NALAINAO AVY LAVITRA LOATRA (Rija Rasolondraibe) Nalainao avy Lavitra loatra ve ka tsy ho tianao ? Nalainao avy lavitra loatra fa Fanahy inianao Ny dian-tokinao niainako Porofon’ny fiainako Fa nalainao avy lavitra loatra aho , tsy ho arianao Refrain 1- : Ilay olona novonjenao, mitsaoka Anao Ilay olona izay nanaovanao izay nolazainao Fa tsy izay nolazain’ny olona e !e! e! e! Tsy amin-kery hoa na izao sy izao e! Fa izay lazain’ny Teninao e ! Izay aho e ! Izay aho e ! Refrain 2- : Ilay olona nositraninao, Mitsaoka Anao Ilay olona nanaovanao izay nolazainao Fa tsy izay nolazain’ny olona e ! e ! e ! e ! Tsy amin-kery hoa na izao sy izao e ! Fa izay nolazain’ny Teninao e ! Izay aho e ! Izay aho e ! Nalainao avy lavitra loatra aho fa nofinidinao Nalainao avy lavitra loatra , tena nijalianao Ny dian-tokinao niainako Porofon’ny fiainako Fa nalainao avy loatra aho , ho ampiasainao Refrain 3- : Ilay olona notahianao , mitsaoka Anao Ilay nanaovanao izay nolazainao Fa tsy izay nolazain’ny olona e ! e ! e! Tsy amin-kery hoa na izao sy izao e ! Fa izay nolazain’ny Teninao e ! Izay aho e! Izay aho e! Refrain 4-: Ilay olona narovanao , mitsaoka Anao Ilay olona nanaovanao izay nolazainao Fa tsy izay nolazain’ ny olona e ! e ! e ! Tsy amin-kery hoa na izao sy izao e ! Fa izay lazain’ny Teninao e ! Izay aho e ! Izay aho e ! Ô ! Ô ! Izaho JESOSY mitsaoka Anao e ! Andriamanitra Tsy misy fiovàna e ! Tsy mandiso fanantenana e e e e e JESOSY Ô ! O ! Ô ! Ô ! Izay nolazainao no nataonao e! Andriamanitra tsy ma ary anay e ! Izay IANAO zay e ! Izay IANAO zay e ! Ô! Ô ! Ô ! Ô ! JESOSY Ô ! Izaho JESOSY mitsaoka anao e ! Andriamanitra tsy misy Fiovàna e ! Tsy mandiso fanantenana eeeeeee JESOSY Ô ! Ô ! Izay nolazainao no nataonao e ! Andriamanitra tsy ma ary anay Izay IANAO izay e ! Izay IANAO izay e ! ////////////////////////////////////////////// Refrain 5- : Ilay olona NOKASIHANAO , mitsaoka ANAO Ilay olona nanaovanao izay nolazainao Fa tsy izay nolazain’ny olona eeeeeeeeee Tsy amin-Kery hoa na izao sy izao Fa izay lazain’ny Teninao e ! Izay aho e ! Izay aho e ! Alléluia……………
Tena miasa ao anatin'ilay mpanakanto ny Fanahy Masina, tafavoaka izay tiana holazaina! Misaotra Tompo ô! Tahin'i Jesosy Rija sy ny ankohonany ary ny mpiara-mikalo aminy.
Magnifique 😍 😍 😍 😍, tena misy fanahy masina ao aminao Rija, fa tena mahafinaritra be ny asanao , en même temps ça m'a beaucoup consolée , que DIEU TE BENNISSE
Amen, je suis ce que Tu dis de moi Seigneur Jésus-Christ. Bénis abondamment et grandement la grande Île et les Malgaches . Merci Seigneur Merci Rija pour cette Très belle musique à la Gloire de Dieu Le Fidèle en Jésus-Christ 👍❤️
Tompo ô misaotra betsaka indrindra Anao aho fa Tia ahy lotra Hianao. Izaho Jesosy hitsaoka Anao mandram-pialan'ny fofon'aiko . Na Dia levona aza ny nofoko Sy foko dia Mbola Vatolampin'ny foko Sy anjarako mandrakizay Hianao
Jesosy a... Henoy ny vavako sy n'y hetahetako .. misaotra tamin'ny efa nataonao sy Mbola ho ataonao amin'ny fiainako .. voninahitra ho anao Tompo o💖💖♥️
Aza mametra-panontaniana fa tsy ho takatrao ny Fiheverany. De tsy fantatro izay havaly ny Fiheverany, ny hany fantatro de Nekeny ny fijalina noho ny amiko.
Tu m'as tiré de si loin, comment peux-tu ne pas m’aimer Tu m'as tiré de si loin avec ton esprit Je vis par tes empreintes Preuve de ma vie Mais tu m'as tiré de si loin, comment peux-tu ne pas m’aimer La personne que tu as sauvée te loue La personne à qui tu as fait ce que tu as dit Pas ce que les gens ont dit Ils n'ont pas de pouvoir sur nous Mais ce que tu dis C'est ce que je suis; c'est ce que je suis La personne que tu as guérie te loue La personne à qui tu as fait ce que tu as dit Pas ce que les gens ont dit Ils n'ont pas de pouvoir sur nous Mais ce que tu dis C'est ce que je suis; c'est ce que je suis Tu m'as tiré de si loin parce que tu m'as choisi Tu m'as tiré de si loin, tu as vraiment souffert pour moi Je vis par tes empreintes Preuve de ma vie Mais tu m'as tiré de si loin, je dis que tu m'utiliseras La personne que tu as bénie te loue La personne à qui tu as fait ce que tu as dit Pas ce que les gens ont dit Ils n'ont pas de pouvoir sur nous Mais ce que tu dis C'est ce que je suis; c'est ce que je suis La personne que tu as protégée te loue La personne à qui tu as fait ce que tu as dit Pas ce que les gens ont dit Ils n'ont pas de pouvoir sur nous Mais ce que tu dis C'est ce que je suis; c'est ce que je suis Refrain x2 Moi, Jésus, je te loue Dieu immuable Qui ne déçoit pas Jésus, ce que tu dis, tu le fais Dieu qui ne nous abandonne pas C'est ce que tu es; c'est ce que tu es La personne que tu as touchée te loue La personne à qui tu as fait ce que tu as dit Pas ce que les gens ont dit Ils n'ont pas de pouvoir sur nous Mais ce que tu dis C'est ce que je suis; c'est ce que je suis
Vao maraina izaho anio de misy faniriana hiano ity fiderana ity. Eto aho mihira na efa ato ampiasana aza satria mamy loatra izay ambarany. Lehibe ny Tompo ary Jesosy tsy manary anao izany fa vakio, henoy ary ankatoavy ny teniny. Andriamanitra tsy manary antsika zany. Amen
Zah Jesoa mitsaoka anao e
Andriamanitra tsy misy fiovana ! Tsy mandiso fanantenana ❤️
NALAINAO AVY LAVITRA LOATRA (Rija Rasolondraibe)
Nalainao avy Lavitra loatra ve ka tsy ho tianao ?
Nalainao avy lavitra loatra fa Fanahy inianao
Ny dian-tokinao niainako
Porofon’ny fiainako
Fa nalainao avy lavitra loatra aho , tsy ho arianao
Refrain 1- :
Ilay olona novonjenao, mitsaoka Anao
Ilay olona izay nanaovanao izay nolazainao
Fa tsy izay nolazain’ny olona e !e! e! e!
Tsy amin-kery hoa na izao sy izao e!
Fa izay lazain’ny Teninao e !
Izay aho e !
Izay aho e !
Refrain 2- :
Ilay olona nositraninao, Mitsaoka Anao
Ilay olona nanaovanao izay nolazainao
Fa tsy izay nolazain’ny olona e ! e ! e ! e !
Tsy amin-kery hoa na izao sy izao e !
Fa izay nolazain’ny Teninao e !
Izay aho e !
Izay aho e !
Nalainao avy lavitra loatra aho fa nofinidinao
Nalainao avy lavitra loatra , tena nijalianao
Ny dian-tokinao niainako
Porofon’ny fiainako
Fa nalainao avy loatra aho , ho ampiasainao
Refrain 3- :
Ilay olona notahianao , mitsaoka Anao
Ilay nanaovanao izay nolazainao
Fa tsy izay nolazain’ny olona e ! e ! e!
Tsy amin-kery hoa na izao sy izao e !
Fa izay nolazain’ny Teninao e !
Izay aho e!
Izay aho e!
Refrain 4-:
Ilay olona narovanao , mitsaoka Anao
Ilay olona nanaovanao izay nolazainao
Fa tsy izay nolazain’ ny olona e ! e ! e !
Tsy amin-kery hoa na izao sy izao e !
Fa izay lazain’ny Teninao e !
Izay aho e !
Izay aho e !
Ô ! Ô !
Izaho JESOSY mitsaoka Anao e !
Andriamanitra Tsy misy fiovàna e !
Tsy mandiso fanantenana e e e e e
JESOSY Ô ! O ! Ô ! Ô !
Izay nolazainao no nataonao e!
Andriamanitra tsy ma ary anay e !
Izay IANAO zay e !
Izay IANAO zay e !
Ô! Ô ! Ô ! Ô ! JESOSY Ô !
Izaho JESOSY mitsaoka anao e !
Andriamanitra tsy misy Fiovàna e !
Tsy mandiso fanantenana eeeeeee
JESOSY Ô ! Ô !
Izay nolazainao no nataonao e !
Andriamanitra tsy ma ary anay
Izay IANAO izay e !
Izay IANAO izay e !
//////////////////////////////////////////////
Refrain 5- :
Ilay olona NOKASIHANAO , mitsaoka ANAO
Ilay olona nanaovanao izay nolazainao
Fa tsy izay nolazain’ny olona eeeeeeeeee
Tsy amin-Kery hoa na izao sy izao
Fa izay lazain’ny Teninao e !
Izay aho e !
Izay aho e !
Alléluia……………
Misaotra Tompo ô, Andriamanitra tsy misy fiovana e, tsy mandiso fanantenana, izay nolazainao no nataonao, izay ianao izay e, izay ianao izay, ampio aho Tompo ô hatoky anao hatrany, hitoetra eo @ fitiavanao
Tena miasa ao anatin'ilay mpanakanto ny Fanahy Masina, tafavoaka izay tiana holazaina! Misaotra Tompo ô! Tahin'i Jesosy Rija sy ny ankohonany ary ny mpiara-mikalo aminy.
Magnifique 😍 😍 😍 😍, tena misy fanahy masina ao aminao Rija, fa tena mahafinaritra be ny asanao , en même temps ça m'a beaucoup consolée , que DIEU TE BENNISSE
Tena babonao tanteraka aho Jesosy o. Andriamanitra tena tsy miova ianao ary eo foana ary tsy mandiso fanantenana . Mankasitraka ny famonjena nataonao ahy Jesosy Kristy Tompo😍🥰
Amen, je suis ce que Tu dis de moi Seigneur Jésus-Christ.
Bénis abondamment et grandement la grande Île et les Malgaches .
Merci Seigneur
Merci Rija pour cette Très belle musique à la Gloire de Dieu Le Fidèle en Jésus-Christ 👍❤️
Misaotra rija ,misy ainga mpanahy ianao kaaa, tahiny tompo fona ianao,makasitra eeee ❤❤❤❤
Misaotra tompoko t@ ilay hira fa tena voakasika tanteraka !! misaotra JESOSY fa izay lazainao ihany fa tsy ny olona ❤❤❤
tena nilaiko! 15taona nijaliana hatramin'izao aho mbola mino! tsy amin-kery fa amin'ny Teniny . Misaotra Jesosy nanome an'iRija an'ity hira ity indray....
Tsy mitsahatra mihaino an'ity hira fiderana an'Andriamanitra ity aho...fa tsara loatra sy mampitohina ny fo, sady mankahery ny vatana trotraky ny adim-piainana ary mampanantena fa Jesosy tsy hanary satria nalainy avy lavitra loatra...isika tsirairay avy... Voninahitra ho an'ny Tompontsika : Ray, Zanaka, Fanahy Masina. Amena. Mitsaoka Anao aho Tompo.Misaotra an'i Rija mizara.
Lehibe loatra ny fitiavan'Andriamanitra ny olombelona. Marina be ny voalazan'ny tononkira. Mitomboa fahasoavana hatrany ianao Rija.😇
Misaotra an'ilay nizara an'ity hira dia misaotra Rija manaiky ampiasain'Andriamanitra hatrany. Mankasitraka
Mankasitraka fa tena mihorikoditra mintsy miheno an’ ity hira Mafinaritra be ty 🥹🥰❤️
Misaotra Ray oooo
Be loatra ny fitiavana ao ahy 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Tena avy lavitra loatra Jesosy a !!! Tianao aho e. Nataonao izay nolazainao. Alléluia !!!
Fa Andriamanitra tsy misy fiovana ary tsy mandiso fanantenana....lehibe ianao Andriamanitra, midera anao aho...
Misaotra Rija fa mampitombo finoana tokoa ilay hiranao.
Misaotra JESOSY fa sitraninao zanako sy mamako🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Andriamanitra tsy misy fiovana e, tsy mandiso fanantenana e..... Merci Rija
Fa nalaiNAO avy lavitra lôtra Aho ka tsy ho ariaNAO. AMEN !
Tompo ô misaotra betsaka indrindra Anao aho fa Tia ahy lotra Hianao.
Izaho Jesosy hitsaoka Anao mandram-pialan'ny fofon'aiko .
Na Dia levona aza ny nofoko Sy foko dia Mbola Vatolampin'ny foko Sy anjarako mandrakizay Hianao
Waaohh, tsy izay lazain'Olona fa izay lazain'teniNao ,Dia izay aho,izay aho e✅✅
Andrimanitra tsy misy fiovana, tsy mandiso fanantenana 🥰🥰tsy mba manary anay , izay IANAO izay ❤️❤️❤️
Marina loatra
Mankasitraka re! Tsy lazain olona aho e fa zay lazain Jeso! 👍👍👍🇺🇸🇺🇸🇺🇸
Jesosy a... Henoy ny vavako sy n'y hetahetako .. misaotra tamin'ny efa nataonao sy Mbola ho ataonao amin'ny fiainako .. voninahitra ho anao Tompo o💖💖♥️
Izay aho, dia izay lazain’Andriamanitra 🙌
Misaotra betsaka 🙏🏽, tiko loatra ❤️!
Amen tena mamelombelona ny fanahy mitsy mihaino ity hira ity deraina Jesosy 🥰🥰🥰🥰
mankasitraka fa tena mikasika h@ atifanahy ilay tononkira ❤❤❤
Hafa ihany ny hira fiderana tsara lotra lay hira Andriamanitra ts misy fiovany ary ts mandiso fanantenana Amen Amen 🙏🙏🙏🙏🙏❤❤❤❤❤❤
Ilay olona n'y vonjenao mitsaoka anao....
❤❤❤❤❤
Anatiny olana be mitsy aho izao no mihaino ity hira ity .😢fa matoky aho 😊
Mamelombelona loatra 🥰🥰🥰Ilay olona nanaovanao izay nolazainao fa tsy izay nolazin'ny olona🤩AMEN
Hiram-bavaka mampifantoka mivavaka, mampiakatra ny aim-panahy, mampite hivavaka, mahatonga saina, mampiova fo ary mitarika famonjena ny fanahy.
Izay no fehin'ny fahatsapako.
Tiko lotra enao jesosy;misaotra zoky Rija fa tena mampahery ahy daholo ny hiranao
Izay lazain'ny TeniNao, izay aho e , izay aho , ndriiiiii misaotra Jesosy
Nalaza tampoka ty hira ty tato ho ato! efa ela no tiako nefa
🥰😍
Tiako loatra Jesosy , izay nolazainao notanao...🙏
Izaho Jesosy misaotra mitsaoka anao Andriamanitra tsy misy fiovana tsy madiso fanantenana ❤❤❤
Ilay olona nokasihinao mitsaoka Anao...
Mankasitraka Aba
Avy lavitra tokoa any zany ! ❤️. Zaho Jesosy mitsaoka anao, fo adala fa notiavinao, zay Ianao izay, zay Ianao zay.
Mampiaiky ny Fitiavany. Manova ny Fitiavany. Miampita ny Fitiavany.
Merci Rija. Ho tahian'I Jesosy hatrany re
Tena Mahery izany kasiky ny Tompo izany.
Waouhhhh Haleloia. Misaotra Jesosy.
Izany mihitsy e!
Ny hiran i Rija tena inspirés daholo!!
Tiako loatra Ianao Jesosy 💝
misotra Jesosy ! nalainao avy lavitra lotra aho ka tsy ho arianao
Aza mametra-panontaniana fa tsy ho takatrao ny Fiheverany. De tsy fantatro izay havaly ny Fiheverany, ny hany fantatro de Nekeny ny fijalina noho ny amiko.
Mankasitraka Jesosy ny amty hita ty!mahatonga saina manome lesona,manome fanantenana.Misaotra Rija🏆❤️😇 be blessed
Misaotra Jesosy, misaotra, misaotra 🙏🏽
Ndriii, mahakasika fo be ny hira fa mankasitraka 🙏❤❤❤💪
hira farany izay tena tiako ary tena mamelona fanantenana!!
Fa izay lazain teninao eh zay aho !
Tena tsara loatra ❤️ mankasitra foana 🙏
Matoky aho Tompo fa ho tanterahinao n'y nofy2 sy faniriako ❤️❤️❤️❤️
Andriamanitra tsy misy fiovana tsy mandiso fanantenana tokoa ianao Jesosy, izahay mitsaoka Anao foana
Très belle mélodie, de belles images. J'attends la traduction française.
Ii
❤
Jesosy a! nalainao tany lavitra aho ary tena TIANAO misaotra Jesosy a!
tena avy ao ampoko dhl zay voalaza fa ny namoahana azy hafa loatra. Miaiky aho Jesosy, tsara loatra
❤️❤️❤️ Misaotra an Jesoa foana foana ❤️❤️❤️
Fa izay lazain'ny TENINAO
Izay AHO e! izay AHO e!
Refa tena nihaino sy namaky ilay parole aho vao tafiditra t@le hiranao, tena tsara, sarobidy aminy isika satria ondry nania avy lavitra izay novonjeny, misaotra an'i Tompo manome haingam-panahy ho anao foana
Ilay notahinao mitsaoka Anao
Merci Seigneur
Mamelona ny fanahy saiky matin'ny hankiviana😔😔
Misaotra jesosy malala 🙏🏻 ♥
Mankasitraka nizara tompoko !
Misaotra jesoa tsy nanary anay ,misaotra Rija
Tsara loatra le hira ❤❤
Tena olom-boahosotra tokoa ianao fa tena mandray hery avy any an-danitra rehefa mihaino lay hira
Tena tsara be ! Misaotra indrindra fa mampahery tokoa❤
Mankasitraka indrindra, tsara Andriamanitra🙏
Tsara be le video mampiaina be, misaotra betsaka 😇
tsara ny tompo , ho azy ny fiderana madrak,izay
Fa be mpanenjika b nie e
Fa b fitahiana b ko👍🙏👌👌
Tokony asiana 1 hour loop ty hira ty
Tsara loatra ❤
Tsara loatra bravo be foana
Belle chanson je pourrais avoir la traduction. Merci
Tu m'as tiré de si loin, comment peux-tu ne pas m’aimer
Tu m'as tiré de si loin avec ton esprit
Je vis par tes empreintes
Preuve de ma vie
Mais tu m'as tiré de si loin, comment peux-tu ne pas m’aimer
La personne que tu as sauvée te loue
La personne à qui tu as fait ce que tu as dit
Pas ce que les gens ont dit
Ils n'ont pas de pouvoir sur nous
Mais ce que tu dis
C'est ce que je suis; c'est ce que je suis
La personne que tu as guérie te loue
La personne à qui tu as fait ce que tu as dit
Pas ce que les gens ont dit
Ils n'ont pas de pouvoir sur nous
Mais ce que tu dis
C'est ce que je suis; c'est ce que je suis
Tu m'as tiré de si loin parce que tu m'as choisi
Tu m'as tiré de si loin, tu as vraiment souffert pour moi
Je vis par tes empreintes
Preuve de ma vie
Mais tu m'as tiré de si loin, je dis que tu m'utiliseras
La personne que tu as bénie te loue
La personne à qui tu as fait ce que tu as dit
Pas ce que les gens ont dit
Ils n'ont pas de pouvoir sur nous
Mais ce que tu dis
C'est ce que je suis; c'est ce que je suis
La personne que tu as protégée te loue
La personne à qui tu as fait ce que tu as dit
Pas ce que les gens ont dit
Ils n'ont pas de pouvoir sur nous
Mais ce que tu dis
C'est ce que je suis; c'est ce que je suis
Refrain x2
Moi, Jésus, je te loue
Dieu immuable
Qui ne déçoit pas
Jésus, ce que tu dis, tu le fais
Dieu qui ne nous abandonne pas
C'est ce que tu es; c'est ce que tu es
La personne que tu as touchée te loue
La personne à qui tu as fait ce que tu as dit
Pas ce que les gens ont dit
Ils n'ont pas de pouvoir sur nous
Mais ce que tu dis
C'est ce que je suis; c'est ce que je suis
❤❤ marina loatra😢😢😢
Tiako loatra 😍😍
Mankasitraka Jesoa ny amin'izay efa nataoNAO sy izay mbola ho hataoNAO
Misaotra Jeso🙏
tiko lotra🖐🙏
Misaotra fona Jesosy❤️🫶🙏
Mami lôtra ❤
''
bonjour, merci fa tsy mety téléchargéna mba ampio sltp
mety io ka ao @ vidmate
Tsara loatra
AMEN 🙏
❤❤❤❤❤❤❤😂😂😂😂😂❤❤❤❤
❤❤❤❤❤😊❤❤
Amen
Makasitraka
❤❤❤❤❤
Tsara be
merci
tsaraloatra
❤❤ 😢😢❤❤.
❤❤
❤️
💌❤💌
Amen!!
🥰🥰🥰🥰🥰
Misy hery ao @hira fiderana an'Andriamanitra.hitombo @ fahasoavana anie enao sy ny ekipanao rehetra
amen
❤❤❤❤❤❤