Joseph d'Af - Mararim-pitia Full HD

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 19 сен 2024
  • Joseph d'Af - Mararim pitia Full HD
    Joseph d’af & Dih' Arin' kristy
    ( extrait album fahasoavanao 2021)
    "...Raha mba hitanareo re ny malalako, dia ahoana no holazainareo aminy? Lazao fa mararim-pitia aho. " - Tonon-kiran'i Solomona 5 : 8
    A/C: Joseph d'Af
    Arr/Son: Eto Studio
    Chorégraphie: Dih'Arin'Kristy
    Real: Manu Rakotoson

Комментарии • 48

  • @livresauxtresors8420
    @livresauxtresors8420 Год назад +1

    Tena bravo anlé MPANDIHY, tena hainareo mihitsy mamoaka anlé izy amin'dihinareo!!

  • @mandaaronnyaina4934
    @mandaaronnyaina4934 3 года назад +4

    Misaotra mitory sy mampatsiahy fa "mandalo zao fiainana izao sy ny filany"! Ao @Jesoa lay mpanjaka ihany no misy fiainana mandrakizay! Misaotra am fitorina am fomba tsara sy voarindra!
    Voninahitra ho an'Andriamanitra

  • @maevahandriamampiadana7777
    @maevahandriamampiadana7777 6 месяцев назад

    Tafita tsara ny hafatra . Sad faly aho no mitomany teo foana jesosy na d nadaho azy ndraidray. Misaotra nareho

  • @sarahmia9886
    @sarahmia9886 2 года назад +2

    Mampiaina be ilay rakitsary :( tsara be

  • @Selmener_73lov3
    @Selmener_73lov3 Год назад

    tsapako tokoa hoe izanyny fihetsempon' i Kristy rehefa mihodina aminy isika

  • @ritamortel3674
    @ritamortel3674 Год назад

    Ndryyy latsaka ny ranomasoko 🥹❤️ Tsara be Gloire à Dieu ❤️

  • @Louvalina
    @Louvalina 4 месяца назад

    Tsara Jesosy ❤ tena fitiavana ❤

  • @solangen497
    @solangen497 3 года назад

    Mikasika ahy manokana ty hira ty 😭😭😭 MISAOTRA JESOSY TOMPOKO Ô

  • @Fanilo_Niaina
    @Fanilo_Niaina 3 года назад +3

    Tena kanto loatra zoky ah ❤👌 Merci beaucoup nanome ny tsara foana ho lasa lavitra dia hitombo talenta . Gloire à Dieu

  • @ericarisanjy239
    @ericarisanjy239 2 года назад +1

    merci beacoup joseph d af

  • @lucnanouratsimandrobaka
    @lucnanouratsimandrobaka 3 года назад

    Jesoa Kristy anie hanokatra vavanao sy hanome feo anao hatrany frère oo

  • @ombantsoa6733
    @ombantsoa6733 3 года назад +3

    Lafatra loatra ny fikasana rehefa i Jesoa no mitarika xD
    Notsindrina alony ny Like vao nohenoina ny hira.
    Tsara loatra ny Tompo.

  • @keziaivosy1163
    @keziaivosy1163 3 года назад +1

    Je suis vraiment touchée par cette chanson 😭♥️♥️ Hallelujah 🙌
    Mitomboa amin'ny fahasoavana zokinakà🙏

  • @hajarandriamanana5425
    @hajarandriamanana5425 3 года назад

    Feno hanatra be, tena tiako loatra.Mankasitra , ho an'Tompo ny voninahitra

  • @daisyjeva4659
    @daisyjeva4659 3 года назад

    Jadore toute tes louange ke dieu te bénis

  • @mihajarakotomalala6302
    @mihajarakotomalala6302 2 года назад

    tena tiako be ilay izy, tena mazava ny hafany, Isaorana Andriamanitra

  • @raphaelfrodon3828
    @raphaelfrodon3828 3 года назад

    d'af latsaka mihitry le revelation satria miteny anahy koa le hafatry ao
    tena mampieritreritra tsara le izy
    mercie

  • @tinaandriamihaja6547
    @tinaandriamihaja6547 3 года назад

    Voninahitra ho an'Andriamanitra ..Ny tsara tsy lany e

  • @elisasylvianeralantonjanah7191

    Mankasitraka hatrany! tsara loatra! tafita ny hafatra na ao @ Toninkira na ao @ clip, Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany❤

  • @razafindrakotohasina8988
    @razafindrakotohasina8988 3 года назад

    Kanto :)
    Touchant ,
    Voninahitra ho anAndriamanitra irery ihany

  • @mickayavalisoa6214
    @mickayavalisoa6214 Год назад

    tena tsara tena tsara

  • @olivettefaniry4371
    @olivettefaniry4371 3 года назад

    merci beaucoup fa tena tsara be

  • @manitra1923
    @manitra1923 Год назад

    😮😢😊 tsara be

  • @jennteaches5174
    @jennteaches5174 2 года назад

    Hahatsiarovako ilay clip n’i Lifehouse « Everything » 💖 Tsara loatra

  • @yhoobi
    @yhoobi Год назад

    Mampilatsaka ranomaso

  • @tsinjovinaelinahrobson6320
    @tsinjovinaelinahrobson6320 2 года назад

    Tsara be ❤️

  • @manoahrajaobamanana1234
    @manoahrajaobamanana1234 3 года назад

    Tsara loatra💔💘😭

  • @secretaireecho3910
    @secretaireecho3910 3 года назад

    waouuuhhh tsara be

  • @mbolatianamanuelarakotonan1742
    @mbolatianamanuelarakotonan1742 3 года назад

    Misaotra betsaka namerina ny lanjan'ny fitiavan'i Jesosy ao ampon'ny olona, tononkira ny réalisation rehetra.

  • @Laingo
    @Laingo 3 года назад

    Tena tsara 👍

  • @priscaasnah2857
    @priscaasnah2857 3 года назад

    Tena hafa ilay album "Fahasoavanao" ... mitomboa amin'ny fahasoavana zoky

  • @solofosonhasinarakotovokat9610
    @solofosonhasinarakotovokat9610 10 месяцев назад +1

    Bravo😅🙏🙏

  • @joelisoarazafindrakoto897
    @joelisoarazafindrakoto897 2 года назад

    Bravo le chorégraphie

  • @linasamuel09
    @linasamuel09 3 года назад +1

    Gloire à Dieu

  • @enochherimamy8197
    @enochherimamy8197 3 года назад

    tsara be ilay hira

  • @williamnicolasrandrianasol2819
    @williamnicolasrandrianasol2819 3 года назад

    !!! KANTO LOATRA !!!

  • @fanantenanatsanta8578
    @fanantenanatsanta8578 3 года назад +1

    Tiako loatra ilay hira.

  • @danielmandimbison4241
    @danielmandimbison4241 3 года назад

    Alleluia .tsara be

  • @nahrandria6030
    @nahrandria6030 3 года назад

    Miandry ny disponibilité an ny hiranao am spotify Zahay ranadahy a

  • @dominiquerj6372
    @dominiquerj6372 3 года назад

    Lay chorégraphie koa tsara be, dia tena manatsara ilay kanto e. Misaotra

  • @safidywillyrakotoarison9906
    @safidywillyrakotoarison9906 3 года назад

    mila ilatsak mitsy ny ranomasoko ref mande ty Hira ty.... Tiako

  • @djennymina4328
    @djennymina4328 3 года назад

    Woww ❤❤❤

  • @patrickramampandrison960
    @patrickramampandrison960 3 года назад

    Tsara loatra

  • @joana5333
    @joana5333 3 года назад

    ❤️❤️

  • @pryiajass4778
    @pryiajass4778 3 года назад

    ❤️💖

  • @zitamara3544
    @zitamara3544 2 года назад

    😇❤️‍🔥👌👌🙏🙏

  • @harilazaanicet4810
    @harilazaanicet4810 2 года назад +1

    Lifehouse - Everything
    ruclips.net/video/XU0E-bEtR1s/видео.html