Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 14 окт 2024
  • tsy misy tsy Hain'Andriamanitra atao!

Комментарии • 26

  • @ZolalainaRajarison
    @ZolalainaRajarison Месяц назад +3

    Hainao Tompo n manangana n'y fiainana
    Tanteraho aminay Tompo ô n'y fikasanao.mihoatra izay nofisiko Satria Hianao Dia Lehibe
    Afao Amin ratsy izahay Tompo ô

  • @Matissecreativmadagascar
    @Matissecreativmadagascar 6 месяцев назад

    Tena hainy🙏🙏

  • @amourandrianantenaina6455
    @amourandrianantenaina6455 8 месяцев назад +1

    tena ainy tompo ny madamina ,ny fiainako

  • @ikkerandriamparany5103
    @ikkerandriamparany5103 Год назад +1

    Misaotra Jesoa fa tena hainao tokoa ny manao mihoatra izay nofisiko. Sambatra loatra aho manana Anao

  • @malalatianaraharison8620
    @malalatianaraharison8620 Год назад +1

    Tena hainy Tompo ny mandamina ny fihainako.

  • @volanamahefa
    @volanamahefa Месяц назад

    Eny tena hainy tokoa ny zavatra rhtra.Amen!

  • @hasinaandrianarivony
    @hasinaandrianarivony Год назад +2

    misaotra tompo o

  • @raharivony8212
    @raharivony8212 7 месяцев назад

    Merci Jésus

  • @Angelafara
    @Angelafara Месяц назад

    Misaotra jesosy aa

  • @raharimalalacelestine725
    @raharimalalacelestine725 5 месяцев назад +1

    Misaotra jesosy ô tena hainy Andriamanitra mamaha ny olana rehetra @fiainako …Ahiny andraminitra Manova vao2 fiainako amen 🙏

  • @sergiabiharisoa4401
    @sergiabiharisoa4401 3 месяца назад

    Misaotra foana Tompo amin'izay misy na tsy haiko aza ny dikam-piainako amin'izao matoky aho fa hainao ny manarina sy mamoaka ahy ho mpandresy.

  • @LouiseRakoto
    @LouiseRakoto Год назад +1

    ❤misaotra tompo o!

  • @Angelafara
    @Angelafara 22 дня назад

    Aleloia

  • @Louisette123
    @Louisette123 10 месяцев назад +1

    Amen

  • @lazahenitsoa
    @lazahenitsoa Год назад +1

    tena anisany mampahery b anah ity hira ity

  • @giannionjatsoa
    @giannionjatsoa 6 месяцев назад

    Hain ny manao zavatra rehetra satria Andriamanitra Izy 🤍

  • @MalalaMandimby
    @MalalaMandimby 24 дня назад

    🙏🙏🙏🙏

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson9820 2 года назад

    MISAOTRA JESOA malala, ianao no viarovana ho ani zay mino sy matoky Anao, Hisaorana mandrakizay ny anaranao ry Masina indrindra AMEN 🙏💖

  • @maryloumia3483
    @maryloumia3483 Год назад +1

    Misaotra anao Jesosy fa ainao tokoa ny zavatra rehetra 🙏

  • @koloinarajaobelina7643
    @koloinarajaobelina7643 Год назад +1

    Misaotra JESOA 🙏

  • @ainasoaandriamampianina
    @ainasoaandriamampianina Год назад +1

    tena hainy Aleloia

  • @tatianarajaonarison5406
    @tatianarajaonarison5406 2 года назад

    Hainy tena hainy, mahatoky Anao hatramin'ny farany

  • @bonyrodinravoaviharinjaka8045
    @bonyrodinravoaviharinjaka8045 2 года назад

    MIARA-MANOMPO SY PASTEUR JOCELIN IZANY IRAY IHANY VE?

  • @tysynday
    @tysynday 2 года назад +2

    Zany ve d mba marina ???🤔🤔

    • @mamitoun
      @mamitoun Год назад

      ie

    • @tysynday
      @tysynday Год назад

      @@mamitoun tsia zan ho anay malagasy 😊😊