Marka 16: 15 - Fianarana mitoriteny miaraka amin'i Pst Tahina

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 окт 2024

Комментарии • 1

  • @mk1615_PstTahina
    @mk1615_PstTahina  3 месяца назад +8

    Fiadanana oh!
    Raha mahatsikaritra ianareo dia mitovy foana ny fomba fitoriako teny, raha mahaliana anareo ny hianatra iny methode fitoriana teny iny dia misokatra indray ny fianarana azy iny amin'izao, 10 volana ny faharetan'ny fianarana. tsy anavahana antokom-pinoana. Alefa aminao ny lesona video dia misy "regroupement" atao indray mandeha isam-bolana online. Na tsy manana internet any antrano aza mety afaka manao amin'izay. Tsy misy certificat, tsy misy diploma fa fizarana fahalalana fotsiny. Efa manomboka izao ny fisoratana anarana ary hifarana 10 Jolay, koa raha liana ianao dia midira amin'ty rohy ity ahitanao ny andinindininy rehetra. Misy koa fiarahana mandalina ny Bokin'ny Eksodosy sy Romana ary Galatiana.
    Ity ny lien hisoratana anarana:
    forms.gle/4SJUjESez2rn9jp36
    SOLI DEO GLORIA