Elle doit être jeune femme maintenant cette petite poupée ☺️ Une voix incroyable qui se lie parfaitement avec celle de son papa ♥️☺️ Hyper touchante cette chanson. J'espère du fond du coeur qu'ils se portent bien tout les deux, père comme fille.
D'un autre coté du monde, Argentine, je vous suhaite beaucoup de bonheur. Vous avez fait quelque chose qui me plaît énormément! Elle sonne magnifique, les mélodies sont divines, et les harmonies me secouent.
Haleloia! Tena nanana hetaheta nitady ny finoana sy ny fiainana ary ny fahasambarana marina izy mianaka ka novalian'i Jesosy ny hetahetany. Nandray ny famonjena izy rehefa nino sy nanaiky natao Batisa tao @ FIARAM ( azony hantoka ny lanitra izao ka sambatra izy : MARKA 16/16) Niantra azy ny Tompo e! Romana 9/16 Hiantra anao ihany koa anie Atra ka hamonjy ny fanahinao. Amen
Tena tsara be e ! Mankasitraka sy misaotra anareo mianaka fa manamafy ny finoanay ny hiranareo. Sady tena mahafinaritra e ! J'aime 1 000 x 1 000 x 1 000........
Efa ho folo taona mahery tokoa izao no nahenoako ity hira ity fa tena tsy mankaleo fa mampahery lava ny finoana ketraketraka sy kivy ka mila ho very toky sy finoana....Misaotra anao Tenimana sy le Mlle kely tam'zay fa mety efa lebe izy zao....Mankasitraka o, misaotra eram-♥ erantsaina.....
Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny FANJAKAN’NY LANITRA. Matio: 3, 2 Raha toa ka ianao efa nibebaka sady efa nandray i JESOA KRISTY tsara dia tokony tsy ampiasa sary tahaka io intsony haka-sary AZY ao antsaina fa avelao hianao Tarihiny FANAHY MASINA sady Ampianariny Teniny. Izay rehetra azonao avy AMINY dia tehirizo ao anatinao mba ho fantatrao ahoana no atao miara-miaina AMINY, fony mbola ety an-tany? Satria mivelona ao anatinao IZY, ka noho izany dia izay Sitrany rehetra tanteraka ao aminao, ka misy fotoana IZY dia miseho aminao, rehefa miseho aminao IZY dia tsy hampitaha AZY amin’olon-kafa intsony ianao fa IZY ilay tena IZY fantatrao sady mikambana aminao.
mafinaritra be kosa ny mihaino ity hira ity e! tsara be ny zavatra ataonareo , tena manome aim panahy sy hery mihintsy, ny mihaino azy mankasitraka de izahay maka anareo foana
mahatsiaro folo taona tany aloha mahaneo an'ity hira ity tiany zandriko lahy kely ty hira ty tena mahatsiaro azy ty antegna maheno hira toy misaotsy ly TENIMANA fa soa hiranareo toy
2023 I'm still love this song
Elle doit être jeune femme maintenant cette petite poupée ☺️ Une voix incroyable qui se lie parfaitement avec celle de son papa ♥️☺️ Hyper touchante cette chanson. J'espère du fond du coeur qu'ils se portent bien tout les deux, père comme fille.
D'un autre coté du monde, Argentine, je vous suhaite beaucoup de bonheur. Vous avez fait quelque chose qui me plaît énormément! Elle sonne magnifique, les mélodies sont divines, et les harmonies me secouent.
Ry finoana ary re no tena misy anao 😇😇
Mis mitovy amiko ve mbl mihaino hatram zao 2019 zao
oui
Ie
Ya zah mbola mihaino fo ❤️
ainamitiatinahrakoto Mitia zh bol mihaino fo @ zao 2019 😍😍
2020, mbola mihaino tsara mihintsy isika
Mai 2021 deraina Jéhovah fa mandrakizay NY famijampony
Makasitrak fa tsar ee 2 002 zah naheno azy voalohany de 2021 zao v nihain azy makasitrak ee
Trop belle
Tsar feo izy mianaka kely Ann
Efa henoko elabe f atiki foana 11 ans passer
2021 mbl mihaino 💓💓💓💓💓
Haleloia!
Tena nanana hetaheta nitady ny finoana sy ny fiainana ary ny fahasambarana marina izy mianaka ka novalian'i Jesosy ny hetahetany. Nandray ny famonjena izy rehefa nino sy nanaiky natao Batisa tao @ FIARAM ( azony hantoka ny lanitra izao ka sambatra izy : MARKA 16/16) Niantra azy ny Tompo e! Romana 9/16
Hiantra anao ihany koa anie Atra ka hamonjy ny fanahinao.
Amen
FIARAM inona izany ? f'angah publicité le izy fa tsy oe kanto sady tsara le hiran'izy mianaka ?
Tiako ty bola mijery le 26 septembre2021 makasitra 😍😍😍😍😍😍😍😍😍
Tena tsara be e ! Mankasitraka sy misaotra anareo mianaka fa manamafy ny finoanay ny hiranareo. Sady tena mahafinaritra e ! J'aime 1 000 x 1 000 x 1 000........
Mbola misy miheno ve 2018😍😙😙😙
Anjaramaminay Fritaude Simeonnette oui
zag isanandro mintsy
Anjaramaminay Fritaude Simeonnette za mbl mihaino a
Mihaino fo ny aty Madame
Mbola mieno aho kaa
Septembre 2020, ao🎶 daholo ve isika?🎤
présente
Ato zay zao
Mbola tena mankafy tsara mihintsy 2021...Tsara be ilay hira!!!
tena tsara le hira 😍😍😘😘 mamelona tsara ny.finoana🙏🙏🙏🙏🙏
Maty ony izy mianaka reo toujours là❤❤❤❤2024 octobre ❤🎉😍
Adorable cette petite-fille que Dieu tes bénisse toutes les deux
Efa ho folo taona mahery tokoa izao no nahenoako ity hira ity fa tena tsy mankaleo fa mampahery lava ny finoana ketraketraka sy kivy ka mila ho very toky sy finoana....Misaotra anao Tenimana sy le Mlle kely tam'zay fa mety efa lebe izy zao....Mankasitraka o, misaotra eram-♥ erantsaina.....
oh ntsoooo j'adore trop vous deux tres belle voix que dieu nous benis et protege amen
2020 mbola misy mihaino v ?
Ouii present ato🙏
Efa ngeza izay ty tovovavy kely ity, 2020 zao
Tiako loatra fona ity Hira ty 😘❤️❤️❤️ (Oct 2020)
Ooooooh!mampatsiaro ah le tamin'ny mbla nianatra tao andrainjato Fianarantsoa ti hira ti!misy radio zay tena mpandefa anio!ooooh my God tiako ai
kanto loatra tokoa ilay hira
Qui est la en 2021 ❤️😍
C'est trop bien merci beaucoup pour cette chanson 👍👍👍👍👍👍👍👍🙌👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
Zah 30 octobre 2019 mbol mitandregny ay 😘😘
2021 mbola misy mihaino
Tsara be, misaotra anareo mianaka. Tahin'i Tompo Zanahary.❤❤
La foi beaucoup du bonheur .Amen ❤️🙏❤️💕🙏❤️
Tano Mafy izay anananao!!! :-)
Marina lôtra zanako ô! mora lany ny fiainana ety an-tany , miorena mafy @ finoana e .misaotra indridra Ry Izy Mianaka tahian' I JESOSY e!
Tss andro tsiatiavako hira tiee ❤️❤️😘😘
Misaotsy anareo ! Mahavelo bevata! Laha-tsy Zanahary avao tsy misy raha manjara an-tany eto! Soa mare hiranareo zao!!!
Makasitraka anareo mianaka , fa tena mamelombelona ni fanahy sady mampitombo ni finoana. Misaotra betsaka! Tohizo fa tsara kàa! !
Marina izany👍👍👉👍👎👎👎👎
Misaotra betsaka nizara,fa tena manome hery .ka mahereza ary samy ho tahin'ny Tompo Andriamanitra isika rehetra mba hitombo finoana tsy mety kivy mandritra ny andro rehetra hiainantsika.
2024 toujours la ♥️
tena tam voaloha hoy aho we..tena tstiako fa zao tena lasa tiako be marina..merci
28/09/2020 mahalasa saina :)
Zaho mbola makafy 😍😍😍😍👏👏👏
Mami ery.🥺🥰 ny mitia ny Tompo
Manja le feon'lay mlee kely...sady mahatazona le note sy anjara-peo nomena azy,,, mankasitraka.
Ndriiiiii tena mampanontan tena marn ty hira ty 2020
Mbola miheno juin 2020 !tsara be le hira e😍voninahitra ho An Andriamanitra irery iany
j'ai 76 ans nefa tena tsy haiko ity hira ity on est 2019 dommage! sinon c'est "triste"é!
dominique ramiarisoa cherche lyrics
tikou b eeri ti hira to🙋😫😫😂
respect🙋👍👍👍
Février 2021🙏🙏🙏
misotra mizara tik lotra,tsara jesoa fa derao
Tjrs là 2019... tsy mety lany mamy 🙏
Tiako be lay hira fa merci beaucoup bravo
mankasitrak e...tena tsar be NY toninkira amen
18 desambra 2019 vo mfoa de ty hira ty tonga tato atsaiko Glory to God ❤️
mankasitrak😊...mankafy fon izahay😍
2021 tsara foana ee
Ts mahaimpaka za ty hira ty tiko .be ❤❤❤❤❤❤❤❤
Tiko daholo hira ny Tenimanana rehetra misaotra nizara💜💜💛
tena mamelombelona ny fanahy ny mihaino ny hira fiderana
Amen🙏
Mbola tena mankafy ny tenako 🥰
Mankasitra ten mavelombolo ny mihaino le hira 😚😚
6 Aout 2019 zaho 👀🎧
Zaho koa aki 🎶🙏❤❤
2006 a decembre 2024 mbola mihaino
Mafinaritr fon ty hira ty❤(mars 2024)
Ray oh mba tohano ny finoana hananay ! mankasitraka eh
Makasitraka anareo mianaka fa tena mahay mihira ianareo tohizo fa tsara miasaotra eh
avril 2021. mbola misy mankafy toa ahy koa ve
2024 hiditra 2025, mamy loatra ity hira ity e!!
Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny FANJAKAN’NY LANITRA.
Matio: 3, 2
Raha toa ka ianao efa nibebaka sady efa nandray i JESOA KRISTY tsara dia tokony tsy ampiasa sary tahaka io intsony haka-sary AZY ao antsaina fa avelao hianao Tarihiny FANAHY MASINA sady Ampianariny Teniny. Izay rehetra azonao avy AMINY dia tehirizo ao anatinao mba ho fantatrao ahoana no atao miara-miaina AMINY, fony mbola ety an-tany? Satria mivelona ao anatinao IZY, ka noho izany dia izay Sitrany rehetra tanteraka ao aminao, ka misy fotoana IZY dia miseho aminao, rehefa miseho aminao IZY dia tsy hampitaha AZY amin’olon-kafa intsony ianao fa IZY ilay tena IZY fantatrao sady mikambana aminao.
ndriiii otrn efa naheno anty hira ty za taloh, tsara feo kel iz mianak 😥😪👍🏿
TIAKO 😃💓
Mbl mankafy antrany ee 2020
😍😍😍😘😘😘
mahafatifaty ery le ankizivavy kely, mahafinaritra, tahian'ny Tompo ianareo
Avril 2021, tena mbola mihaino tsara
mihaino ity hira ity matetika aho raha mahatsiaro ny raiko any mada.Misaotra!
Makasitraka indrindra tompo ambanareo eh 🙏🙏🙏
Avia anaka mihanio' ahy Ny fantahorana an'i Jéhovah no hampianariko anareo
Mbola mankafy atrany 2022🤗👂👂👏
Manàna finoana eeeee!
mafinaritra be kosa ny mihaino ity hira ity e!
tsara be ny zavatra ataonareo ,
tena manome aim panahy sy hery mihintsy, ny mihaino azy
mankasitraka de izahay maka anareo foana
Mbola mihaino fona zay a,
Mankasitraka e! Ho tahian'ny Tompo
Isanandro mihaino foana sady hatsiarovako any mamanay efa nody mandry😭
tiako rehe Dalia fa mahay mihira le katsakatsake ty fiako ty mahano ty feo!merci jtm
Eee tsara zany imanina an zandry kely ♥♥♥♥♥♥♥
te mafinaritra ilay hira zaho hatrarovako zanako dor en paix👍👍
Fiadanana ralahy toizo haminy farany io fiderana atanareo miakavy io de hotahiny Tompo nareo
Tiako loatra. Misaotra indrindra 💜💜💜
Août 2019 😍
Tsy ho lany hamamiana amiko ity hira ity hatramin'izay ka hatramin'izao 2020 izao ary ny hoavy ;)
2022..tsy ho lefy...mampientanentana lotra
Tsara ny tonon-kira, tsara ny feo, tafita ny hafatra, misaotra anareo !!! mitomboa fahasoavana hatrany
Tano mafy izany hananana🙏🙏🙏
mamelona fanahy mintsy,merci é
Novembre 2022 mbola tiko fona !
Misaotra anareo.
Tena mamelona ny fanahy lay hira
24 Desambra 2019
ny finoana.. tena tsara
Misaotra fa tena mampahery ilay hira
Ndriii, tiako zay hira ay, mankasitraka e
Ndriiii misaotsa be vata lahy
2020 za mbola tsy iala moramora
mahatsiaro folo taona tany aloha mahaneo an'ity hira ity tiany zandriko lahy kely ty hira ty tena mahatsiaro azy ty antegna maheno hira toy misaotsy ly TENIMANA fa soa hiranareo toy
Misaotra betsaka Telimana. amen