Mankasitraka indrindra, fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao antsika rehetra, tsy misy mahay mampiditra soa ho an'ny tenany sy ny manodidina azy raha tsy Ny Avo no manome alalana izany.
Fa ny fahasoavan’Andriamanitra e e ! No nahatoy izao ahy Zanahary Baba mitsimbigny e ! Zoky be Jesoa mitantagna Fagnahy e ia ! Nagnazava jeriko ô ! 1.- Zagnahary Baba mitsimbiny e ! Tsy namela an-tegna ho solafaka Narôvany e ia - Tiany ankitigny e ! Notsimbininy e, narôvany e, fa zanany e ! Ô ô - misaotra e a Baba Ô ô - misaotra ankitigny e ia Ô ô - misaotra e a Baba a Misaotra bevata. 2.- Zoky be Jesoa mitantagna Fôtony Izy tegna mpampianatra Zary resiko ô ia - Sakatsakagna aby e e ! Notantaniny e, narôvany e, fa zandriny e ! Ô ô - misaotra e a Baba Ô ô - misaotra ankitigny e ia Ô ô - misaotra e a Baba a Misaotra bevata. 3.- Fanahy masigny magnazava Nagnambara zaho (ny) tegna lalagna. Fagnahy e ia - Nagnazava jeriko ô ! Nankahery e e, nitsilo ô ô, nagnilo lalana e ! Ô ô - misaotra e a Baba Ô ô - misaotra ankitigny e ia Ô ô - misaotra e a Baba a Misaotra bevata.

Misaotre ee,tiako be ira ty ee mirarak ranomaso nak ❤❤❤🙏🙏🙏🙏🙏🙏
VOCA Christian
Mahay manompo zagnahary atsika malagasy, tena tsara ilay hira , félicitations aminy chorale
Tiko be ty hira ty 😍manome hery na ny mihaino azy fotsiny aza 😍 mankasitraka e 👏👏👏
Magnahary baba nitsimbigny,tsy namela antegna ho solaka🙏🙏
Isaorako Zagnahary nitantagna nampandresy zaho t@ ady natrehiko.
A chaque fois je écoute cette musique sa me donne envie de pleurer ❤️❤️❤️ j’aime trop ❣️ merci
moi aussi
Misaotreee, mahatsiaro ny an'i Madagascar zaho zany , 🙏🙏tsara le hira ka misaotra anareo 😍😍😘😘😘
Misotra eee baba ❤🙏🙏🙏
❤mahafaka asalohako mitandregny hita ty e ,misaotra bevata ❤🙏🙏🙏🙏🙏🙏💯
mes larmes coulent à chaque fois que j' écoute cette music😭😭
Zay noraisiko ôô ia
Zaka jiaby nameany iaaaaaa
❤❤❤❤❤❤
Misaotra eee à Baba
Misaotra bevata ❤️❤️❤️❤️💛💛💛
Tiko ny fiangonako maha catholique ahy misaotra bevata amen
❤❤❤ Misaotra betraka
Maresaka ty aminay agny aiiiii
Oui Seigneur, grand merci pour tes protections, moi,t brebis.Tu nous protège, grand merci
Amen
Mes amies Malgaches je vous aime. Les belles du Seigneur.
On vous aime aussi
Merci
Kanto , Mankasitraka 💓👍👏👏👏 Nivomihanta
Merciiii Simondaaa tena ao les danseur et danseuses
Fahasoavany Andriamanitra no nahatozao ahy amen🙏⛪💒
tsara be hira ty ngoma chorales mahajanga 😘
Zanahary mitsimbina marina! Misaotra bevata Baba
Zagnahary Baba nitsimbigne, Zoky be JESOA nitantagna,narovany fa tiany ankitigne
Misaotra eh!
Tena tsara ka ça me donne envie de pleurer
Misaotra e a baba ,misaotra bevata 😍😍😍😍
Misaotse koahe rahalahy fa mampivavaka anay hiranareo zao!
+Calvin Tsimangovy Ianareo ro hisaoragna mahay mankafy re
Tiako loatra sady tsy mankaleo ahy mitsy ity hira ity .Mankasitraka eeh .
Misaotra P Sherz, tena tsara.
Misaotra ehh a baba a
Mankahery a mahafaly ahy
Mankasitraka indrindra, fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao antsika rehetra, tsy misy mahay mampiditra soa ho an'ny tenany sy ny manodidina azy raha tsy Ny Avo no manome alalana izany.
Ngôma Mada rô tegna surtout Soanierana Ivongo kô fa mitandregny hira ty
Kanto loatra. 😍😍😍👌👌👌
Misaotra ee mahafinaritra be
Misotre mankasitraka🍁🍁
Fa ny fahasoavan’Andriamanitra e e !
No nahatoy izao ahy
Zanahary Baba mitsimbigny e !
Zoky be Jesoa mitantagna
Fagnahy e ia ! Nagnazava jeriko ô !
1.- Zagnahary Baba mitsimbiny e !
Tsy namela an-tegna ho solafaka
Narôvany e ia - Tiany ankitigny e !
Notsimbininy e, narôvany e, fa zanany e !
Ô ô - misaotra e a Baba
Ô ô - misaotra ankitigny e ia
Ô ô - misaotra e a Baba a
Misaotra bevata.
2.- Zoky be Jesoa mitantagna
Fôtony Izy tegna mpampianatra
Zary resiko ô ia - Sakatsakagna aby e e !
Notantaniny e, narôvany e, fa zandriny e !
Ô ô - misaotra e a Baba
Ô ô - misaotra ankitigny e ia
Ô ô - misaotra e a Baba a
Misaotra bevata.
3.- Fanahy masigny magnazava
Nagnambara zaho (ny) tegna lalagna.
Fagnahy e ia - Nagnazava jeriko ô !
Nankahery e e, nitsilo ô ô, nagnilo lalana e !
Ô ô - misaotra e a Baba
Ô ô - misaotra ankitigny e ia
Ô ô - misaotra e a Baba a
Misaotra bevata.
Misaotra betsaka !!
Misoatra zainy baba eee
...Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahyy....misaotra bevata
Mintsimbinna manndrakariva Andriamannitra
tena tiko be le hira
fa ny fahasoavan'Andriamanitra no natoizao ahy zanahary baba nitsimbina zoky be Jesoa nitantana.
Manaona ô!!!! Misaotra, tena mafinaritra ny fiderana katôlika. Voninahitra ho an'Andriamanitra !!!
Hafa ihany ny Katolika, misaora an'Andriamanitra fa Katolika
Misaotra ;be vata
Tsara be . Midera ny Tompo ny fanahiko
TEna tiko ity hira fisaorana iray ity :) misaotra anreo nizara :)
Isaorana tsika mahay maka fy fa ny talenta dia an'azy izahay nizara fotsiny.
Tiako be ilay hira,misaotra indrindra fa ny fahasoavan' Andriamanitra no naha toy izao ahy.
Misaotr baba aminy ankitiny
mankasitraka pere sherz!
misotra bevata an'i Andriamanitra na tozo ahy
misotra anareo nizara ti hira ty fiadanana ny timpo hampahery areo @ asa ato nareo amen
Mankasitraka père sherz
Mankasitraka
tiako, tena tiako ity hiranao ity. Mampilatsa-dranomaso saingy ts mankaleo ahy ny mihaona azy. Mankasitraka indrindra mampitombo ny fiainam-panahinay amin´ny hira arosonareo
Misaotra indrindra e tohizo hatrany ny hezaka
merci Sherz , na d efa niala tsy pretra intsony ar ianao fa tsaronay sy tinay fona
Pourquoi ?
@@eadlynschreave2835 lalam-piainana e !
Mandria ampiadanana Msgr 😭
Iza Azafady ?
MISAOTRA OH
mangoma mada ay
Atsaroako à Diégo eky i hira ty è3 azala eeeeeeee
Francineolina amen tiako
Ninaha ndreky tsaroako Sambava
🙏🏾✝️❤️
Misaotra Tompo ô! fa ny fahasoavanao tokoa no naha toy izao ahy
Dia izay tokoa e !
Misaotrababakao nony alebeny. Fitiavanwaho na toizw aho
❤️
Kanto loatra Mankasitraka , Nivomihanta
2021 aroo
mankasitraka e
MAFINARITRA BE MITS
ratsimbazafy Marie Andréa
ratsimbazafy Marie Andréa
Tsar e😍
Misaotra bevata
Misaotra baba
☁💟💟☁💟💟☁
💟💟💟💟💟💟💟
💟💟💟💟💟💟💟
☁💟💟💟💟💟☁
☁☁💟💟💟☁☁
☁☁☁💟☁☁☁
MDG
mandihy kosa le ramose aaa
Talentany tokoa e
ETHEVE Gabrielle arabaina eeee
😍😍❤️❤️❤️❤️❤️
Matsiaro n confirmation ko za vo maheno anle hira. misaotra betsaka
♥️♥️♥️
tiko lootra manome herim-panahy
amen !
❤❤❤❤🙏🙏🙏
Samy tsara daholo ny hira katolika fa izy koa dia tsy lany hamamiana.
Tsiafaka ampoko mandrakizay ity hira ty satria tiako lohatra
ehhh mahatsiaro ny fahazazana tao amin ny katedral mahajanga miheno an ity hira ty
Sotrabetsa