NY AINGA FIAINAM-BAOVAO

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024

Комментарии • 44

  • @soloforanaivo1923
    @soloforanaivo1923 3 месяца назад +1

    tiako ity hira ity... na feony na tonony. ❤

  • @lalaochababy1759
    @lalaochababy1759 29 дней назад

    1- Ianao 'lay olombelona marefo
    Ny lalanao mamaky aizim- pito
    Fa miandry anao 'lay Fahazavana
    Io ny Tompo miantso anao ka mitsangana ooooooooo!
    Izao tontolo izao efa jambena
    Voagejan- drendrarendra sy harena
    Ianao dia ianao no antenainy
    Ny fiainanao miova no ilainy ooooooooo!.
    Réf:
    Ny fitiavany tsy miova
    ( Ny fitiavany )
    No niantsony anao izao
    ( No niantsony anao )
    Ny rà nalatsany ho Anao
    ( Ny rà nalatsany )
    No nanasany ny fonao
    ( No nanasany anao )
    Ny fitiavany tsy miova
    ( Ny fitiavany )
    No iantsony anao izao
    ( No niantsony anao )
    Ny rà nalatsany ho anao
    ( Ny rà nalatsany )
    No nanasany ny fonao
    ( No nanasany anao )
    Ka dia tsy ho raisinao ve
    ( Ka tsy ho raisinao ve )
    'lay antso antefany
    Koa andeha ianao hampijoro hatrany ny lalam- pahamarinana ( a a a! )
    F' Izany izany no fiainam- baovao
    F' izany izany no niantsoana anao.
    Satria ny Fitiavan' Izy Tompo oo!
    No niantso anao hanompo sy hanatsara a ha an!
    Satria ny fitiavan' Izy Tompo ee!
    Manefy anao tsy handray fa hizara.
    2-Tsy hoe fadiranovana tsy manana
    Fa sahy manome ny aina sy ny ananana
    Izay no fahantrana am- panahy
    Tsy voagejan' ny tombon- tsoa sy ny ahiahy ooooooooo!
    REF ......................................….......................................................................
    Satria ny fitiavan' Izy Tompo oo!
    Manainga anao ho mafy sy ho mpanarina a ha an!
    Satria ny Fitiavan' Izy Tompo ee!
    Manainga anao tsy hanaiky ny tsy marina.
    Tiava ny marina tokoa
    Dia ataovy izay tianao atao
    Tiava ny marina tokoa
    Dia ataovy izay tianao atao
    ( 2fois)

  • @user-zy7gz7xm8n
    @user-zy7gz7xm8n 18 дней назад

    Makasitraka tanteraka ny hira fiderana! Mamy be ,deraina ny tompo💌💒😍

  • @marienarsama4365
    @marienarsama4365 2 года назад

    Je pleure reviens jes t'aime jes taimela douleur est profond que Dieu bénisse l,equippeamen

  • @marienarsama4365
    @marienarsama4365 Год назад

    Bonjour jes suis aux culte à St leu bon dimanche que
    Dieu couvres des ses mains le groupe de mada amen

  • @tsilavictorien3748
    @tsilavictorien3748 Год назад

    IRERY ATY ANTANIN'OLONA NO MIHAINO ILAY HIRA.... Ny fitiavany no niantsony anao❤❤Que du bonheur..
    Ianao ilay olombelona marefo
    Ny lalanao mamaky haizim-pito
    Fa miandry anao ilay fahazavana
    Io ny Tompo miandry anao ka mitsangana
    Izao tontolo izao efa jambena
    Voagajen-drendrarendra sy harena
    Ianao dia ianao no antenainy ny fiainanao miova no ilainy
    Ny fitiavany tsy miova no niantsoany anao izao
    Ny ra nalatsany no nanasany ny fonao
    Ka dia tsy ho raisinao tokoa ve ilay antso antefany
    Koa andeha ianao hampijoro hatrany ny lalam-pahamarinana
    F’izany (2x) no fiainam-baovao
    F’izany (2x) no niantsoany anao
    Satria ny fitiavan’Izy Tompo no miantso anao hanompo sy hanatsara
    Satria ny Fitiavan’Izy Tompo manefy anao tsy handray fa hizara
    Tsy hoe fadiran’ovana tsy manana
    Fa sahy manome ny aina sy ny ananana
    Izay no fahantrana am-panahy : tsy voagejan’ny tombon-tsoa sy ny ahiahy
    NY fitiavany...;
    Satria ny Fitiavan’Izy Tompo no miantso anao ho mafy sy ho mpanarina
    Satria ny Fitiavan’Izy Tompo eny ê!
    Manainga anao tsy hanaiky ny tsy marina
    Tiava marina tokoa dia ataovy izay tianao hatao!

  • @weaver9700
    @weaver9700 6 лет назад +7

    Une nouvelle vie pour Om Gui au paradis

  • @priscaratovoarimanana385
    @priscaratovoarimanana385 7 лет назад +8

    Ny Ainga tamin'izany fotoana izany!! tena tsara

  • @SitrakiniainaMarie-hn4ul
    @SitrakiniainaMarie-hn4ul Год назад +1

    Tompo o!Mamindra fo aminay🙏

  • @enindratrerabellaursula7433
    @enindratrerabellaursula7433 2 года назад +1

    Mankasitraka indrindra Fa tena tsara loatra hira ❤❤❤❤❤❤

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 4 года назад +1

    Tsara fona na mbola misy 10taona azay 2020 mankafy hatrany ❤❤❤

  • @marienarsama4365
    @marienarsama4365 3 года назад

    Que
    Dieu bénisse ces groupe de prière il es partout le seigneur aux ciel sur la terre en tout lieux

  • @samaritain16
    @samaritain16 6 лет назад +5

    Une des chansons qui a inspiré .....

  • @fredericlucien1733
    @fredericlucien1733 7 лет назад +3

    milay e! tiku be le hira!j'adore!

  • @tinasoa3335
    @tinasoa3335 3 года назад

    2021 miheno foana tsy ho leo
    Tiava marina tokoa afaka miana malalaka tsy amin'ahiahy
    mankasitraka Ny Ainga

  • @mamyandriambololomanana3709
    @mamyandriambololomanana3709 3 года назад +1

    Tena tiko ity hira ity👍

  • @jocelynranaivosoa1895
    @jocelynranaivosoa1895 5 лет назад +1

    Satria ny Fitiavan'Izy Tompo manainga Anao tsy hanaiky ny tsy Marina

  • @marcrakotondratsoavina9537
    @marcrakotondratsoavina9537 2 года назад +1

    Ny Fitiavany tsy miova

  • @rojonarindra1819
    @rojonarindra1819 4 года назад

    Tiava marina toko de ataovy zay tinao atao 👍🏽👍🏽❤❤❤

  • @brunoherveandrianaivo400
    @brunoherveandrianaivo400 Год назад

    Hafa ihany ny Ny ainga

  • @helenerazafindravao6142
    @helenerazafindravao6142 Год назад

    Mankasitraka fa tena kanto ilay hira tsy mety lefy ato anatiko

  • @stephanmlayeherilala6598
    @stephanmlayeherilala6598 Год назад

    Tena Tsara e ❤️💓💓🙏

  • @linahnome1092
    @linahnome1092 3 года назад

    Tena Tiko ny hira ainga indd fa fiainam-baovao i

  • @melyvolasoa808
    @melyvolasoa808 5 лет назад +1

    Misotra anareo nizara

  • @userfranciapriciahuser7695
    @userfranciapriciahuser7695 6 лет назад +2

    Makasitra anareo rehetra

  • @debazama3636
    @debazama3636 4 года назад

    che bel canto !

  • @mayagasy7711
    @mayagasy7711 6 лет назад

    tiava ny marina tokoa d ataovy izay tinao atao

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 Год назад

    Naitre de nouveau.

  • @baomangacoiffure8227
    @baomangacoiffure8227 6 лет назад +1

    misaotreeeeee

  • @lalolalo523
    @lalolalo523 4 года назад

    Misaotra ee

  • @ahl1786
    @ahl1786 Год назад

    Amen

  • @mitianirina8443
    @mitianirina8443 6 лет назад +2

    tiako loatra

  • @nofyrakotovao8894
    @nofyrakotovao8894 5 лет назад

    Mankasitraka e

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 4 года назад

    Amen!

  • @floranciamamitina2770
    @floranciamamitina2770 5 лет назад

    👍😍👍😍👈

  • @nofyrakotovao8894
    @nofyrakotovao8894 5 лет назад

    👍🙏🙏

  • @marie-thereserazafindrasoa8679
    @marie-thereserazafindrasoa8679 4 года назад

    Tiko

  • @hasambaranadesiderataberna6750
    @hasambaranadesiderataberna6750 8 лет назад

    Sitraka e

    • @RahulRahul-se1kk
      @RahulRahul-se1kk 6 лет назад

      Hasambarana Desiderata Bernadette 😇😗🤔🤗

  • @delmandel5973
    @delmandel5973 5 лет назад

    Amen