina teo @ fahatanorako sy ny naha zatovo ahy izany et zalah a

  • @brunonavany-fs8yo
    @brunonavany-fs8yo Год назад

    Prinsio samoela

  • @dafily1697
    @dafily1697 4 года назад +1

    lasa firy moa izao ny Lendrema ao antanandehibe ? Tsara le film, bravo e !!

    • @setaandrianasolo2950
      @setaandrianasolo2950 3 года назад

      Mampahonena ny maminavina ny mety ho isan'ireo Lendrema any Vohitsara any.
      Tena mampita tsara ilay hafatra ilay rakitsary miraka amin'ilay hira.
      Misaotra tompoko.

  • @mariaklavdieva2689
    @mariaklavdieva2689 2 года назад +2

    One of the most impressive songs I've heard. Bravo, Mahaleo! Thank you

  • @titirse1479
    @titirse1479 5 лет назад +1

    Hiran'ny tarika Mahaleo midika fa fiainanay mirahalahy(Tity & Haja)

  • @hasinaramaroson1029
    @hasinaramaroson1029 2 года назад

    009

  • @DadaRabe7
    @DadaRabe7 3 года назад

    Milay ity clip ity !

  • @tommorowlandersbpk5058
    @tommorowlandersbpk5058 6 лет назад

    reveko b e ! mahaleo am 3 decembre 2017 e! palais tax

    • @capricorne3123
      @capricorne3123 5 лет назад

      5 mai 2019 koa mbola raitra foana. revetsika mandramaty reo

  • @alveroramaroson5580
    @alveroramaroson5580 3 года назад

    Mlay le clip e