Que la grâce de Dieu Éternel nous protège par la voie de son ange, celui-ci nôtre protecteur, nos abri,je veux refuge en lui-même, j'ai confié en lui durant ma vie
Ndryyyy, any akia ndry zay Bebe tiako indrindra. Isaky ny maheno an'ity hira ity aho dia mahatsiaro anao foana sy ny fitiavanao an'Andriamanitra. Mifoha amin'ny alina dia mivavaka hoan'ny olona rehetra tiany. Na ireo olona tsy mieritreritra izany aza. Mandria am-piadanana fa mino aho fa eo akaikin'ilay nanokananao ny andronao, ny fotoananao, ny fanananao rehetra izay ianao.
Isaky ny tady hiala an-daharana amin'ny ady atrehako aho Dia rehefa mihaino ity hira ity aho Dia matsiaro fa tsy irery izany, mahatsiaro fa misy Ray mpiahy sy miady ho ahy🙏💝. Misaotra betsaka Tompo ô!
mankahery antsika rehetra mila ravinahitra aty ampita amzao ady sarotra zao , sady mitebiteby hoan'ny fiainakaviana any antanindrazana no mitaintaina hoantsika eto antoerana 😔 Ho eo ambany elatr'i Kristy avokoa 🙏🙏 amen
Celui qui habite sous l'abri du Très-Haut repose à l'ombre du tout tout-puissant.Je dis à l'Eternel:tu es mon refuge et ma forteresse,mon Dieu en qui je me confie,Amen...
Ndriiii 😢any ianao Zay lay tante KO tsy foiko 😢😢nandao anay ianao le 07 juin passé 😢😢d nihirako zay hira Zay 😢efa niandry ny ora nandanana sisa ianao 😢😢 Repose en paix ma tante chérie adorée 😢😢marie Clarisse rakotonirina ❤️
Ambany elatrao tokoa Tompo no misy anay, na @ sarotra na @ mora dia fisaorana foana no atolotray satria tsy misy tsy hainao atao . Efa nanana ANAO ho mpamonjy sy Tompo izahay zanakao ka tsy manana tebiteby ny @ zavatra rehetra fa dia apetrakay ampelatananao feno ny aminay iray manontolo. Amen
Sitrano aho Jesosy oooo ! Mba manana an'iza moa aho fa Enao no tokiko Tompo o ! Mahatoky aho fa ny tananao no manodididna ahy , mancina daholo ny tebiteby sy ny aretina rehefa eo ambanu elatrao , @anaranaO masina Jesosy Kristy no hanaovako zany fangatahana izany Amen
Soa be ny hira !!!! Miasotra Tompo ô amin'ny Fitiavanao anay zanakao. Na sarotra ny fianana aty ambony ny tany ity, tsy mataotra za satria matoky Anao aho. Ambany Ny Elatrao zahay zanakao. Ampio zahay, vonjeo zahay Tompo ô amin'ny asa ratsy ny satana. Jesosy Kristy no tena Lalana, Marina, sy ny Fianana. Je vous Aime mes Frères et Soeurs ! Courage tsika fa tsy rery anaty sarotra.
TENA MARINA IZANY AO AMIN'AO IHANY NO TOERANA TENA TSARA ,MAMIKO INDRINDRA.TENA TONY NY FO MAIVANA NY ALAHELO,MISAOTRA JESOSY,TIAKO LOATRA IANAO LAY FIAINAKO
Hira nohirainay sy i Tatie Laingo FMMB farany 🥺 Hitsahatra eo ambany Elany tokoa anie ianao.🕊 Misaotra nizara finoana sy fitiavana Misaotra nanome azy anay ry Ray 🤍
mankahery be ny tononkiran'ito hira ito. Ny feony koa tsy ratsy. Rehefa mitendritendry miaraka amin'ny zandriko aho dia isan'ny hira irainay io rehefa te hidera ny Tompo izahay :)
Ambany elatrao no tiako hitoerana Raha tojo tafiotra ny fiainako Tsy misy toerana hafa azo antoka Fa eo aminao no iriko Eo anilanao no tiako Tompo ô matoky aho Fa mialoka Aminao Ny tananao no manodidina ahy ‘Reo tebitebin’ny fo Dia hangina avokoa Mitsahatra aho Ambany elatrao
Na inona ady mafy lalovana dia misy fitsaharana hafa mihitsy rehefa mialoka eo ambany elatrao ry Tompo . Miavaka tokoa ny manompo Anao . Dia hazony mafy izahay mialoka aminao mba tsy ho raraka an dalana fa mba ho isan ny tsenainao eo ambavahadin ny lanitra rahatrizay.
Tompo ô, androany aho dia mbola te hamerina ny fisaorana anao manokana noho ny nanomezanao ahy azy mianadahy, salama tsara sy tomombana ara-batana sy ara-tsaina. Fa indrindra Tompo ô, miangavy mafy Anao aho, mba hijery manokana sy hanampy arak'izay azo atao, araka ny haben'ny fahasoavana sy indra-fonao, ho an'ireo ankohonana manana kilema, na ara-batana na ara-tsaina... ... ... Ampio izy ireny ahita vahaolana maharitra itondrany ny fiainany ka mba tsy ho vesatra be ho azy ny toerana misy azy... ... ... Eny Tompo, tsy ho takatry ny sainay izay rehetra alahatrao, fa ny angatahanay ry Ray, dia ampianaro isan'andro izahay ho mahatoky sy hahay hanankina ny fiainanay sy ny momba anay rehetra ho ambany elatrao...
eo ambany elatra Tompo no fianako rehetra,matoky ao mialoka Aminao satria ny tananao no manodidina ahy ary eo @nao Jehovah no misy fitsaharana ho ahy. Aleloia.
Tompo oo misaotra anao ao @ zavatra rehetra Ka mba afaho @heriny ratsy sy ny trosa rehetra aho Matoky sahady aho Tompo oo fa afahanao ary atsahatranao ambany elatrao Amen🙏❤️❤️
tsapako hoe tena malahelo fatratra na n tenako isakin ny mihaino ity hira ity aho tre hilatraka zany fona n ranomasoko ,,, mankasitraka eee,,eo ambany elatrao no tiako hitoerana,;.
Que la grâce de Dieu Éternel nous protège par la voie de son ange, celui-ci nôtre protecteur, nos abri,je veux refuge en lui-même, j'ai confié en lui durant ma vie
Ok o que
@@nainajenny2810est es très t esqtt ref
Ndriiiii misaotra tompo ooo
na dia panota aza izahay dia mbola narovanao amnity.tany fandalovana ity koa apetrako amnao tompo ny fiainanay
Ankehitriny tompo o tojo ady sarotra izahay 😢😢😢😢😢😢😢
Aoka tompo oo ts jerenao ireny adalana maro vitanay ireny
fafao tompo ooo
Mahazo matoky ianao f hiova izahay
misaotra tompo malala o amen amen❤🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Ndryyyy, any akia ndry zay Bebe tiako indrindra. Isaky ny maheno an'ity hira ity aho dia mahatsiaro anao foana sy ny fitiavanao an'Andriamanitra. Mifoha amin'ny alina dia mivavaka hoan'ny olona rehetra tiany. Na ireo olona tsy mieritreritra izany aza.
Mandria am-piadanana fa mino aho fa eo akaikin'ilay nanokananao ny andronao, ny fotoananao, ny fanananao rehetra izay ianao.
Isaky ny tady hiala an-daharana amin'ny ady atrehako aho Dia rehefa mihaino ity hira ity aho Dia matsiaro fa tsy irery izany, mahatsiaro fa misy Ray mpiahy sy miady ho ahy🙏💝. Misaotra betsaka Tompo ô!
eamen
amen
mankahery antsika rehetra mila ravinahitra aty ampita amzao ady sarotra zao , sady mitebiteby hoan'ny fiainakaviana any antanindrazana no mitaintaina hoantsika eto antoerana 😔 Ho eo ambany elatr'i Kristy avokoa 🙏🙏 amen
Pp
Amen
Celui qui habite sous l'abri du Très-Haut repose à l'ombre du tout tout-puissant.Je dis à l'Eternel:tu es mon refuge et ma forteresse,mon Dieu en qui je me confie,Amen...
💖💖
Tena mampahery . Ary mampitraka ao anatiny ady. Miatrika ady mamay ankehitriny izahay , nefa manana fanantenana Tompo ,fa hiposaka ny masoandronay. Tsy maintsy mandresy zahay. Amen aaaaaahhhhhhhhhh.🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
tompo o apetrakay eo ampelatananao ny fiainanay , ny ho avinay ataovyeo ambany elatrao amen
Ndriiii 😢any ianao Zay lay tante KO tsy foiko 😢😢nandao anay ianao le 07 juin passé 😢😢d nihirako zay hira Zay 😢efa niandry ny ora nandanana sisa ianao 😢😢
Repose en paix ma tante chérie adorée 😢😢marie Clarisse rakotonirina ❤️
Lehibe ny asa tompo miaraka amiko mandrakariva ❤❤
Tompo o!
Matoky aho, fa mialoka aminao
Ny tananao no manodidina ahy🥰😇
Ambany elatrao tokoa Tompo no misy anay, na @ sarotra na @ mora dia fisaorana foana no atolotray satria tsy misy tsy hainao atao . Efa nanana ANAO ho mpamonjy sy Tompo izahay zanakao ka tsy manana tebiteby ny @ zavatra rehetra fa dia apetrakay ampelatananao feno ny aminay iray manontolo. Amen
Sambatra kokoa ny mialoka eo anilanao Tompo o! Ianao irery ihany no hany azoko ianteherana, mitsahatra tokoa zaho eo ambany Elatrao! Amen!
Sitrano aho Jesosy oooo ! Mba manana an'iza moa aho fa Enao no tokiko
Tompo o ! Mahatoky aho fa ny tananao no manodididna ahy , mancina daholo ny tebiteby sy ny aretina rehefa eo ambanu elatrao , @anaranaO masina Jesosy Kristy no hanaovako zany fangatahana izany Amen
Eo foana ianao Tompo ô ho an izay matoky sy mino Anao JESO tompo ô AMEN ❤🙏
❤
Soa be ny hira !!!! Miasotra Tompo ô amin'ny Fitiavanao anay zanakao. Na sarotra ny fianana aty ambony ny tany ity, tsy mataotra za satria matoky Anao aho. Ambany Ny Elatrao zahay zanakao. Ampio zahay, vonjeo zahay Tompo ô amin'ny asa ratsy ny satana. Jesosy Kristy no tena Lalana, Marina, sy ny Fianana. Je vous Aime mes Frères et Soeurs ! Courage tsika fa tsy rery anaty sarotra.
Amen!! Tompo o matoky aho fa mialoka eo ambany elatrao.!!!Amen
Reo tebiteniny fo dia mangina avokoa, mitsahatra aho ambany helatrao. Amen Jesoa . Mila Anao aho fa betsaka oreo zavatra tsy azoko miseho aminy fiainako Tompo o.
Ambany elatrao no tiako itoerana raha tojo tafiotra ny fiainako AMEN
na d ts misy tafiotra aza de alao ambany elatry ny Tompo foana AMEN
Mahafinaritra ny miaraka@TOMPO
Tena tiko be le hira!!!misaotr e!!!tsy misy toerana afa azo antoka......Amen!mankasitraka anrw e :)
Eo anilanao no irin'ny foko Ray malala a!😍 Tsinontsinona tokoa aho raha tsy miaraka Aminao!💝
Tsy misy toerana azo antoka ,afatsy amban'elatrao 🙏😍😇
Amèn!!! Eo ambany helatrao tokoa Jesosy no tiko hitoerana. Ianao hanala ny tebitebin- tsaiko 💜
TENA MARINA IZANY AO AMIN'AO IHANY NO TOERANA TENA TSARA ,MAMIKO INDRINDRA.TENA TONY NY FO MAIVANA NY ALAHELO,MISAOTRA JESOSY,TIAKO LOATRA IANAO LAY FIAINAKO
Ra tojo tafiotra ny fiainako, eo ambany elatrao no hitoerako!Amen!
"JE SUIS " est mon chemin. Qu'il soit béni. Amen
Misaotra betsaka amin'ilay hira, tsapa tokoa fa tsy misy toeran kafa mamy ankoatra eo amin'ny Tompo ,fa efa impiry no solafaka kanefa hafa ihany eo @ Tompo Ary nanenena tokoa ireny
Tompo oh matoky anao aho aminy zay rehetra mbola ho ataonao eo aminy fiainako 🙏♥️♥️♥️♥️ ary misaotra teo fona 🙏
Hira nohirainay sy i Tatie Laingo FMMB farany 🥺
Hitsahatra eo ambany Elany tokoa anie ianao.🕊
Misaotra nizara finoana sy fitiavana
Misaotra nanome azy anay ry Ray 🤍
ireo tebiteby mitsahatra,izaho koa mitsahatra ambany elatrao;AMEN
mankahery be ny tononkiran'ito hira ito. Ny feony koa tsy ratsy. Rehefa mitendritendry miaraka amin'ny zandriko aho dia isan'ny hira irainay io rehefa te hidera ny Tompo izahay :)
Tompo tsisy tsy miafina aminao ny fianako fantatrao ny olana mahazo ahy amin'izao fotoana izao..tsy reraka ary tsy sasatra ny mivavaka aho satria Ianao Irery ihany no afaka hanampy ahy tsy misy izay tsy ainao Tompo ary mangataka aminao aho Arovy ambany ny elatrao aho mila Anao Aho Tompo ary mahatoky Anao tanteraka
Randrianantenaina rivotiana
Ramy Rasamison mer6
Enao mahalal n'y mombanay Jesosy ô
1:45 @@jeandedieutamou1529ma😂😂😭❤🥳😋🥳🥳🥳🥳🥳🤭🥳😇:-[:-)
tiko lotra ity hira ity ❤❤ Tompo ô matoky anao aho 😙😙
tojo tafiotra tokoa ny fiainako amin'izao fotoana izao,Tompo o! matoky aho fa mialoka Aminao........ireo tebitebin'ny fo.......mitsahatra ambany elatrao.
tsy vitan'ny hira fiderana fotsiny ihany, fa tena ranombavaka fanantenana tokoa.
Mino aho fa ts ho diso anjara ihany ko!amen!! Mialoka aminao ihany ko Tompo ô!
oh Aleloia misaotra JESOSY o noho ny elatrao afaka miaro ahy sy ny akohonakon ALELOIA
Eny tsisy toerana azo antonka ankoatran ny eo akaikiny Tompo ...tena resy lahatra ...
Merci mon dieu tu es toujours la pour moi. ❤❤❤❤❤❤❤❤
Ireo tebitebiny fo❤ dia hangina avokoa Tompo ô. Tiako anao Jesosy ô .Aleloia
Une chanson chrétienne que mon mari aimé bcp et qu'il commence à saisir de sa façon, en tant qu'etranger
Amen tsara Jesosy
Ambany elatrao no tiako hitoerana
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo aminao no iriko
Eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho
Fa mialoka Aminao
Ny tananao no manodidina ahy
‘Reo tebitebin’ny fo
Dia hangina avokoa
Mitsahatra aho
Ambany elatrao
Tsara ny mialoka amin'ny Jehovah, tsy misy maharombaka zay eo am-pelatanany
Tompo oh matoky aho ♥️
Ambany elatrao no tiko itoerana tsy misy toerana azo antoka hafa tsy ianao JESOSY
Aleloia tsara ny Tompo e!
Ny tananao no manodidina ahy. Ireo tebitebin'ny fo dia hangina tokoa.
Misaotra Tompo ô!
Nitondra fiovana betsaka teo amin'ny fiainako ity hira ity !!!
Tsara be le hira, mampahery !!
Tompo o! tsy manana afa tsy ianao za ka ambany elatrao no misy ahy sy ny ankohonako
tainy tompo
tsara ny tompo tena miasa am fiainako ny tompo na dia atany alavitra aty aza izahay tain tompo mamelona fanahy io hira io merci pasteur
Na inona ady mafy lalovana dia misy fitsaharana hafa mihitsy rehefa mialoka eo ambany elatrao ry Tompo . Miavaka tokoa ny manompo Anao . Dia hazony mafy izahay mialoka aminao mba tsy ho raraka an dalana fa mba ho isan ny tsenainao eo ambavahadin ny lanitra rahatrizay.
"Reo tebitebin'ny foko dia hangina avokoa..mitsahatra aho ambany elatrao " (y)
Efa nandramako ny tany an-kafa fa ambany elatrao ko tiako sady mahatsara ahy Jesosy Tompoko a 🤗❤️
Tss miafika aminao jesosy n fiainako.. arovy sy tantano amzay lalana ombako aho..
Eo ambany elatry ny Tsitoha ihany no azo antoka indrindra e!
Repose en paix ☮️ ma tante chérie adorée ko 😭😭😭😭😭😭💔💔💔💔
tsara be ity hira ity, mankahery @ fotoana rehetra indrindra rehefa misy olana tsy mety voavahy. Tompo ooo matoky aho fa ianao mahalala izay mahasoa ahy.
Eo akaikinao Tompo o! no mahatsara ny fiainako. Misaotra Jesosy!
Tompo ô, androany aho dia mbola te hamerina ny fisaorana anao manokana noho ny nanomezanao ahy azy mianadahy, salama tsara sy tomombana ara-batana sy ara-tsaina.
Fa indrindra Tompo ô, miangavy mafy Anao aho, mba hijery manokana sy hanampy arak'izay azo atao, araka ny haben'ny fahasoavana sy indra-fonao, ho an'ireo ankohonana manana kilema, na ara-batana na ara-tsaina... ... ... Ampio izy ireny ahita vahaolana maharitra itondrany ny fiainany ka mba tsy ho vesatra be ho azy ny toerana misy azy... ... ...
Eny Tompo, tsy ho takatry ny sainay izay rehetra alahatrao, fa ny angatahanay ry Ray, dia ampianaro isan'andro izahay ho mahatoky sy hahay hanankina ny fiainanay sy ny momba anay rehetra ho ambany elatrao...
Ambany elatrAo no misy fiadanana
mahatoky Anao aho Tompo. Amen
Misaotra be dia be pasteur ,f tena niova tateraka n fiainako ,misaotra jesoa
eo ambany elatra Tompo no fianako rehetra,matoky ao mialoka Aminao satria ny tananao no manodidina ahy ary eo @nao Jehovah no misy fitsaharana ho ahy. Aleloia.
Misaotra Jesosy a ❤❤❤
N'inon'inona adiko Jesoa dia hitoetra ambany elatrao mandrakariva aho..Matoky aho fa tsy manary ahy Ianao
Hallelujah 🕊️🔥🙏, God is my strengh, my refuge, my shelter Amen, Amen Amen 🙏
❤❤❤❤❤❤❤
Ambany elatrao tokoa Tompoô! no tiako itoerako
Tsy misy toerana hafa azo antoka ...............Marina loatra !!!!
Mahery ny fivavaky ny marina, eo ambany elatry ny Tompo ihany no ahitana fiainana , hafaliana, hasambarana.
Maro ireo misedra olana Tompo ô ary anisany aho fa alofy ao ambany elatrao izahay rehetra mba ampitsaatra izany rehetra izany!
Tompo ô matoky aho,fa mialoka aminao,ny tananao no manodidina ahy,reo tebitebin ny fo,dia hangina avokoa,hitsahatra amban ny elatrao
Repose en paix dadako
Eo ambany elatrao Jesoa no mba fiafenako, matoky aho manana Anao
tsy misy toerana hafa azo antoka, fa eo aminao no iriako,eo anilanao no tiako tompo ô
Ambany elatrao no tiako itoerana, eo anilanao no iriako, eo anilanao no tiako, Tompo o matoky anao aho
❤ Mitsahatra aho ambany elatrao
Ny eo amin'i Jeso no tsara indrindra
Ambany elatrao ❤❤❤❤
Manaiky Tompo o!
Ireo tebitebin'ny fo mitsahatra eo ambany elatrao tompo ô!!
Ao aminao irery iany no tena fiainana Tompo ô!
Eo aminao ny fiainako tompo ô amen
Ambany elatrao ry Tompo no mahatsara ahy mila Anao ny fiainako tsara be ilay hira
Msaotra JESOSY oh ...hira anisan nampitraka ahy tao anatiny ady mafy zay natrehako ....tss toiny manana an ANDRIAMANITRA
ambany elatrao no ametrako ny fiainako manontolo tompo,indridra ny akohonako zay mandalo ady mafy!!!!
misaotra fa tsara ny fiderana omaly 1 nov tao amin palais niaraka taminareo e tht
misaotra t@ ilay hira Ambany elatrao
Tompo o mahatoky aho fa mialoka aminao, ny tananao no manodidina ahy
tena tiko :)
Misaotra Anao aho Tompo fa afaka mitoetra eo ambany elatrao!!!
TOMPO O enga anie mba ho hampangininao reo tebiteby ny foko.mitsahatra ambany Elatrao
Reo tebiteby ny fo ,dia angia avokoa!
Tompo o! Eo ambany elatrao no tena azo antoka.
Mankasitraka e!
Ambany elatrao no hametrahako ny hoaviko ry Tompo
Matoky aho fa manodidina ahy ny tananao Tompo .
mitsahatra aho ambany elatrao
Hira tena nanome hery tokoa tao anaty ny sarotra indrindra...tsaroana eto Linah, Fanja, Miora, Harisoa, Ravaka,Sombo....
matoky tokoa aho Tompo o ! fa manana anao
Tompo oo misaotra anao ao @ zavatra rehetra
Ka mba afaho @heriny ratsy sy ny trosa rehetra aho
Matoky sahady aho Tompo oo fa afahanao ary atsahatranao ambany elatrao Amen🙏❤️❤️
tsapako hoe tena malahelo fatratra na n tenako isakin ny mihaino ity hira ity aho tre hilatraka zany fona n ranomasoko ,,, mankasitraka eee,,eo ambany elatrao no tiako hitoerana,;.