Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
" Izay mitady Dia hahita" hoy n'y Tompo Andriamanitra. TIAKO ity hira ity. Mankasitraka nizara. Mihaino Ilay Tsy mandao s'y Tsy mahafoy antsika. Tsy miafina Aminy ny momba antsika ety. Mankasitraka 😘🎤
Sambatra manana Anao Jéhovah Andriamanitray 💖
Andriamanitra fialofanay Ianao. Mangetaheta Anao n'y fanahinay. Ianao Ilay tsy mahafoy no itarainanay. Ianao mahalala ny adalanay Ray o. Ianao no fiarovanay feno fijaliana. Tsy mandao Ianao. Misaotra Tompo. :-)
Toana be ny foko miheno azy 😭❤️
Misaotra fa tena tsara ny hira... Marina loatra ny voalazany...
merci tarika hasina.. isakin mienu anito hira ito za de matsiaro fa tsirery naiz2 mis ahy.. makasitra tompoko 💖💖
Merci fa mampahery be ty hira ty misaotra betsaka eeee
Andriamanitra diafitiavana,,
Merci tarika hasina,tsara be daholo n'y hiranareo,
Emotionel b le hira🌹🌹🌹
Misaotra fa mampahery be!! Tsy irery isika manan' AZY!! 🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼
franchement,ça m'a l'air good quoi!
tiko loatra ity hira ity❤
Merci trop bien 💕
Hafa mihintsy ny vibration entin'ity hira ity.
Amen be
Merci 🤍❤❤❤💜💜💜💜💜💜 simé oublie jamais 😉😉 mercredi 10 Mars 2021
❤❤❤❤❤❤
❤️
💟💟💟💟💟
tiako ilay hira
❤