12 taona izay za sy ny malalako no mpivady .ianareo no nihira an io hira io tamin izay .misaotra indrindra tompoko dia mirary soa be dia be fa fahatsiarovana mandrapahafaty ity hira ity .❤ 29 février 2012.
Raha mbola mitempo, raha mbola mitempo ny fo dia ho anao, ho anao ry tsy foiko ny anilanao no ventiventesiko hatrany ny fitiavanao no ambetin-dresako hoe mamy ry ilay nofinidiko, ianao no efa tiako hiara-dia ka ho doria Ka amin'ity andro ity dia isika roa, hanorina ilay tokantrano soa tokantrano soa, lafatra tokoa na tsiky tomany ianao ihany ianao no tokako eto antany Ka ninon'inona hanjo, dia ianao ianao tokoa ianao no andry hiankinan'ity fo na hangidy na mamy ianao ihany ianao no tokiko eto antany efa voasoratra fa ianao, ianao no anjarako fitiavako anao dia tsy mba ho lany Injay fa migadona ilay ora mamy tokoa ilay ora sarobidy nandrasantsika roa k' ilay voady nohamasinin'ny Ray Tsitoha ka ireo havana sy namana hifaly fa nampifandraisin'ny fo hitambatra ho iray ka ho anao ho mandrakizay ka amin'ity andro ity dia isika roa efa nifanaiky hiezaka tokoa, hiezaka tokoa, hizara ny soa
Ouawww! Tsara sady tena mahafinaritra ahy mihaino ity hira ty! Tsy mankaleo sady ts ho lany laza ! Ny mélodie, ny parole , tsy hay intsony milaza ny hakantony! Tohizo fa tsara be ny hiran'ny Tarika sy ny namorona azy!
Efa manisa andro reee 10andro eo ho eo eee... de hotonga ilay "un jour comme cent" @ fiainako......Misaotra amin'ty hira ity fa tena manentana ahy hiroso sy matoky fa ianao ilay tena izy...
Azo fantarina ve, tompoko, ny namorona ny tononkira sy ny feon-kira ary ny fandrindram-peo (arragement vocal) sy ny zava-maneno (arrangement instrumental) ? Misaotra mialoha amin'ny valinteny e !
12 taona izay za sy ny malalako no mpivady .ianareo no nihira an io hira io tamin izay .misaotra indrindra tompoko dia mirary soa be dia be fa fahatsiarovana mandrapahafaty ity hira ity .❤ 29 février 2012.
Raha mbola mitempo, raha mbola mitempo ny fo
dia ho anao, ho anao ry tsy foiko
ny anilanao no ventiventesiko hatrany
ny fitiavanao no ambetin-dresako hoe mamy
ry ilay nofinidiko, ianao no efa tiako
hiara-dia ka ho doria
Ka amin'ity andro ity
dia isika roa, hanorina ilay tokantrano soa
tokantrano soa, lafatra tokoa
na tsiky tomany ianao ihany
ianao no tokako eto antany
Ka ninon'inona hanjo, dia ianao ianao tokoa
ianao no andry hiankinan'ity fo
na hangidy na mamy ianao ihany
ianao no tokiko eto antany
efa voasoratra fa ianao, ianao no anjarako
fitiavako anao dia tsy mba ho lany
Injay fa migadona ilay ora mamy tokoa
ilay ora sarobidy nandrasantsika roa
k' ilay voady nohamasinin'ny Ray Tsitoha
ka ireo havana sy namana hifaly
fa nampifandraisin'ny fo
hitambatra ho iray
ka ho anao ho mandrakizay
ka amin'ity andro ity dia isika roa
efa nifanaiky hiezaka tokoa, hiezaka tokoa, hizara ny soa
C'est notre ouverture le 18 mars 2023,merci du fond du coeur😍😍😍😍
Tsara be ilay hira, ny tonony, ny feonkira sns sns, tiako be ♥♥
Tena tiko be ity hira ity ra anorona tokatrano zah any aorina any de ity hiranao ity ataoko ouvertur ako Tiko lotra !💕💕❤🙏
NO comment!! comme d'habitude José.tt simplement génial, mankasitraka am le album spécial mariage !! miandry ny manaraka indray izahay eh!
Ouawww! Tsara sady tena mahafinaritra ahy mihaino ity hira ty! Tsy mankaleo sady ts ho lany laza ! Ny mélodie, ny parole , tsy hay intsony milaza ny hakantony! Tohizo fa tsara be ny hiran'ny Tarika sy ny namorona azy!
jaime trooooooooooopppppppppppppp cet chanson.............!!!!!!!!!!!!!!!!! na tsik na toman ianao ian...
Izany ka hira :) ! 2019 :) !
A trick : watch movies at kaldrostream. Been using it for watching lots of of movies during the lockdown.
@Kayson Canaan yup, been watching on flixzone} for years myself =)
manja be Tahiana sady mahay mihira be, milay be
oh comme cette chanson est douce et agréable à l'oreille; sady resaka fitiavana; tena ilaina @ izao andro mahamay izao. misaotra e!
...tsy ho lany amamiana ity hira ity...tsara be mihitsy na ny feony na ny tonony;tena mpanankanto ny tompony. Mankasitraka é!!!!!!!!
mankasitrak anareo mhira.tena tsar e .chapeau José a.tiko 's mafinatitr b le arrangement
tsara lay hiranareo,sady hatsiarovanay ny andro malazanay! mankasitraka e
Sur zala a!
tam maraina Téo vo reko tsar le hita fa tena babi tanteraka aho,tsara be e!
Njakatiana
tsara le hira e!!!le sipa kou mafatifaty kely!!!chapeau josé a!!!
Tsara kosa . Mankasitraka 😘🎤
Misaotra anareo rehetra mankafy...
Ataoko malala mihitsy akia indry.
Mba te-hanana fitiavana toy izany aho indray andro any! Mila ho latsaka ny ranomaso e! snif snif
No comment, tiako trop
mitombo hatrany ny fankafizana azy ! mankasitraka e!
hai ve ka namoaka hira ry Tahiana e, mahafinaritra e
Na tsiky tomany ianao ihany no tokako eto an-tany!!!!!!
marina mitsy zany!!!!!
Tsisy ho kianina. Mahareta hatramin'ny farany ho an'ireo manan-tokantrano, mirary ny hatongavany andro soa ho an'ireo andalana...
Mankasitraka tanteraka e ! Izao aho vao mahare izany hira izany. Tiako be ilay fandrindrana, na ny feo (arrangement vocal) na ny zavamaneno.
mer
ts met Leo mitts a aty an tanilavitr aty mihaino le hira .tena tiako tena tiko
nareo 2 le mihira naz koa tena manja e.mankasitraka!
tsy mankaleo mintsy sady atsiarovana ilay andro iray toa zato!! merci! :)
Milay be ilay hira kah! sady le sipa manja an!
Zany lets ka hira le!!! "Na tsiky tomany ENAO IHANY"
Fitiavako anao ré tsy mba ho lany, tsara dia tsara ny hira
Kanto e!. Atolotro manokana ho an'ilay vadiko zay e!!!
Tahiana efa tsara feo hatramin'izay . tohizo foana ny kanto :*
Efa manisa andro reee 10andro eo ho eo eee... de hotonga ilay "un jour comme cent" @ fiainako......Misaotra amin'ty hira ity fa tena manentana ahy hiroso sy matoky fa ianao ilay tena izy...
2020 encore! Inlassable
tsy mety lefy tsara fona tiko be ny malalako
ZA aloha tena mankasitraka e
milay be de sur mintsy
milay rangah an!
cool be mihitsy lay mivazo è
tsara ary tsy mahalaza azy an !
misaotra fa tena tsara be mihitsy,,,
Kanto loatra, merci José
Na tsiky tomany ianao iany ...
tiako le hira.ts mety tofoka za mihaino anazy.
Hira anisany tokony haverimberina ho henoina,fa mafatifaty loatra.
mahatsiaro n fahatanorako aho vao mihen anio hira io ! mlay eh
tena tsara be!!
Na ngidy na mamy , ianao ihany ......(A)
❤ mankasitraka
Tsy mety lery hira ty
tiko be le hira!
na tsiky tomany ianao ihany, ianao no tokako eto an-tany!!!!
❤️
tsy mety lefy sady ahatsiarovana olona
Reveko be ilay hira atolotro hoan ny mpifakatia rehetra ity hira ity
Zah kou mba te hiaina an'zany hiran'zareo zany be mints!
mlay fa indrisy ireo toky to fitaky iany!!!!!
Ao tsara e!
Tsara zany hira zany leaza !!!!!
sur e, tsy mankarary sofina mitsy no mihaino azy e
Soa sy kanto e
Notre ouverture de mariage 30 décembre 2011 ❤
tsara le arrangement e!
2024❤
J'adoreeeee 👍👍
Mandamin-tsaina be ilay hira.
tsy mety mankaleo mintsy
marina be
tsy haiko inonona no tenenina refa mihaino lay hira za de tena ao ampoko lay izy,,,, tena tsara ka
❤️🥰😘
tsara be......
Tsara lotra 😊❤💑
tsy mankaleo mits ty hira ty, tiko be
Tsara lotra 😊
❤️😘
Tsara loatra
Azo fantarina ve, tompoko, ny namorona ny tononkira sy ny feon-kira ary ny fandrindram-peo (arragement vocal) sy ny zava-maneno (arrangement instrumental) ? Misaotra mialoha amin'ny valinteny e !
joerabeson.ny A/C..nandrindra...Sonn ny Arrngment
❤️❤️❤️
***"tsar be le hira"**
Chapeau !!!!
muuaaaaah, tikuuuuuuu
I love it
milay e tohizo
Any zay ilay 16/08..
mlay b lé vazo é!!!!(y)
tiko le hira toizo fa tsara
Milay e!
Hira ohatr'izao mo nama dia vitsy nombre de vues noho patsi patsa kle !
izy ihany ee
Milay e
raitra
mlay e!!
Misy manana ny tonon-kira feno ve?
tsara be fotsiny ee,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,
mb mangakatak n contact anareo azfdy ....
aoka fotsiny e!
tiako ty hira ty
tiko loatra
Tena tsara
Mbol tsara v ity ra atao hira am mariage ?