MAPIENTSIMPO B LE HIRANAREO SADY TSARA FEO B NAREO AVY AO ATSIMO AO KAA TENA MIPOATSA TROKEEE MISAOTREEE TAHINY TOMPO MANDRAKARIVA NAREO LAHY😘😘😘😘😘😍😍😍😍❤❤❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Tsara be loatra. Tian'i Tatie Noro zandriko vavy loatra io hira io. Hany ka isaky ny mihira io de latsaka foana ny ranomasoko. Mientanentana be ery izy rehefa mandeha io hira io
❤❤❤
Matoa gn’olo mifiopioke ie te hiantsa zay e !
Fa gny soa nataonao anay, lako zay e !
Tsy voho nandroany fa liany nainay e !
Misaotse, misaotse Anao Baba,
Misaotse Anao gn’havorohotanao
1 - Gn’ainay maminay io, soa baka Aminao,
Ka ataonay ahoa gny tsy hisaotse Anao ?
Misaotse Anao,misaotse Anao bevata gny vitanao
Misaotse Anao,misaotse Anao bevata gny vitanao
2 - Mbo nirahinao bakao, gn’Anaky Tokanao,
Ka ataonay ahoa gny tsy hisaotse Anao ?
Misaotse Anao, misaotse Anao, lisatsy lehe zao
Misaotse Anao, misaotse Anao, lisatsy lehe zao
3 - La mbo igny nazotsonao gny Fanahinao,
Ka ataonay ahoa roahe gny tsy hisaotse Anao ?
Misaotse Anao, misaotse Anao, lako gn’hateanao
Misaotse Anao, misaotse Anao, lako gn’hateanao
Misaotsy bevata Baba an-danitsy agny !! Mitomboa @ Fahasoava kea nareo longonay Mpihira fiderana Soa mare !! Jesosy homba nareo longo . 😇♥️🙏🙏🙏
MIDOBODOBOK B FONA FOKO ISAKNY MIHAINO ITY HIRA ITY
MANINA GASIKARAKO ZA ZANY 😔😔😔😔 😭😭😭😭🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬MANKASITRAK EEEE🙏🙏🙏🙏
Fière d’être MAHAFALY, Mahavelo bevata rolahy e ! 🙏❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🙏🇲🇬🙏
Ta holy tena mijanjy hira toy an-tany lavitse atoy ❤🙏🇲🇬🇲🇬🙏🇲🇬🇲🇬❤️
Hira anisany tena ankafizin'i Mama (matoa gn'olo mifiopioke ie te hiantsa zay) Misaotra anao !
Mandria am-piadanana Mama
Courage 😢😢
Satry tsy ho tapitra ny fisaorana rehefa ity no hira atao❤❤
Très belle chanson et jolie chorégraphie. Latsaka ny ranomaso e.
Matoa gn'olo mifiopioky te hiantsa zay ❤❤makasitraka anareo lahy 🇲🇬🇲🇬❤❤
Tsara be, mampihentam-po be le hira. Misaotra anareo 🌷🌷🌷🌷
Amen!!! Tiako be lay hira mampihetam-po
Misaotra Anao🙏🙏🙏
Mitady tononkira izay mba manana
Merci pour tout les événements que tu m'as fait traverser mon dieux, notre père. J'ai mené des juste combats grâce à toi
Tsaroako raha tsy manjary nataoko teo anatrehany Andriamanitra sy namako jiaby mamako , ary tegna mahatsiaro manenina tokoa😥😥😥😥👏👏
Misaotra anao Baba🙏🏾 Simply Natural Madagascar 🇺🇸
Voninahitra ho an ilay mipetraka eo ambony seza fiandrianana 🙏🏻❤️🙏🏻
Fiadanana anie hoan Toliara, Madagascar, Amen 🙏. Misaotra Jesosiko n amn famonjenao
Mafinaritra eeeee mankasitraka fa tiako be le hira 🙏🙏🙏🙏🙏♥️♥️♥️♥️♥️
MAPIENTSIMPO B LE HIRANAREO
SADY TSARA FEO B NAREO AVY AO ATSIMO AO KAA
TENA MIPOATSA TROKEEE
MISAOTREEE TAHINY TOMPO MANDRAKARIVA NAREO LAHY😘😘😘😘😘😍😍😍😍❤❤❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Zany ny hira nandihizana tam komonio voalolohany 2017🎉🤗
Misaotra bevata fa Tena mafinaritra ilay hira tahin Tompo nareo tanora toliary 🙏🇲🇬
misaotra Anao Aba❤❤❤❤❤lehibe ny voninahiny
tsara be lay hira merci hoanareo
Om Abdalla x
Misaotra ZANAHARY ❤️🙏
Eeee hira fisaorana tamza natao confirmation 😍
Kanto lotra 😍🙏
tsara be, tiko be😘😘😘😘, tokony mba nataondreo tany à Village io.
ruclips.net/video/d05Eonyn5f4/видео.html
Tena mahafinaritra be fa misaotse 😍😍😍😘😘💝💝
Tihody zaho zegny 😢😢
Tsara eh 🌹🥀🌺🌻🌼🌷⚘🌲
Tsara loatra n'y midera an'Andriamanitra hoatr'izao.anisany hita tena Tiako fa mampientana.tahin Jesoa ianareo!!!
ENJANA NAREO TOLIARA E! RESPECT BE HO ANAREO!
Misaotse,misaotse 🙏🙏🙏❤️❤️❤️
tsara eee 👍👍👍, MISAOTSE EEEE
Kanto n'y Fanatenana
Tsara eh 🥰🥰🙏🙏
Soa maré hira ty !
une tres belle chanson
Tsara🙏🙏🙏💖
Fisaorana BEVATA !! MISAOTRA TOMPO Ô!
Tsara mankasitraka ❤
Tsara aloha le hira fisaorana. Ary iza ary Namorona azy fa tena tsara eh (original)
ruclips.net/video/d05Eonyn5f4/видео.html
CSVP avy ao amin Cathédrale Toliara no tompony sady mpamorona azy io , io ambony io ny lien misy ny clip originale
Mb misy mety afaka manome ny Tononkira manontolo ve tompoko? misaotra mialoha
Kanto ery 🙏🙏🙏
Soa ny manompo an ANDRIAMANITRA
Maakasitraka indrindra kanto loatra. 👌😍😍
Merci beaucoup
Tsara be loatra. Tian'i Tatie Noro zandriko vavy loatra io hira io. Hany ka isaky ny mihira io de latsaka foana ny ranomasoko. Mientanentana be ery izy rehefa mandeha io hira io
ruclips.net/video/d05Eonyn5f4/видео.html
Mankasitraka e ! Mahafinaritra be lay fihetsika sy ny "inculturation" hiderana an'Andriamanitra.
💓
Mba afaka mahazo tononkira ve azafady izay manana,misaotra mialoha
Misaotra anareo , tsara e
❤❤❤❤
Afaka mahazo ny tono-kira ve tompoko azafady
♥️♥️♥️♥️🙏🏾🙏🏾🙏🏾
Tiko hira ity
TSARA BE
Tiako hira ty eee
Misaotse baba eee
Mankasitraka
Nahafinaritry ee sady mampatsiaro tany fiaviana
🙏❤🙏
mampietana fanahy hibanjina ny hoavy mihitsy
Tiako be hira ty makasitraka anareo tsy mahetsaky ahy mihaino azy dre isandro
Tsara mankasitraka
Latsaka mihintsy ranomaso fa tena tsara
Tsara be, fa aona koa ity low batt zah, lava be ny hira
:) :) efa niasa hatramin'ny alim-bavaka ilay appareil-tsika dia reraka izy
tena tsara ny hira tsika e
👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻🇲🇬🇲🇬🇲🇬🙏🙏🙏
Manigna te hody re ka izay no mba itainoana ny hirantsika
MANKASITRAKA INDRINDRA TOMPOKO!!
Tiako be ilay hira ary mampiteody be mahita azy
❣️💓💓💓
Tsara eh
Tiko be!!!
🥰
😘
soa biby kahy zay hira zay
Maria olona mifioka corale Tulear
Mahafinaritry ny mihaino azy sady maha manigny any antanana
Tsar lotra
Tiako hira ty e
Misaotra betsaka o
Tiako loatra hira to Sambatra aho fa
Katolika
Misaotra ray mamelona ny fanahy ko mitsy ty hira ity
misaotry bevata anareo
Le soa mare. Misaotra anareo bevata
Mankasitraka bevata
Soasoa lih zao
Tena tiko be le hira tsy mety miala ato ambavako le hira
sur eeeeeee
Tsara be hirantsika
Sambatra isika katolika
Misaotra anareo TahieNagnahary. Tohy ty arofo magnenty ty anaovanareo azy. Mahavelo
Tiako loatra..
TIAKO
🙏🙏🙏❤️❤️❤️
Misaotra anareo , tsara e