Ndriiiii 34 taona aty aoriana zah mihaino any ity hira ty dia miverina ho azy ilay hira ao antsaina ❤ .. misaotra indrindra eh ... atolotro ilay olon-tiako izay atraminy zahay mbola kely 7 sy 10 taona taminy izany nosarahany fiainana dia nifankahita 34 taona aty aoriana aty tsy niova ilay fitia ka irarianay ho mandrakizay izany ❤❤
Une des chansons les plus merveilleuses que je connaisse, je comprends pas trop ce qu'ils veulent dire mais je sais que c'est très beau ❤😮😮😮😮😮
ityh kosa aloha de tena tsy mba hankaleo anah mihintsy na injato ary henoiko e!! :) tena tiko loatra!!
2020 tena mbola Tiako ity hira ty tena tsara loatra😍❤️❤️❤️tiako hohiraina amin mariageko👩❤️💋👨
Tamizany ito hira ito volohany tao am HIt Parade Malagasy d tezitra be za oe resiny Unik... d nefa taty aorina lasa tiako iany le hira :) #Nostalgie
Na amin’ny 2050 ary aho mbola hihaino sy hankafy an’ity hira ity ❤
20:50 hihii
Ma grand mère me manque beaucoup 😢 elle adore beaucoup cette chanson 💖
Merci Anicet ! Tena mampahery ilay hira, manana an"ny Tompo tokoa isika, tsy resy tsy miady, hira hankafiziko na ny feony na ny toniny, Henoko mateetika,
2022 fa tsy mety leo za, ra mbola manao karaoké tsy maintsy ao anaty listra fona ty hira ty❤️❤️❤️
Mitovy tsika 🙂🙂
mampatsiaro n'y fahazazana
Mankasitraka
2019???😍😍😍
2019. Tsara be ilay hira. Atolotro ho anao malalako😘
Ndriiii tena hatsaravana zavatra betsaka ity hira ity ka❤❤❤❤😢
Ndriiiii 34 taona aty aoriana zah mihaino any ity hira ty dia miverina ho azy ilay hira ao antsaina ❤ .. misaotra indrindra eh ... atolotro ilay olon-tiako izay atraminy zahay mbola kely 7 sy 10 taona taminy izany nosarahany fiainana dia nifankahita 34 taona aty aoriana aty tsy niova ilay fitia ka irarianay ho mandrakizay izany ❤❤
Miombom-pitia. Hifanasoa. Nofinidy. :-)
tsara be. tsy tontan'ny ela ♥♥
2022. Mbola Tsy lany manja. :-)
C'etait l'ouverture de notre mariage. Il y a 1ans et demi.
Efa Tonga 🇹🇴 🇹🇴 I have no
Efa Tonga 🇹🇴 🇹🇴
miara-miory aminareo e....😄😂
@@sylvoalias fa ahoana no miara ory e
Tena tsara io hira io, na ny tonony na ny feony m'lay. Mankasitra e!
ndriii !!tiko ianao ka tiko..ianao no nofidiko..satri ianao no tiko..fitia sahala..atolotr an le olo tiko ..an ho an iz zai..Patrick!!!
nataonay ouverture tamin'ny fanomezam-boninahitra ny ray aman-drenin'ny vadiko!!! JE T'AIME DANS 200ANS.
Tena mamiko hatram 'izao ..izao no atao hoe mpanakanto❤
Tiko be le Hira, tsara loatra Makasitraka bdb Tompok o!!!!
Iza no mbola mieno? 2024
2025❤
2025 ve mbola mihaino?
Mazava ho azy❤
Tsara lotra ❤️
Izany ka Hira marina.
2024
faly ah rah ianareo no mihira am mariage-ko, ho latsaka mihintsy ary ny ranomasoko
PAREIL
Ndriii 😢
hira tena hiainan-tsika akia ry mpanjakan'ny 💖 ko a
Mankasitrak ! 💓💓❤
Mankasitraka ef Ela za karoka Itô
J adore
Ouverture-n'ny mariage-nay t@ 2018
Tsara b fa tsy hita tsony nareo
aout 2020
2018??
2021
2024
FITIA SAHALA io ilay hira ankafizinay mivady indridra❤❤❤
Tsara ity hira ity. Mankasitraka 😘
💖💋🗝💏💖💋💖❤❤zan ka hira R 😍
2022
2021
ndryy ahatsiarovako ny fahazazako...mahafinaritra e, mba misy clip n'ny Fikasana ve????
tsra e merci
tena tsara
Hira nanamarika ny fahazazako, Mankasitraka tompoko
rehefa mihira an'io zahay mivady dia miverina indray ny fifankatiavana mamy teo aloha
Mba mahafinaritra loatra izàny hira izàny !
tena tsy lefy laza ity hira ity;mbola zazazaza aho no efa nahareha azy fa tsara foana e
Tiako ianao ka tiako
Ianao no fifaliako
hitako iany ty vazo ty! tsara be an, mampanembona!
22019 bola makfy ary tsy eno tsony an
tsara b
tena tsara be
💓
MILAY
Matsiro
❤️❤️♥️
♥️
mankasitraka ô!
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Tiko be le hira sy le mpihira atolotro hoan olo tiko io
❤️❤️❤️❤️❤️🥺🥺🥺🥺
mankasitraka e
🥺🥺❤❤
Tsara eee
Tena tsara, misaotra eh
Mankasitraka tompoko o
mafinaritra eh ! mba alefaso kou ilay FIKASANA
Tena tsara bé le hira
❤👌❤
Miombom-pitia. :-)
😂😂😮😮
mapanembonembona be
Tsy mahatoraka an' i Pastora Jocelyn Ranjarison io hira io izay mihira an'i "Tsy misy izay miseho anio" satria filan'ny nofo ny "fitia sahala" izay mampihenjana filahiana hanarinariana ranonkaina.
Any am tsy mivonto no manaintaina 😂
D aza manambady e
angaha moa izy mifaninana amin'ny Pst Jocelyn? Fitiavana izany avy amin'Andriamanitra fa ianao no pervers. Vao resaka fitia dia hoe mampihenjana filahiana. pervers sexuel, mitsaboa tena sao sanatria lasa manolan'olona.
tsara
Y
Misaotra e
Nanjakan'io hira Io mihintsy n'y hit parade t@ zany rah ts diso zah d hiran tarika Zay no nisongona azy Io t@ zany
Tena hira feno fitiavana mihitsy ..Mankasitraka e
Jamba ve le rangahy aza tezitra fa fanontaniana fotsiny ihany
Ie Jamba iLiva fa izy io ko mahay mitendry be anefa aaa manatalenta be Izy❤️❤️❤️
@@lucassenicole5685 misaotra anao namaly
vazo milay
reveko e
2021
❤