Manoratra ho anao aho Ry ilay olona iny e Fa ny fiainako tontolo An'i Jesoa daholo Zay ahy rehetra Azy koa tsisy fetra Ka entiko manompo An'Andriamanitro Ref: Fa raha mby hoe Tia ahy ianao, dia izao; Tsy hiaraka isika, raha toa; Tsy mbola an'i JESOSY ianao; ka azafady Ny ahy mantsy Fitia varo-maty ho doria Fa tsy sangisangy Ka raha toa Ianao tsy tia sy hanompo Azy, dia mampamangy Reko isan'andro izao Ireo toky omenao Hoe ianao tia ahy Am-po saina fanahy Sarotra ny mino Teny mora adino Raha toa ilay fitia Tsy anjakan'i Kristy Fa raha mby hoe Tia ahy ianao, dia izao; Tsy hiaraka isika, raha toa; Tsy mbola an'i JESOSY ianao; ka azafady Ny ahy mantsy Fitia varo-maty ho doria Fa tsy sangisangy Ka raha toa Ianao tsy tia sy hanompo Azy, dia mampamangy Eny ekeko aloha Tonga lafatra ianao Ny endrikao soa dia soa Ianareo manan-katao Zava-poana izany Ary ankosotra ihany Raha ny fiainanao tsy.. Tapahin'i JESOSY Fa raha mby hoe Tia ahy ianao, dia izao; Tsy hiaraka isika, raha toa; Tsy mbola an'i JESOSY ianao; ka azafady Ny ahy mantsy Fitia varo-maty ho doria Fa tsy sangisangy Ka raha toa Ianao tsy tia sy hanompo Azy, dia mampamangy Nefa raha Mino an'i JESOSY ianao Ka tia Azy Dia izao, eo Imasony isika roa No hifanaiky
Manoratra ho anao aho
Ry ilay olona iny e
Fa ny fiainako tontolo
An'i Jesoa daholo
Zay ahy rehetra
Azy koa tsisy fetra
Ka entiko manompo
An'Andriamanitro
Ref:
Fa raha mby hoe
Tia ahy ianao, dia izao;
Tsy hiaraka isika, raha toa;
Tsy mbola an'i JESOSY ianao; ka azafady
Ny ahy mantsy
Fitia varo-maty ho doria
Fa tsy sangisangy
Ka raha toa
Ianao tsy tia sy hanompo Azy, dia mampamangy
Reko isan'andro izao
Ireo toky omenao
Hoe ianao tia ahy
Am-po saina fanahy
Sarotra ny mino
Teny mora adino
Raha toa ilay fitia
Tsy anjakan'i Kristy
Fa raha mby hoe
Tia ahy ianao, dia izao;
Tsy hiaraka isika, raha toa;
Tsy mbola an'i JESOSY ianao; ka azafady
Ny ahy mantsy
Fitia varo-maty ho doria
Fa tsy sangisangy
Ka raha toa
Ianao tsy tia sy hanompo Azy, dia mampamangy
Eny ekeko aloha
Tonga lafatra ianao
Ny endrikao soa dia soa
Ianareo manan-katao
Zava-poana izany
Ary ankosotra ihany
Raha ny fiainanao tsy..
Tapahin'i JESOSY
Fa raha mby hoe
Tia ahy ianao, dia izao;
Tsy hiaraka isika, raha toa;
Tsy mbola an'i JESOSY ianao; ka azafady
Ny ahy mantsy
Fitia varo-maty ho doria
Fa tsy sangisangy
Ka raha toa
Ianao tsy tia sy hanompo Azy, dia mampamangy
Nefa raha
Mino an'i JESOSY ianao
Ka tia Azy
Dia izao, eo Imasony isika roa
No hifanaiky
Misaotra betsaka topoko o🙏
@@tahinanicolette5696 Andriamanitra no isaorana nanome ftoana nahafahana nihaino hira s'y namaky toniny tahiny tompo re
Tiako be daholo ny hira ny Ampifitia rehetra , na ny feony na ny tononkira , misaotra sy mankasitraka anareo , ny tenako aty antany lavitra aty
Isan'ny n tena nitiavako Ampifitia ity hira ity.
Misotra fa tsara tokoa na feony na ny tonony!
Teako ty hira toy, misaotse anareo mpitory teny ankira fa Tena voaray le hafatse ❤❤
Tiko lotra mankasitr ôh❤
Ampifitia tena tsara le hira mahalasa vinany an Ok an
Mbl ato fw 2021 tiak loatr ilay hira
Tiako ai , misotra betsak TOPOKO,ela nendrasako izy to t@ RUclips tato ai
Ok tsisy fisaorana re tompoko
Karaoké nazy fo hitako tato
Mankasitra indrindra oo 😘
Misaoatra an ampifitia
Tsara le hira
Misaotra betsaka t@ partage
🤗🤗
Mankasitraka tompoko
Tokantrano Sambatra
hiranareo tiako indrindra
teba tiko b ty hira ty!a ny tonony na ny feony