Angele anarak avy Andapa miasa Kuwait fa tiako be zay fampianaragn aty ary mihaino zisaka @ radio vao2 mahasoa mihaino Robia mankasitra fa managna Raiamandreny arapanahy be indrindra Zaho ay AMEN
Mankasitraka Pasteur fa Tena taminy fagnarahako page nao @ Tena magnampy Zaho be rehefa miatriky olo Zaho na toriteny afa ela be regny averi2 matetiky fa magnampy Zaho be zay
2023 igny Zaho nandritrany tona2 igny niezaka ze mavesatr fa Tena nahery fona Zaho nohony fampaharezagna ato Tena mankasitraka page nao ty agnisany magnampy Zaho
Soihany fa teo Ianao ry Tompo Tsitoa . Andriamanitra no mitanarana amin'ny . Misaotra indrindra Tompo Mahery o ! 🙏🙏🙏 ❤️
Angele anarak avy Andapa miasa Kuwait fa tiako be zay fampianaragn aty ary mihaino zisaka @ radio vao2 mahasoa mihaino Robia mankasitra fa managna Raiamandreny arapanahy be indrindra Zaho ay AMEN
AMENA🙏🙏🙏🙏🙏
Amen mankasitraka PASTEUR
Mankasitraka Pasteur fa Tena taminy fagnarahako page nao @ Tena magnampy Zaho be rehefa miatriky olo Zaho na toriteny afa ela be regny averi2 matetiky fa magnampy Zaho be zay
😂 mampiomehy be nefa Marina mihintsy pasteur e ! De ho calme koa za de hiandry. Merci Pasteur fa manananatra sy mampahery.
Mankasitraka Pasteur 🙏
Voninahitra ho an'Andriamanitra 🙏 misaotra Pasitera fa amin'ny fotoana ilako azy mihitsy.
Misaotra amin ny fampianarana Pasitera.
Fa I Mosesy ve zany mivavaka @ i Tompo fa tsy @ Andriamanitra Ray, i Tompo mantsy no andriamanitra Égypte. Misaotra hazavao tsara
Mankasitraka Pasitera ! Tahian'i Tompo e
Merci beaucoup pasteur fa tena manampy ahy mihintsy ny toriteny, Andriamanitra anie homba anao mandrakariva ❤
2023 igny Zaho nandritrany tona2 igny niezaka ze mavesatr fa Tena nahery fona Zaho nohony fampaharezagna ato Tena mankasitraka page nao ty agnisany magnampy Zaho
Misaotra Pasteur Tahiana @fampianarana ,fa tena mifanandrify @zavatra ianako @zao fotoana ampianaranao izao mintsy ny zavatra ianako 😇Azy TOMPO ireny ihany ny fahefana 💯🙏
Amen!mankasitraka Pasteur!
Mankasitraka Pasteur
Mankasitraka indrindra Pasteur 🙏🏼
Amen 🙏
Mankasitraka foana ❤
Mankasitraka hatrany Pasteur fa homba anao Ad.tra ❤
Misaotra pasitera
❤
Amen
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany .
Matoky aho Tompo manana Anao , mino aho fa henonao hatrany ny fivavako ataoko mandrakariva.
Manantena Anao aho @-zay rehetra hataoko ary mino & matoky fa ny Fanahy Masinao no ato amiko .
Ianao Jesoa no Tompo & Mpamonjy ahy @ fiainako !
Amen amen amen ✝️🛐🙏