JOSEPH D'AF Ampandroso ahy By Boly Ratsimbahalimisa Clip Nouveauté 2017

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 2 янв 2025

Комментарии • 150

  • @reginarahanitriniaina8007
    @reginarahanitriniaina8007 7 лет назад +52

    Mpihira : Joseph D'AF
    Lohateny : Ampandroso ahy
    Raha izaho ilay mpamaky trano
    Raha ny lazako dia toy ny angano
    Efa nandeha teny an-tsena
    Toy ny mpivaro-tena aho e!
    Ho tia ahy va Ianao?
    Dia toy ilay vehivavy janga
    Ilay satana koa mijoro hiapanga
    Hitora-bato ahy ireo
    'Reo mpanora-dalàna
    Hitorak'ahy va Ianao?
    Ankehitriny anefa , fantatro
    F'Ianao no efa tia ahy taloha
    Jesosy oh! Ianao koa tsy nanamelok'ahy
    Na firy aza ny ota efa vitako
    Navelanao ny heloko
    Jesosy oh! Ianao ilay niady ny adiko
    Am-pototry ny hazo nijaliaNao
    No ametrahako ny fiainako
    Ianao no mpanavotra ahy
    Ianao ilay nisolo vava ahy
    Efa nandray ny famonjena aho
    Vita fanekena
    Zay no azo ekena!
    Ankehitriny anefa , fantatro
    F'Ianao no efa tia ahy taloha
    Jesosy oh! Ianao koa tsy nanamelok'ahy
    Na firy aza ny ota efa vitako
    Navelanao ny heloko
    Jesosy oh! Ianao ilay niady ny adiko
    Am-pototry ny hazo nijaliaNao
    No ametrahako ny fiainako
    Jesosy oh! Amin'ny fifaliana no anantenako
    Rehefa eo amin'ny andron'ny fitsarana
    Ampandroso ahy ao an-tanàna...

  • @miorapriscillaandriamihain5662
    @miorapriscillaandriamihain5662 6 лет назад +4

    Manganohano aho eto am-pihainoana ity hira ity. Misaotra anareo!
    Andriamanitra oh, misaotra Anao nisolo voina ho anay, misaotra amin'ny fitiavanao na inona na inona ota vitanay. Amen.

  • @tinatinax6651
    @tinatinax6651 7 лет назад +3

    JESOSY raiky avao niady ny adiko ametrahako ny fianako sy ny fianakaviako mandrakizay Amen

  • @sophieraharivelo4042
    @sophieraharivelo4042 6 лет назад +1

    Amen .
    Ianao Tompo tsy mba manameloka ahy ary eo am-pototry ny hazo nijalianaO no hametrahako ny fiainako satria sarobidy loatra ny namonjenaO ahy .
    Tiko loatra Ianao Jesosy

  • @francinefrancine1322
    @francinefrancine1322 6 лет назад

    Mrc beaucoup Joseph d'af nanavok an'io hira io,tena tiko b le hira na any ampianaran mbol matsiar io hira

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 5 лет назад +3

    Misaotra Anao Joseph D'Af
    Tsara Be, fa tena mampitomany
    Isaorana Anie Andriamanitra Irery Ihany

  • @malalanyanjararamananarivo9757
    @malalanyanjararamananarivo9757 7 лет назад +4

    Tsara Jesosy!Deraina Izy nanao famonjena ka nanamarina antsika. (Romana 3:21-26)

  • @LovaRakotonirina
    @LovaRakotonirina 9 месяцев назад

    Misaotra Tompoko, tsara be ny tonkira, Misaotra an'i Jesosy nisolo voina ny helontsika mba handovantsika ny fiainana mandrakizay

  • @tsantagaelleramamonjisoa2766
    @tsantagaelleramamonjisoa2766 7 лет назад +2

    Tena mampilatsa-dranomaso ilay Fitiavany. Izaho manokana mahatsapa tena tsy mendrika ilay Fitiavana mihitsy nefa mbola tiany foana!

  • @soavolatinajulieholane4020
    @soavolatinajulieholane4020 7 лет назад +1

    Jesosy o ianao lay niady ny adiko. Ampototriny hazo nijalianao no ametrahako ny fiainako⛪💖

  • @Fanilo_Niaina
    @Fanilo_Niaina 3 года назад

    Tena voa kasika be aho ❤️❤️ , mampahery be , deraina Jesosy . Merci d'exister zoky Jo. Henoko foana

  • @celiawally3002
    @celiawally3002 7 лет назад

    Mahafinaritra fa tena mitory ny fitiavan i Jesosy ny tononkira. Allelouia. Voninahitra ho an Andriamanitra

  • @irinamanjaka7238
    @irinamanjaka7238 6 месяцев назад

    Jesosy oh, ianao koa tsy mba nanameloka ahy, Na firy aza ny ota efa vitako, navelanao ny heloko. Jesosy oh! Ianao ilay niady ny adiko, am-pototry ny hazo nijalianao no ametrahako ny fiainako!
    Misaotra Jesosy fa maro loatra ny famirapiratan'ny voninahitrao teo amin'ny fiainako, ianao ilay mpamaly vavaka!

  • @ophelietadahy1896
    @ophelietadahy1896 4 года назад

    Merci beaucoup;tohizo fa tsara lay vavaka sy hafatra. Misaotra an'Adriamanitra niady ho antsika rehetra!!

  • @hobyhraharijaona2339
    @hobyhraharijaona2339 7 лет назад +3

    Misaotra e, AMEN , hoan'i JESOSY irery ihany ny Voninahitra!

  • @sourcedevie3209
    @sourcedevie3209 7 лет назад +3

    Mankasitraka Jeso fa tsy mitsahatra mampiseho ny fitiavanao Ianao, mankasitraka Tompo a!

  • @kotorandriamalala3309
    @kotorandriamalala3309 5 лет назад +1

    Tsara be na ny tonony na ny mozika na ny clip

  • @poetaalphonselylia3629
    @poetaalphonselylia3629 7 лет назад +3

    Tiko be le hira merci joseh d'af
    😘😘😘😘😘💙💙💙

  • @nathaleeanne-rachel2102
    @nathaleeanne-rachel2102 7 лет назад +1

    Jesosy ô! Ianao dia tsy hanameloka ahy,Amen

  • @NaaliyahR
    @NaaliyahR 7 лет назад +4

    Tohizo fa tsara be!!! :)
    ...Ampototrin'ny hazo nijalianao, no ametrahako ny fiainako...

  • @aaliyahjosettenoumme1138
    @aaliyahjosettenoumme1138 4 года назад

    Deraina Jesosy
    Tiko daholo zay hira voakarinao JO ah
    February 2020 mankafy fona zaay aty maurice. Felana

  • @lantonirinaraharivololona2763
    @lantonirinaraharivololona2763 7 лет назад

    Deraina n tomp e!amen!misaotra Joseph D'Af a!

  • @brunomadayaovoram1429
    @brunomadayaovoram1429 7 лет назад +1

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany! Mankasitraka fa tafita ny hafatra :)

  • @chenkaiqi7918
    @chenkaiqi7918 5 лет назад

    JESOSY a..ianao.tsy nanameloka ahy😭..mankasitraka d'af😊

  • @claravartantzafisalama9312
    @claravartantzafisalama9312 4 года назад +1

    J'aime trop ses chansons à Joseph daf surtout rahoviana😍😍😍😍😍

  • @mparanymanantsoa5328
    @mparanymanantsoa5328 7 лет назад +1

    Feno fahatsarana tokoa ny Tompo! Amen

  • @dominiquerandrianarivelo5690
    @dominiquerandrianarivelo5690 6 лет назад +1

    Tsara b ity hira ,,,deraina jesosy ✋✋

  • @fetra.r4346
    @fetra.r4346 7 лет назад +1

    Tsara loatra ny hiranao Joseph d'af dia ho tahin'ny Tompo @asany mandrakariva. Misaotra anao koa Jesosy nohon'ny fitiavanao mandrakariva eo @ fiainako.

  • @ranoroharisoamaminirinaoli1187
    @ranoroharisoamaminirinaoli1187 7 лет назад +2

    Navelanao ny heloko. Ianao ilay niady ny adiko...❤❤❤

  • @antramalala785
    @antramalala785 Год назад

    ❤😢😊tsara be fa misaotra an'andriamanitra ❤😢😊

  • @rakotonomenjanaharyrado8679
    @rakotonomenjanaharyrado8679 5 лет назад +1

    IANAO NO MPANAVOTRA AHY! IANAO ILAY NISOLO VAVA AHY! EFA NANDRAY NY FAMONJENA! VITA FANEKENA ZAY NO AZO ENKENA! TIAKO LOATRA

  • @veroniaina2401
    @veroniaina2401 6 лет назад

    Mankasitraka an'i Joseph d'Af tohizo hatrany, mafinaritra b mahita oe tanora kely enao nefa misafidy ny hitory ny Filazantsara an-kira.

  • @rinalarandriami727
    @rinalarandriami727 6 лет назад +1

    zay vao tena nohenoiko tsara ny tonon'ity hira ity dia latsaka ny ranomasoko!tsara loatra,deraina Jesosy,mankasitraka fa tena tsara

  • @mparanymanantsoa5328
    @mparanymanantsoa5328 7 лет назад

    Tsara! Jesoa a........ Navelanao ny heloko!

  • @anjarakotoanosy2801
    @anjarakotoanosy2801 7 лет назад +1

    Tsara loatra. Jesosy lay niady ny adiko 💖

  • @dahyecrami1440
    @dahyecrami1440 7 лет назад

    Ankehitriny anefa fantako.... Jesosy tsy mba nanamelok'ahy!

  • @diary6787
    @diary6787 7 лет назад +1

    Mlay bé le hira 😍😍

  • @patriciarabenja
    @patriciarabenja 6 лет назад

    Voninahitra ho an'Atra irery, tena misaotra ny Tompo mintsy ah fa tanaty nofy no nahaizako ity hira ty. Jesosy anie mbola ampiasa anao foana Joseph d'af. ahita ny plan efa faritaNy anie enao

  • @poetaalphonselylia3629
    @poetaalphonselylia3629 7 лет назад +4

    You are so good voice joseph d'af
    I'm proud of you
    God bless you 😊😊😊

  • @kalamazookam9201
    @kalamazookam9201 2 года назад

    😥😥😥😥mandona ny foko hira tiay

  • @mamisoarazafitsiferana5269
    @mamisoarazafitsiferana5269 7 лет назад

    Misaotra mampahatsiahy fa Jesosy no miady ny aditsika.Tena nampahery anay tokoa t@ nandalovan'ny rahona mainty t@fiainan'ny fianakaviana.Mankasitraka

  • @landitianarandremanana9472
    @landitianarandremanana9472 2 года назад

    misaotra JESOSY 🙏🛐❤

  • @reginarahanitriniaina8007
    @reginarahanitriniaina8007 7 лет назад +4

    Eo am-pototry ny Hazo nijaliaNao
    No ametrahako ny fiainako 🙇🙇

  • @nirinavoary1170
    @nirinavoary1170 7 лет назад +1

    misaotra ,tsara ,Merci D'af

  • @andresseqwe5338
    @andresseqwe5338 7 лет назад

    Misaotreee 👏💖ts6 afa tsy izy no anteherako sy ankinako

  • @vetsosahaza8322
    @vetsosahaza8322 7 лет назад +3

    tsara loatra ity hira ity.. hampadroso ahy toko Ianao

  • @famenontsoakezia8052
    @famenontsoakezia8052 7 лет назад +3

    Mampangoritsina ahy mihintsy ny tonon-kira!tsara be

  • @pisuhkala4059
    @pisuhkala4059 7 лет назад +1

    Tsara .tna tsara!!!Tsara ny miaraka @ Tompo.

  • @johnnyrakotoarison
    @johnnyrakotoarison 7 лет назад +4

    Izy Tompo ilay mpanarina ny efa ho lavo, manatanjaka ny efa trotrak, Misaotra ny Tompo

  • @mariejoscelineandriamaholi8346
    @mariejoscelineandriamaholi8346 7 лет назад +1

    Mankasitraka ooo! tsara lotra

  • @henintsoalefils5170
    @henintsoalefils5170 6 лет назад +1

    waouh tikou lotra ty hira ty

  • @jorotinarandrianjato9492
    @jorotinarandrianjato9492 7 лет назад +3

    Mankasitraka ralah aaaa tahinJsosy manokana enao !!!!!

  • @augustinramiandrarivony9837
    @augustinramiandrarivony9837 2 года назад

    mamkasitraka, homba anao anie Andriamanitra

  • @jessicarktndrin9075
    @jessicarktndrin9075 7 лет назад +1

    tompo ianao no mpamonjy ahy naizanaiza misy ahy ka masaotra anaho aho ry tompo malala. mafnaritra be lai hira sady mampieritreritra ny fiainana ankehitriny ka misaotra ano ko ry JOSEPH D'AF nanolotra anahy ity hira ity

  • @jessicarktndrin9075
    @jessicarktndrin9075 7 лет назад +7

    I LOVE YOU JESUS AND THANK YOU

  • @rovamampiononanalih1176
    @rovamampiononanalih1176 4 года назад

    Izy tokoa no miady ny adiko !!!
    #nampandroso_ahy_100%

  • @commercial3lacentrale598
    @commercial3lacentrale598 7 лет назад

    tsara ianao jesosy , raha izao sy ny taranako dia hidera anao mandrakizay

  • @sergepatrick7863
    @sergepatrick7863 Год назад

    Tsara fona ❤❤❤

  • @geralddinarsonrazafinandri5328
    @geralddinarsonrazafinandri5328 6 лет назад +1

    Ampandrosoy ao am-pontsika ny Tompo Andriamanitsika

  • @tsinjorakotovao938
    @tsinjorakotovao938 7 лет назад +1

    Tia anao jesosy ary ho mandrakizay

  • @hamadaelmoussa8807
    @hamadaelmoussa8807 6 лет назад

    Tsara be fa tokony tsy manao pataloha destroy « faharavana sy fahapotehana » i Joseph d’af satry midera sy mitory d tsy mety ny manaraka ny fanaon’ izao ttl izao.

  • @maminirinarakotoarisoa6157
    @maminirinarakotoarisoa6157 7 лет назад +2

    raha izao lay mpamaky trano..............itorabato ahy ve ianao? ......tsara b weeee////// ampy isainana b soa ihany fa teo ny>> AMPANDROSO AHY AO ANTANANA >>>>>

  • @ornellamiora5408
    @ornellamiora5408 7 лет назад

    Jesosy o!ianao ilay niady ny adiko
    Ampototrin'ny hazo fijalinao no ametrahako ny adiko

  • @pierrotrazafintsalama2929
    @pierrotrazafintsalama2929 7 лет назад

    Mandrakizay ahoo hanompo Anao jesosy

  • @havosonraherilala7410
    @havosonraherilala7410 6 лет назад +1

    tsara be le hira,fa sod mb mis mahay ny accord afaan mtendr guitare zfd njinja?!

  • @johnromain2156
    @johnromain2156 7 лет назад +2

    misaotra fa tsara ee!!

  • @itokianaandriamasinoro4237
    @itokianaandriamasinoro4237 5 лет назад +1

    Tsara loatra!

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen5935 6 лет назад +6

    Jo toujours bogos fa aza miova na mihemotra fa hatram farany ity.

  • @nirinaramasy9945
    @nirinaramasy9945 5 лет назад

    No ilay famindram-ponao JESOSY de matoky aho fa handray ahy ianao ary AMPANDROSO AHY AO AN-TANANA

  • @lantonirinahortancia9397
    @lantonirinahortancia9397 7 лет назад

    ❤❤tsar be fa msotra e

  • @rakotondranivolarisse8015
    @rakotondranivolarisse8015 7 лет назад

    mankasitraka fa tsara lotra hatrany ny fitorianao an kira..

  • @AlainCovers
    @AlainCovers 7 лет назад +1

    madio beh ilay mix ouaou

  • @christianeandrianasolo-rat7879
    @christianeandrianasolo-rat7879 7 лет назад

    Mahatoky Jeso...

  • @mandaramahefanimanana914
    @mandaramahefanimanana914 7 лет назад +1

    tsara be ilay tononkira e,,mahafinaritra ry reto an

  • @vivianedaniel6302
    @vivianedaniel6302 3 года назад

    Makatsitraka , tena tsara

  • @tambiniainanirinaraherison6767
    @tambiniainanirinaraherison6767 5 лет назад

    tiako be ity hira ity; mankasitraka indrindra

  • @jessicarktndrin9075
    @jessicarktndrin9075 7 лет назад

    mlay be le hira sady misaotra anao ko ry tompo no mi tia ahy

  • @CBBOYZ-OFFICIEL
    @CBBOYZ-OFFICIEL 7 лет назад +1

    tompo tsy amela ny zanany ,,sa aoneeeeee?????????

  • @ramarovavymarcelline3694
    @ramarovavymarcelline3694 6 лет назад

    cette chanson me fait pleure

  • @ophelietadahy1896
    @ophelietadahy1896 4 года назад +1

    ça va mieux

  • @rovamampiononanalih1176
    @rovamampiononanalih1176 4 года назад

    FIFOHAZAKO😭😭😭

  • @vissindroiziarson327
    @vissindroiziarson327 7 лет назад

    Misaotra anao lehibe anao aho ry Tompo!!!

  • @eugeneratefiarinosy3453
    @eugeneratefiarinosy3453 5 лет назад +1

    Marina izàny. AMEN

  • @tsantarandria7350
    @tsantarandria7350 7 лет назад

    tena tsara 😊

  • @zarasoaandria1727
    @zarasoaandria1727 6 лет назад

    Lehibe ny fitiavanai ahy JESOSY

  • @tsiamidyonjatina7277
    @tsiamidyonjatina7277 6 лет назад

    Tsara loatra , tohizo hatrany

  • @jessierak9186
    @jessierak9186 7 лет назад

    tsara loatra

  • @rabajaris2265
    @rabajaris2265 7 лет назад +4

    otran le hira LOVE YOURSELF bref tsara

  • @mandaramahefanimanana914
    @mandaramahefanimanana914 7 лет назад +2

    mahafinaritra be reto le hira, indrindra ny tonony,

  • @oceanechristine8825
    @oceanechristine8825 5 лет назад

    Tsara Jesosy

  • @andriamanjatoharitianamich3894
    @andriamanjatoharitianamich3894 7 лет назад

    Tsara e! ;)

  • @veloniainatanjona9732
    @veloniainatanjona9732 7 лет назад

    Jesosy efa tia ahy taloha euh

  • @emiliodaniel2318
    @emiliodaniel2318 6 лет назад

    Tsarabe le hira

  • @marle09ola43
    @marle09ola43 7 лет назад

    Mankasitraka feno

  • @stephaneraherivahatraina1476
    @stephaneraherivahatraina1476 7 лет назад

    Amen be mintsy

  • @athenaravelonandro6242
    @athenaravelonandro6242 7 лет назад +1

    tsara be

  • @rakotozafytendrinnyavotian88
    @rakotozafytendrinnyavotian88 6 лет назад

    Tsara👍😄

  • @حسينالشمري-ج4ق6ض
    @حسينالشمري-ج4ق6ض 6 лет назад

    Jesosy ô ianao no anteneko

  • @vaharazanamampiononamaximi496
    @vaharazanamampiononamaximi496 5 лет назад

    Deraina Kristy

  • @arnaudvoahariniaina1424
    @arnaudvoahariniaina1424 7 лет назад +1

    j'aime beaucoup