jesoa ô arovy aho fa tena mandalo zavatra sarotra toko aho akehitrin ka mangataka aminao aho jesoa hamela ny heloko ka anavotra sy amonjy ahy ianao arovy ko reo akohonanao rehetra vejeo zahay jesoa ô manaiky izahay ho amarininao AMEN
NAMBININA, raha hitanao ito indray andro, de fantaro fa tena tiako ianao. Dia mbola hihaona enganie , any andanitra any sy amin'ny fiainana vaovao indray ❤ Sanda
Merci mon seigneur Jésus christ pour tout ce que tu as fais dans ma vie merci de m’avoir donné un coeur dur et plein d’amour et merci encore pour les jours que t me donne pour que je puisse honoré ton nom amen.
SEIGNEUR JESUS ! JE T'APPARTIENS, TU M'AS RACHETÉE TRES TRES CHER PAR TA VIE ET TON SANG, TU M'AS PARDONEE ET DE ANT TES YEUX JE SUI BLANCHE COMME NEIGE ET LE MOMENT VENU TU VIENDRAS ME CHERCHER. MARANATHA JÉSUS !
❤️Mahery fo izany no tiako Handraisany Ahy Niady ny ady tsara Nanamarika tantara Aza manahy zanaky ny Ray Aho Fifaliana ny andanitra ao raha hoavy ianao 😍
Misaotra anao aho ry Tompo Andriamanitra Rainay sy ianao Jesoa Kristy ilay kintana mamirapiratra fitarik’andro sy fahazavan’izao tontolo izao, fa nampianatra ahy ahita fahendrena sy fiadanam-po tamin’ny alalan’i teninao aho, izaho tsy manam-panantenana intsony ny amin’ny fiainana eto an-tany fa ny fiainana mandrakizay no fanantenako lehibe indrindra.
Aoka isika tsy hisiana fotsiny hoe mandona fo le hira fa tena mila maka fanapahan-kevitra hentitra raha toa ka mahatsiaro fa tena lasa eny amoron'ny mandrakizay marina . Samia ho tehirizin'i Jesosy antsika jiaby e
misaotra indrindra fa tena mahatonga saina ny tononkira. Enga anie dada neny zokiko zandriko, ny olona tiako rehetra hihaona amiko any amparadisa soa ao am Jesosy daholo. AMEN
Fiadanam-po, fantatro fa voavonjy ianao. Mahery fo zany no tiko handraisany ahy, niady ny ady tsara, nanamarika tantara. Aza manahy zanaky ny Ray aho, fifaliana any andanitra raha hoavy ianao. Misaotra e
mahery fo izany no tiko handraisany ahy niady ny ady tsara nanamarika tantara !fiadanam-po ,fantatro fa ho voavonjy ianao!misaotra Ray o mba hantaonao olona ho ao anaty valanao anie aho mandra-pielako ety! fifaliana ny ao an-danitrao raha ho avy ianao!
Tena mila anao aho Jesosy! Mandalo ady sarotra aho izao ary mila tsy ho zakako kanefa enao nteny hoe tsy ampitondra zavatra mavesatra tsy ho zakako ianao ka dia matoky anao ihany aho na dia tena matsiaro resy arany
Misaotra Anao aho JESOSY KRISTY fa neseronao t@ny fiainana fisomana mandeha boite de nuit sy fisotroa toaka aho. Midera Anao aho TOMPO fa tsara Enao sady mamiko loatra. Je t’aime JESOSY KRISTY. Amen
jesoa ô arovy aho fa tena mandalo zavatra sarotra toko aho akehitrin ka mangataka aminao aho jesoa hamela ny heloko ka anavotra sy amonjy ahy ianao arovy ko reo akohonanao rehetra vejeo zahay jesoa ô manaiky izahay ho amarininao AMEN
Misaotra JESOSY ❤❤❤❤😢🙏
isan'andro tokoa n famonjena omenao ahy ❤❤❤❤
Mbola hiona izaho sy ianao Tompo 🙏
Misaotra Jesoa malala
.Fiadanam-po,fantatro fa ho voanvonjy Ianao 🙏🏻
AZA manahy fa zanakin' ny Ray aho Fifaliana any an danitra ao raha ho avy ENAO Tia anao JESOSY
Hum.... Jesosy ah. tena mandalo andro sarotra aho izao... aza avela ibilloka am zava dratsy aho.. ambeno ah Jesosy aaaa 😭😭😭😭
Amen 😊😊😊😊
Ianao Tompo no itokiako hitazona ahy hatrany eo antratranao
Onjasoa Randrianasy mahereza ary aza kivy fa Jesosy no manambôtra ny fiainantsika aza mitsahatra mivavaka
Hombanao Jesosy :)
NAMBININA, raha hitanao ito indray andro, de fantaro fa tena tiako ianao.
Dia mbola hihaona enganie , any andanitra any sy amin'ny fiainana vaovao indray ❤
Sanda
Tiko lOtra ito hira ito. ...d misaotra an'Andriamanitra nanomezanY olona afak itory teny ankira 😢mrc mon DIEU
🙏🙏🙏🙏🙏
Mandona foko ty hira 😢sady matonga saina 😢😢 Tompo o mamela ny heloko 🙏🙏🙏
Fahezana sy Harena ary Diplôme tena tsy hazahoana tombonandro,, tena marina 🙏
Mbola hihaona izaho sy izy rahatrizay!Nialoha lalana anahy fotsiny any an-danitra izy !Fantatro fa voanvonjy izy !Misaotra Jesosy ô !
Belle chanson! Tsy misy marina na dia iray aza fa rehefa manaiky an'i Jesoa dia mitoetra ao anatintsika mandrakizay ny Fahamarinana.
Msotra Jesosy... mangoritsana feno fifaliana sy fiadanana ny fo isakin'ny mihira ity hira ity ....
Samia mieritreritra; mandinin-tena ary manapa-kevitra e!! Misaotra Rija.
Merci mon seigneur Jésus christ pour tout ce que tu as fais dans ma vie merci de m’avoir donné un coeur dur et plein d’amour et merci encore pour les jours que t me donne pour que je puisse honoré ton nom amen.
samia miambina fa efa akaiky ny fihavian'ny Tompo! Aza variana intsony, aza miandry farany fa dieny izao dia mibebaha!
SEIGNEUR JESUS !
JE T'APPARTIENS, TU M'AS RACHETÉE TRES TRES CHER PAR TA VIE ET TON SANG, TU M'AS PARDONEE ET DE ANT TES YEUX JE SUI BLANCHE COMME NEIGE ET LE MOMENT VENU TU VIENDRAS ME CHERCHER. MARANATHA JÉSUS !
mitazona ranomaso fotsiny fa tena tonga saina e, misaotra ny Tompo
tsara be ilay hoe mitazona ranomaso fotsiny....
Tena tsara ary tena tiako ity hira ity, marina ilay hoe mahatonga saina ny tonony ♥♥♥
Tsy very mandeha miaraka aminao jesoa zokinay andriamanitra babanay 😇😇😇
Tiako loatra ity hira ity
mahery FO...zany ny tiko andraisany ahy ...
tiko lotra
Matoky ny fitantanao ny fiainako aho Jesoa ❤
❤️Mahery fo izany no tiako Handraisany Ahy
Niady ny ady tsara
Nanamarika tantara
Aza manahy zanaky ny Ray Aho
Fifaliana ny andanitra ao raha hoavy ianao 😍
mahatonga saina ahy foana ity hira ity!!indrindra izay moa rehefa tady ho resin'ny fakam-panahy aho
Voninahitra ho Azy irery ihany,Amen!!!
+mahitsy amlah : tena mitovy amiko ianao : tena mila hitomany foana zah nefa lehilahy , misaotra ny Ray
torotoro ny fanahiko maheno ity hira fiderana ity, misaotra betsaka Rija fa tafita ny hafatra
Misaotra Rija, mandalo tokoa izao fiainana izao, homaro fanahy vokasika n hira.
Ndaou nivavaka et zareo a! Vanim potoana farany Zao izany hoe mbola misy chance ho anao raha hiditra ny lanitra
ry tanora namako !!!araraoty ny andro azo anaovan-tsoa fa efa akaiky Jesosy .....fantatro fa ho voavonjy enao,mahery fo ianao ao Aminy
Mampitomany ahy le mihaino ito hira toi
Tiko loatra
Touché mon coeur ❤❤❤
Mahery Fo, izany no tiako andraisany ahy. Amen
Misaotra anao aho ry Tompo Andriamanitra Rainay sy ianao Jesoa Kristy ilay kintana mamirapiratra fitarik’andro sy fahazavan’izao tontolo izao, fa nampianatra ahy ahita fahendrena sy fiadanam-po tamin’ny alalan’i teninao aho, izaho tsy manam-panantenana intsony ny amin’ny fiainana eto an-tany fa ny fiainana mandrakizay no fanantenako lehibe indrindra.
Enjana lay hira ka!mankalaza e....God
Mahery fo zany no tiko andraisany AHY, niady ny ady tsara, nanamarika tantara.
N'iza n'iza anie ambavahaona....
TSARA NY TOMPO E
Ny famonjena dia ao am TOMPO amen
Aoka isika tsy hisiana fotsiny hoe mandona fo le hira fa tena mila maka fanapahan-kevitra hentitra raha toa ka mahatsiaro fa tena lasa eny amoron'ny mandrakizay marina . Samia ho tehirizin'i Jesosy antsika jiaby e
Fahaiza,harena, diploma tsy ahazahona na tombon'andro iray... !!! mahery fo Jesosy no tiko handraisanao ahy, niady ny ady tsara, nanamarika tantara nefa apio aho Tompo mba hahatateraka izany ety @ty tany be fakampanahy ity!
tsara.....😢. Fahatsiarovana ratsy fa mahatonga saina....
RIP...
Tsy hoe tsy nahalala akory aho, na ianao koa! Masoandro mibaliaka ho antsika ao ampita ao.
Amen 🙏🙏🙏😭
misaotra indrindra fa tena mahatonga saina ny tononkira. Enga anie dada neny zokiko zandriko, ny olona tiako rehetra hihaona amiko any amparadisa soa ao am Jesosy daholo. AMEN
MISAOTRA BETSAKA.....
Tena mahakasika fo tokoa !!!!!Dera mandrakizay ho an'i Ray Zanaka Fanahy masina ALELOIAAAAAA
marie france ratrema n
Fiadanam-po, fantatro fa voavonjy ianao.
Mahery fo zany no tiko handraisany ahy, niady ny ady tsara, nanamarika tantara. Aza manahy zanaky ny Ray aho, fifaliana any andanitra raha hoavy ianao. Misaotra e
misaotra an'i Rija Rasolondraibe! ho tarihin'ny fanahy masina faona anie ianao hamorona hira mampatsiahy toy izao! dera ho an'i Tompo e!
Tano mafy aho Tompo o! Isanandro n famonjena omenao ahy.
Mba ampidiro nge le hira oe Fitiavana ianao an'i Rija ze manana... De tahin Jesosy isika rehetra.
Misaotra.Fisaorana foana no atolotro nah dia saika resin'ny aretina aza. hilaina ny sedra. Tena tsara ny Tompo Jesosy.
Tsara tena tsara! Hotahian'i Jesoa hianao amin'ny asa fitoriana ny filazantsara
touche directement droit au coeur presk en larme. Fifaliana ny ao an-danitra ao "RAHA" ho avy ianao..... :-)
mahery fo izany no tiako andraisany ahy,niady ny ady tsara nanamarika tantara!!!
Tsy ahazoana tombon'andro tokoa ny fahaizana,harena,diplôme!!
fantatro fa voavonjy ianao, Amen
Magnifique chanson qui donne goût à penser à notre créateur
Nialoha lalana.ahy fotsiny ireo efa lasa, fa mbola hihaona zah sy izy ireny :-( .....fifaliana tokoa any andanitra raha ho avy enao
Andriamanitrin'ny fahagagana ! AMEN
tiko tena tiko lotra ity hita ity,
tiko e, tsara ny Tompo
Tsara ny Tompo. Mila miambina fa akaiky ny farany
Nanome fiadanam-Po ho ahy i ANDRIAMANITRA ary vomaika mitombo izany amin'ny alalan'ity hira ity . Mankasitsaka ary dera sy laza ho an'ilay Nahary izao Tontolo izao " ANDRIAMANITRA"
Bon chanson,mampietsim po sd mahatongasaina
mahery fo izany no tiko handraisany ahy niady ny ady tsara nanamarika tantara !fiadanam-po ,fantatro fa ho voavonjy ianao!misaotra Ray o mba hantaonao olona ho ao anaty valanao anie aho mandra-pielako ety! fifaliana ny ao an-danitrao raha ho avy ianao!
msotra tompo tia ahy ianao ary tiko enao. ..fatatro fa vovonjy isika rehetra
Ampio jesoa arovy au amban'elatrao aho amen 💗💗💗
TADIAVO @ FO NY TOMPO AFA AZA EO AM BAVA FOTSINY....
Mahery fo tokoa no tiako handraisany ahy ! Merci Ony
Aleloiaa... tsy manary ahy Izy
Raiso izahay ry Tompo fa efa vonona ny hiova AMENA
Octobre 2020 , bol mis eno v💝🎄🎎
Amen ! Tsara tompo
J'aimerais me préparer pour la fin de ma vie.
Mbola hiaona izaho sy ianao , 😢😢😢😢😢
Fifaliana any an-danitra raha ho avy ianao. Amen
Maheri fo zay no tiko adraisani ahi amen
Amen gloir à toi seigneur Jésus Christ mon ame
Misaotra Tompo nohon ny famonjenao. Manaiky ny hohamarininao aho Tompo.
Fahaizana Harena Diplôme,,nts azona ntombonandro 1 aza,,ntena margn aii.
fahaizana harena na diplom tsy ahazaoana na tombon'andro iray az . nahoana no omiandry fasana manoloana vao hiantsoantso ny Ray . fa aona marina ????
Efa akaiky tokou jesosy
"tanora mihevitra tompon'ny fotona misoma amoron'ny mandrakizay, ... tsy hoe tsy nahalala akory ianao"
Tsara jesosy,aza manahy,zanaky ny Ray aho
Tsara motra lay hira misaotra nizara!🙏
Misaotra betsaka e,tsara be le hira
Tsy fahaiza na harena na diplomate ni ahazoana ny fiainana mandrakizay
Diplomate de zavapoana fa enao no tompo no tena fianana mandrakizay amen!
Fifaliana any andanitra any raha ho avy ianao, mahery fo zany no tiako andraisany ahy, misaotra jesosy Ô
Ho an'i Dina ity hira ity 😧😓 Ianao koa fantatro fa voavonjy ianao ...
Tena mila anao aho Jesosy!
Mandalo ady sarotra aho izao ary mila tsy ho zakako kanefa enao nteny hoe tsy ampitondra zavatra mavesatra tsy ho zakako ianao ka dia matoky anao ihany aho na dia tena matsiaro resy arany
2022 je suis encore à l écoute. Gloire à Dieu. 🙏
Fiandanam-po!!
eny, tena tsapako b izany eo amin'ny fiainako :) tia antsika rehetra Izy ary maneho izany isan'andro
Isika rehetra anie samy ifankahita any an-danitra!!! Amen!! :)
...mahery fo...
tsara e,tena tiako
Mahay e!❤❤❤😊
Ho avy aho eee,ho avy
Aza manahy zanaky ny RAY AHO
tena efa akaiky jesosy!!!!
tena tiko tiko tiko 😭😭😭
tsara be
Misaotra jesosy ee
Tiako loatra ity hira ity. "Zanaky ny Ray aho."
mila mandray an'i JESOSY izay vao azo lazaina hoe zanakin'ny' RAY any an-danitra!
Love is the heavenly ever after
tompo lehibe indrindra anome fasoavana hoanao manatona azy amen
TSARA loatra Feno mampieritreritra 😊🤔❤
Misaotra fa tena mahatonga saina ny tononkira sady mankahery
Mahery fo izany no tiako handraisany ahy. ....