C'est pourquoi je vous dis: Ne vous inquiétez pas pour votre vie, de ce que vous mangerez ou boirez; ni pour votre corps, de quoi vous le vêtirez ( Mathieu 6) ❤
Henika 🔶 ANDROANY ALOHA 🔹 1- Raha hitanao hoe miramirana aho Tsy hoe tsisy raha manahirana aho Fa ilay Raiko ao ambony ao e Izy anie manapaka e Izao rehetra izao e Ka n’inon’inona hitranga e Ny zava-drehetra miara-miasa e Ny mahasoa no tadiaviny Inona ary no antony tsy hiderako e Refrain: Ka androany aloha dia Midera, midera, midera Androany aloha manitatra ny fanjakanao Ny ampitso hanahy ny azy e Fa androany aloha dia hidera Anao aho Jesosy ô 2- Izaho anie manana dada e Mamonjy ahy anaty ady e Mikarakara tsy mba reraka Mahavita ahy tanteraka Ary adidiny aho e Bridge: Asandratray Jesosy e Amin’ny avo indrindra Ny manda rehetra rava Mirodana Ary ny tendrombohitra mietry Mikisaka rehefa asandratray Jesosy, Jeso Misandrata Jesosy ô Misandrata Jesosy ô Misandrata Jesosy ô Misandrata Jesosy ô E, e, e, ooh
Amen! Ho Azy ny voninahitra! Misaotra Azy ary ny Fahasoavany hitoetra lalandava aminao sy ny Talentanao❤
C'est pourquoi je vous dis: Ne vous inquiétez pas pour votre vie, de ce que vous mangerez ou boirez; ni pour votre corps, de quoi vous le vêtirez ( Mathieu 6) ❤
Waouh, 😍
Tena tsara be ity hira ity
Hita fiderana an Andriamanitra vaovao indray 🙏🙏🙏
Ny zavatra rehetra miara miasa ❤
Androany aloha dia MIDERA 🎉❤
Amen Be. Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo ❤❤❤❤
Ame👏🙌
❤❤❤❤Tena
Waouh
En boucle depuis quelques jours déjà 🔥🔥🔥 tena feno hosotra
Sao dia misy afaka mandefa tononkira écrit azafady
tena tsara loatra ❤
Tahian Jesosy daholo
Androany aloho midera isika 🎉
Tiako be❤❤
Tena ❤❤❤
🎉🎉❤❤❤❤
Tsara loatra ❤
Ma famille et moi adorons la chanson.🎉🎉🎉🎉😊😀
❤❤❤❤❤❤j’adore 🎉🎉
Encore Merci bcp
Amen aleloia
Amen , 🎉🎉🎉🎉🎉
❤❤❤
AMEN🙏🔥,,, Mitomboa fahasoavana hatrany tompoko
Tsara be
❤❤❤❤❤
Tsara loatra
📯ANDROANY ALOHA 📯 Version Instrumental ruclips.net/video/7rhasWqUBfQ/видео.htmlsi=aZ_P0LyVnt_JxgfF ( By MasinaMelodies ☁)
Henika 🔶 ANDROANY ALOHA 🔹
1- Raha hitanao hoe miramirana aho
Tsy hoe tsisy raha manahirana aho
Fa ilay Raiko ao ambony ao e
Izy anie manapaka e
Izao rehetra izao e
Ka n’inon’inona hitranga e
Ny zava-drehetra miara-miasa e
Ny mahasoa no tadiaviny
Inona ary no antony tsy hiderako e
Refrain:
Ka androany aloha dia
Midera, midera, midera
Androany aloha manitatra ny fanjakanao
Ny ampitso hanahy ny azy e
Fa androany aloha dia hidera Anao aho
Jesosy ô
2- Izaho anie manana dada e
Mamonjy ahy anaty ady e
Mikarakara tsy mba reraka
Mahavita ahy tanteraka
Ary adidiny aho e
Bridge:
Asandratray Jesosy e
Amin’ny avo indrindra
Ny manda rehetra rava
Mirodana
Ary ny tendrombohitra mietry
Mikisaka rehefa asandratray Jesosy, Jeso
Misandrata Jesosy ô
Misandrata Jesosy ô
Misandrata Jesosy ô
Misandrata Jesosy ô
E, e, e, ooh
Marina mihintsy izany Jesosy ah
🕊️🕊️🤍🤍🤍🩵✨✨
❤❤❤❤❤😂😂😂😂😂😂🎉🎉🎉🎉
❤❤❤❤
❤❤